Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4 


COL 1:1     Alignment score: 0.568 → 0.568
Paul , an apostle of Christ Jesus through the will of God , and Timothy our brother ,
Paoly , apostolin'i Kristy Jesosy amin ' ny alalan ' ny sitrapon'Andriamanitra , ary i Timoty rahalahantsika
,


COL 1:2     Alignment score: 0.479 → 0.494
to God 's holy people and faithful brothers in Christ who are at Colossae : May grace be to you , and peace from God our Father .
ho an'ireo mpino sy ireo rahalahy mahatoky ao amin ' ny Kristy izay any Kolosia . Ho aminareo anie ny fahasoavana , sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika .
COL 1:3     Alignment score: 0.463
We give
thanks to God , the Father of our Lord Jesus Christ , and we always pray for you .
Manome fisaorana an'Andriamanitra isika , ilay Rain ' ny Tompontsika Jesosy Kristy , ary mivavaka mandrakariva ho anareo izahay .
COL 1:4     Alignment score: 0.433
We have heard of your faith in Christ Jesus and of the love that you have for all God 's holy people ,
Efa renay
ny finoanareo an'i Kristy Jesosy ary ny fitiavana izay ananareo ho an'izay rehetra voatokana ho an'Andriamanitra .
COL 1:6     Alignment score: 0.237 → 0.257
which has come
to you . In the same way , this gospel is bearing fruit and is growing in all the world just as it has been doing among you since the day you heard it and understood the grace of God in truth .
izay tonga aminareo . Ity filazantsara ity dia mitondra vokatra ary mitombo eran'izao tontolo izao . Izany dia efa nanao izany taminao ihany koananomboka tamin ' ny andro nahenonao azy ary nianaranao ny momban ' ny fahasoavan'Andriamanitra ao amin ' ny marina .
COL 1:7     Alignment score: 0.329 → 0.369
This is the gospel as you learned it from Epaphras , our beloved fellow servant , who is a faithful servant of Christ on our behalf .
Ity ny filazantsara izay araka ny nianaranareo tamin ' ny Epafra , ilay mpiara - manompo malalantsika , izay mpanompo mahatokin'i Kristy amin ' ny anarantsika .
COL 1:8     Alignment score: 0.254 → 0.393
Epaphras has made known to us your love in the Spirit .
Nampahalalan ' ny Epafra anay ny fitiavanareo ny Fanahy .
COL 1:9     Alignment score: 0.361 → 0.379
Because of this love , from the day we heard this we have not stopped praying for you . We pray that you will be filled with the knowledge of his will in all wisdom and spiritual understanding ,
Noho io fitiavana io , hatramin ' ny andro nahenonay izany dia tsy nitsahatra nivavaka ho anareo izahay . Nangataka izahay mba ho feno fahalalana ny sitrapony amin ' ny fahendrena rehetra sy fahalalana ara - panahy ianareo .
COL 1:10     Alignment score: 0.171 → 0.235
so that you will walk in a manner that is worthy of the Lord and that pleases him in every way : by bearing
fruit in every good work and growing in the knowledge of God ;
Nivavaka izahay mba handehanareo am - pahamendrehana ao amin ' ny Tompo amin'ireo fomba ankasitrahan'Andriamanitra . Nivavaka izahay mba hamokatra amin ' ny asa soa rehetra ianareo ary mba hitombo fahalalana an'Andriamanitra .
COL 1:11     Alignment score: 0.215 → 0.228
by being strengthened with all power , according to his glorious might , so that you may have great endurance and patience ; and by joyfully

Mivavaka izahay mba hahazo hery amin ' ny fahaizana rehetra ianareo araka ny herin ' ny voninahitra amin ' ny fiaretana sy ny faharetana .
COL 1:12     Alignment score: 0.202 → 0.213
giving thanks to the Father , who made you able to have a share in the inheritance of God 's holy people in light .
Mivavaka izahay mba hanome fisaorana an ' ny Raintsika am - pifaliana ianareo , izay nahafahanareo hanana anjara amin ' ny lovan'ireo mpino amin ' ny fahazavana

COL 1:13     Alignment score: 0.226 → 0.247
He has rescued us from the dominion of darkness and transferred us to the kingdom of his beloved Son ,
Namonjy antsika tamin ' ny fanapahan ' ny haizina
sy namindra antsika ho any amin ' ny fanjakan ' ny Zanany lahy malalany Izy .
COL 1:14     Alignment score: 0.207
in whom we have redemption , the forgiveness of sins .
Ao amin ' ny Zanany lahy no ananantsika ny fanavotana , ny famelana
ireo fahotana .
COL 1:15     Alignment score: 0.234 → 0.235
He is the image of the invisible God , the firstborn of all creation .
Ny Zanaka
lahy dia endrik'ilay Andriamanitra tsy hita maso . Izy ilay teraka voalohany tamin ' ny fahariana .
COL 1:16     Alignment score: 0.28 → 0.3
For in him all things were created : those in the heavens and those on the earth , the visible and the invisible things . Whether thrones or dominions or governments or authorities , all things were created through him and for him .
Fa tamin ' ny alalany
no nahariana ny zavatra rehetra , ireo izay any an - danitra sy ireo izay ety ambonin ' ny tany , ireo zavatra hita maso sy ireo tsy hita . Na ireo seza fiandrianana , na ireo fanapahana , na ireo fitondram - panjakana , na ireo manam - pahefana , ireo zavatra rehetra dia nohariana tamin ' ny alalany sy ho azy .
COL 1:17     Alignment score: 0.293 → 0.294
He himself is before all things , and in him all things hold
together .
Izy no alohan ' ny zavatra rehetra , ary ao aminy no haharetan ' ny zavatra rehetra .
COL 1:18     Alignment score: 0.402
He is the head of the body , the church . He is the beginning , the firstborn from among the dead , so he has first place among all things .
Izy no lohan
' ny vatana , sy ny fiangonana . Izy no fiandohana sy teraka voalohany avy eo anivon'ireo maty , ka izy no nanana toerana voalohany teo anivon'ireo zavatra rehetra .
COL 1:19     Alignment score: 0.127
For God was pleased to have all his fullness dwell in the Son ,
Satria sitrak'Andriamanitra ny tokony ny hiainan ' ny fahatsarany rehetra ao aminy ,
COL 1:21     Alignment score: 0.243 → 0.243
At one time you also were alienated and hostile in mind and in evil deeds .
Tamin ' ny fotoana iray , ianareo ihany koa , dia vahiny tamin'Andriamanitra ary fahavalony
tao an - tsainy sy tamin'ireo asa ratsy .
COL 1:22     Alignment score: 0.22 → 0.225
But now he has reconciled you by his physical body through death to present you holy , blameless , and above accusation
before him ,
Fa ankehitriny izy no nampihavana anareo tamin ' ny vatany manontolo tamin ' ny alalan ' ny fahafatesana . Nataony izany mba hanaovana anareo ho masina , tsy hanam - pondro eo anatrehany , ary nanala baraka azy noho ny fanaratsiana ,
COL 1:23     Alignment score: 0.35
if indeed you continue in the faith , established and firm , not moved away from the hope of the gospel that you heard , which was proclaimed to every person created under heaven . This is the gospel of which I , Paul , became
a servant .
raha manohy amin ' ny finoana ianareo , miorina sy mafy orina , dia aza mihataka amin ' ny fanantenana mahatokin ' ny filazantsara izay renareo . Ity no filazantsara izay nambara tamin ' ny olona rehetra nohariana ambanin ' ny lanitra . Ity no filazantsara izay , nahatonga ahy , Paoly , ho mpanompo .
COL 1:24     Alignment score: 0.35 → 0.366
Now I rejoice in my sufferings for you , and I fill up in my flesh what is lacking of the afflictions of Christ for the sake of his body , which is the church .
Ankehitriny aho dia faly amin ' ny fijaliko ho anareo , ary izaho dia nameno ny nofoko izay tsy ampy amin'ireo fahorian'i Kristy noho ny vatany
, dia ny fiangonana .
COL 1:25     Alignment score: 0.287 → 0.356
It is of this church that I am a servant , according to the stewardship from God that was given to me for you , to fulfill the word of God .
Noho ny fiangonana no nahampanompo ahy , araka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra izay nomeny
ahy ho anareo , mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra .
COL 1:26     Alignment score: 0.232 → 0.232
This is the mystery that was hidden for ages and for generations
but now has been revealed to God 's holy people .
Io no marina miafina izay nafenina nandritry ny taona maro sy ho an'ireo taranaka . Fa ankehitriny dia efa niseho izany tamin'ireo izay mino azy .
COL 1:27     Alignment score: 0.351 → 0.357
It is to them that God wanted to make known the riches of the glory of this mystery among the Gentiles , which is Christ in you , the hope of glory .
Tamin'izy ireo no tian'Andriamanitra nampahafantarina ireo haren
' ny voninahitr'ity fahamarinana miafina ity teo anivon ' ny Jentilisa . Izany dia Kristy no ao aminao , ilay tokin ' ny voninahitra ho avy .
COL 1:28     Alignment score: 0.281 → 0.285
We proclaim him , warning every person and teaching every person with all wisdom , so that we may present every person mature in Christ .
Dia izy ilay notorianay . Nananatra ny olona rehetra izahay , ary nampianatra ny olona rehetra tamin ' ny fahendrena rehetra , mba hanolorantsika ny olona rehetra feno ao amin'i Kristy .
COL 1:29     Alignment score: 0.201 → 0.203
For this I labor and strive according to his energy that is at work in me in power .
Noho izany dia miasa mafy aho sy miezaka
araka ny tanjany izay miasa ato amiko amin ' ny hery .
COL 1     Average alignment score: 0.317 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4