Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4 


JOL 1:1     Alignment score: 0.723
This is the word of Yahweh that came to Joel son of Pethuel .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Joela zanaka lahin'i Petoela .


JOL 1:2     Alignment score: 0.37 → 0.372
Hear this , you elders , and listen , all you inhabitants of the land . Has anything like this happened in your days or in the days of your ancestors ?
Ianareo loholona , henoy izao , ary mandrenesa ianareo mponina rehetra eo amin ' ny tany . Efa nitranga ve izao tamin ' ny andronareo na tamin ' ny andron ' ny razambenareo ?
JOL 1:3     Alignment score: 0.269 → 0.319
Tell your children about it , and let your children tell their children , and their children the next generation
.
Lazao ny momba izany ny zanakareo , ary aoka ny zanakareo hiteny ny zanak'izy ireo , ary ny zanak'izy ireo amin ' ny taranak'izy ireo manaraka .
JOL 1:4     Alignment score: 0.161 → 0.198
What the swarming locust has left , the great locust has eaten ; what the great locust has left , the grasshopper has eaten ; and what the grasshopper has left , the caterpillar has eaten .
Izay sisan ' ny kijeja dia nohanin ' ny andiam - balala
; izay sisan ' ny andiam - balala dia efa nohanin ' ny valalavao ; ary izay sisan ' ny valalavao dia nohanin ' ny sompanga .
JOL 1:5     Alignment score: 0.436
Wake
up , you drunkards , and weep ! Wail , all you drinkers of wine , because the sweet wine has been cut off from you .
Mifohaza , ianareo ry mpimamo , ary mitomania ! Midradradradrà , ianareo rehetra mpisotro divay , satria ny divay mamy dia nesorina teo aminareo .
JOL 1:6     Alignment score: 0.383 → 0.383
For a nation has come
up upon my land , mighty and without number . His teeth are the teeth of a lion , and he has the teeth of a lioness .
Fa nisy firenena iray niakatra teo amin ' ny taniko , mahery sy tsy hita isa . Ny nifiny dia nifin ' ny liona , ary manana ny nifin ' ny liona vavy izy .
JOL 1:7     Alignment score: 0.192 → 0.216
He has made my vineyard into a desolate place and has stripped my fig tree bare . He has stripped its bark and thrown it away ; the branches are bare white .
Nataony toerana mampihorohoro ny tanim - boaloboko
ary notapahiny ny hazon'aviaviko . Nongotany ny hodi - kazony ary nariany izany ; ireo rantsany dia tonga fotsy .
JOL 1:8     Alignment score: 0.285 → 0.29
Mourn like a virgin girded in sackcloth for the death of her young bridegroom .
Aoka hisaona toy ny virijiny manao akanjo fisaonana amin ' ny fahafatesan
' ny vadiny tanora ianareo .
JOL 1:9     Alignment score: 0.487 → 0.511
The grain offering and the drink offering have been cut off from the house of Yahweh . The priests , Yahweh 's servants , mourn .
Ny fanatitra voa sy fanatitra sotroina dia nesorina tao amin ' ny tranon'i Yaveh . Misaona ireo mpisorona , mpanompon'i
Yaveh .
JOL 1:10     Alignment score: 0.366 → 0.367
The fields are ruined ; the ground is mourning because the grain has been destroyed . The new wine has dried up ; the oil fails .
Rava ireo saha , misaona ny tany satria efa simba ny vary . Maina ny divay vaovao , mandamoka ny diloilo .
JOL 1:11     Alignment score: 0.433 → 0.455
Be ashamed , you farmers , and wail , you vine growers , for the wheat and the barley . For the harvest of the fields has perished .
Mba menatra , ianareo tantsaha , ary midradradradrà , ianareo ry mpamboly voaloboka , nohon ' ny vary tritika sy ny vary hordea . Fa ny vokatry ny saha dia efa levona
.
JOL 1:12     Alignment score: 0.328 → 0.374
The vines have withered and the fig trees have dried up ; the pomegranate trees , also the palm trees , and the apple trees all the trees of the field have withered . For joy has withered away from the descendants of mankind .
Nalazo ny voaloboka ary maina ireo hazon'aviavy , ireo ampongabendanitra , ireo hazo palma ihany koa , ary ireo hazon ' ny poma nalazo avokoa ny hazo rehetra tany
an - tsaha . Fa nalazo ny fifalian ' ny taranak'olombelona .
JOL 1:13     Alignment score: 0.366 → 0.369
Gird yourselves with sackcloth and mourn , you priests ! Wail , you servants of the altar . Come , lie all night in sackcloth , you servants of my God . For the grain offering and the drink offering have been withheld from the house of your God .
Manaova akanjo fisaonana ary aoka hisaona , ianareo mpisorona ! Midradradradrà , ianareo mpanompon
' ny alitara . Manatona , ento matory mandritry ny alina manontolo ny akanjo fisaonana , ianareo mpanompon ' ny Andriamanitro . Fa ny fanatitra voa sy ny fanatitra sotroina dia efa notazomina ao an - tranon ' ny Andriamanitrareo .
JOL 1:14     Alignment score: 0.444 → 0.443
Call for a holy fast , and call a holy assembly . Gather the elders and all the inhabitants of the land to the house of Yahweh your God , and cry to Yahweh .
Mangataha fifadian - kanina masina , ary mangataha fiangonana masina . Hangony ireo loholona sy ireo mponina ao amin ' ny tanin'i Yaveh Andriamanitrareo , ary mitomania
amin'i Yaveh .
JOL 1:15     Alignment score: 0.415
Alas for the day ! For the day of Yahweh is almost here . With it will come
destruction from the Almighty .
Indrisy ry andro ! Fa ny andron'i Yaveh dia efa akaiky . Ho avy miaraka amin'izany ny famotehana avy amin'ilay Tsitoha .
JOL 1:16     Alignment score: 0.339
Has not food been cut off from before our eyes , and joy and gladness from the house of our God ?
Tsy efa nesorina teo imasontsika ve ny sakafo , ary ny fifaliana sy ny firavoravoana tao amin ' ny tranon
' ny Andriamanitsika ?
JOL 1:17     Alignment score: 0.315 → 0.324
The seeds rot under their clods , the storehouses are desolate , and the barns have been torn down , for the grain has withered .
ireo voa dia lo any ambanin ' ny baingan - tanin'ireo , foana ireo mpamatsy , ary potika ireo sompitra , satria nalazo ireo vary .
JOL 1:18     Alignment score: 0.153 → 0.163
How the cattle groan ! Their herds are wandering in confusion because they have no pasture . Even the flocks of sheep are suffering .
Izato fieron'ireo biby ! Mijaly ny biby fiompy satria tsy manana tany fihinanam - bilona
izy ireo . Mijaly ihany koa ireo andian'ondry aman'osy .
JOL 1:19     Alignment score: 0.364 → 0.381
Yahweh , I cry to you . For fire has devoured the pastures of the wilderness , and flames have burned all the trees of the fields .
Ry Yaveh , mitalaho Aminao aho . Fa nolevonin ' ny afo ireo fihinanam - bilona
any an'efitra , ary lelan'afo no nandoro ny hazo rehetra tany an - tsaha .
JOL 1:20     Alignment score: 0.225 → 0.244
Even the animals of the fields pant for you , for the water brooks have dried up , and fire has devoured the pastures of the wilderness .
Na ireo biby any an - tsaha aza dia midradradradra Aminao , satria ritra ny lohasaha , ary main ' ny afo ireo fihinanam - bilona
any an'efitra .
JOL 1     Average alignment score: 0.355 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4