Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5 


1TH 1:1     Alignment score: 0.612 → 0.661
Paul , Silvanus , and Timothy to the church of the Thessalonians in God the Father and the Lord Jesus Christ : May grace and peace be to you .
Paoly , Silasy , ary Timoty ho an ' ny fiangonan'ireo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo . Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana .


1TH 1:2     Alignment score: 0.251
We always give
thanks to God for all of you as we mention you continually in our prayers .
Manome fisaorana an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra , ka manonona anareo amin ' ny vavakay .
1TH 1:3     Alignment score: 0.303 → 0.322
We remember before our God and Father your work of faith , labor of love , and patient endurance of hope in our Lord Jesus Christ .
Izahay dia tsy mitsahatra ny mahatsiaro anareo eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika ny asan ' ny finoanareo , ny asan
' ny fitiavanareo , ary fahatokisanareo maharitra ho an ' ny ho avy ao amin'i Jesosy Kristy Tompontsika .
1TH 1:4     Alignment score: 0.299
Brothers loved by God , we know he has chosen you ,
Ry rahalahy tian'Andriamanitra , fantatray
fa Izy dia efa nifidy anareo ,
1TH 1:5     Alignment score: 0.302
because our gospel came to you not in word only , but also in power , in the Holy Spirit , and in much assurance . In the same way , you also know what kind of men we were among you for your sake .
satria ny filazantsaranay
dia tonga taminareo tsy tamin ' ny teny ihany , fa tamin ' ny hery ihany koa , tamin ' ny Fanahy Masina , ary ny fahatokiana be . Mitovy amin'izany , ianareo ihany koa dia mahalala hoe olona toy ny ahoana izahay teo aminareo noho ny aminareo .
1TH 1:6     Alignment score: 0.265 → 0.312
You became
imitators of us and of the Lord when you received the word in much tribulation with joy from the Holy Spirit .
Nanjary nanahaka anay sy ny Tompo ianareo , tamin ' ny nandraisanareo ny teny tamin ' ny ady sarotra lehibe sy tamin ' ny fifaliana avy amin ' ny Fanahy Masina .
1TH 1:7     Alignment score: 0.539 → 0.557
As a result , you became
an example to all in Macedonia and Achaia who believe .
Vokatr'izany , tonga ohatra ho an ' ny rehetra izay mino ao Makedonia sy Akaia ianareo .
1TH 1:8     Alignment score: 0.345 → 0.364
For from you the word of the Lord has rung out , and not only in Macedonia and Achaia , but your faith in God has gone out everywhere . Therefore we do not need to say anything about it .
Fa avy taminareo no nanenoan ' ny tenin
' ny Tompo , ary tsy tao Makedonia sy Akaia ihany . Fa kosa , teny amin ' ny toerana rehetra no nielezan ' ny finoanareo an'Andriamanitra . Vokatr'izany , dia tsy mila milaza na inona na inona isika .
1TH 1:9     Alignment score: 0.196 → 0.199
For they themselves report concerning us what kind of reception we had among you , and how you turned to God from the idols to serve the living and true God ,
Fa izy ireo ihany no hilaza izay fandraisana azonay teo aminareo . Izy ireo dia milaza ny fomba nitodihanareo tamin'Andriamanitra ka niala tamin'ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina .
1TH 1:10     Alignment score: 0.349 → 0.35
and to wait for his Son from heaven , whom he raised from the dead Jesus , who rescues us from the wrath to come
.
Izy ireo dia nitatitra fa ianareo dia miandry ny Zanany avy any an - danitra , izay natsangany tamin'ireo maty . Jesosy izany , izay manafaka antsika amin ' ny fahatezerana ho avy .
1TH 1     Average alignment score: 0.358 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5