Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16 


MRK 1:1     Alignment score: 0.604
This is the beginning of the gospel of Jesus Christ , the Son of God .
Ity ny fiandohan ' ny filazantsaran'i Jesosy Kristy , ilay Zanak'Andriamanitra .


MRK 1:2     Alignment score: 0.337
As it is written in Isaiah the prophet , " Look , I am sending my messenger before your face , the one who will prepare your way .
Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminany hoe : " Indro , Izaho maniraka ny irako
hialoha Anao , ilay iray hamboatra ny lalanao .
MRK 1:3     Alignment score: 0.327
The voice of one crying out in the wilderness , ' Make ready the way of the Lord ; make his paths straight . ' "
Misy feo re miantso mafy any an'efitra hoe : " Ataovy vonona ny lalan ' ny Tompo ; ataovy mahitsy ny lalan
- kalehany . " '
MRK 1:4     Alignment score: 0.523 → 0.522
John came , baptizing in the wilderness and preaching a baptism of repentance for the forgiveness of sins .
Tonga Jaona , nanao batisa tany an'efitra ary nitory ny batisan
' ny fibebahana ho amin ' ny famelan - keloka nohon ' ny ota .
MRK 1:5     Alignment score: 0.453
The whole country of Judea and all the people of Jerusalem went out to him . They were baptized by him in the Jordan River , confessing their sins .
Ny tanin'i
Jodia rehetra sy ny mponina rehetra ao Jerosalema dia tonga nanatona azy . Nataony batisa tao amin ' ny onin'i Jordana izy ireo , rehefa niaiky ny fahotany .
MRK 1:6     Alignment score: 0.424 → 0.424
John wore a coat of camel 's hair and a leather belt around his waist , and he ate locusts and wild honey .
Jaona dia nitafy lamba volon - drameva ary nanao fehikibo hoditra teo am - balahany
, ary valala sy tantely remby no nohaniny .
MRK 1:7     Alignment score: 0.246 → 0.246
He was preaching , saying , " One will come
after me who is more powerful than I ; the strap of his sandals I am not worthy to stoop down and untie .
Nanambara izy hoe : " Misy iray ho avy manaraka ahy izay mahery mihoatra ahy , ary tsy mendrika aho na dia ny hamaha ny fehin - kapany aza .
MRK 1:8     Alignment score: 0.457
I baptized you with water , but he will baptize you with the Holy Spirit . "
Izaho nanao batisa anareo tamin ' ny rano , fa Izy kosa hanao batisa anareo amin ' ny Fanahy Masina . "
MRK 1:9     Alignment score: 0.659 → 0.659
It happened in those days that Jesus came
from Nazareth in Galilee , and he was baptized by John in the Jordan River .
Tamin'ireo andro nahatongavan'i Jesosy avy any Nazareta tao Galilia no nitranga izany , ary nataon'i Jaona batisa tao amin ' ny onin'i Jordana Izy .
MRK 1:10     Alignment score: 0.392
As Jesus came up out of the water , he saw the heavens split open and the Spirit coming down on him like a dove .
Raha vao nivoaka ny rano Jesosy , dia hitany nisokatra ny lanitra ary nidina teo aminy tahaka ny voromailala ny Fanahy .
MRK 1:11     Alignment score: 0.293 → 0.295
A voice came
out of the heavens : " You are my beloved Son . I am very pleased with you . "
Ary nisy feo avy any an - danitra nanao hoe : " Ianao no Zanako malalako . Ianao no sitrako . "
MRK 1:12     Alignment score: 0.313
Then the Spirit compelled him to go out into the wilderness .
Avy eo dia notaomin ' ny Fanahy ho any an'efitra Jesosy .
MRK 1:13     Alignment score: 0.472 → 0.475
He was in the wilderness forty days being tempted by Satan . He was with the wild animals , and the angels served him .
Efapolo andro Izy no tany
an'efitra , nalain ' ny satana fanahy . Nitoetra niaraka tamin ' ny bibidia Izy , ary nanompo Azy ireo anjely .
MRK 1:14     Alignment score: 0.414 → 0.42
Now after John was arrested , Jesus came into Galilee proclaiming the gospel of God .
Ary rehefa voasambotra Jaona , dia tonga tao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran ' Andriamanitra ,
MRK 1:15     Alignment score: 0.481
He said , " The time is fulfilled , and the kingdom of God is near . Repent and believe the gospel . "
ary nilaza hoe : " Efa tonga ny fotoana , ary efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra . Mibebaha dia minoa
ny filazantsara . "
MRK 1:16     Alignment score: 0.414 → 0.481
When he was walking beside the Sea of Galilee , he saw Simon and Andrew the brother of Simon casting a net in the sea , for they were fishermen .
Rehefa nandeha teny
amoron - dranomasin'i Galilia Izy , dia nahita an'i Simona sy Andrea rahalahan'i Simona nanarato , satria mpanarato izy ireo .
MRK 1:17     Alignment score: 0.481
Jesus said to them , " Come , follow me , and I will make you fishers of men . "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Avia , manaraha Ahy , fa ataoko mpanarato olona ianareo . "
MRK 1:18     Alignment score: 0.335
Then immediately they left the nets and followed him .
Teo no eo dia namela ny harato izy ireo ka nanaraka Azy .
MRK 1:19     Alignment score: 0.442 → 0.447
As Jesus was walking on a little farther , he saw James son of Zebedee and John his brother ; they were in the boat mending the nets .
Rehefa nandeha lavidavitra Jesosy , dia nahita an'i Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalahiny ; izay tao an - tsambokely namboatra ny harato .
MRK 1:20     Alignment score: 0.474
He called them , and they left their father Zebedee in the boat with the hired servants , and they followed him .
Niantso azy ireo Izy ka dia nilaozany tao an - tsambokely avy hatrany Zebedio rainy niaraka tamin'ireo mpikarama , ka nanaraka Azy izy ireo .
MRK 1:21     Alignment score: 0.601 → 0.602
Then they came into Capernaum , and on the Sabbath , Jesus went into the synagogue and taught .
Avy eo dia tonga tao Kapernaomy izy ireo , ary tamin ' ny andro Sabata , dia niditra tao amin ' ny synagoga Jesosy ary nampianatra .
MRK 1:22     Alignment score: 0.357
They were astonished at his teaching , for he was teaching them as someone who has authority and not as the scribes .
Talanjona tamin ' ny fampianarany
izy ireo , satria nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana Izy fa tsy tahaka ireo mpanora - dalàna .
MRK 1:23     Alignment score: 0.345
Just then a man in their synagogue
who had an unclean spirit cried out ,
Avy eo nisy lehilahy iray tao amin ' ny synagogan'izy ireo izay nanana fanahy maloto nihiaka mafy ,
MRK 1:24     Alignment score: 0.404 → 0.404
saying , " What do we have to do with you , Jesus of Nazareth ? Have you come
to destroy us ? I know who you are . You are the Holy One of God ! "
nanao hoe : " Inona no hifandraisanay aminao , ry Jesosy avy any Nazareta ? Tonga hamotika anay va Ianao ? Fantatro hoe iza Ianao . Ianao ilay Masin'Andriamanitra ! "
MRK 1:25     Alignment score: 0.505
Jesus rebuked the demon and said , " Be quiet and come
out of him ! "
Niteny mafy ny demonia Jesosy ka nanao hoe : " Mangina ary mivoaha aminy ! "
MRK 1:26     Alignment score: 0.278 → 0.279
The unclean spirit threw him into convulsions and went out from him while crying out with a loud voice .
Ary ilay fanahy maloto nandavo azy sy nivoaka taminy ka niantso tamin ' ny feo mahery .
MRK 1:27     Alignment score: 0.343 → 0.404
All the people were amazed , so they asked each other , " What is this ? A new teaching with authority ! He even commands the unclean spirits and they obey him ! "
Talanjona ny olona rehetra , ka nifanontany izy ireo hoe : " Inona ity ? Fampianarana vaovao misy fahefana ? Baikoiny na dia ireo fanahy maloto aza ary manaiky Azy izy ireo ! "
MRK 1:28     Alignment score: 0.404
The news about him went out everywhere into the whole region of Galilee .
Ny vaovao momba Azy dia niparitaka
teny rehetra teny tao amin ' ny faritr'i Galilia iray manontolo .
MRK 1:29     Alignment score: 0.52
After coming out of the synagogue , they came into the house of Simon and Andrew , along with James and John .
Rehefa avy nivoaka ny synagoga , dia tonga tao an - tranon'i Simona sy Andrea izy ireo , niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona .
MRK 1:30     Alignment score: 0.522 → 0.524
Now Simon 's mother-in-law was lying sick with a fever , and they told Jesus about her .
Ary ny rafozam - bavin'i Simona nandry nararin ' ny tazo , ka nolazain'izy ireo an'i Jesosy ny momba azy .
MRK 1:31     Alignment score: 0.209 → 0.226
So he came , took her by the hand , and raised her up ; the fever left her , and she started serving them .
Dia nanatona Izy , ka nandray azy tamin ' ny tanany , ary nanarina azy ; dia afaka ny tazony , ary nanomboka nanompo azy ireo izy .
MRK 1:32     Alignment score: 0.413 → 0.432
That evening after the sun had set , they brought to him all who were sick or possessed by demons .
Tamin'io hariva io , taorian ' ny filentehan ' ny masoandro , dia nentin'izy ireo teo aminy izay narary rehetra na misy demonia .
MRK 1:33     Alignment score: 0.246 → 0.247
The whole city gathered together at the door .
Tafavory niaraka teo am - baravarana
ny tao an - tanàna rehetra .
MRK 1:34     Alignment score: 0.376 → 0.388
He healed many who were sick with various diseases and cast out many demons , but he did not allow the demons to speak because they knew
him .
Nanasitrana olona maro izay nararin ' ny aretina samihafa Izy ary nandroaka demonia maro , fa tsy navelany hiteny ireo demonia satria nahafantatra Azy izy ireo .
MRK 1:35     Alignment score: 0.282 → 0.282
He got up very early , while it was still dark ; he left and went out into a solitary place and there he prayed .
Nifoha maraina be Izy , raha mbola maizina ny andro ; niala teo Izy ka nandeha tany amin ' ny toerana mitokana ary teo Izy no nivavaka .
MRK 1:36     Alignment score: 0.468
Simon and those
who were with him searched for him .
Nitady Azy Simona sy ireo izay niaraka taminy .
MRK 1:37     Alignment score: 0.202 → 0.223
They found him and they said to him , " Everyone is looking for you . "
Nahita Azy izy ireo ary nilaza taminy hoe : " Mitady Anao ny olona rehetra . "
MRK 1:38     Alignment score: 0.247
He said , " Let us go elsewhere , out into the surrounding towns , so that I may preach there also . That is why I came
out here . "
Hoy Izy hoe : " Andeha isika ho any amin ' ny toeran - kafa , any ivelany ao amin'ireo tanàna manodidina , mba hafahako mitory teny any koa . Fa izany no antony nivoahako taty . "
MRK 1:39     Alignment score: 0.337
He went throughout all of Galilee , preaching in their synagogues
and casting out demons .
Dia nitety an'i Galilia manontolo Izy , nitory teny tao amin ' ny synagogan'izy ireo sady nandroaka demonia maro .
MRK 1:40     Alignment score: 0.318
A leper came to him . He was begging him ; he knelt down and said to him , " If you are willing , you can make me clean . "
Nisy boka iray tonga teo aminy . Nitalaho taminy izy ; nandohalika teo Aminy ary nilaza taminy hoe : " Raha sitrakao
, dia afaka manadio ahy Ianao . "
MRK 1:41     Alignment score: 0.424 → 0.429
Moved with compassion , Jesus reached out his hand and touched him , saying to him , " I am willing . Be clean . "
Onena azy , dia naninjitra ny tanany Jesosy ary nikasika azy , nanao taminy hoe : " Sitrako
. Madiova ianao . "
MRK 1:42     Alignment score: 0.243 → 0.248
Immediately the leprosy left him , and he was made clean .
Niala taminy avy hatrany ny habokana , ary nadio izy .
MRK 1:43     Alignment score: 0.365
Jesus strictly warned him and sent him away .
Nampitandrina mafy azy Jesosy ary nandefa azy .
MRK 1:44     Alignment score: 0.359 → 0.358
He said to him , " Be sure to say nothing to anyone , but go , show yourself to the priest , and offer for your cleansing what Moses commanded , as a testimony to them . "
Hoy Izy taminy hoe : " Tandremo tsy hilaza na inona na inona amin'iza
na amin'iza ianao , fa mandehana , asehoy amin ' ny mpisorona ny tenanao , ary manaova fanatitra nohon ' ny fanadiovana anao araka ny nandidian'i Mosesy , mba ho fijoroana vavolombelona ho azy ireo . "
MRK 1:45     Alignment score: 0.231 → 0.231
But he went out and began to declare it freely and spread the word , so much so that Jesus could no longer enter a town openly but he stayed out in remote places . Yet people were still coming to him from everywhere .
Fa nivoaka izy ary nanomboka nilaza tamin ' ny olona
rehetra sy nampiely loatra ny teny ka dia tsy afaka niditra an - kalalahana tany amin ' ny tanàna rehetra intsony Jesosy . Ka nitoetra tany ivelany tany amin ' ny toerana mitokana Izy ary nanatona Azy ny olona avy amin ' ny toerana rehetra .
MRK 1     Average alignment score: 0.392 for 45 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MRK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16