Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5 


1JN 1:1     Alignment score: 0.218 → 0.237
That which was from the beginning , which we have heard , which we have seen with our eyes , which we have looked at and our hands have touched , concerning the Word of life
Izay hatramin ' ny fiandohana
- izay efa renay , izay efa hitanay tamin'ireo masonay , izay efa nojerenay , ary izay efa nokasihan ' ny tananay - izany dia momba ny Tenin ' ny fiainana .


1JN 1:2     Alignment score: 0.316
the life was made known , and we have seen and testify and proclaim to you the eternal life , which was with the Father , and which has been made known to us .
Toy izany ihany koa , ny fiainana dia nampahafantarina , ary efa hitanay
izany , ka mijoro vavolombelona amin'izany izahay . Izahay dia manambara aminareo ny fiainana mandrakizay , izay tao amin ' ny Ray , ary izay efa nampahafantarina anay .
1JN 1:3     Alignment score: 0.341 → 0.357
That which we have seen and heard we declare also to you , so you also will have fellowship with us . Our fellowship is with the Father and with his Son , Jesus Christ .
Izay efa hitanay
sy renay dia ambaranay aminareo ihany koa , mba hanananareo fifandraisana aminay ihany koa . Ny fifandraisana misy eo aminay dia amin ' ny Ray sy amin ' ny Zanany , Jesosy Kristy .
1JN 1:4     Alignment score: 0.252
Also , we are writing these
things to you so that our joy will be complete .
Toy izany ihany koa , manoratra ireo zavatra ireo ho anareo izahay mba ho tanteraka ny fifaliantsika .
1JN 1:5     Alignment score: 0.333 → 0.341
This is the message that we have heard from him and are proclaiming to you : God is light , and in him there is no darkness at all .
Izao no hafatra izay efa renay
avy taminy ka ambaranay aminareo : Andriamanitra dia fahazavana , ary ao Aminy dia tsy misy haizina mihitsy .
1JN 1:6     Alignment score: 0.26
If we say that we have fellowship with him and walk in darkness , we are lying and are not practicing the truth .
Raha milaza isika fa manana fifandraisana Aminy ary mandeha ao anatin
' ny haizina , dia mandainga isika ary tsy manao ny marina .
1JN 1:7     Alignment score: 0.366
But if we walk in the light as he is in the light , we have fellowship with one another , and the blood of Jesus his Son cleanses us from every sin .
Kanefa raha mandeha ao amin ' ny fahazavana
isika tahaka Azy ao amin ' ny fahazavana , dia manana fifandraisana amin ' ny tsirairay avy isika , ary ny ràn'i Jesosy Zanany no manadio antsika amin ' ny fahotana rehetra .
1JN 1:8     Alignment score: 0.297
If we say that we have no sin , we are deceiving ourselves , and the truth is not in us .
Raha milaza isika fa tsy manam - pahotana , dia mamitaka ny tenantsika isika , ary ny fahamarinana dia tsy ao amintsika .
1JN 1:9     Alignment score: 0.299 → 0.327
But if we confess our sins , he is faithful and just to forgive us our sins and cleanse us from all unrighteousness .
Nefa raha miaiky ireo fahotantsika isika , Izy dia mahatoky sy marina amin ' ny famelana
ireo fahotantsika ary manadio antsika amin ' ny tsy fahamarinana rehetra .
1JN 1:10     Alignment score: 0.406
If we say that we have not sinned , we make him out to be a liar , and his word is not in us .
Raha milaza isika fa tsy mbola nanota , dia manao Azy ho mpandainga , ary tsy ao amintsika ny teniny
.
1JN 1     Average alignment score: 0.316 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5