Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 1:1     Alignment score: 0.308 → 0.325
The former account I wrote , Theophilus , told all that Jesus began to do and to teach ,
Ny boky nosoratako teo aloha , ry Teofilo , dia manambara ny rehetra izay natombok ' i Jesosy sy nampianariny
,


ACT 1:2     Alignment score: 0.307 → 0.333
until the day that he was taken up , after he had given commands through the Holy Spirit to the apostles he had chosen .
hatramin ' ny andro nampiakarana azy , avy eo dia nandidy ireo Apostoly izay nofidiny tamin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina Izy .
ACT 1:3     Alignment score: 0.402 → 0.433
After his suffering , he presented himself alive
to them with many convincing proofs . For forty days he appeared to them , and he spoke about the kingdom of God .
Taorian ' ny nijaliany , dia nampiseho ny tenany velona tamin'izy ireo Izy niaraka tamin'ireo porofo mandresy lahatra maro . Niseho tamin ' izy ireo Izy nandritra ny andro efapolo andro , ary niresaka momba ny fanjakan'Andriamanitra .
ACT 1:4     Alignment score: 0.373 → 0.408
When he was meeting together with them , he commanded them not to leave Jerusalem , but to wait for the promise of the Father , about which he said , " You heard from me
Rehefa nihaona niaraka tamin'izy ireo Izy , dia nandidy azy ireo tsy hiala ao Jerosalema , fa hiandry ny fampanantenan
' ny Ray , momba izay , nolazainy hoe : " Nandre tamiko ianareo
ACT 1:5     Alignment score: 0.533
that John indeed baptized with water , but you will be baptized with the Holy Spirit in a few days . "
fa nanao batisa tamin ' ny rano tokoa i Jaona , fa ianareo dia tokony hatao batisa amin ' ny Fanahy Masina ao anatin
' ny andro vitsy " .
ACT 1:6     Alignment score: 0.434
When they were assembled together they asked him , " Lord , is this the time you will restore the kingdom to Israel ? "
Rehefa tafavory niaraka izy ireo dia nanontany Azy izy ireo hoe : " Tompo , Izao ve no fotoana hamerenanao ny fanjakana ho an'Israely ? "
ACT 1:7     Alignment score: 0.235
He said to them , " It is not for you to know the times or the seasons which the Father has determined by his own authority .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Tsy ianareo no hahafantatra ny fotoana na ireo vanin'andro izay notendren ' ny Ray tamin ' ny fahefany
manokana .
ACT 1:8     Alignment score: 0.407 → 0.401
But you will receive power when the Holy Spirit comes upon you , and you will be my witnesses
both in Jerusalem and in all Judea and Samaria , and to the ends of the earth . "
Fa rehefa tonga kosa ny Fanahy Masina dia hahazo hery ianareo , ka ho lasa vavolombeloko eran ' ny Jerosalema sy Jodia iray manontolo ary Samaria , sy hatrany am - paran - tany . "
ACT 1:9     Alignment score: 0.392 → 0.402
When the Lord Jesus had said these
things , as they were looking up , he was raised up , and a cloud hid him from their eyes .
Rehefa niteny izany zavatra izany i Jesosy Tompo , dia niandrandra izy ireo , nakarina Izy , ary ny rahona nanakona Azy teo imason ' izy ireo .
ACT 1:10     Alignment score: 0.274 → 0.28
While they were looking intensely to heaven as he went , suddenly , two men stood by them in white clothing .
Raha mbola nibanjina ny lanitra iny izy ireo tamin ' ny nandehanany , tampoka teo , nisy roalahy niakanjo fotsy nitsangana teo anilan
' izy ireo .
ACT 1:11     Alignment score: 0.312 → 0.317
They said , " You men of Galilee , why do you stand here looking into heaven ? This Jesus , who has been taken up from you into heaven , will return in the same manner as you saw him going into heaven . "
Niteny izy ireo hoe : " Ry lehilahy avy any Galilia , maninona ianareo no mitsangana eto mijery
ny lanitra ? Iny Jesosy nalaina taminareo izay nampiakarina any an - danitra iny , dia hiverina tahaka ny nahitanareo azy niakatra any an - danitra teo iny .
ACT 1:12     Alignment score: 0.396 → 0.44
Then they returned to Jerusalem from the mountain
that is called Olives , which is near to Jerusalem , a Sabbath day 's journey .
Avy eo izy ireo dia niverina tany Jerosalema avy tao amin ' ny tendrimbohitr'Oliva , izay eo akaikin ' ny Jerosalema , mitovy amin ' ny dian ' ny andro Sabata iray .
ACT 1:13     Alignment score: 0.55 → 0.59
When they arrived , they went up into the upper chamber , where they were staying . They were Peter , John , James , Andrew , Philip , Thomas , Bartholomew , Matthew , James son of Alphaeus , Simon the Zealot , and Judas son of James .
Rehefa tonga izy ireo , dia niakatra tao amin ' ny efitra ambony rihana , izay nitoeran ' izy ireo . Izy ireo dia i Petera , Jaona , Jakoba , Andrea , Filipo , Tomasy , Bartolomeo , Matio , Jakoba zanak'i Alifeo , Simona Zelota , ary Jodasy zanak'i Jakoba .
ACT 1:14     Alignment score: 0.407 → 0.435
They all were devoted with one purpose to prayer , together with the women
, and Mary the mother of Jesus , and his brothers .
Nitambatra ho iray izy rehetra , ary nazoto nivavaka . Anisan'izany ireo vehivavy , Maria renin'i Jesosy , sy ireo rahalahiny .
ACT 1:15     Alignment score: 0.443
In those
days Peter stood up in the midst of the brothers , about 120 names , and said ,
Tamin ' izany andro izany i Petera dia nitsangana teo afovoan ' ireo rahalahiny , eo amin ' ny ny olona 120 eo , ary niteny hoe
ACT 1:16     Alignment score: 0.379 → 0.397
" Brothers , it was necessary that the scripture should be fulfilled , that the Holy Spirit spoke before by the mouth of David concerning Judas , who guided the ones who arrested Jesus .
: " Ry rahalahy , tena nilaina ny fahatanterahan ' ny Soratra Masina , izay nambaran ' ny Fanahy Masina mialoha tamin ' ny vavan'i
Davida momba an ' i Jodasy , izay nitondra ireo olona nisambotra an ' i Jesosy . "
ACT 1:17     Alignment score: 0.193 → 0.195
For he was one of us and received a share of this ministry . "
Fa anisan ' ny iray amintsika izy ary nahazo ny anjarany
tamin'izao fanompoana izao . "
ACT 1:18     Alignment score: 0.339 → 0.339
( Now this man bought a field with the earnings he received for his wickedness , and there he fell
headfirst , and his body burst open , and all his intestines poured out .
( Ankehitriny io lehilahy io dia nividy saha tamin ' ny vola azony tamin ' ny faharatsiana izy , ary lavo nihohoka teo izy , ka nisokatra sy nipoaka ny vatany , ary nivoaka avokoa ny tsinainy .
ACT 1:19     Alignment score: 0.457
All those
living in Jerusalem heard about this , so they called that field in their language " Akeldama , " that is , " Field of Blood . " )
Ireo olona rehetra tao Jerosalema dia naheno ny momba izany , ary niantso io saha io tamin ' ny fitenin'izy ireo hoe : " Akeldama " , izany hoe : " Sahan - dRà . " )
ACT 1:20     Alignment score: 0.338
" For it is written in the Book of Psalms , ' Let his field be made desolate , and do not let even one person live there ' ; ' Let someone else take his position of leadership . '
Fa efa voasoratra ao amin ' ny Bokin ' ny Salamo hoe : " Avelao ho lao ny sahany
, ary aza avela na dia olona iray aza hipetraka ao ' ; ' Avelao ho raisin ' ny olon - kafa ny andraikiny . "
ACT 1:21     Alignment score: 0.376
It is necessary , therefore , that one of the men who accompanied us all the time the Lord Jesus went in and out among us ,
Noho izany , dia ilaina , ny iray amin'ireo lehilahy niaraka tamintsika nandritran ' ny fotoana rehetra nidiran ' i Jesosy Tompo sy ny nivoahany teto amintsika ,
ACT 1:22     Alignment score: 0.358 → 0.361
beginning from the baptism of John to the day that he was taken up from us , become
a witness with us of his resurrection . "
hatramin ' ny batisan'i Jaona ka hatramin ' ny andro niakarany teo amintsika , dia tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin ' ny fitsanganany . "
ACT 1:23     Alignment score: 0.541 → 0.541
They put forward two men , Joseph called Barsabbas , who was also called Justus , and Matthias .
Ary nametraka roa lahy izy ireo , dia i Josefa nantsoina hoe Barsabasy , na koa atao hoe Josto , ary Matia .
ACT 1:24     Alignment score: 0.291 → 0.302
They prayed and said , " You , Lord , know the hearts of all people , so reveal which of these
two is the one whom you have chosen
Nivavaka izy ireo ary niteny hoe : " Ianao , ry Tompo , no mahalala ireo fon ' ny olona rehetra , koa ambarao izay hofidinao amin ' izy roalahy
ACT 1:25     Alignment score: 0.326 → 0.33
to take the place in this ministry and apostleship from which Judas turned away to go to his own place . "
mba haka ny toerana ato amin ' izao fanompoana izao sy ny maha Apostoly nohon ' ny fandikan - dalàna izay nataon
' i Jodasy handeha ho any amin ' ny toerany manokana .
ACT 1:26     Alignment score: 0.522 → 0.491
They cast lots for them , and the lot fell to Matthias , and he was numbered with the eleven apostles .
Izy ireo dia niloka ho azy ireo , ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana , ary voaisa ho Apostoly iraika ambin ' ny folo izy .
ACT 1     Average alignment score: 0.397 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28