Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6 


1TI 1:1     Alignment score: 0.62
Paul , an apostle of Christ Jesus according to the commandment
of God our Savior and Christ Jesus our hope ,
Paoly , apostolin'i Kristy Jesosy araka ny didin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy i Kristy Jesosy tokintsika ,


1TI 1:2     Alignment score: 0.615
to Timothy , a true son in the faith : Grace , mercy , and peace from God the Father and Christ Jesus our Lord .
ho an'i Timoty , zanaka lahy marina ao amin ' ny finoana : Fahasoavana , famindram - po , ary fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesosy Tompontsika .
1TI 1:3     Alignment score: 0.299
As I urged you to do when I was leaving for Macedonia , remain in Ephesus so that you can command certain people not to teach a different doctrine .
Araka ny nangatahiko mafy ho ataonao
rehefa niala tao Makedonia aho , mitoera ao Efesosy mba hahafahanao mibaiko ireo olona sasany tsy hampianatra foto - pampianarana hafa
1TI 1:4     Alignment score: 0.217 → 0.218
Neither should they pay attention to stories and endless genealogies . These
promote arguments rather than the plan of God , which is by faith .
Tsy tokony hitandrina ireo tantara sy tetiarana tsy misy fiafarany izy ireo . Ireo dia niteraka adihevitra fa tsy manampy ny drafitr'Andriamanitra , izay amin ' ny alalan ' ny finoana .
1TI 1:5     Alignment score: 0.358
Now the goal of the commandment
is love from a pure heart , from a good conscience , and from a sincere faith .
Ary ny tanjon ' ny didy dia fitiavana avy amin ' ny fo madio , avy amin ' ny feon ' ny fieritreretana tsara , ary avy amin ' ny finoana tsy mihatsaravelatsihy .
1TI 1:6     Alignment score: 0.167
Some people have gone astray
from these things and have turned to worthless talk .
Ny olona sasany dia tsy nahatratra ny tanjona ary niala tamin'ireo zavatra ireo ho any amin ' ny lahateny adaladala .
1TI 1:7     Alignment score: 0.154 → 0.152
They want to be teachers of the law , but they do not understand what they are saying or what they so confidently affirm .
Izy ireo dia te ho mpampiana - dalàna , kanefa izy ireo tsy mahazo izay lazainy
sy hizingizinin'izy ireo .
1TI 1:8     Alignment score: 0.345
But we know that the law is good if one uses it lawfully
.
Fa isika dia mahafantatra fa ny lalàna dia tsara raha misy iray mampiasa azy amin ' ny ara - dalàna .
1TI 1:9     Alignment score: 0.318 → 0.319
We know this : that law is not set in place for a righteous man , but for lawless and rebellious people , for ungodly people and sinners , and for those who are unholy and profane , for those who kill their fathers and mothers , for murderers
,
Isika dia mahafantatra izany , fa ny lalàna dia tsy natao ho an ' ny olo - marina , fa ho an ' ny mpandika lalàna sy olona mpikomy , ho an'ireo ratsy fanahy sy mpanota , ary ho an'ireo andriamani - diso sy tsy masina . Izany dia natao ho an'ireo izay mamono ny ray sy reniny , ho an'ireo mpamono olona ,
1TI 1:10     Alignment score: 0.148 → 0.18
for sexually
immoral people , for those who practice homosexuality , for those who kidnap people for slaves , for liars , for false witnesses , and for whatever else is opposed to truthful teaching .
ho an'ireo ratsy fitondran - tena ara - nofo , ho an'ireo sodomita , ho an'ireo mpaka an - keriny olona mba ho andevozina , ho an'ireo mpandainga , ho an'ireo vavolombelona tsy marina , ary na inona na inona hafa manohitra ny fampianarana mahatoky .
1TI 1:11     Alignment score: 0.225 → 0.306
This instruction is according to the glorious gospel of the blessed God with which I have been entrusted .
Io fampianarana io dia mifanaraka amin ' ny filazantsaran ' ny voninahitr'ilay Andriamanitra voatahy izay nankinina tamiko .
1TI 1:12     Alignment score: 0.473
I thank Christ Jesus our Lord . He strengthened me , for he considered me faithful , and he appointed me to service .
Isaorako i Kristy Jesosy Tompontsika . Nampahery ahy Izy , fa nataony mahatoky aho , ary nanendry ahy ho amin ' ny fanompoana Izy .
1TI 1:13     Alignment score: 0.233 → 0.246
I was a blasphemer , a persecutor , and a violent man . But I received mercy because I acted ignorantly in unbelief .
Izaho dia mpiteny ratsy , mpanenjika , ary lehilahy mahery setra . Kanefa nahazo famindram - po aho satria tamin ' ny tsy fahalalana no nanaovako izany noho ny tsy finoana .
1TI 1:14     Alignment score: 0.555
And the grace of our Lord overflowed with the faith and the love that is in Christ Jesus .
Fa ny fahasoavan
' ny Tompontsika no nandrakotra tamin ' ny finoana sy fitiavana izay ao amin'i Kristy Jesosy .
1TI 1:15     Alignment score: 0.439
This message is reliable and worthy of all acceptance , that Christ Jesus came into the world to save sinners , of whom I am chief .
Izao hafatra izao dia azo antoka sy mendrika ny fanekena rehetra , fa i Kristy Jesosy dia tonga teto an - tany
hamonjy ireo mpanota . Izaho no ratsy indrindra tamin'ireo .
1TI 1:16     Alignment score: 0.342
But for this reason I was given mercy , so that in me , the chief , Christ Jesus might demonstrate all patience . He did this as an example for those who would believe in him for eternal life .
Fa noho izany antony izany no namindrana fo tamiko , mba amin ' ny alalako , ny lehibe indrindra , i Kristy Jesosy dia mety hampiseho ny faharetana rehetra . Nanao izany Izy ho ohatra ho an'ireo izay maniry hatoky Azy ho an ' ny fiainana mandrakizay .
1TI 1:17     Alignment score: 0.373 → 0.388
Now to the king of the ages , the immortal , invisible , the only God , be honor and glory forever and ever . Amen .
Ary ho an ' ny mpanjakan
' ny taona , tsy mety maty , tsy hita maso , ny Andriamanitra tokana , anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria . Amena .
1TI 1:18     Alignment score: 0.296 → 0.318
I am placing this command before you , Timothy , my child , in accordance with the prophecies previously made about you , that you might fight the good fight ,
Izao didy izao no omeko anao , Timoty , zanako , araka ireo faminaniana natao momba anao tany
aloha , fa ianao dia mety hiady ny ady tsara ,
1TI 1:19     Alignment score: 0.385
holding faith and a good conscience . By rejecting this , some have shipwrecked their faith .
ny fiazonana ny finoana sy ny feon
' ny fieritreretana tsara . Tamin ' ny fandavana izany , misy ny nanao sambo vaky ny finoany .
1TI 1:20     Alignment score: 0.473 → 0.5
Such are Hymenaeus and Alexander , whom I delivered over to Satan so that they may be taught not to blaspheme .
Tahaka an'i Hymeneo sy Aleksandro
, izay natolotro ho an'i Satana mba ampianarana azy ireo tsy hiteny ratsy .
1TI 1     Average alignment score: 0.351 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TI:1  2  3  4  5  6