Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of OBA:1 


OBA 1:1     Alignment score: 0.503 → 0.507
The vision of Obadiah . The Lord Yahweh says this concerning Edom : We have heard a report from Yahweh and an ambassador has been sent among the nations , saying , " Rise
up ! Let us rise up against her for battle ! "
Ny fahitan'i Obadia . Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh mahakasika an'i Edoma : Efa nandre tatitra avy tamin'i Yaveh sy ny masoivoho izay nalefa ho eo amin'ireo firenena izahay , nanao hoe : " Mitsangàna ! Aoka isika hitsangana mba hiady hanohitra azy ! "


OBA 1:2     Alignment score: 0.323
Behold , I will make you small among the nations ; you will be greatly despised .
Indro , hataoko kely eo amin'ireo firenena ianao , ho atao tsinontsinona tanteraka ianao .
OBA 1:3     Alignment score: 0.294 → 0.269
The pride of your heart has deceived you , you who live in the clefts of the rock , in your lofty home ; who say in your heart , " Who will bring me down to the ground ? "
Namitaka anao ny fireharehan
' ny fonao , ianao izay mipetraka eny an - tsefatsefaky ny vato , amin ' ny tranonao avo ; izay manao anakam - po hoe : " Iza no hampidina ahy ho any amin ' ny tany ? "
OBA 1:4     Alignment score: 0.356 → 0.357
Though you soar high like the eagle and though your nest is set among the stars , I will bring you down from there this is Yahweh 's declaration .
Na dia manidina avo tahaka ny voromahery sy naorina teo amin'ireo kintana aza ny akaninao
, dia hampidina anao avy eny Aho , hoy Yaveh .
OBA 1:5     Alignment score: 0.228 → 0.234
If thieves came to you , if robbers came
by night how you will be ruined ! would they not steal only as much as they needed ? If grape gatherers came to you , would they not leave the gleanings ?
Raha tonga ao aminao ny mpangalatra , raha avy alina ny jiolahy ( ahoana no faharavanao ! ) , moa ve tsy izay sahaza azy ihany no angalariny ? Raha tonga tao aminao ny mpioty voaloboka , moa ve tsy avelany eo ireo niraraka ?
OBA 1:6     Alignment score: 0.288 → 0.323
How Esau will be ransacked , his hidden treasures
looted !
Endrey ny fitadiavana an'i Esao , sy ny fitadiavana ireo harena miafiny !
OBA 1:7     Alignment score: 0.269 → 0.283
All the men of your alliance will send you on your way to the border . The men who were at peace with you will deceive you and prevail against you . They who eat your bread will set a trap under you . There is no understanding in him .
Ireo lehilahy rehetra nifanaraka taminao dia handefa anao amin ' ny lalanao mankany amin ' ny sisin - tany . Ireo lehilahy nihavana taminao dia efa namitaka anao , ary nandresy anao . Ireo izay mihinana ny mofonao
dia efa nametraka fandrika teo ambaninao . Tsy misy fahazavan - tsaina ao aminy .
OBA 1:8     Alignment score: 0.429 → 0.438
" Will I not on that day " this is Yahweh 's declaration " destroy the wise men from Edom and understanding out of the mountain of Esau ?
" Moa ve tsy amin'izany andro izany aho " hoy i Yaveh , " no hamotika ireo lehilahy hendry avy any Edoma sy mazava saina ao an - tendrombohitr'i
Esao ?
OBA 1:9     Alignment score: 0.39 → 0.39
Your mighty men will be dismayed , Teman , so that every man may be cut off from the mountain of Esau by slaughter .
Ho raiki - tahotra ireo lehilahy maherinao , ry Temana , ka ho ringana amin ' ny alalan ' ny famonoana avy any an - tendrombohitr'i
Esao ny lehilahy rehetra .
OBA 1:10     Alignment score: 0.434
Because of the violence done to your brother Jacob , you will be covered with shame , and you will be cut off forever .
Nohon ' ny herisetra natao tamin'i Jakoba rahalahinao
, dia ho rakotra henatra ianao , ary ho ringana mandrakizay .
OBA 1:11     Alignment score: 0.3 → 0.324
On the day you stood aloof , on the day strangers carried away his wealth
, and foreigners entered into his gates , and cast lots for Jerusalem , you were like one of them .
Tamin ' ny andro namitsahanao , tamin ' ny andro nitondran'ireo vahiny ny fananany , sy ny nidiran'ireo hafa firenena ny vavahadiny , ary ny nanaovana loka an'i Jerosalema , dia tahaka ny iray tamin'izy ireo ianao .
OBA 1:12     Alignment score: 0.363 → 0.382
But do not gloat over your brother 's day , in the day of his misfortune , and do not rejoice over the people of Judah in the day of their destruction ; do not boast in the day of their distress .
Fa aza mifaly
amin ' ny andron ' ny rahalahinao , amin ' ny andron ' ny fahavoazany , ary aza mifaly eo amin'ireo vahoakan'i Joda amin ' ny andro handringanana azy ; aza mirehareha amin ' ny andro maha - ory azy ireo .
OBA 1:13     Alignment score: 0.255 → 0.268
Do not enter my people 's gate in the day of their calamity ; do not gloat over their affliction in the day of their disaster , do not loot their wealth
in the day of their ruin .
Aza miditra ny vavahadin ' ny vahoakako amin ' ny androm - pahavoazan'izy ireo , aza mifaly amin ' ny fahoriany amin ' ny andro hahitany loza , aza mandroba ny fananan'izy ireo amin ' ny andro maharava azy .
OBA 1:14     Alignment score: 0.235 → 0.254
Do not stand at the crossroads to cut down his fugitives , and do not deliver up his survivors in the day of distress .
Aza mitsangana eo an - tsampanan - dalana , mba handringana ireo mpandositra ary aza manome ny sisa tsy matiny amin ' ny andro maha
- ory .
OBA 1:15     Alignment score: 0.286 → 0.303
For the day of Yahweh is near upon all the nations . As you have done , it will be done to you ; your deeds will return on your own head .
Fa efa akaikin
' ny firenena rehetra ny andron'i Yaveh . Toy ny nataonao , no mbola hatao aminao ; hitsingerina ao an - dohanao ny zava - bitanao .
OBA 1:16     Alignment score: 0.241 → 0.279
For as you have drunk
on my holy mountain , so will all the nations drink continually . They will drink and swallow and it will be as though they had never existed .
Fa tahaka ny efa nisotroanao tao an - tendrombohitro masina , no hisotroan'ireo firenen - drehetra tsy an - kiato . Hisotro sy hitelina izy ireo , ary ho toy ny tsy àry izy ireo .
OBA 1:17     Alignment score: 0.4
But in Mount Zion there will be those
who escape , and it will be holy , and the house of Jacob will take possession of their possessions .
Fa any an - tendrombohitra Ziona no hisy ireo izay tafatsoaka ary ho masina izany ; ary ny taranak'i Jakoba hahazo ny fananany manokana .
OBA 1:18     Alignment score: 0.514
The house of Jacob will be a fire , and the house of Joseph a flame , and the house of Esau will be stubble , and they will burn them , and consume them . There will be no survivors to the house of Esau , for Yahweh has spoken it . "
Ny taranak'i Jakoba dia ho afo , ary ny taranak'i Josefa dia ho lelan'afo , ary ny taranak'i Esao ho mololo , ary handoro azy izy ireo izany , ka handevona azy ireo . Tsy hisy ho velona ny taranak'i Esao , satria izany no tenin'i
Yaveh . "
OBA 1:19     Alignment score: 0.387 → 0.46
People from the Negev will possess the mountain of Esau and the people of the lowlands will possess the land of the Philistines . They will possess the land of Ephraim and the land of Samaria , and Benjamin will possess Gilead .
Ireo izay avy amin'i Negeva dia hanana ny tendrombohitr'i
Esao ary ireo izay avy any Sefela hanana ny tanin'ireo Filistina . Hanana ny tanin'i Efraima sy ny tanin'i Semaria izy ireo ; ary benjamina hanana an'i Gileada .
OBA 1:20     Alignment score: 0.432
The exiles of this army of the people of Israel will possess the land of Canaan as far as Zarephath . The exiles of Jerusalem , who are in Sepharad , will possess the cities of the Negev .
Ireo sesitanin
' ny zanak'Israely maro dia hanana ny tany Kanana ka hatrany Zarefata . Ireo sesitanin'i Jerosalema , izay any Sefarada dia hanana ny tanànan'i Negeva .
OBA 1:21     Alignment score: 0.486
Deliverers will go up to Mount Zion to rule over the hill country of Esau , and the kingdom will belong to Yahweh .
Ireo mpamonjy dia hiakatra any an - tendrombohitra Ziona ary hanapaka manerana ny tany havoan'i
Esao , ary ny fanjakana dia an'i Yaveh .
OBA 1     Average alignment score: 0.365 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of OBA:1