Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 1:1     Alignment score: 0.364
In the beginning , God created the heavens and the earth .
Tany am - boalohany , Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany .


GEN 1:2     Alignment score: 0.232 → 0.263
The earth was without form and empty . Darkness was upon the surface of the deep . The Spirit of God was moving above the surface of the waters .
Tsy nisy endriny ary foana ny tany . Nandrakotra ny rano lalina ny fahamaizinana . Ary nivezivezy teo ambonin ' ny rano ny Fanahin ' Andriamanitra .
GEN 1:3     Alignment score: 0.351
God said , " Let there be light , " and there was light .
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka hisy mazava , " dia nisy ny mazava .
GEN 1:4     Alignment score: 0.42
God saw the light , that it was good . He divided the light from the darkness .
Hitan'Andriamanitra ny fahazavana
, ary hitany fa tsara izany . Nampisaraka ny hazavana tamin ' ny aizina Izy .
GEN 1:5     Alignment score: 0.577
God called the light " day , " and the darkness he called " night . " And there was evening and there was morning , the first day .
Andriamanitra niantso ny mazava hoe : " andro , " ary niantso ny maizina hoe : " alina . " Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro voalohany .
GEN 1:6     Alignment score: 0.428
God said , " Let there be an expanse between the waters , and let it divide the waters from the waters . "
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka hisy habakabaka eo anelanelan ' ny rano , ary aoka izany hanasaraka ny rano amin ' ny rano . "
GEN 1:7     Alignment score: 0.276 → 0.321
God made the expanse and divided the waters which were under the expanse from the waters which were above the expanse . It was so .
Andriamanitra nanao ny habakabaka sy nanasaraka ny rano izay tao ambanin'ilay habakabaka tamin ' ny rano izay teo ambonin'ilay habakabaka . Dia nisy izany .
GEN 1:8     Alignment score: 0.594
God called the expanse " sky . " And there was evening and there was morning , the second day .
Ary nantsoin'Andriamanitra hoe : " lanitra " ilay habakabaka . Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro faharoa .
GEN 1:9     Alignment score: 0.408 → 0.436
God said , " Let the waters under the sky be gathered together to one place , and let the dry land appear . " It was so .
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka ny rano ambanin ' ny lanitra hiangona amin ' ny toerana iray , ary aoka hiseho ny tany maina . " Dia natao izany .
GEN 1:10     Alignment score: 0.363
God called the dry land " earth , " and the gathered waters he called " seas . " He saw that it was good .
Nantsoin'Andriamanitra hoe : " tany " ny tany maina , ary ny rano miangona nataony hoe : " ranomasina . " Hitany fa tsara izany .
GEN 1:11     Alignment score: 0.279 → 0.296
God said , " Let the earth sprout vegetation : plants yielding seed and fruit trees bearing
fruit whose seed is in the fruit , each according to its own kind . " It was so .
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka ny tany hitsimoka zava - maitso : zava - maniry mamoa voa ary hazo hamokatra vokatra izay misy ny voa ao aminy , araka ny karazany avy . " Dia nisy izany .
GEN 1:12     Alignment score: 0.209 → 0.226
The earth produced vegetation , plants producing seed after their kind , and trees bearing fruit whose seed was in it , after their kind . God saw that it was good .
Namokatra zava - maitso ny tany , ny zava - maniry mamoa voa araka ny karazany
avy , ary ny hazo mamokatra voankazo izay ao aminy ny voany , araka ny karazany avy . Dia hitan'Andriamanitra fa tsara izany .
GEN 1:13     Alignment score: 0.713
And there was evening and there was morning , the third day .
Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro fahatelo .
GEN 1:14     Alignment score: 0.431
God said , " Let there be lights in the sky to divide the day from the night and let them be as signs , for seasons , for days and years .
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka hisy ny mazava eo amin ' ny lanitra mba hanasaraka ny andro amin ' ny alina ary aoka ireo ho toy ny famantarana , ho an ' ny vanim - potoana , sy ho an'ireo andro ary ireo taona .
GEN 1:15     Alignment score: 0.32
Let them be lights in the sky to give light upon the earth . " It was so .
Aoka ireo ho mazava eo amin ' ny lanitra mba hanome hazavana eny amin ' ny tany . " Dia nisy izany .
GEN 1:16     Alignment score: 0.449
God made the two great lights , the greater light to rule the day , and the lesser light to rule the night . He made the stars also .
Andriamanitra nanao ireo hazavana roa lehibe , ilay hazavana lehibe kokoa mba hanamarika ny andro , ary ny hazavana kelikely kokoa mba hanamarika ny alina . Nanao ny kintana ihany koa Izy .
GEN 1:17     Alignment score: 0.273 → 0.277
God set them in the sky to give light upon the earth ,
Nandefa izany teny
amin ' ny lanitra Andriamanitra mba hanome hazavana ny tany ,
GEN 1:18     Alignment score: 0.496
to rule over the day and over the night , and to divide the light from the darkness . God saw that it was good .
mba hanapaka ny andro sy ny alina , ary mba hanasaraka ny hazavana amin ' ny aizina . Hitan'Andriamanitra fa tsara izany .
GEN 1:19     Alignment score: 0.505 → 0.506
And there was evening and there was morning , the fourth day .
Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro faha - efatra .
GEN 1:20     Alignment score: 0.374 → 0.384
God said , " Let the waters be filled with great numbers of living creatures , and let birds fly above the earth in the expanse of the sky . "
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka ho feno zava - manan'aina maro an'isa ny rano , ary aoka ny vorona hanidina ambonin ' ny tany eny amin ' ny habakabaky ny lanitra . "
GEN 1:21     Alignment score: 0.304 → 0.302
God created the great sea creatures
, as well as every living creature after its kind , creatures that move and which fill the waters everywhere , and every winged bird after its kind . God saw that it was good .
Andriamanitra namorona ireo bibin - dranomasina vaventy , ary koa ireo karazan - java - manan'aina rehetra , ireo zava - manan'aina mihetsika sy izay mameno ny rano eny rehetra eny , ary ireo karazana voro - manan'elatra rehetra . Hitan'Andriamanitra fa tsara izany .
GEN 1:22     Alignment score: 0.357 → 0.366
God blessed them , saying , " Be fruitful and multiply , and fill the waters in the seas . Let birds multiply on the earth . "
Nitso - drano azy ireo Andriamanitra , nanao hoe : " Miteraha maro ary mihamaroa
, ka mamenoa ny rano ao amin ' ny ranomasina . Aoka hihamaro eny ambonin ' ny tany ireo vorona . "
GEN 1:23     Alignment score: 0.69
And there was evening and there was morning , the fifth day .
Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro fahadimy .
GEN 1:24     Alignment score: 0.339 → 0.339
God said , " Let the earth produce living creatures , each according to its own kind , livestock , creeping things , and wild animals , each according to its own kind . " It was so .
Hoy Andriamanitra hoe : " Aoka ny tany hamokatra zava - manan'aina , araka ny karazany
avy , ireo biby fiompy , zava - mandady , sy bibi - dian ' ny tany , araka ny karazany avy . " Dia nisy izany .
GEN 1:25     Alignment score: 0.235 → 0.236
God made the wild animals after their kind , the livestock after their kind , and everything that creeps upon the ground after its kind . He saw that it was good .
Nataon'Andriamanitra araka ny karazany
avy ireo bibi - dian ' ny tany , ireo biby fiompy araka ny karazany avy , ary ireo zavatra rehetra izay mikisaka amin ' ny tany araka ny karazany avy . Hitany fa tsara izany .
GEN 1:26     Alignment score: 0.29 → 0.295
God said , " Let us make man in our image , after our likeness . Let them have dominion over the fish of the sea , over the birds of the sky , over the livestock , over all the earth , and over every creeping thing that creeps on the earth . "
Hoy Andriamanitra hoe : " Andeha isika hamorona olona amin ' ny endritsika , tahaka antsika . Aoka izy ireo hanjaka eo amin'ireo hazan - dranomasina , eo amin'ireo voron
' ny lanitra , eo amin'ireo biby fiompy , manerana ny tany rehetra , ary eo amin'ireo zavatra mikisaka rehetra izay mandady eny ambonin ' ny tany . "
GEN 1:27     Alignment score: 0.276
God created man in his own image . In his own image he created him . Male and female he created them .
Andriamanitra namorona ny olona araka ny endriny . Tamin ' ny endriny manokana no namoronany azy . Lahy sy vavy no namoronany azy ireo .
GEN 1:28     Alignment score: 0.275 → 0.287
God blessed them and said to them , " Be fruitful , and multiply . Fill the earth , and subdue it . Have dominion over the fish of the sea , over the birds of the sky , and over every living thing that moves upon the earth . "
Nitso - drano azy ireo Andriamanitra ka nilaza tamin'izy ireo hoe : " Miteraha maro , ary mihamaroa
. Mamenoa ny tany , ary hanjakao izany . Manàna fanjakana eo amin'ireo hazan - dranomasina , eo amin'ireo voron ' ny habakabaka , ary eo amin'ireo zava - manan'aina rehetra izay mihetsika eny ambonin ' ny tany . "
GEN 1:29     Alignment score: 0.223
God said , " See , I have given you every plant yielding seed which is upon the surface of all the earth , and every tree with fruit which has seed in it . They will be food to you .
Hoy Andriamanitra hoe : " Indro , efa nomeko anareo ny zava - maitso rehetra mamoa voa izay eto ambonin ' ny tany rehetra , ary ny hazo rehetra izay mamokatra voa ao aminy . Ho fihinanareo ireny .
GEN 1:30     Alignment score: 0.248 → 0.267
To every beast of the earth , to every bird of the heavens , and to everything that creeps upon the earth , and to every creature
that has the breath of life I have given every green plant for food . " It was so .
Ho an ' ny bibi - dian ' ny tany , ho an'ireo voron ' ny habakabaka , sy ho an'ireo zavatra rehetra izay mikisaka amin ' ny tany , ary ho an'ireo zava - manan'aina izay manana fofon'aina eto an - tany no nanomezako ny zava - maitso rehetra ho fihinana . " Dia nisy izany .
GEN 1:31     Alignment score: 0.393 → 0.394
God saw everything that he had made . Behold , it was very good . And there was evening and there was morning , the sixth day .
Hitan'Andriamanitra ireo zava - drehetra izay nataony . Indro , tena tsara izany . Dia nisy hariva sy maraina izany , ny andro faha - enina .
GEN 1     Average alignment score: 0.353 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50