Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 1:1     Alignment score: 0.58
After the death of Joshua , the people of Israel asked Yahweh , saying , " Who first will attack the Canaanites for us , to fight against them ? "
Taorian ' ny nahafatesan'i Josoa , nanontany an'i Yaveh ny vahoakan'Israely , nanao hoe : " Iza no hanafika voalohany ireo Kananita ho anay , mba hiady amin'izy ireo ? "


JDG 1:2     Alignment score: 0.516
Yahweh said , " Judah will attack . See , I have given them control of this land . "
Dia hoy Yaveh : " Hanafika i Joda . Indro , efa nomeko azy ireo ny fifehezana
ity tany ity . "
JDG 1:3     Alignment score: 0.344 → 0.352
The men of Judah said to men of Simeon , their brothers , " Come
up with us into our territory that was assigned to us that together we may fight against the Canaanites . We in turn will go with you to the territory that was assigned to you . " So the tribe of Simeon went with them .
Ireo lehilahin'i Joda niteny tamin'ireo lehilahin'i Simeona , rahalahan'izy ireo hoe : " Miakara miaraka aminay any amin ' ny faritaninay izay voatendry ho anay fa isika miaraka no afaka miady amin'ireo Kananita . Handeha hiaraka aminareo toy izany any amin ' ny faritany izay voatendry ho anareo izahay . " Ka nanaraka azy ireo ny fokon'i Simeona .
JDG 1:4     Alignment score: 0.542
The men of Judah attacked , and Yahweh gave them victory over the Canaanites and the Perizzites . They killed ten thousand of them at Bezek .
Nanafika ny lehilahin'i Joda , ary nomen'i Yaveh azy ireo ny fandresena an'ireo Kananita sy ireo Perezita
. Namono lehilahy iray alina tamin'izy ireo tany Bezeka izy ireo .
JDG 1:5     Alignment score: 0.568 → 0.577
They found Adoni - Bezek at Bezek , and they fought against him and defeated the Canaanites and the Perizzites .
Nahita an'i Adonia Bezeka tany
Bezeka izy ireo , ary niady tamin'izy ireo ka nandresy ireo Kananita sy ireo Perezita .
JDG 1:6     Alignment score: 0.24 → 0.303
But Adoni - Bezek fled , and they pursued him and caught him , and they cut off his thumbs and his big toes .
Fa nitsoaka i Adonia Bezeka , ary nenjehin'izy ireo izy ka tratrany
, ary notapahin'izy ireo ny ankihiben - tanany sy ny ankihiben - tongony .
JDG 1:7     Alignment score: 0.384 → 0.386
Adoni - Bezek said , " Seventy kings , who had their thumbs and their big toes cut off , picked up food from under my table . As I have done , even so God has done to me . " They brought him to Jerusalem , and he died
there .
Dia hoy i Adonia Bezeka : " Mpanjaka fitopolo , izay tapaka ny ankihiben - tanany sy ny ankihiben - tongotr'izy ireo , no nanangona ny sakafon'izy ireo tao ambanin ' ny latabatro . Tahaka izay efa nataoko , dia toy izany ihany koa no nataon'Andriamanitra tamiko . " Nentin'izy ireo tany Jerosalema izy , ary maty tany .
JDG 1:8     Alignment score: 0.457 → 0.483
The men of Judah fought against the city of Jerusalem and took it . They attacked it with the edge of the sword and they set the city on fire
.
Niady tamin ' ny tanànan'i Jerosalema ireo lehilahin'i Joda ary naka izany . Nanafika izany tamin ' ny lela - tsabatra izy ireo ary nandoro ny tanàna .
JDG 1:9     Alignment score: 0.416
After that , the men of Judah went down to fight against the Canaanites who lived in the hill country , in the Negev , and the lowlands .
Taorian'izany , nidina hiady amin'ireo Kananita izay nitoetra tany
amin ' ny tany havoana , tany Negeva , sy tany andrefan ' ny tendrombohitra mitandavana ireo lehilahin'i Joda .
JDG 1:10     Alignment score: 0.708
Judah advanced against the Canaanites who lived in Hebron ( the name of Hebron was previously Kiriath Arba ) , and they defeated Sheshai , Ahiman , and Talmai .
Nandroso nanohitra ireo Kananita izay nipetraka tany Hebrona i Joda ( ny anaran'i
Hebrona teo aloha dia i Kiriata Arba ) , ary nandresy an'i Sesay , Ahimana , ary Talmay izy ireo .
JDG 1:11     Alignment score: 0.614
From there the men of Judah advanced against the inhabitants of Debir ( the name of Debir was previously Kiriath Sepher ) .
Avy teny
no nandroso nanohitra ireo mponin ' ny Debira ireo lehilahin'i Joda ( ny anaran'i Debira teo aloha dia i Kiriaty Sefera ) .
JDG 1:12     Alignment score: 0.542
Caleb said , " Whoever attacks Kiriath Sepher and takes it , I will give him Aksah , my daughter
, to be his wife . "
Hoy i Kaleba : " Na iza na iza manafika an'i Kiriaty Sefera ary maka izany , dia homeko azy i Aksa , zanako vavy , mba ho vadiny . "
JDG 1:13     Alignment score: 0.557 → 0.564
Othniel , son of Kenaz ( Caleb 's younger brother ) captured Debir , so Caleb gave him Aksah , his daughter
, to be his wife .
Otniela , zanaka lahin'i Kenaza ( zandry lahin'i Kaleba ) nisambotra an'i Debira , ka dia nomen'i Kaleba azy i Aksa , zanany vavy , mba ho vadiny .
JDG 1:14     Alignment score: 0.369 → 0.373
Soon Aksah came to Othniel , and she urged him to ask her father to give her a field . As she was getting off her donkey , Caleb asked her , " What can I do for you ? "
Tsy ela dia tonga tany amin'i Otniela i Aksa , ary nandrisika azy hangataka amin ' ny rainy mba hanome saha iray azy izy . Raha niala tamin ' ny ampondrany izy , dia nanontany azy Kaleba hoe : " Inona no azoko atao anao ? "
JDG 1:15     Alignment score: 0.443
She said to him , " Give me a blessing . Since you have given me the land of the Negev , also give me springs of water . " So Caleb gave her the upper springs and the lower springs .
Ary hoy izy taminy : " Omeo tso - drano aho . Satria efa nomenao
ahy ny tany Negeva , dia omeo loharano ihany koa aho . " Ka dia nomen'i Kaleba azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany .
JDG 1:16     Alignment score: 0.515 → 0.514
The descendants of Moses ' father-in-law the Kenite went up from the City of Palms with the people of Judah , into the wilderness of Judah , which is in the Negev , to live with the people of Judah near Arad .
Ny taranaky
ny rafozan - dahin'i Mosesy ilay Kenita dia niakatra avy tany amin ' ny Tanànan - drofia niaraka tamin ' ny vahoakan'i Joda , nankany an'efitr'i Joda , izay tany Negeva , mba hiaina miaraka amin ' ny vahoakan'i Joda akaikin'i Arada .
JDG 1:17     Alignment score: 0.51 → 0.508
The men of Judah went with the men of Simeon their brothers and they attacked the Canaanites who inhabited Zephath
and they completely destroyed it . The name of the city was called Hormah .
Ny lehilahin'i Joda nandeha niaraka tamin'ireo lehilahin'i Simeona rahalahin'izy ireo ary nanafika ireo Kananita izay nonina tany Zefata izy ireo ary noravan'izy ireo tanteraka izany . Ny anaran'ilay tanàna dia nantsoina hoe Horma .
JDG 1:18     Alignment score: 0.562
The people of Judah also captured Gaza and the land around it , Ashkelon and the land around it , and Ekron and the land around it .
Nosamborin ' ny vahoakan'i
Joda ihany koa i Gaza sy ireo tany manodidina azy , Askelona sy ny tany manodidina azy , ary Ekrona sy ny tany manodidina azy .
JDG 1:19     Alignment score: 0.414 → 0.415
Yahweh was with the people of Judah and they took possession
of the hill country , but they could not drive out the inhabitants of the plains because they had iron chariots .
Niaraka tamin'ireo vahoakan'i Joda i Yaveh ary naka ny tany havoana izy ireo , nefa tsy afaka nandroaka ireo mponin ' ny tany lemaka nohon ' ny fananan'izy ireo kalesy vy .
JDG 1:20     Alignment score: 0.564 → 0.562
Hebron was given to Caleb ( like Moses had said ) , and he drove
out from there the three sons of Anak .
Nomena an'i Kaleba i Hebrona ( araka ny efa nolazain'i Mosesy ) , ary noroahiny tao ireo zanaka telo lahin'i Anaka .
JDG 1:21     Alignment score: 0.536 → 0.55
But the people of Benjamin did not drive
out the Jebusites who inhabited Jerusalem . So the Jebusites have lived with the people of Benjamin in Jerusalem to this day .
Nefa tsy nandroaka ireo Jebosita izay mponin'i Jerosalema ny vahoakan'i Benjamina . Ka dia nonina niaraka tamin ' ny vahoakan'i Benjamina tao Jerosalema ireo Jebosita mandrak'androany .
JDG 1:22     Alignment score: 0.507 → 0.639
The house of Joseph prepared to attack Bethel , and Yahweh was with them .
Ny ankohonan'i Josefa dia niomana hanafika an'i Betela , ary nomba azy ireo i Yaveh .
JDG 1:23     Alignment score: 0.621 → 0.622
They sent out men to spy on Bethel ( the city that was formerly named Luz ) .
Naniraka lehilahy hitsikilo an'i Betela izy ireo ( ilay tanàna izay nantsoina hoe Lozy teo aloha ) .
JDG 1:24     Alignment score: 0.344 → 0.357
The spies saw a man coming out of the city , and they said to him , " Show us , please , how to get into the city , and we will be kind to you . "
Nahita lehilahy nivoaka ny tanàna ireo mpitsikilo , dia hoy izy ireo taminy : " Mba asehoy anay re , ny fomba hidirana ao amin ' ny tanàna , dia ho tsara fanahy aminareo izahay . "
JDG 1:25     Alignment score: 0.395
He showed them a way into the city , and so they attacked the city with the edge of the sword , but they let the man and all his family get away .
Dia nasehony azy ireo ny lalana mankao amin ' ny tanàna , ka dia nanafika ny tanàna tamin ' ny lelan - tsabatra izy ireo , nefa navelan'izy ireo nandeha ilay lehilahy sy ny fianakaviany
.
JDG 1:26     Alignment score: 0.476 → 0.477
Then the man went to the land of the Hittites and built a city and called it Luz , which is its name to this day .
Avy eo dia nankany amin ' ny tanin'ireo Hetita ilay lehilahy ka nanorina tanàna ary nantsoiny hoe Lozy izany , izay anarany mandrak'androany .
JDG 1:27     Alignment score: 0.409 → 0.438
The people of Manasseh did not drive
out the people living in the cities of Beth Shan and its villages , or Taanach and its villages , or those who lived in Dor and its villages , or those who lived in Ibleam and its villages , or those who lived in Megiddo and its villages , because the Canaanites were determined to live in that land .
Tsy noroahin'ireo vahoakan ' ny Manase ireo vahoaka nitoetra tany amin ' ny tanànan'i Beta Sana sy ireo zana - bohiny , na Tanasa sy ireo zana - bohiny , na ireo izay nonina tany Dora sy ireo zana - bohiny , na ireo izay nonina tao Ibleama sy ireo zana - bohiny , na ireo izay nonina tany Megido sy ireo zana - bohiny , satria efa tapa - kevitra ny hitoetra amin'izany tany izany ireo Kananita .
JDG 1:28     Alignment score: 0.42
When Israel became
strong , they forced the Canaanites to serve them with hard labor , but they never drove them out completely .
Rehefa lasa natanjaka i Israely , dia noteren'izy ireo hanompo azy ireo tamin ' ny asa mafy ireo Kananita , nefa tsy mbola nandroaka azy ireo tanteraka izy ireo .
JDG 1:29     Alignment score: 0.492
Ephraim did not drive out the Canaanites who lived in Gezer , so the Canaanites continued to live
in Gezer among them .
Tsy noroahin'i Efraima ireo Kananita izay nonina tany Gezera , ka dia nonina tany Gezera teo amin'izy ireo hatrany ireo Kananita .
JDG 1:30     Alignment score: 0.46 → 0.461
Zebulun did not drive out the people living in Kitron , or the people living in Nahalol
, and so the Canaanites continued to live among them , but Zebulun forced the Canaanites to serve them with hard labor .
Tsy noroahin'i Zebolona ny vahoaka nipetraka tany Kitrona , na ny vahoaka nipetraka tany Nahalola , ary dia nitoetra teo amin'izy ireo hatrany ireo Kananita , nefa noteren'i Zebolona hanompo azy ireo tamin ' ny asa mafy ireo Kananita .
JDG 1:31     Alignment score: 0.576
Asher did not drive out the people living in Akko , or the people living in Sidon , or those living in Ahlab , Akzib , Helbah , Aphek , or Rehob .
Tsy noroahin'i Asera ny vahoaka nitoetra tany
Ako , na ny vahoaka nitoetra tany Sidona , na ireo izay nitoetra tany Alaba , Akziba , Helba , Afika , na Rehoba .
JDG 1:32     Alignment score: 0.522
So the tribe of Asher lived among the Canaanites ( those
who lived in the land ) , because they did not drive them out .
Ka dia nitoetra teo amin'ireo Kananita ny fokon'i Asera ( ireo izay efa nitoetra tao amin'ilay tany ) , satria tsy nandroaka azy ireo izy ireo .
JDG 1:33     Alignment score: 0.396 → 0.445
The tribe of Naphtali did not drive
out those who were living in Beth Shemesh , or those living in Beth Anath . So the tribe of Naphtali lived among the Canaanites ( the people who were living in that land ) . However , the inhabitants of Beth Shemesh and Beth Anath were forced into hard labor for Naphthali .
Tsy noroahin ' ny fokon'i Naftaly ireo izay nitoetra tany Beta Semesa , na ireo izay nitoetra tany Beta Anata . Ka dia nitoetra teo amin'ireo Kananita ny fokon'i Naftaly ( ny vahoaka izay efa nitoetra tamin'izany tany izany ) . Na izany aza , noterena tanatin ' ny asa mafy ho an'i Naftaly ireo mponin'i Beta Semesa sy Beta Anata .
JDG 1:34     Alignment score: 0.389 → 0.393
The Amorites forced the tribe of Dan out into the hill country , not allowing them to come
down to the plain .
Noteren'ireo Amorita hitoetra any amin ' ny tany havoana ny fokon'i Dana , ary tsy navelany nidina tany amin ' ny lemaka izy ireo .
JDG 1:35     Alignment score: 0.503 → 0.513
So the Amorites lived at Mount Heres , in Aijalon , and in Shaalbim , but the military might of the house of Joseph conquered them , and they were forced to serve them with hard labor .
Ka dia nonina tao an - tendrombohitr'i
Heresa , tany Aijalona , ary tany Salbima ireo Amorita , nefa ny miaramila maherin ' ny ankohonan'i Josefa nandresy azy ireo , ary dia noteren'izy ireo hanompo azy amin ' ny asa mafy izy ireo .
JDG 1:36     Alignment score: 0.36
The border of the Amorites ran from the hill of Akrabbim at Sela
up into the hill country .
Nihitatra avy tany amin ' ny havoan'i Akrabima any Sela niakatra hatrany amin ' ny tany havoana ny sisin - tanin'ireo Amorita .
JDG 1     Average alignment score: 0.48 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21