Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EST 1:1     Alignment score: 0.583
In the days of Xerxes ( this is Xerxes who reigned from India as far as Cush , over 127 provinces
) ,
Tamin ' ny andron'i Ahasoerosy ( Ahasoerosy no nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia , nanenika ny faritany 127 ) ,


EST 1:2     Alignment score: 0.436 → 0.459
in those days King Xerxes sat on his royal throne in the fortress of Susa .
tamin'izany andro izany dia nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianany tao amin ' ny fiarovana mafin ' ny Sosana i Ahasoerosy mpanjaka .
EST 1:3     Alignment score: 0.428 → 0.427
In the third year of his reign , he gave a feast to all his officials and his servants . The army of Persia and Media , the noblemen , and governors
of the provinces were in his presence .
Tamin ' ny taona fahatelo nanjakany , dia nanao fanasana ho an'ireo manam - pahefana sy ireo mpanompony rehetra izy . Ny tafik'i Persia sy Media , ireo lehilahy manan - kaja , sy ireo governoran'ireo faritany dia teo amin ' ny fanatrehany .
EST 1:4     Alignment score: 0.356 → 0.361
He displayed the wealth of the splendor of his kingdom and the honor of the glory of his greatness for many days , for 180 days .
Nampiharihary ny haren
' ny famirapiratan ' ny fanjakany sy ny hajan ' ny voninahitrin ' ny fahalehibiazany nandritry ny andro maro , nandritry ny 180 andro izy .
EST 1:5     Alignment score: 0.392 → 0.392
When these
days were completed , the king gave a feast lasting seven days . It was for all the people in the fortress of Susa , from the greatest to the least significant . It was held in the courtyard of the garden of the king 's palace .
Ary rehefa tapitra ireo andro ireo , dia nanao firavoravoana nandritry ny fito andro ny mpanjaka . Natao ho an ' ny olona rehetra teo amin ' ny fiarovana mafin'i Sosana izany , hatramin ' ny lehibe indrindra ka hatramin ' ny madinika indrindra . Natao teo an - kianjan ' ny zaridainan ' ny lapan ' ny mpanjaka izany .
EST 1:6     Alignment score: 0.372 → 0.399
The courtyard of the garden was decorated with curtains of white cotton and violet , with cords of fine linen and purple , hung on silver rings from pillars of marble . There were couches of gold and silver on a mosaic pavement of porphyry , marble , mother - of - pearl , and colored paving stones .
Ny kianjan ' ny zaridaina dia voahaingo tamin ' ny lamba vita amin ' ny landihazo fotsy sy volomparasy , tamin ' ny kofehin
- drongony fotsy madinika ary volomparasy , nihantona tamin ' ny mason - drojo volafotsy hatreny amin ' ny andrin ' ny marbra . Nisy farafara volamena sy volafotsy teo amin ' ny filaharan ' ny lampivato porfira , marbra , hara , sy rarivato miloko .
EST 1:7     Alignment score: 0.236 → 0.237
Drinks were served in golden cups . Each cup was unique and there was much royal wine
that came because of the king 's generosity .
Naroso tamin ' ny kapoaka volamena ny zava - pisotro . Ny kapoaka tsirairay dia tsy manam - paharoa ary betsaka tokoa ny divaim - panjakana nohon ' ny fahalalan - tanan ' ny mpanjaka .
EST 1:8     Alignment score: 0.259 → 0.28
The drinking was carried out in keeping with the decree , " There must be no compulsion , " for in this way the king had given orders to all the officials of his palace to do according to the desire of each man .
Ny zava - pisotro dia nentina nivoaka ho fitandrovana ny didy hoe : " Tsy misy faneriterena . " Nanome baiko ny mpiasa rehetra tao an - dapany
ny mpanjaka mba hanao izay rehetra irin ' ny vahiny tsirairay .
EST 1:9     Alignment score: 0.432 → 0.437
Also , Queen Vashti gave a feast for the women
in the royal palace of King Xerxes .
Koa nanao fanasana ho an ' ny vehivavy ihany koa i Vasty mpanjaka vavy tao amin ' ny lapan'i Ahasoerosy mpanjaka .
EST 1:10     Alignment score: 0.381 → 0.635
On the seventh day , when the king 's heart was feeling happy because of the wine , he told Mehuman , Biztha , Harbona , Bigtha , Abagtha , Zethar , and Karkas ( the seven officials who served before him ) ,
Tamin ' ny andro fahafito , raha nahatsiaro faly ny fon ' ny mpanjaka nohon ' ny divay , dia niteny tamin'i Mehomana , Bizta , Harbona , Bigta , Abagta , Zetara , ary Karkasa ( ireo manam - boninahitra fito nanompo teo anoloany
) izy ,
EST 1:11     Alignment score: 0.271 → 0.282
to bring Queen Vashti before him with her royal crown . He wanted to show the people and the officials her beauty , for her features were stunning .
mba hitondra ny mpanjaka vavy Vasty ho eo anoloany
miaraka amin ' ny satro - boninahiny . Tiany haseho amin ' ny vahoaka sy ireo manam - boninahitra ny hatsarany , satria manaitra loatra ny endriny .
EST 1:12     Alignment score: 0.299 → 0.304
But Queen Vashti refused to come
at the word of the king that had been brought to her by the officials . Then the king became very angry ; his rage burned within him .
Fa nandà ny handeha araky ny tenin ' ny mpanjaka izay nentin'ireo manam - boninahitra teo aminy i Vasty mpanjaka vavy . Avy eo dia tezitra mafy ny mpanjaka ; nirehitra tao anatiny ny fahatezerany .
EST 1:13     Alignment score: 0.348 → 0.35
So the king conferred with the men who were known to be wise , who understood the times ( for this was the king 's procedure toward all who were expert in law and judgment ) .
Noho izany ny mpanjaka dia nifandinika tamin'ireo lehilahy izay fantatra fa hendry , izay mahafantatra ny andro ( fa izany no fanaon ' ny mpanjaka manoloana an'ireo rehetra manam - pahaizana manokana amin ' ny lalàna sy ny fitsaràna ) .
EST 1:14     Alignment score: 0.327 → 0.488
Now the ones close to him were Karshena , Shethar , Admatha , Tarshish , Meres , Marsena , and Memukan , seven princes of Persia and Media . They had access to the king , and they held
the highest offices within the kingdom .
Ary ny akaiky azy indrindra dia i Rarsena , Setara , Admata , Tarsisy , Maresa , Marsena , ary Memokana , ireo andriana fiton'i Persia sy Media . Afaka nifanerasera tamin ' ny mpanjaka izy ireo , ary nitàna ny toerana ambony tao amin ' ny fanjakana .
EST 1:15     Alignment score: 0.283 → 0.284
" In compliance with the law , what is to be done to Queen Vashti because she did not obey the command of King Xerxes , which was brought to her by the officials ? "
" Araka ny fanarahan - dalàna , inona no tokony hatao amin'i Vasty mpanjaka vavy nohon ' ny tsy fankatoavany ny baikon'i Ahasoerosy mpanjaka , izay nentin'ireo manam - boninahitra teo aminy ? "
EST 1:16     Alignment score: 0.386 → 0.39
Memukan said in the presence of the king and the officials , " Not only against the king has Vashti the queen done wrong , but also against all the officials and all the people who are in all the provinces
of King Xerxes .
Hoy Memokana teo anatrehan ' ny mpanjaka sy ireo manam - boninahitra hoe : " Tsy tamin ' ny mpanjaka ihany i Vasty mpanjaka vavy no nanao fahadisoana , fa tamin'ireo manam - boninahitra sy ireo vahoaka izay manerana ny faritanin'i Ahasoerosy mpanjaka ihany koa .
EST 1:17     Alignment score: 0.245 → 0.247
For the matter of the queen will become
known to all women . It will cause them to treat their husbands with contempt . They will say , ' King Xerxes commanded Vashti the queen to be brought before him , but she refused . '
Fa ny zavatra nataon ' ny mpanjaka vavy dia ho fantatr'ireo vehivavy rehetra . Hahatonga azy ireo hamingavinga ny vadin'izy ireo izany . Hiteny izy ireo hoe : ' Nanome didy i Ahaseorosy mpanjaka mba ho entina eo anoloany i Vasty mpanjaka vavy , fa nandà izy .
EST 1:18     Alignment score: 0.262 → 0.276
Before the end of this very day the noble women
of Persia and Media who have heard of the matter of the queen will say the same thing to all the king 's officials . There will be much contempt and anger .
Mialohan ' ny hiafaran'ity andro ity ihany ny andriambavin'i Persia sy Media izay naheno ny zavatra nataon ' ny mpanjaka vavy dia hiteny toy izany amin'ireo manam - boninahitry ny mpanjaka koa . Dia hisy famingavingana sy fahatezerana be .
EST 1:19     Alignment score: 0.308 → 0.329
If it pleases the king , let a royal decree be sent out from him , and let it be written in the laws of the Persians and the Medes , which can not be repealed , that Vashti may no longer come
before him . Let the king give her position as queen to another who is better than she .
Raha ankasitrahan ' ny mpanjaka izany , dia aoka hisy didim - panjakana hivoaka avy any aminy , ary aoka ho voasoratra ao amin ' ny lalànan'i Persianina sy Medianina , izay tsy azo foanana , fa Vasty dia tsy mahazo mankeo anoloany intsony . Aoka homen ' ny mpanjaka ho an ' ny vehivavy izay tsara noho izy ny toerana maha - mpanjaka azy .
EST 1:20     Alignment score: 0.326
When the king 's decree is proclaimed throughout all his vast kingdom , all the wives will honor their husbands , from the greatest to the least significant . "
Rehefa voatory manerana ny fanjakana midadasika izany didin ' ny mpanjaka izany , dia hanaja ny vadiny avokoa ny vehivavy rehetra , manomboka amin ' ny lehibe indrindra ka hatramin ' ny madinika indrindra . "
EST 1:21     Alignment score: 0.326 → 0.33
The king and his princes were pleased with this advice , and the king did as Memukan proposed .
Dia sitraky ny mpanjaka sy ny andriany
izany toro - hevitra izany , ary nanao araka izay nanoloran'i Memokana hevitra azy ny mpanjaka .
EST 1:22     Alignment score: 0.203 → 0.23
He sent out letters to all the royal provinces
, to each province in its own writing , and to each people in their own language . He ordered that every man should be master of his own household . This decree was given in the language of each people in the empire .
Nandefa taratasy ho any amin ' ny faritanim - panjakana rehetra izy , ho an'ireo faritany rehetra araka sorany avy , ary ho an ' ny firenena tsirairay araka ny fiteniny avy . Nanao didy izy fa ny lehilahy rehetra dia ho masi - mandidy eo amin ' ny tokatranony . Nomena araka ny fitenin'ireo vahoaka tsirairay tao amin ' ny fanjakany izany didy izany .
EST 1     Average alignment score: 0.364 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EST:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10