Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 1:1     Alignment score: 0.508 → 0.542
In the eighth month of the second year of Darius ' reign , the word of Yahweh came to Zechariah son of Berekiah son of Iddo , the prophet , saying ,
Tamin ' ny volana fahavalo tamin ' ny taona faharoa nanjakan'i
Dariosa , dia tonga tamin'i Zakaria zanaka lahin'i Berekia zanaka lahin'Ido , mpaminany , ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


ZEC 1:2     Alignment score: 0.239 → 0.496
" Yahweh was exceedingly angry with your fathers !
" Tezitra fatratra tamin'ireo razambenao i Yaveh !
ZEC 1:3     Alignment score: 0.53
Say to them , ' Yahweh of hosts says this : Turn to me ! this is the declaration of Yahweh of hosts and I will return to you , says Yahweh of hosts .
Lazao izy ireo hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Mitodiha Amiko ! izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro dia hitodika aminareo Aho , hoy Yaveh tompon ' ny maro .
ZEC 1:4     Alignment score: 0.359 → 0.371
Do not be like your fathers to whom the prophets cried out previously , saying , " Yahweh of hosts says this : Turn from your evil ways and wicked practices ! " But they would not hear and did not pay attention to me this is Yahweh 's declaration . '
Aoka ianareo tsy ho tahaka ny razambenareo izay nantsoin'ireo mpaminany teo aloha , manao hoe : " Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Mialà amin ' ny lalan
- dratsinareo sy ny fampiharan - dratsinareo ! " Fa tsy nandre izy ireo ary tsy niraharaha Ahy izany no fanambaran'i Yaveh . '
ZEC 1:5     Alignment score: 0.315
Your fathers where are they ? And the prophets do they live
forever ?
Ireo razambenareo , aiza izy ireo ? Aiza ireo mpaminany , eto mandrakizay ve izy ireo ?
ZEC 1:6     Alignment score: 0.324 → 0.324
But my words and my decrees that I commanded my servants the prophets , have they not overtaken your fathers ? So they repented and said , ' Just as Yahweh of hosts planned to do to us what our ways and actions deserved , so he has dealt with us . ' "
Fa ireo teniko sy ireo lalàko izay nandidiko
an'ireo mpaminany mpanompoko , tsy efa nahatratra ireo razambenareo ve ireo ? Koa nibebaka izy ireo ary nanao hoe : ' Araka izay efa nalahatr'i Yaveh tompon ' ny maro hatao aminay izay mendrika ireo lalanay sy ireo asanay , no nataony taminay . ""
ZEC 1:7     Alignment score: 0.485 → 0.531
On the twenty - fourth day of the eleventh month , which is the month of Shebat , in the second year of Darius ' reign , the word of Yahweh came to Zechariah son of Berekiah son of Iddo , the prophet , saying ,
Tamin ' ny andro fahefatra amby roapolo tamin ' ny fahiraika ambin ' ny folon ' ny volana , izay volan
' ny Sebata , tamin ' ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa , dia tonga tamin'i Zakaria , zanaka lahin'i Berekia zanaka lahin'Ido , ilay mpaminany , ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
ZEC 1:8     Alignment score: 0.421 → 0.422
I saw in the night , and , look ! A man was riding on a red horse , and he was among the myrtle trees that are in the valley ; and behind him there were red , reddish - brown , and white horses .
" Nahita tamin ' ny alina aho , ary , indro ! nisy lehilahy iray nitaingina soavaly mena , ary teo amin ' ny hazo rotra izay teo amin ' ny lohasaha izy ; ary teo aoriany dia nisy soavaly mena , volontany manopy mena , ary soavaly fotsy . "
ZEC 1:9     Alignment score: 0.408
I said , " What are these things , Lord ? " Then the angel who talked with me said to me , " I will show you what these
things are . "
Hoy aho hoe : " Inona ireto zavatra ireto , ry Tompo ? " Avy eo dia nisy anjely iray niresaka tamiko nanao tamiko hoe : " Ho asehoko anao hoe inona ireo zavatra ireo . "
ZEC 1:10     Alignment score: 0.488
Then the man who stood among the myrtle trees answered and said , " These
are those Yahweh has sent out to roam throughout the earth . "
Ary ilay lehilahy izay nitsangana teo amin ' ny hazo rotra namaly ary niteny hoe : " Ireo no nalefan'i Yaveh mba hirenireny manerana ny tany . "
ZEC 1:11     Alignment score: 0.471
They answered the angel of Yahweh who stood among the myrtle trees ; they said to him , " We have been roaming throughout the earth ; see , all the earth sits still and is at rest . "
Namaly ilay anjelin'i Yaveh izay nitsangana teo amin ' ny hazo rotra izy ireo ; hoy izy ireo taminy hoe : " Efa nirenireny nanerana ny tany izahay ; indro , ny tany rehetra dia mbola mipetraka sy mitsahatra . "
ZEC 1:12     Alignment score: 0.529 → 0.533
Then the angel of Yahweh answered and said , " Yahweh of hosts , how long will you show no compassion to Jerusalem and to the cities of Judah , which you have been angry with these
seventy years ? "
Dia namaly ilay anjelin'i Yaveh ary niteny hoe : " Ry Yaveh tompon ' ny maro , mandra - pahoviana no hanehoanao tsy fangoraham - po amin'i Jerosalema sy amin'ireo tanànan'i Joda izay efa niharitra fahatezerana izay fitopolo taona izay ? "
ZEC 1:13     Alignment score: 0.343
Yahweh answered the angel who had talked with me , with good words , words of comfort .
Namaly ilay anjely izay niresaka tamiko , tamin ' ny teny soa , teny fampaherezana i Yaveh .
ZEC 1:14     Alignment score: 0.349 → 0.349
So the angel who had talked with me said to me , " Call out and say , ' Yahweh of hosts says this : I have been jealous
for Jerusalem and for Zion with great jealousy !
Ka niteny tamiko ilay anjely izay niresaka tamiko hoe : " Miantsoa mafy ary milazà hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Saro - piaro tamim - pitiavana lehibe tamin'i Jerosalema sy tamin'i Ziona Aho ! Tezitra mafy amin'ireo firenena izay ao anatin ' ny fitoniana ireo Aho .
ZEC 1:15     Alignment score: 0.142 → 0.157
I am very angry with the nations that are at ease . When I was only a little angry with them , they made the disaster worse .
Raha mbola tezitra kely tamin'ireo Aho , dia vao mainka nampaharatsy ny fahoriana izy ireo .
ZEC 1:16     Alignment score: 0.495 → 0.505
Therefore Yahweh of hosts says this : I have returned to Jerusalem with mercies . My house will be built within her this is the declaration of Yahweh of hosts and the measuring line will be stretched out over Jerusalem ! '
Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Efa niverina tamin'i Jerosalema tamim
- pamindram - po Aho . Ho voaorina ao anatiny ny tranoko izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro ary ny famolaina dia ho henjanina amin'i Jerosalema ! '
ZEC 1:17     Alignment score: 0.471
Again call out , saying , ' Yahweh of hosts says this : My cities will once again overflow with goodness , and Yahweh will again comfort Zion , and he will once again choose Jerusalem . ' "
Miantsoa
mafy indray , manao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Ho tondraka soa indray ireo tanànako , ary hampahery an'i Ziona indray Yaveh , ary hisafidy an'i Jerosalema indray Izy . " '
ZEC 1     Average alignment score: 0.437 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14