Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


ROM 1:1     Alignment score: 0.512
Paul , a servant of Jesus Christ , called to be an apostle and set apart for the gospel of God ,
Paoly , mpanompon'i
Jesosy Kristy , dia voaantso ho apostoly , ary voatokana ho mpitory ny filazantsaran ' Andriamanitra .


ROM 1:2     Alignment score: 0.359
which he promised beforehand by his prophets in the holy scriptures
,
Io ilay filazantsara izay efa nampanantenainy mialoha tamin ' ny alalan'ireo mpaminaniny tao amin ' ny Soratra Masina .
ROM 1:3     Alignment score: 0.38
concerning his Son who was a descendant
of David according to the flesh .
Izany dia momban ' ny Zanany lahy , izay teraka avy amin ' ny taranak'i Davida araka ny nofo .
ROM 1:4     Alignment score: 0.391 → 0.406
Through the Spirit of holiness he was declared with power to be the Son of God by the resurrection from the dead , Jesus Christ our Lord .
Tamin ' ny fitsanganana tamin ' ny maty , dia voambara ho ilay zanaka
maherin'Andriamanitra tamin ' ny herin ' ny Fanahin ' ny fahamasinana Izy _ dia Jesosy Kristy Tompontsika .
ROM 1:5     Alignment score: 0.516 → 0.515
Through him we have received grace and apostleship for obedience of faith among all the nations , for the sake of his name .
Tamin ' ny alalany
no nandraisantsika fahasoavana sy ny maha - apostoly amin ' ny fankatoavana ny finoana eo amin ' ny firenena rehetra , noho ny Anarany .
ROM 1:6     Alignment score: 0.57
Among these
nations , you also have been called to belong to Jesus Christ .
Amin'ireo firenena ireo , ianareo ihany koa dia voaantso ho an'i Jesosy Kristy .
ROM 1:7     Alignment score: 0.455 → 0.476
To all in Rome who are beloved of God and called to be his holy people : Grace to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ .
Ity taratasy ity dia ho an'ireo rehetra ao Roma , izay malalan'Andriamanitra , izay voaantso ho olo - masina . Ho aminareo anie ny fahasoavana , sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo .
ROM 1:8     Alignment score: 0.454 → 0.478
First , I thank my God through Jesus Christ for all of you , because your faith is proclaimed throughout the whole world .
Voalohany , isaorako ny Andriamanitro amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy noho ny aminareo rehetra , satria ny finoanareo dia efa nambara manerana izao tontolo izao .
ROM 1:9     Alignment score: 0.163 → 0.178
For God is my witness
, whom I serve in my spirit in the gospel of his Son , of how continually I make mention of you .
Fa Andriamanitra no vavolombeloko , izay tompoiko ao amin ' ny fanahiko ao amin ' ny filanzatsaran ' ny Zanany , fa tsy mitsahatra miresaka anareo Aminy Aho .
ROM 1:10     Alignment score: 0.123 → 0.132
I always request in my prayers that by any means I may at last be successful now by the will of God in coming to you .
Mangataka foana Aho amin ' ny vavaka ataoko ny mba ahombiazako amin ' ny fomba rehetra araka ny sitrapon'Andriamanitra mba ho tonga aminareo .
ROM 1:11     Alignment score: 0.21 → 0.207
For I desire to see you , that I may give you some spiritual gift , in order to strengthen you .
Fa izaho dia maniry ny ahita anareo , mba afahako manome fanomezam - panahy sasantsasany ho anareo , mba hampahery anareo .
ROM 1:12     Alignment score: 0.218 → 0.218
That is , I long to be mutually encouraged among you , through each other 's faith , yours and mine .
Izany , dia maniry Aho ny mba hifankaherezantsika eto anivontsika , amin ' ny alalan ' ny finoan
' ny tsirairay avy , ny anareo sy ny ahy .
ROM 1:13     Alignment score: 0.378 → 0.38
Now I do not want you to be uninformed , brothers , that I often intended to come to you ( but I was hindered until now ) , in order to have some fruit among you also , just as I have had among the rest of the Gentiles .
Ankehitriny tsy tiako ianareo tsy ahafantatra , ry rahalahy , hoe matetika aho no manana fikasana
hanatona anareo , ( nefa Izaho dia voasakana mandrak'ankehitriny ) , mba hahazoana vokatra eo aminareo , toy ny efa nahazoako ny ambin'ireo Jentilisa ihany koa .
ROM 1:14     Alignment score: 0.451
I am a debtor both to Greeks and to foreigners
, both to the wise and to the foolish .
Izaho dia mpitrosa amin'ireo Grika sy ireo vahiny , amin ' ny hendry sy adala .
ROM 1:15     Alignment score: 0.505
So , as for me , I am ready to proclaim the gospel also to you who are in Rome .
Noho izany , amiko , dia vonona ihany koa aho hitory ny filazantsara ho anareo izay any Roma .
ROM 1:16     Alignment score: 0.494
For I am not ashamed of the gospel , for it is the power of God for salvation for everyone who believes , for the Jew first and for the Greek .
Fa izaho dia tsy menatra amin ' ny filazantsara , fa izany no herin'Andriamanitra ho famonjena ireo rehetra izay mino , ho an ' ny Jiosy aloha ary ho an ' ny Grika .
ROM 1:17     Alignment score: 0.45 → 0.458
For in it God 's righteousness is revealed from faith to faith , as it has been written , " The righteous will live by faith . "
Fa amin'izany no anehoana ny fahamarinan
' Andriamanitra avy amin ' ny finoana ho amin ' ny finoana , araka izay voasoratra hoe : " Ny marina dia ho velona amin ' ny finoana . "
ROM 1:18     Alignment score: 0.271 → 0.272
For the wrath of God is revealed from heaven against all ungodliness and unrighteousness of people who through unrighteousness hold
back the truth .
Fa ny fahatezeran'Andriamanitra dia naseho avy any an - danitra manohitra ny haratsiam - panahy sy ny tsy fahamarinan ' ny olona , izay manakana ny fahamarinana amin ' ny alalan ' ny tsy fahamarinana .
ROM 1:19     Alignment score: 0.256
This is because that which is known about God is visible to them . For God has enlightened them .
Izany dia satria izay fantatra momban'Andriamanitra dia hitan'izy ireo maso . Fa nohazavain'Andriamanitra izy ireo .
ROM 1:20     Alignment score: 0.179 → 0.181
For ever since the creation of the world , his invisible qualities , namely his eternal power and divine nature , have been clearly seen , having been discerned in the things that have been made . So they are without excuse .
Fa ireo endriny izay tsy hita maso , izay heriny tsy misy fetra sy maha
- Andriamanitra Azy , dia hita nazava tsara , nanomboka tamin ' ny famoronana izao tontolo izao , tamin'ireo zavatra izay noforonina . Noho izany dia tsy manana fialan - tsiny izy ireo .
ROM 1:21     Alignment score: 0.258 → 0.266
This is because , although they knew
about God , they did not glorify him as God , nor did they give him thanks . Instead , they became foolish in their thoughts , and their senseless hearts were darkened .
Izany dia satria , na dia efa nahafantatra ny momban'Andriamanitra aza izy ireo , dia tsy nanome voninahitra amin ' ny maha Andriamanitra Azy , na koa nisaotra Azy . Fa kosa , lasa adala tao an - tsainy izy ireo , ary nihamaizina ny fo donton'izy ireo .
ROM 1:22     Alignment score: 0.351 → 0.351
They claimed to be wise , but they became foolish .
Izy ireo dia nilaza azy ireo ho hendry , kanefa dia niha - lasa adala .
ROM 1:23     Alignment score: 0.289 → 0.337
They exchanged the glory of the imperishable God for the likenesses of an image of perishable man , of birds , of four - footed beasts , and of creeping things .
Ny voninahitran'Andriamanitra tsy mety lo dia natakalon'izy ireo sarin'endrik'olombelona mety lo , vorona , biby manan
- tongotra efatra , sy ireo zavatra mikisaka .
ROM 1:24     Alignment score: 0.218 → 0.25
Therefore God delivered them over to the lusts of their hearts for uncleanness , for their bodies to be dishonored among themselves .
Noho izany dia natolotr'Andriamanitra ho amin ' ny filan ' ny fon'izy ireo ho amin ' ny fahalotoana izy ireo , mba ho afa - boninahitra
eo amin'izy ireo ihany ny tenan'izy ireo .
ROM 1:25     Alignment score: 0.225 → 0.272
It is they who exchanged the truth of God for a lie , and who worshiped and served the creation instead of the Creator , who is blessed forever . Amen .
Izy ireo no nanakalo ny fahamarinan'Andriamanitra tamin ' ny lainga , ary izay midera sy manompo ny zava - boary fa tsy ilay Nahary , izay deraina
mandrakizay . Amena .
ROM 1:26     Alignment score: 0.211 → 0.272
Because of this , God delivered them over to dishonorable lusts , for their women
exchanged natural relations for those that were unnatural .
Noho izany , natolotr'Andriamanitra ho amin ' ny filàn - dratsy mamoafady izy ireo , fa ireo vehivavin'izy ireo dia nanakalo ireo fifandraisana voajanahary tamin'ireo izay tsy voajanahary .
ROM 1:27     Alignment score: 0.207 → 0.213
In the same way , the men also left their natural relations with women
and burned in their lust for one another . These were men who committed shameless acts with men and received in themselves the penalty they deserved for their error .
Toy izany koa , ireo lehilahy dia namela ny fifandraisan'izy ireo voajanahary miaraka amin ' ny vehivavy ka nampirehetin ' ny filàna ara - nofo ho an ' ny izy samy izy . Ireo dia lehilahy izay nanao fihetsika mahamenatra miaraka amin ' ny lehilahy ary nandray tao amin'izy ireo ny sazy izay mendrika azy ireo nohon ' ny fahavetavetan'izy ireo .
ROM 1:28     Alignment score: 0.184 → 0.195
And just as they did not approve of having God in their awareness , he gave them up to a corrupted mind , for them to do those
things that are not proper .
Satria tsy nanaiky ny hanana an'Andriamanitra ao amin ' ny fieritreretany izy ireo , dia nomeny saina tsy mendrika izy ireo , mba hanaovana ireo zavatra izay tsy mety .
ROM 1:29     Alignment score: 0.415
They have been filled with all unrighteousness , wickedness , covetousness , and malice . They are full of envy , murder , strife , deceit , and evil intentions . They are gossips ,
Izy ireo dia feno ny tsy fahamarinana , faharatsiana , fitsiriritana , ary lolompo rehetra . Izy ireo dia feno fialonana , famonoana , fifandirana , fitaka , ary fikasana ratsy .
ROM 1:32     Alignment score: 0.272 → 0.276
They understand the ordinance of God , that those
who practice such things are deserving of death . But not only do they do these things , they also approve of others who do them .
Hain'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra , fa ireo izay manao zavatra tahaka izany dia mendrika ny fahafatesana . Fa tsy ireo zavatra ireo ihany no ataony , fa manaiky ireo hafa izay manao ireny koa .
ROM 1     Average alignment score: 0.332 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ROM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16