Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3 


NAM 1:1     Alignment score: 0.609
The declaration about Nineveh . The book of the vision of Nahum , the Elkoshite .
Ny fanambarana
mahakasika an'i Ninive . Ny bokin ' ny fahitan'i Nahoma , ilay Elkosita .


NAM 1:2     Alignment score: 0.409
Yahweh is a jealous God and avenges ; Yahweh avenges and is full of wrath ; Yahweh takes vengeance on his adversaries , and he continues his anger for his enemies .
Andriamanitra saro - piaro sy mamaly faty Yaveh . Mamaly faty sy feno fahatezerana Yaveh . Mamaly ratsy amin'ireo mpifanandrina aminy Yaveh , ary manohy ny fahatezerany
ho an ' ny fahavalony Izy .
NAM 1:3     Alignment score: 0.347 → 0.36
Yahweh is slow to anger and great in power ; he will not acquit the wicked . Yahweh makes his way in the whirlwind and the storm , and the clouds are the dust of his feet .
Mahari - po sy lehibe amin ' ny heriny Yaveh ; tsy hanambara ireo fahavalony
ho tsy manan - tsiny velively Izy . Hanao ny lalany ao amin ' ny tafio - drivotra Yaveh , ary ny rahona no vovoky ny tongony .
NAM 1:4     Alignment score: 0.401 → 0.418
He rebukes the sea and makes it dry ; he dries up all the rivers . Bashan is weak , and Carmel also ; the flowers of Lebanon have become
weak .
Miteny mafy ny ranomasina Izy ka manamaina izany ; mandritra ny renirano rehetra Izy . Ketraka i Basana , ary i Karmela ihany koa ; malazo ireo voninkazon'i Libanona .
NAM 1:5     Alignment score: 0.392 → 0.395
The mountains
shake in his presence , and the hills melt ; the earth collapses in his presence , indeed , the world and all people who live in it .
Mihovitra amin ' ny fanatrehany ireo tendrombohitra , ary mietry ireo havoana ; mirodana amin ' ny fanatrehany ny tany , eny tokoa , ny tany sy izay olona rehetra monina ao aminy .
NAM 1:6     Alignment score: 0.267 → 0.273
Who can stand before his rage ? Who can resist the fierceness of his anger ? His wrath is poured out like fire , and the rocks are broken apart by him .
Iza no hahajoro eo anatrehan
' ny fahatezerany ? Iza no hahatohitra ny firehetan ' ny hatezerany ? Miraraka tahaka ny afo ny fahatezerany , novakivakiany ireo vatolampy .
NAM 1:7     Alignment score: 0.422 → 0.422
Yahweh is good , a stronghold in the day of trouble ; and he acknowledges those
who take refuge in him .
Tsara Yaveh , fiarovana mafy amin ' ny andro fahoriana ; ary mahatoky amin'izay mialoka aminy Izy .
NAM 1:8     Alignment score: 0.342
But he will make a full
end to his enemies with an overwhelming flood ; he will pursue them into darkness .
Fa hanapitra tanteraka ireo fahavalony amin ' ny tondra - drano manafotra kosa Izy ; hanenjika azy ireo any amin ' ny haizina Izy .
NAM 1:9     Alignment score: 0.309
What are you people plotting against Yahweh ? He will make a full
end to it ; trouble will not rise up a second time .
Mitetika inona anoherana an'i Yaveh ianareo ry vahoaka ? Hamarana tanteraka izany Izy ; tsy hisandratra fanindroany ny fahoriana .
NAM 1:10     Alignment score: 0.274 → 0.288
Like tangled thorns and like the drink of drunkards
, they will be consumed like dry stubble .
Fa ho raiki - tahotra tahaka ny kirihitra tsilo ; ho safotry ny zava - pisotrony ; ho levon ' ny afo tanteraka tahaka ny mololo maina izy ireo .
NAM 1:11     Alignment score: 0.287
From you , Nineveh , has come
out someone who plotted evil against Yahweh , a wicked counselor .
Nisandratra tao aminao , ry Ninive , ny olona izay nikasa zava - dratsy hanoherana an'i Yaveh , dia olona izay namporisika faharatsiana .
NAM 1:12     Alignment score: 0.293
This is what Yahweh says , " Even if they are at their full
strength and full numbers , they will nevertheless be sheared ; their people will pass away . But you , Judah : Though I have afflicted you , I will afflict you no more .
Izao no lazain'i Yaveh : " Na dia ao amin ' ny tanjany tanteraka ary maro isa aza izy ireo , dia ho ringana izy ireo ; tsy hisy olony intsony . Fa ianao , ry Joda : Na dia nampahory anao aza Aho , dia tsy hampahory anao intsony Aho .
NAM 1:13     Alignment score: 0.17
Now will I break that people 's yoke from off you ; I will break your chains . "
Ary hanapaka ny ziogan'ireo olona ao aminao Aho ; hanapaka ireo fatoranao Aho . "
NAM 1:14     Alignment score: 0.24 → 0.243
Yahweh has given a command about you , Nineveh : " There will be no more descendants bearing
your name . I will cut off the carved images and the cast metal figures from the houses of your gods . I will prepare your grave , for you are contemptible . "
Efa nanome baiko momba anao Yaveh , ry Ninive : " Tsy hisy intsony ny taranaka hitondra ny anaranao . Hamongotra ireo sarin - javatra voasokitra sy ireo sarin - javatra an - idina amin'ireo tranon'ireo andriamanitrao Aho . Hiady ireo fanasanao Aho , satria tsinontsinona ianao . "
NAM 1     Average alignment score: 0.336 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3