Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5 


JAS 1:1     Alignment score: 0.516
James , a servant of God and of the Lord Jesus Christ , to the twelve tribes in the dispersion : Greetings !
Jakoba , mpanompon'Andriamanitra sy Tompo Jesosy Kristy , ho an'ireo foko roa ambin ' ny folo niparitaka : arahaba .


JAS 1:2     Alignment score: 0.359 → 0.36
Consider it all joy , my brothers , when you experience various troubles .
Raiso ho fifaliana avokoa izany , ry rahalahy , rehefa misedra olana samihafa ianareo .
JAS 1:3     Alignment score: 0.312
You know that the testing of your faith produces endurance .
Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo dia mahantonga faharetana .
JAS 1:4     Alignment score: 0.19
Let endurance complete its work so that you may become
fully developed and complete , not lacking anything .
Avelao ny faharetana hahatanteraka ny asany , mba tena hivoatra sy ho feno tanteraka ianareo , ka tsy ho ory na inona na inona .
JAS 1:5     Alignment score: 0.306 → 0.313
But if any of you needs wisdom , let him ask for it from God , the one who gives generously and without rebuke to all who ask , and he will give
it to him .
Fa raha misy aminareo mila fahendrena , aoka izy hangataka izany amin'Andriamanitra , ilay iray izay manome an - tsitrapo sy tsy mandatsa izay rehetra mangataka , ary omeny azy izany .
JAS 1:6     Alignment score: 0.439 → 0.453
But let him ask in faith , doubting nothing . For anyone who doubts is like a wave in the sea that is driven by the wind and tossed around .
Fa avelao izy hangataka amin ' ny finoana , tsy misalasala amin'inona na inona . Fa izay misalasala dia tahaka ny onjan
- dranomasina izay entin ' ny rivotra sy mitopatopa .
JAS 1:7     Alignment score: 0.389 → 0.392
For that person must not think that he will receive anything from the Lord ;
Fa izany olona izany dia tsy tokony hieritreritra ny handray na inona na inona avy amin ' ny Tompo .
JAS 1:8     Alignment score: 0.179 → 0.18
he is a double - minded man , unstable in all his ways .
Ny olona tahaka izany dia miroa saina , miovaova amin ' ny lalany
rehetra .
JAS 1:9     Alignment score: 0.131 → 0.151
Let the lowly brother boast of his high position ,
Aoka ny rahalahy mahantra hanao ny fisandratany ho reharehany ,
JAS 1:10     Alignment score: 0.3 → 0.31
but the rich man of his low position , because he will pass
away as a wild flower in the grass .
fa ny olona manan - karena amin ' ny fietreny , satria izy dia hilofika tahaka ny voninkazo - dia eny amin ' ny ahitra .
JAS 1:11     Alignment score: 0.359 → 0.359
For the sun rises with burning heat and dries up the grass . The flower falls off , and its beauty perishes . In the same way , the rich man will fade away in the middle of his journey .
Fa ny masoandro dia miposaka amin ' ny hafanana mahamay ary manamaina ny ahitra . Ny voninkazo dia mihintsana , ary ny hatsarany
dia ho levona . Toy izany koa , ny olona manan - karena dia halazo eny amin ' ny atsasaky ny diany .
JAS 1:12     Alignment score: 0.324 → 0.338
Blessed is the man who endures testing . For after he has passed the test , he will receive the crown of life , which has been promised to those who love God .
Sambatra ny olona izay miaritra fitsapana . Satria rehefa avy nandalo fitsapana izy , dia handray ny satroboninahitry ny fiainana , izay nampanantenaina
tamin'ireo izay tia an ' Andriamanitra .
JAS 1:13     Alignment score: 0.288 → 0.289
Let no one say when he is tempted , " I am tempted by God , " because God is not tempted by evil , nor does he himself tempt anyone .
Rehefa misy halaim
- panahy dia aoka izy tsy hiteny hoe : " Andriamanitra no naka fanahy ahy , " satria Andriamanitra tsy azon ' ny ratsy alaina fanahy , sady tsy mba maka fanahy na an'iza na iza .
JAS 1:14     Alignment score: 0.208 → 0.208
But each person is tempted by his own desire , which drags him away and entices him .
Fa samy alaim - panahy amin ' ny faniriany
manokana ny olona tsirairay , izay mampiemotra sy mandresy azy .
JAS 1:15     Alignment score: 0.225 → 0.234
Then after the desire conceives , it gives birth to sin , and after the sin is full
grown , it gives birth to death .
Rehefa avy torontoronina ny faniriana , dia miteraka fahotana izany . Ary rehefa mitombo tanteraka ny ota , dia miteraka fahafatesana .
JAS 1:16     Alignment score: 0.378
Do not be deceived , my beloved brothers .
Aza mety ho fitahina
, ry rahalahy malalako .
JAS 1:17     Alignment score: 0.272
Every good gift and every perfect gift is from above . It comes down from the Father of lights . With him there is no changing or shadow because of turning .
Ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra dia avy any ambony . Izany dia midina avy amin ' ny Rain
' ny fahazavana . Miaraka aminy dia tsy misy fiovana na aloka nohon ' ny fiodinana .
JAS 1:18     Alignment score: 0.304
God chose to give us birth by the word of truth , so that we would be a kind of firstfruits of all his creatures
.
Andriamanitra dia nisafidy ny hanome fahaterahana antsika amin ' ny tenin ' ny fahamarinana , mba ho karazana voaloham - bokatr'ireo zavatra rehetra izay noforoniny isika .
JAS 1:19     Alignment score: 0.289 → 0.288
You know this , my beloved brothers : Let every man be quick to hear , slow to speak , and slow to anger .
Fantatrareo izany , ry rahalahy malalako : aoka ny olona rehetra halaky hihaino , tsy hiteny haingana , ary tsy halaky ho tezitra .
JAS 1:20     Alignment score: 0.248
For the anger of man does not accomplish the righteousness of God .
Fa ny hatezeran
' ny olona dia tsy ahefana ny fahamarinan'Andriamanitra .
JAS 1:21     Alignment score: 0.21 → 0.209
Therefore , take off all sinful filth and abundant amounts of evil . In humility receive the implanted word , which is able to save your souls .
Koa esory ny fahalotoana rehetra sy ny faharatsiana rehetra . Amim - panetre - tena dia raiso ny teny efa napetraka
, izay afaka mamonjy ny fanahinareo .
JAS 1:22     Alignment score: 0.282
Be doers of the word and not only hearers , deceiving yourselves .
Aoka ho mpankatoa ny teny ianareo fa tsy mpihaino fotsiny ihany , ka mamitaka ny tenanareo .
JAS 1:23     Alignment score: 0.368
For if anyone is a hearer of the word but not a doer , he is like a man who examines his natural face in a mirror .
Fa raha misy mpihaino ny teny nefa tsy mpankatoa , dia tahaka ny olona izay mandinika ny tarehiny voajanahary anaty fitaratra izy .
JAS 1:24     Alignment score: 0.232 → 0.23
He examines himself and then goes away and immediately forgets what he was like .
Mandinika ny tenany izy ka mandeha avy eo ary manadino avy hatrany ny momba azy .
JAS 1:25     Alignment score: 0.277
But the person who looks carefully into the perfect law of freedom , and continues to do so , not just being a hearer who forgets , this man will be blessed in his actions .
Fa ny olona izay mandinika tsara ny lalànan ' ny fahafahana tonga lafatra , sy manohy manao izany , fa tsy hoe mpihaino fotsiny izay manadino , dia ho tahiana amin'ireo asany izany olona izany .
JAS 1:26     Alignment score: 0.195 → 0.196
If anyone thinks he is religious and does not control his tongue , he deceives his heart and his religion is worthless .
Raha misy mihevi - tena ho mpivavaka , nefa tsy mifehy ny lelany
, dia mamitaka ny fony izy , ary tsy misy vidiny ny fivavahany .
JAS 1:27     Alignment score: 0.276 → 0.277
Religion that is pure and unspoiled before our God and Father is to help the fatherless and widows in their affliction , and to keep oneself unstained by the world .
Ny fivavahana madio sy tsy misy pentina eo anoloan ' Andriamanintsika sy ny Raintsika dia izao : hanampy ireo kamboty sy ireo mpitondratena amin ' ny fahorian'izy ireo , ary miaro ny tena mba tsy hisy pentina avy amin'izao tontolo izao .
JAS 1     Average alignment score: 0.298 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5