Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


HOS 1:1     Alignment score: 0.674
This is the word of Yahweh that came to Hosea
son of Beeri in the days of Uzziah , Jotham , Ahaz and Hezekiah , kings of Judah , and in the days of Jeroboam son of Joash , king of Israel .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Hosea zanaka lahin'i Bery tamin ' ny andron'i Ozia , Jotama , Ahaza sy Hezekia , mpanjakan ' ny Joda , ary tamin ' ny andron'i Jeroboama zanaka lahin'i Joasy , mpanjakan'Israely .


HOS 1:2     Alignment score: 0.364 → 0.363
When Yahweh spoke at first through Hosea
, he said to him , " Go , take for yourself a wife who is a prostitute . She will have children who are the result of her prostitution . For the land is committing great prostitution by abandoning Yahweh . "
Ary Yaveh raha niteny tamin ' ny alalan'i Hosea voalohany , dia hoy Izy taminy hoe : " Mandehana , makà vady izay mpijangajanga ho anao . Hanan - janaka izay vokatry ny fijangajangany izy . Fa manao fijangajangana lehibe amin ' ny fahafoizana an'i Yaveh ny tany . "
HOS 1:3     Alignment score: 0.56 → 0.562
So Hosea
went and married Gomer daughter of Diblaim , and she conceived and bore him a son .
Koa dia lasa i Hosea ka nanambady an'i Gomera zanaka vavin'i Diblaima , ary nitoe - jaza izy ka niteraka zazalahy taminy .
HOS 1:4     Alignment score: 0.454
Yahweh said to Hosea
, " Call his name Jezreel . For in a little while I will punish the house of Jehu for the bloodshed at Jezreel , and I will put an end to the kingdom of the house of Israel .
Hoy Yaveh tamin'i Hosea hoe : " Ataovy hoe Jezirela ny anarany . Fa ao anatin ' ny fotoana fohy dia hanasazy ny ankohonan'i Jeho Aho nohon ' ny fandatsahan - drà tany Jezirela , ary hamarana ny fanjakan ' ny ankohonan'Israely Aho .
HOS 1:5     Alignment score: 0.343 → 0.345
It will happen on the day that I break the bow of Israel in the Valley of Jezreel . "
Amin'izany andro izany dia ho tapahiko ao amin ' ny Lohasahan'i
Jezirela ny tsipìkan'Israely . "
HOS 1:6     Alignment score: 0.432 → 0.419
Gomer conceived again and bore a daughter
. Then Yahweh said to Hosea , " Call her name Lo - Ruhamah , for I will no longer have mercy on the house of Israel , that I should forgive them at all .
Nitoe - jaza indray i Gomera ary niteraka zazavavy . Ary hoy Yaveh tamin'i Hosea hoe : " Ataovy hoe - rohama ny anarany , fa tsy hanana indra - fo amin ' ny ankohonan'Israely intsony Aho , ka tsy avelako mihitsy ny helok'izy ireo .
HOS 1:7     Alignment score: 0.494
Yet I will have mercy on the house of Judah , and I will save them by myself , Yahweh their God . I will not save them by bow , sword , battle , horses , or horsemen . "
Fa kosa hanana famindram - po amin ' ny ankohonan'i Joda Aho , ary hanavotra azy ireo ny tenako , Yaveh Andriamanitr'izy ireo . Tsy hamonjy azy ireo amin ' ny tsipìka , sabatra , ady , soavaly , na mpitaingin - tsoavaly Aho . "
HOS 1:8     Alignment score: 0.464 → 0.462
Now after Gomer had weaned Lo - Ruhamah , she conceived and bore another son .
Ary rehefa avy nampisara - nono an'i - rohama i Gomera , dia nitoe - jaza ary niteraka zazalahy hafa indray izy .
HOS 1:9     Alignment score: 0.466 → 0.437
Then Yahweh said , " Call his name Lo - Ammi , for you are not my people , and I am not your God .
Dia hoy Yaveh hoe : " Ataovy hoe - amy ny anarany , fa ianareo dia tsy vahoakako , ary Izaho tsy Andriamanitrareo .
HOS 1     Average alignment score: 0.469 for 9 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14