Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 1:1     Alignment score: 0.516 → 0.513
In the third year of the reign of Jehoiakim king of Judah , Nebuchadnezzar king of Babylonia
came to Jerusalem and surrounded the city to cut off all supplies to it .
Tamin ' ny taona fahatelo nanjakan'i Joiakima mpanjakan ' ny Joda , Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona tonga tao Jerosalema ary nanodidina ny tanàna mba hanapaka ny famatsiana rehetra ho an'izany .


DAN 1:2     Alignment score: 0.378 → 0.405
The Lord gave Nebuchadnezzar victory over Jehoiakim king of Judah , and he gave him some of the sacred objects from the house of God . He brought them into the land of Babylonia
, to the house of his god , and he placed the sacred objects in his god 's treasury .
Ny Tompo nanome fandresena an'i Nebokadnezara teo amin'i Joaikima mpanjakan ' ny Joda , ary izy nanome azy tamin'ireo zava - masina avy ao amin ' ny tranon'Andriamanitra . Nitondra ireo ho any amin ' ny tanin'i Babylona izy , ho any an - tranon'andriamaniny , ary napetrany tao amin ' ny fitoeran - drakitry ny andriamaniny ireo zava - masina .
DAN 1:3     Alignment score: 0.377 → 0.401
The king spoke to Ashpenaz , his chief official
, to bring in some of the people of Israel , both of the royal family and of the nobility
Ary niresaka tamin'i Aspenaza , ilay lehiben ' ny manampahefany , ny mpanjaka mba hitondra ny sasany amin'ireo zanak'Israely , amin ' ny fianakavian'andriana sy ny ambony firazanana
DAN 1:4     Alignment score: 0.461 → 0.463
young men without blemish , attractive in appearance , having insight in all wisdom , filled with knowledge and understanding , and qualified to serve in the king 's palace . He was to teach them the literature and language of the Chaldeans .
tovolahy tsy misy kilema , manintona amin ' ny endrika ivelany , mahay amin ' ny fahendrena rehetra , feno fahalalana sy fahazavan - tsaina , ary voafantina mba hanompo ao amin ' ny lapan ' ny mpanjaka . Izy dia hampianatra azy ireo ny literatiora Babyloniana sy ny fiteniny .
DAN 1:5     Alignment score: 0.41 → 0.433
The king counted out for them a daily portion of his delicacies and some of the wine that he drank
. These young men were to be trained for three years , and after that , they would serve the king .
Nanisan ' ny mpanjaka anjara isan'andro manokana amin'ireo haniny sy sasany amin'ireo divay nisotrony izy ireo . Ireo zatovo lahy ireo dia nampihofanina nandritra ny telo taona , ary aorian'izay , dia hanompo ny mpanjaka izy ireo .
DAN 1:6     Alignment score: 0.709
Among these
were Daniel , Hananiah , Mishael , and Azariah , some of the people of Judah .
Anisan'ireo i Daniela , Hanania , Misaela ary Azaria , izay sasany amin'ireo olon ' ny Joda .
DAN 1:7     Alignment score: 0.649
The chief official gave them names : Daniel he called Belteshazzar , Hananiah he called Shadrach , Mishael he called Meshach , and Azariah he called Abednego .
Nomen
' ny lehibe manampahefana anarana izy ireo : Daniela nantsoiny hoe Beltesazara , Hanania nantsoiny hoe Sadraka , Misaela nantsoiny hoe Mesaka , ary Azaria nantsoiny hoe Abednego .
DAN 1:8     Alignment score: 0.379
But Daniel intended in his mind that he would not pollute himself with the king 's delicacies or with the wine that he drank . So he asked permission from the chief official
that he might not defile himself .
Fa Daniela nihevitra tao an - tsainy fa tsy handoto ny tenany amin'ireo hanim - pin ' ny mpanjaka sy ny divay izay nisotroany izy . Koa naka alalana tamin ' ny lehiben ' ny manam - pahefana izy mba tsy handoto ny tenany .
DAN 1:9     Alignment score: 0.276 → 0.275
Now God gave Daniel favor and compassion through the respect that the chief official had for him .
Ary nomen'Andriamanitra sitraka sy fahangoraham - po Daniela tamin ' ny fanajan ' ny lehibe manampahefana azy .
DAN 1:10     Alignment score: 0.366 → 0.372
The chief official said to Daniel , " I am afraid of my master the king . He has commanded what food and drink you should have . Why should he see you looking worse than the other young men of your own age ? The king might have my head because of you . "
Niteny tamin'i Daniela ny lehibe manampahefana hoe : " Matahotra ny mpanjaka tompoko aho . Izy no nandidy ny sakafo sy zava - pisotronareo . Nahoana izy no tokony hahita faharatsiana eny aminao mihoatra ireo tovolahy hafa izay mitovy taona aminao ? Mety hotapahin ' ny mpanjaka noho ianao ny lohako . "
DAN 1:11     Alignment score: 0.547
Then Daniel spoke to the steward whom the chief official had assigned over Daniel , Hananiah , Mishael , and Azariah .
Avy eo Daniela niresaka tamin ' ny mpitandrin - draharaha izay notendren ' ny manampahefana lehibe ho an'i Daniela , Hanania , Misaela ary Azaria .
DAN 1:12     Alignment score: 0.364
He said , " Please test us , your servants , for ten days . Give us only some vegetables to eat and water to drink .
Hoy izy : " Izahao
toetra re izahay mpanomponao mandritra ny folo andro . Omeo legioma hoanina sy rano ho sotroina fotsiny izahay .
DAN 1:13     Alignment score: 0.283
Then compare our appearance with the appearance of the young men who eat the king 's delicacies , and treat us , your servants , based on what you see . "
Dia ampitahao amin ' ny endrika ivelan'ireo tovolahy izay mihinana ny hanim - pin ' ny mpanjaka ny endrikay ivelany
, ary ataovy aminay , mpanomponao , araka izay hitanao . "
DAN 1:14     Alignment score: 0.192 → 0.206
So the steward agreed with him to do this , and he tested them for ten days .
Koa dia niombon - kevitra taminy hanao izany ny mpitandrin - draharaha , ka nizaha toetra azy ireo nandritra
ny folo andro izy .
DAN 1:15     Alignment score: 0.33 → 0.337
At the end of ten days their appearance was more healthy , and they were better nourished , than all the young men who ate the king 's delicacies .
Tamin ' ny faran ' ny hafoloana ny endrika ivelan'izy ireo dia tonga salama kokoa ary voafahana tsara mihoatra noho ireo tovolahy izay nihinana tamin ' ny hanim - pin ' ny mpanjaka .
DAN 1:16     Alignment score: 0.393
So the steward took away their delicacies and their wine and gave them only vegetables .
Ka dia nalain
' ny mpitandrin - draharaha ireo hanim - piny sy ireo divain'izy ireo ary legioma ihany no nomeny azy ireo .
DAN 1:17     Alignment score: 0.504
As for these
four young men , God gave them knowledge and insight in all literature and wisdom , and Daniel could understand all kinds of visions and dreams .
Raha ny amin'ireo tovolahy efatra ireo , nomen'Andriamanitra azy ireo ny fahalalana sy fahalalinan - tsaina amin ' ny literatiora rehetra sy ny fahendrena , ary afaka mahatakatra ireo karazana fahitana sy nofy rehetra i Daniela .
DAN 1:18     Alignment score: 0.425
At the end of the time set by the king to bring them in , the chief official brought them in before Nebuchadnezzar .
Tamin ' ny fiafaran ' ny fotoana izay napetraky ny mpanjaka hitondrana azy ireo , dia nitondra azy ireo manoloana an'i Nebokadnezara ny lehibe manampahefana .
DAN 1:19     Alignment score: 0.553 → 0.554
The king spoke with them , and among the whole group there were none to compare with Daniel , Hananiah , Mishael , and Azariah . They stood before the king , ready to serve him .
Niresaka tamin'izy ireo ny mpanjaka , ary tsy nisy tahaka an'i Daniela , Hanania , Misaela ary Azaria tao amin ' ny vondrona iray manontolo . Nitsangana nanoloana ny mpanjaka izy ireo , vonona ny hanompo azy .
DAN 1:20     Alignment score: 0.352 → 0.357
In every question
of wisdom and understanding that the king asked them , he found them ten times better than all the magicians and those who claimed to speak with the dead , who were in his entire kingdom .
Tamin ' ny fanontaniana rehetra mahakasika ny fahendrena sy ny fahazavan - tsaina izay napetraky ny mpanjaka azy ireo , dia voavalin'izy ireo tsara avo folo heny kokoa mihoatra ny an'ireo ombiasy sy ireo izay milaza ho miresaka amin ' ny maty , izay tany amin ' ny fanjakany manontolo izany .
DAN 1:21     Alignment score: 0.461
Daniel was there until the first year of King Cyrus .
Tany
foana i Daniela hatramin ' ny taona voalohany nanjakan ' ny mpanjaka Kirosy .
DAN 1     Average alignment score: 0.429 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12