Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3 


HAB 1:1     Alignment score: 0.274 → 0.337
The prophecy that Habakkuk the prophet saw .
Ny hafatra izay noraisin'i
Habakoka mpaminany :


HAB 1:2     Alignment score: 0.315 → 0.315
" Yahweh , how long will I cry for help , and you will not hear ? I cry out to you , ' Violence ! ' but you will not save .
" Ry Yaveh , mandra - pahoviana no hiantsoako vonjy , ka tsy hihaino Ianao ? Niantso mafy Anao tao anatin
' ny horohoro aho hoe : " Herisetra ! " nefa tsy hamonjy ahy Ianao .
HAB 1:3     Alignment score: 0.298 → 0.299
Why do you make me see iniquity and cause
me to look upon wrongdoing ? Destruction and violence are before me ; there is strife , and contention rises up .
Nahoana no ataonao mahita heloka aho ary mahita ny fanaovan - dratsy ? Fandravana sy herisetra no eo anoloako ; misy fifandirana , ary fanangana fifanjevona .
HAB 1:4     Alignment score: 0.269 → 0.286
Therefore the law is weakened , and justice does not last for any time . For the wicked surround the righteous ; therefore twisted justice goes out . "
Noho izany dia tsy nanankery ny lalàna , ary tsy naharitra tamin ' ny fotoana rehetra ny rariny . Fa niodidina ny fahamarinana ny ratsy fanahy ; koa dia mivoaka ny rariny diso . " Mamaly an'i Habakoka Yaveh
HAB 1:5     Alignment score: 0.371
" Look at the nations and observe them ; be amazed and astonished ! For I am surely about to do something in your days that you will not believe when it is reported to you .
" Jereo ireo firenena ka hadihadio izy ireo ; aoka ho gaga sy ho talanjona ! Fa efa hanao zavatra tokoa Aho amin'ireo andronareo izay tsy hinoanareo rehefa taterina aminareo izany .
HAB 1:6     Alignment score: 0.252 → 0.262
For look ! I am about to raise up the Chaldeans that fierce and impetuous nation they are marching throughout the breadth of the land to seize homes that were not their own .
Fa indro ! Hanandratra ireo Kaldeana Aho ilay firenena masiaka sy maherisetra manao diabe manerana ny sakan ' ny tany mba hambabo ireo trano izay tsy azy ireo izy .
HAB 1:7     Alignment score: 0.255 → 0.257
They are terrifying and fearsome ; their judgment and splendor proceed from themselves .
Mampihorohoro sy mampatahotra izy ireo ; avy amin ' ny tenan'izy ireo ny fitsarany
sy ny famirapiratany .
HAB 1:8     Alignment score: 0.29 → 0.315
Their horses also are swifter than leopards , quicker than the evening wolves . So their horses stamp , and their horsemen come
from a great distance they fly like an eagle hurrying to eat .
Ireo soavaliny ihany koa dia haingam - pandeha noho ny leoparda , mailaka noho ny ambodian ' ny alina . Koa miriotra ny soavalin'izy ireo , ary avy any lavitra tokoa ny mpitaingin - tsoavalin'izy ireo_manidina tahaka ny voromahery maika hihinana izy ireo .
HAB 1:9     Alignment score: 0.408 → 0.411
They all come
for violence ; their multitudes go like the desert wind and they gather captives like sand .
Tonga noho ny herisetra avokoa izy rehetra ; mandeha tahaka ny rivotra any an'efitra ny vahoaka maron'izy ireo , ary manangona ireo tratra babo tahaka ny fasika izy ireo .
HAB 1:10     Alignment score: 0.221 → 0.241
So they mock kings , and rulers are only a mockery for them . They laugh at every stronghold , for they heap up earth and seize it .
Koa naniratsira ireo mpanjaka izy ireo , ary ireo mpanapaka dia fihomehezana ho azy ireo fotsiny ihany . Nihomehy ny fiarovana mafy rehetra izy ireo , satria nanasavovona tany izy ireo ary nisambotra azy ireo .
HAB 1:11     Alignment score: 0.228 → 0.23
Then the wind will rush on ; it will move past guilty men , those
whose might is their god . "
Dia ho avy ny rivotra ; handalo izany olo - meloka , ireo izay heriny no andriamanitr'izy ireo . " Mametraka fanontaniana hafa amin'i Yaveh i Habakoka .
HAB 1:12     Alignment score: 0.348 → 0.366
" Are you not from ancient times , Yahweh my God , my Holy One ? We will not die . Yahweh has ordained them for judgment , and you , Rock , have established them for correction .
" Moa ve tsy avy amin ' ny fotoana fahiny Ianao , ry Yaveh Andriamanitro , ilay Iray Masiko ? Tsy ho faty izahay . Efa nanendry azy ireo hotsaraina
Yaveh , ary Ianao , ry Vatolampy , no efa nametraka azy ireo ho ahitsy .
HAB 1:13     Alignment score: 0.331 → 0.345
Your eyes are too pure to gaze upon evil , and you are not able to look on wrongdoing with favor . Why then have you looked favorably on those
who betray ? Why are you silent while the wicked devour those more righteous than they are ?
Madio loatra ny masonao raha handinika ny ratsy , ary tsy afaka ny hijery amin - tsitraka ny fanaovan - dratsy Ianao ; koa nahoana ary no nanao fijery tsara ireo izay mamadika Ianao ? Nahoana no mangina Ianao raha mitelina ireo marina kokoa noho izy ireo ny ratsy fanahy ?
HAB 1:14     Alignment score: 0.424
You make men like fish in the sea , like creeping things without a ruler over them .
Nataonao
tahaka ny hazandrano ao an - dranomasina ny olona , tahaka ireo zavatra mandady tsy misy mpanapaka azy .
HAB 1:15     Alignment score: 0.155 → 0.164
He brings all of them up with a fishhook
; he drags men away in his fishnet ; he gathers them together in his dragnet ; so he rejoices and he is glad .
Mampiakatra azy rehetra amin ' ny fitana izy ireo ; misintona olona ao amin ' ny haraton - trondro izy ireo ary manangona ireo ao amin ' ny haratony . Izany ny antony hifalian'izy ireo sy hihikany fatratra .
HAB 1:16     Alignment score: 0.184 → 0.201
Therefore he sacrifices
to his net and burns incense to his dragnet , for by his net he lives in luxury , and his food is the richest kind .
Noho izany dia nanao sorona ho an'ireo haraton - trondrony izy ireo ary nandoro ditin - kazo manitra ho an'ireo haratony , fa bibi - dia matavy no anjaran'izy ireo , ary hena matavy no sakafony .
HAB 1:17     Alignment score: 0.166 → 0.191
Will he therefore keep emptying his net , and will he continually slaughter the nations without mercy ? "
Moa ve hanafoana ny haratony izy ireo ary hanohy hamono ireo firenena , tsy mahatsapa fangoraham - po ? "
HAB 1     Average alignment score: 0.298 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3