Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2JN:1 


2JN 1:1     Alignment score: 0.267 → 0.263
From the elder to the chosen lady and her children , whom I love in truth and not only I , but also all those
who have known the truth
Avy amin ' ny loholona ka hatrany amin ' ny vehivavy voafidy sy ireo zanany , izay tiako amin ' ny fahamarinana - ary tsy izaho ihany , fa ireo rehetra izay nahafantatra ny marina ihany koa -


2JN 1:2     Alignment score: 0.34 → 0.345
because of the truth that remains in us and will be with us forever :
nohon ' ny fahamarinana izay mitoetra ao anatintsika ary hiaraka amintsika mandrakizay .
2JN 1:3     Alignment score: 0.473 → 0.474
Grace , mercy , and peace will be with us from God the Father and from Jesus Christ , the Son of the Father , in truth and love .
Ho amintsika anie ny fahasoavana , ny famindram - po , ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy , Zanaky
ny Ray , amin ' ny fahamarinana sy fitiavana .
2JN 1:4     Alignment score: 0.275
I rejoice greatly that I have found some of your children walking in truth , just as we have received this commandment
from the Father .
Faly indrindra aho satria nahita ny sasany amin'ireo zanakao mandeha amin ' ny fahamarinana , toy ny nandraisantsika izany didy izany avy tamin ' ny Ray .
2JN 1:5     Alignment score: 0.201 → 0.217
Now I plead with you , lady not as though I were writing to you a new commandment
, but one that we have had from the beginning that we should love one another .
Ary mangataka aminao aho , ravehivavy - tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao aho , fa izay nananantsika hatramin ' ny voalohany - dia ny tokony hifakatiavantsika samy isika .
2JN 1:6     Alignment score: 0.342 → 0.342
This is love : that we should walk according to his commandments . This is the commandment
, just as you heard from the beginning , that you should walk in it .
Izao no fitiavana , dia ny mba handehanantsika araka ireo didiny . Izao no didy , araka ny renareo hatramin ' ny voalohany , dia ny tokony handehananareo amin'izany .
2JN 1:7     Alignment score: 0.563
For many deceivers
have gone out into the world , and they do not confess that Jesus Christ came in the flesh . This is the deceiver and the antichrist .
Fa maro ireo mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao , ary izy ireo dia tsy manaiky fa Jesosy Kristy dia tonga tamin ' ny nofo . Izany no mpamitaka sy antikristy .
2JN 1:8     Alignment score: 0.358 → 0.361
Look to yourselves , that you do not lose the things for which we have labored , but so that you may receive a full reward .
Jereo ny tenanareo , mba tsy hahavery ireo zavatra izay efa vitantsika rehetra , fa mba handraisanareo valim - pitia feno .
2JN 1:9     Alignment score: 0.299 → 0.323
Whoever goes on ahead and does not remain in the teaching of Christ does not have God . The one who remains in the teaching , this one has both the Father and the Son .
Na iza na iza mandeha eo aloha ary tsy mitoetra ao amin ' ny fampianaran'i
Kristy dia tsy manana an'Andriamanitra . Ilay iray izay mitoetra ao amin ' ny fampianarana , izany iray izany dia manana ny Ray sy ny Zanaka .
2JN 1:10     Alignment score: 0.28
If anyone comes to you and does not bring this teaching , do not receive him into your house and do not greet him .
Raha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra izany fampianarana izany , dia aza mandray azy ho ao an - tranonao
ary aza miarahaba azy .
2JN 1:11     Alignment score: 0.129 → 0.146
For the one who speaks a greeting
to him participates in his evil deeds .
Fa izay miarahaba azy dia miombona amin ' ny ratsy ataony .
2JN 1:12     Alignment score: 0.365
I have many things to write to you , but I did not wish to write them with paper and ink . However , I hope to come
to you and speak face to face , so that our joy will be complete .
Manana zavatra maro ho soratana aminareo aho , nefa aho tsy maniry hanoratra izany amin ' ny taratasy sy ranomainty . Na izany aza , manantena ny ho tonga any aminareo aho ary hiresaka mivantana , mba ho tanteraka ny fifalianareo .
2JN 1:13     Alignment score: 0.212 → 0.325
The children of your chosen sister greet you .
Manao veloma anao ireo zanaky
ny rahavavinao voafidy .
2JN 1     Average alignment score: 0.335 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2JN:1