Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4 


2TI 1:1     Alignment score: 0.652 → 0.652
Paul , an apostle of Christ Jesus through the will of God , according to the promise of the life that is in Christ Jesus ,
Paoly , apostolin'i Kristy Jesosy tamin ' ny alalan ' ny sitrapon'Andriamanitra , araka ny fampanantenan
' ny fiainana izay ao amin'i Kristy Jesosy ,


2TI 1:2     Alignment score: 0.553
to Timothy , beloved child : Grace , mercy , and peace from God the Father and Christ Jesus our Lord .
an'i Timoty , zanaka
tiana : Fahasoavana , fiantrana , ary fiadanana avy amin'Andriamanitra ilay Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika .
2TI 1:3     Alignment score: 0.342 → 0.351
I thank God , whom I serve from my forefathers , with a clean conscience , as I constantly remember you in my prayers night and day .
Misaotra an'Andriamanitra aho , izay tompoiko avy amin'ireo razambeko , miaraka amin ' ny feon
' ny fieritreretana madio , tahaka ny hahatsiarovako anao mandrakariva amin ' ny fivavahako andro aman'alina .
2TI 1:4     Alignment score: 0.299
As I remember your tears , I long to see you , that I may be filled with joy .
Tahaka ny hahatsiarovako ireo ranomasonao , maniry mafy ny hahita anao aho , ka mety ho feno hafaliana aho .
2TI 1:5     Alignment score: 0.402 → 0.405
I have been reminded of your genuine faith , which lived first in your grandmother Lois and your mother Eunice , and I am convinced that it lives in you also .
Nampahatsiahivina tamiko ny finoanao
marina , izay niaina voalohany tao amin ' ny renibenao Loisa sy ny reninao Eonisa , ary resy lahatra aho izao fa miaina ao aminao ihany koa izany .
2TI 1:6     Alignment score: 0.185 → 0.186
This is the reason I am reminding you to rekindle the gift of God which is in you through the laying on of my hands .
Izany no antony ampahatsiahivako anao mba hampiasanao indray ny fanomezan'Andriamanitra ao aminao amin ' ny alalan ' ny fametrahako tanana
.
2TI 1:7     Alignment score: 0.328 → 0.333
For God did not give
us a spirit of fear , but of power and love and discipline .
Fa Andriamanitra tsy nanome fanahin ' ny tahotra antsika , fa ny hery sy fitiavana ary fifehezan - tena .
2TI 1:8     Alignment score: 0.402 → 0.413
So do not be ashamed of the testimony about our Lord , nor of me , Paul , his prisoner
. Instead , share in suffering for the gospel according to the power of God ,
Ka aza menatra amin ' ny fijoroana vavolombelona momban ' ny Tompontsika , na amiko , Paoly , ilay gadrany . Fa kosa , mizarà amin ' ny fahoriana ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra .
2TI 1:9     Alignment score: 0.288
who saved us and called us with a holy calling . He did this , not according to our works , but according to his own plan and grace , which he gave us in Christ Jesus before times ever began .
Fa Andriamanitra no namonjy antsika sy niantso antsika tamin ' ny antso masina . Nanao izany Izy , tsy noho ireo asantsika , fa nohon ' ny drafitra izay efa nataony
sy ny fahasoavany . Na dia mbola tsy niandoha aza ny fotoana dia efa nanome antsika ireny zavatra ireny tao amin'i Kristy Jesosy Izy .
2TI 1:10     Alignment score: 0.372 → 0.371
But now God 's salvation has been revealed by the appearing of our Savior Christ Jesus , who put an end to death and brought life and immortality to light through the gospel .
Fa ankehitriny ny famonjen'Andriamanitra dia nambara tamin ' ny alalan ' ny fisehoan'i
Kristy Jesosy Mpanavotra antsika . Kristy izay nanafoana ny fahafatesana ary nitondra fiainana izay tsy ho tapitra mandrakizay mba hanazava amin ' ny alalan ' ny filazantsara .
2TI 1:11     Alignment score: 0.458
Because of this , I was appointed a herald , an apostle , and a teacher .
Noho izany , dia voatondro ho mpitory teny
aho , ho apostoly , ary ho mpampianatra .
2TI 1:12     Alignment score: 0.323 → 0.341
For this cause I also suffer these things . But I am not ashamed , for I know him whom I have believed . I am convinced that he is able to keep that which I have entrusted to him until that day .
Fa noho izany antony izany dia mijaly amin'ireny zavatra ireny ihany koa aho . Fa tsy menatra aho , satria fantatro Izy ilay ninoako . Resy lahatra aho fa afaka mitazona izay efa nankiniko taminy Izy mandra - pahatongan'izany andro izany .
2TI 1:13     Alignment score: 0.441
Keep the example of the truthful words that you heard from me , with the faith and love that are in Christ Jesus .
Tazomy ny ohatra momba ireo hafatry
ny finoana izay henonareo tamiko , miaraka amin ' ny finoana sy fitiavana izay ao amin'i Kristy Jesosy .
2TI 1:14     Alignment score: 0.315 → 0.314
The good thing that God committed to you , guard it through the Holy Spirit , who lives in us .
Ny zavatra tsara izay nataon'Andriamanitra taminao , ambeno amin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina izany , izay miaina ao amintsika
2TI 1:15     Alignment score: 0.217
You know this , that all who live
in Asia turned away from me . In this group are Phygelus and Hermogenes .
Fantatrareo izany , fa izay rehetra nipetraka tany Azia dia nivadika tamiko . Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena .
2TI 1:16     Alignment score: 0.439
May the Lord grant mercy to the household of Onesiphorus , for he often refreshed me and was not ashamed of my chain .
Enga anie ny Tompo hanome famindram - po amin ' ny tokantranon'i
Onesiforo , satria namelombelona ahy matetika izy ary tsy menatra tamin ' ny gadrako .
2TI 1:17     Alignment score: 0.497
Instead , when he was in Rome , he sought me diligently , and he found me .
Fa kosa , rehefa tany Roma izy , dia nitady ahy fatratra , ka hitany aho .
2TI 1:18     Alignment score: 0.298 → 0.325
May the Lord grant to him to find
mercy from him on that day . All the ways he served me in Ephesus you know very well .
Ny Tompo anie hampiseho azy ka hahitany famindram - po avy aminy amin'izany andro izany . Ireo fomba rehetra nanampiany ahy tao Efesosy , dia fantatrareo tsara .
2TI 1     Average alignment score: 0.377 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4