Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 1:1     Alignment score: 0.391 → 0.391
Solomon son of David was strengthened in his rule , and Yahweh his God was with him and made him very powerful .
Solomona zanaka lahin'i Davida , dia nitombo hery tamin ' ny fanjakany , ary Yaveh Andriamaniny dia nomba azy ary nahatonga azy ho tena mahery .


2CH 1:2     Alignment score: 0.317 → 0.328
Solomon spoke to all Israel , to the commanders
of thousands and of hundreds , and to the judges , and to every prince in all Israel , the heads of the fathers ' houses .
Solomona niteny tamin'Israely rehetra , tamin'ireo mpifehy ny arivo lahy sy ny zato lahy , sy tamin'ireo mpitsara , ary tamin ' ny andrian - dahy rehetra tao Israely rehetra , ireo mpitarika ny tranon - drazambe .
2CH 1:3     Alignment score: 0.453 → 0.488
So Solomon and all the assembly with him went to the high place that was at Gibeon , for there was the tent of meeting of God , which Moses the servant of Yahweh , had made in the wilderness .
Koa dia nandeha teny
amin ' ny fitoerana avo izay tany Gibeona i Solomona sy ny mpiangona rehetra niaraka taminy , satria tany no nisy ny tranolay fihaonana amin'Andriamanitra , izay namboarin'i Mosesy mpanonpon'i Yaveh , tany an'efitra .
2CH 1:4     Alignment score: 0.521
But David had brought up the ark of God from Kiriath Jearim to the place that he had prepared for it , for he had pitched a tent for it in Jerusalem .
Fa nentin'i
Davida avy tany Kiriata Jearima ho any amin'ilay toerana izay nomaniny ho amin'izany ny fiaran'Andriamanitra , satria efa nanorina lay ho an'izany tao Jerosalema izy .
2CH 1:5     Alignment score: 0.592
In addition , the bronze altar made by Bezalel son of Uri son of Hur was there before the tabernacle of Yahweh ; Solomon and the assembly went to it .
Fanampin'izany , ilay alitara varahina nataon'i
Bezalila zanaka lahin'i Ori zanaka lahin'i Hora dia efa tany nanoloana ny tabernakelin'i Yaveh ; nandeha tany i Solomona sy ny fiangonana .
2CH 1:6     Alignment score: 0.614
Solomon went up there to the bronze altar before Yahweh , which was at the tent of meeting , and offered one thousand burnt offerings
on it .
Niakatra tany amin'ilay alitara varahina anoloan'i Yaveh i Solomona , izay tao amin ' ny tranolay fihaonana , ary nanolotra fanatitra dorana arivo teo amin'izany .
2CH 1:7     Alignment score: 0.469
God appeared to Solomon that night and said to him , " Ask ! What should I give you ? "
Andriamanitra niseho tamin'i Solomona tamin'io alina io ary niteny taminy hoe : " Angataho ! Inona no tokony omeko anao ? "
2CH 1:8     Alignment score: 0.436 → 0.461
Solomon said to God , " You have shown great covenant faithfulness to David my father , and have made me king in his place .
Hoy Solomona tamin'Andriamanitra hoe : " Ianao dia efa nampiseho famindra - po lehibe tamin'i Davida raiko , ary nanao ahy ho mpanjaka teo amin ' ny toerany
.
2CH 1:9     Alignment score: 0.417
Now , Yahweh God , let your promise to David my father be carried out , for you have made me king over a people as numerous as the dust of the earth .
Ankehitriny , ry Yaveh Andriamanitra , aoka mba ho tanterahina ny fampanantenana nataonao
tamin'i Davida raiko , satria nataonao mpanjakan ' ny olona maro an'isa toy ny vovoky ny tany aho .
2CH 1:10     Alignment score: 0.386
Now give me wisdom and knowledge , so that I may lead this people , for who can judge your people , who are so many in number ? "
Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho , mba hahafahako mitarika ity vahoaka ity , satria iza no afaka hitsara ny vahoakanao
, izay tena maro an'isa ? "
2CH 1:11     Alignment score: 0.34 → 0.354
God said to Solomon , " Because this was in your heart , and because you have not asked for riches , wealth
, or honor , nor for the life of those who hate you , nor for long life for yourself , but you have asked for wisdom and knowledge for yourself , so that you might rule my people , over whom I have made you king , this is what I will do .
Hoy Andriamanitra tamin'i Solomona hoe : " Satria tao am - ponao izany , ary satria tsy nangataka vola aman - karena ianao , na voninahitra , na ny ain'ireo izay mankahala anao , na mba ho ela velona ianao , fa fahendrena sy fahalalana ho an ' ny tenanao no nangatahanao , mba hahafahanao manjaka amin ' ny vahoakako , eo amin'ireo izay nanaovako anao ho mpanjaka , ary izao no ho ataoko .
2CH 1:12     Alignment score: 0.296 → 0.306
I will now give you wisdom and knowledge . I will also give you riches , wealth
, and honor , as none of the kings had before you , and none after you will have . "
Homeko fahendrena sy fahalalana ianao anio . Homeko vola aman - karena , sy voninahitra ihany koa ianao , izay tsy nananan'ireo mpanjaka teo alohanao , ary tsy hisy aorianao hanana . "
2CH 1:13     Alignment score: 0.527
So Solomon came to Jerusalem from the high place that was at Gibeon , from before the tent of meeting ; he reigned over Israel .
Koa tonga tao Jerosalema avy tany
amin ' ny fitoerana avo izay tao Gibeona i Solomona , avy teo anoloan ' ny tranolay fihaonana ; nanjaka nanerana an'Israely izy .
2CH 1:14     Alignment score: 0.419 → 0.419
Solomon gathered chariots and horsemen , and he had 1,400 chariots and twelve thousand horsemen that he placed in the chariot cities , and with himself , the king in Jerusalem .
Nampivory ireo kalesy sy mpitaingin - tsovaly
i Solomona , ary nanana kalesy 1 . 400 sy mpitaingin - tsoavaly roa arivo sy iray alina izy izay napetrany tao amin ' ny tanàna fitoeran'ireo kalesy , ary niaraka taminy , ny mpanjaka tao Jerosalema .
2CH 1:15     Alignment score: 0.494 → 0.51
The king made silver and gold as common in Jerusalem as the stones , and he made cedar wood as common as the sycamore trees that are in the lowlands .
Nataon
' ny mpanjaka nitobaka tao Jerosalema toy ny vatokely ny volafotsy sy volamena , ary nataony nitobaka toy ny aviavy izay eny amin'ireo tany iva ny hazo sedera .
2CH 1:16     Alignment score: 0.398 → 0.455
As for the importation of horses from Egypt and Kue for Solomon , the king 's merchants bought them from Kue at a price .
Toy ny fanafarana ireo soavaly avy any Egypta sy Kiho ho an'i Solomona , dia novidian'ireo mpandrantony avy any Kiho tamin ' ny vidiny tokana ireo .
2CH 1:17     Alignment score: 0.503 → 0.505
They imported a chariot from Egypt for six hundred shekels of silver , and a horse for 150 shekels . They also exported them to the kings of the Hittites and the Arameans .
Nanafatra kalesy avy tany
Egypta tamin ' ny sekely volafotsy enin - jato izy ireo , ary soavaly tamin ' ny sarany sekely 150 . Izy ireo ihany koa dia nanondrana ireo tany amin'ireo mpanjakan'i Hetita sy ireo Syriana .
2CH 1:18     Alignment score: 0.446 → 0.45
Now Solomon commanded the building of a house for Yahweh 's name and the building of a palace for his kingdom .
Ary Solomona no nibaiko ny fanorenana trano ho amin ' ny anaran'i
Yaveh sy ny fanorenana lapa ho an ' ny fanjakany .
2CH 1     Average alignment score: 0.446 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36