Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 1:1     Alignment score: 0.538 → 0.554
In the first year of Cyrus , king of Persia , Yahweh fulfilled his word that came
from the mouth of Jeremiah . He stirred Cyrus ' spirit , and Cyrus ' voice went out over his entire kingdom . This is what was written and spoken :
Tamin ' ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy , mpanjakan'i Persia , dia nanatanteraka ny teniny izay naloaky ny vavan'i Jeremia , ary nanentana ny fanahin'i Kyrosy i Yaveh . Nivoaka nanerana ny fanjakany manontolo ny feon'i Kyrosy . Izao no voasoratra sy voalaza :


EZR 1:2     Alignment score: 0.583 → 0.583
" Cyrus , king of Persia , says : Yahweh , God of Heaven , gave me all the kingdoms of the earth , and he appointed me to build for him a house in Jerusalem in Judah .
" Kyrosy , mpanjakan'i Persia , dia milaza hoe : Yaveh , Andriamanitry ny Lanitra , no nanome ahy ny fanjakana rehetra amin ' ny tany , ary nanendry ahy hanorina trano any Jerosalema any Joda ho Azy .
EZR 1:3     Alignment score: 0.474
Whoever is from his people ( may his God be with him ) may go up to Jerusalem , which is in Judah , and build a house for Yahweh , the God of Israel , the God who is in Jerusalem .
Na iza na iza avy amin ' ny vahoakany
( homba azy anie ny Andriamaniny ) dia afaka miakatra any Jerosalema ary hanorina trano ho an'i Yaveh , Andriamanitr'Israely , ilay Andriamanitra izay any Jerosalema .
EZR 1:4     Alignment score: 0.371 → 0.369
People of any part of the kingdom where survivors of that land are living as foreigners
should provide them with silver and gold , with goods and livestock , as well as a freewill offering for the house of God in Jerusalem . "
Ny olona izay anatin ' ny fanjakana izay honenan'ireo sisa velona ao amin'izany tany izany dia tokony hanome azy ireo volafotsy sy volamena , fananana sy biby , ary koa fanati - tsitrapo ho an ' ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema . "
EZR 1:5     Alignment score: 0.367 → 0.399
Then the heads of the ancestors ' clans of Judah and Benjamin , the priests and Levites , and everyone whose spirit God stirred to go and build the house of Yahweh , which is in Jerusalem , arose
.
Avy eo nitsangana ireo lohan'ireo razamben'ireo fianakaviam - ben'i Joda sy Benjamina , ireo mpisorona sy Levita , ary ny rehetra izay nentanin'Andriamanitra ny fanahiny mba handeha sy hanorina ny tranony .
EZR 1:6     Alignment score: 0.398 → 0.405
Those
around them supported their work with silver and gold objects , goods , animals , valuables , and freewill offerings .
Ireo nanodidina azy ireo dia nanohana ny asan'izy ireo tamin ' ny zavatra volafotsy sy volamena , fananana , biby , zava - tsoa , ary fanati - tsitrapo .
EZR 1:7     Alignment score: 0.434 → 0.445
Cyrus king of Persia also released the objects belonging to the house of Yahweh that Nebuchadnezzar had brought from Jerusalem and put in his own gods ' houses .
Navoakan'i Kyrosy mpanjaka ihany koa ireo zavatra tao an - tranon'i Yaveh izay nentin'i
Nebokadnezara avy any Jerosalema ary napetrany tao amin ' ny tranon'ireo andriamaniny manokana .
EZR 1:8     Alignment score: 0.404
Cyrus , king of Persia , put them into the hand of Mithredath the treasurer , who counted them out for Sheshbazzar , prince of Judah .
Napetrak'i Kyrosy teo an - tanan'i
Mitredata mpitahiry vola , izay nanisa ireo ho an'i Sesbazara , mpitarika an'i Joda izany .
EZR 1:9     Alignment score: 0.643
This was their number : thirty gold basins , one thousand silver basins , twenty - nine other basins ,
Ireto no isan'ireo : koveta volamena telopolo , koveta volafotsy arivo , koveta sivy amby roapolo hafa ,
EZR 1:10     Alignment score: 0.414 → 0.563
thirty gold bowls , 410 small silver bowls , and one thousand additional objects .
lovia jobo volamena telopolo , lovia jobo volafotsy 410 , ary zavatra hafa arivo fanampiny .
EZR 1:11     Alignment score: 0.532 → 0.533
There were 5,400 gold and silver items in all . Sheshbazzar brought all of them when the exiles went from Babylon to Jerusalem .
Nisy fanaka 5 . 400 volamena sy volafotsy raha atambatra . Nentin'i
Sesbazara ireo rehetra ireo rehefa niainga avy any Babylona nankany Jerosalema ireo sesitany .
EZR 1     Average alignment score: 0.487 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10