Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6 


GAL 1:1     Alignment score: 0.392 → 0.392
Paul , an apostle not an apostle from men nor by human agency , but through Jesus Christ and God the Father , who raised him from the dead
Paoly , apostoly _ tsy apostoly avy amin ' ny olona na tamin ' ny alalan ' ny olona
, fa avy amin'i Jesosy Kristy sy ilay Andriamanitra Ray , izay nanangana Azy tamin ' ny maty _


GAL 1:2     Alignment score: 0.229 → 0.274
and all the brothers with me , to the churches of Galatia :
ary ireo rahalahy rehetra miaraka amiko , ho an'ireo fiangonan
' ny Galatiana :
GAL 1:3     Alignment score: 0.662
Grace to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ ,
Fahasoavana ho aminareo ary fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo ,
GAL 1:4     Alignment score: 0.199 → 0.211
who gave himself for our sins so that he might deliver us from this present evil age , according to the will of our God and Father :
izay nanolotra ny tenany ho an ' ny fahotantsika mba hanafahany antsika amin'izao andron
' ny faharatsiana izao , araka ny sitrapon'Andriamanitsika sy Raintsika ,
GAL 1:5     Alignment score: 0.595
to him be the glory forever and ever . Amen .
ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria . Amena .
GAL 1:6     Alignment score: 0.353 → 0.36
I am amazed that you are turning away so quickly from him who called you by the grace of Christ . I am amazed that you are turning to a different gospel ,
Gaga aho hoe niala faingana tamin'ilay niantso anareo tamin ' ny fahasoavan'i
Kristy ianareo . Gaga aho fa mitodika ho amin ' ny filanzantsara hafa ianareo .
GAL 1:7     Alignment score: 0.329
not that there is another gospel , but there are some men who cause
you trouble and want to distort the gospel of Christ .
Tsy midika akory izany fa misy filanzantsara hafa , fa misy olona maromaro izay mitondra fikorontanana ho anareo ary te hanova ny filazantsaran'i kristy .
GAL 1:8     Alignment score: 0.352
But even if we or an angel from heaven should proclaim to you a gospel other than the one we proclaimed to you , let him be cursed .
Fa na izahay na anjely avy any an - danitra aza no hitory filazantsara hafa aminareo noho izay nitorianay taminareo , dia aoka izy ho voaozona .
GAL 1:9     Alignment score: 0.372 → 0.389
As we have said before , so now I say again , " If someone proclaims to you a gospel other than the one you received , let him be cursed . "
Araka izay nolazainay taloha , dia ankehitriny aho manambara indray hoe : " Raha misy olona manambara aminareo filazantsara hafa noho izay noraisinareo , dia aoka izy ho voaozona . "
GAL 1:10     Alignment score: 0.317 → 0.318
For am I now seeking the favor of men or of God ? Am I seeking to please men ? If I am still trying to please men , I am not a servant of Christ .
Moa ve izaho ankehitriny mitady ny fakantoavan ' ny olona sa Andriamanitra ? Moa ve izaho mitady izay hampifaly ny olona ? Raha mbola manohy miezaka ny hampifaly olona aho , dia tsy mpanompon'i
Kristy .
GAL 1:11     Alignment score: 0.324 → 0.324
For I want you to know , brothers , that the gospel I proclaimed is not man 's gospel .
Fa tiako ho fantatrareo , ry rahalahiko , fa ny filazantsara izay nambarako dia tsy filazantsaran'olombelona .
GAL 1:12     Alignment score: 0.377 → 0.406
I did not receive it from any man , nor was I taught it . Instead , it was by revelation of Jesus Christ to me .
Tsy nandray izany tamin'olona aho , na nampianarina ahy izany . Fa kosa , izany dia fanambaran'i
Kristy Jesosy tamiko .
GAL 1:13     Alignment score: 0.2 → 0.204
You have heard about my former life in Judaism , how I was persecuting the church of God beyond measure and that I was trying to destroy it .
Fa ianareo nahare ny amin ' ny fiainako taloha tamin ' ny fomba fivavahana Jiosy , sy ny fomba nanenjehako ny fiangonan'Andriamanitra mihoatra ny tokony ho izy ary ny fiezahako handrava izany .
GAL 1:14     Alignment score: 0.139
I advanced in Judaism beyond many of those who were my own age , from out of my own people . That is how extremely zealous I was for the traditions of my fathers .
Nandroso tamin ' ny fivavahan ' ny Jiosy aho nihoatra ny maro tamin'ireo nitovy taona tamiko , avy tamin'ireo iray firenena tamiko . Toy izany ny fomba nihazonako mafy ireo fomban - drazako .
GAL 1:15     Alignment score: 0.343 → 0.342
But when God , who had set me apart from my mother 's womb , and who called me through his grace , was pleased
Kanefa Andriamanitra , izay nanokana ahy hatrany an - kibon - dreniko , ary niantso ahy tamin ' ny alalan ' ny fahasoavany
,
GAL 1:16     Alignment score: 0.232 → 0.23
to reveal his Son in me , so that I might preach him among the Gentiles , I did not immediately consult with flesh and blood .
rehefa faly ny hampiseho ny Zanany lahy tamiko , mba hahafahako manambara Azy any amin ' ny Jentilisa , dia tsy naka saina tamin ' ny nofo sy ra avy hatrany aho .
GAL 1:17     Alignment score: 0.56
I did not go up to Jerusalem to those who had become
apostles before me . Instead , I went to Arabia and then returned to Damascus .
Tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin'ireo efa lasa Apostoly talohako aho . Fa kosa , nandeha tany Arabia ary avy eo niverina tany Damaskosy aho .
GAL 1:18     Alignment score: 0.417 → 0.425
Then after three years I went up to Jerusalem to get to know
Cephas and I stayed with him fifteen days .
Ary telo taona taoriana dia niakatra tany Jerosalema mba hifankafantatra tamin'i Kefasy aho ary nijanona niaraka taminy nandritra ny dimy ambin ' ny folo andro .
GAL 1:19     Alignment score: 0.396
But I saw none of the other apostles except James , the Lord 's brother .
Fa tsy nisy hitako ireo Apostoly ankoatra an'i Jakoba , ilay rahalahin
' ny Tompo .
GAL 1:20     Alignment score: 0.218
In what I write to you , I assure you before God that I am not lying .
Ary ao amin'izay soratako ho anareo , dia manome toky anareo aho eo anatrehan'Andriamanitra , fa tsy mandainga aho .
GAL 1:21     Alignment score: 0.478
Then I went to the regions of Syria and Cilicia .
Avy eo aho dia nandeha tany
amin ' ny faritr'i Syria sy Kilikia .
GAL 1:22     Alignment score: 0.47 → 0.471
I was still not known by face to the churches of Judea that are in Christ .
Tsy mbola fantatra teo amin'ireo fiangonan'i
Jodia izay ao amin'i Kristy aho .
GAL 1:23     Alignment score: 0.221 → 0.243
They only heard it being said , " The man who once persecuted us is now proclaiming as good news the faith he once tried to destroy . "
Henon'izy ireo fotsiny izay voalaza hoe : " Ilay lehilahy izay nanenjika antsika fahiny ankehitriny dia manambara ilay finoana izay niezahany nopotehina taloha . "
GAL 1:24     Alignment score: 0.192
So they glorified God because of me .
Noho izany izy ireo dia nidera an'Andriamanitra noho ny amiko .
GAL 1     Average alignment score: 0.339 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GAL:1  2  3  4  5  6