Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 1:1     Alignment score: 0.318 → 0.318
When King David was old and advanced in years , they covered him with blankets , but he could not keep warm .
Rehefa tena antitra i Davida Mpanjaka , dia norakofan'izy ireo tamin ' ny bodofotsy izy , kanefa tsy nety nahazo hafanana .


1KI 1:2     Alignment score: 0.401 → 0.402
So his servants said to him , " Let us look for a young virgin for our master the king . Let her serve the king and take care of him . Let her lie in his arms so that our master the king may keep warm . "
Ka hoy ireo mpanompony taminy : " Aoka isika hitady tovovavy virijiny ho an ' ny mpanjaka tompontsika . Aoka izy hanompo ny mpanjaka sy hikarakara azy . Aoka izy handry eo an - tsandriny mba hanafana ny mpanjaka tompontsika . "
1KI 1:3     Alignment score: 0.428
So they searched for a beautiful girl within all the borders of Israel . They found Abishag the Shunammite and brought her to the king .
Dia nitady zazavavy tsara tarehy eran ' ny fari - tanin'Israely izy ireo . Nahita an'i Abisaga Sonemita izy ireo ka nitondra azy tany amin ' ny mpanjaka .
1KI 1:4     Alignment score: 0.317 → 0.343
The girl was very beautiful . She served the king and took care of him , but the king did not know
her .
Tena tsara tarehy tokoa ilay zazavavy . Nanompo ny mpanjaka sy nikarakara azy izy , nefa tsy niray ara - nofo taminy ny mpanjaka .
1KI 1:5     Alignment score: 0.456
At that time , Adonijah son of Haggith exalted himself , saying , " I will be king . " So he prepared for himself chariots and horsemen with fifty men to run ahead of him .
Tamin'izany fotoana izany , i Adonia zanaka lahin'i Hagita dia nanandratra ny tenany , nanao hoe : " Izaho no ho mpanjaka . " Ka nanomana kalesy sy mpitaingin - tsoavaly niaraka tamin ' ny dimampolo lahy mba handeha hialoha lalana azy izy .
1KI 1:6     Alignment score: 0.364 → 0.37
His father had never troubled him , saying , " Why have you done this or that ? " Adonijah was also a very handsome man , born next after Absalom .
Ny rainy dia tsy mbola nanakorotan - tsaina
azy , nanao hoe : " Nahoana ianao no nanao izao na izao ? " I Adonia dia lehilahy tena tsara tarehy , teraka nanarakaraka an'i Absaloma .
1KI 1:7     Alignment score: 0.647
He conferred with Joab son of Zeruiah and with Abiathar the priest . They followed Adonijah and helped him .
Nifampiresaka tamin'i Joaba zanak'i Zeroia sy tamin'i Abiatara mpisorona izy . Nanaraka an'i Adonia izy ireo ka nanampy azy .
1KI 1:8     Alignment score: 0.671
But Zadok the priest , Benaiah son of Jehoiada , Nathan the prophet , Shimei , Rei , and the mighty men who belonged to David did not follow Adonijah .
Fa Zadoka mpisorona , sy Benaia zanak'i Joiada , sy Natana mpaminany , Simey , Rey , ary ny lehilahy mahery izay an'i Davida kosa dia tsy mba nanaraka an'i Adonia .
1KI 1:9     Alignment score: 0.459 → 0.473
Adonijah sacrificed sheep , cattle , and fattened calves by the stone of Zoheleth , which is beside En Rogel . He invited all his brothers , the king 's sons , and all the men of Judah , the king 's servants .
Ary Adonia nanao sorona ondry aman'osy , omby ary zanak'omby mifahy teo akaikin ' ny vaton'i Zoheleta , izay eo anilan'i
En - rogela . Nasainy avokoa ny rahalahiny rehetra , ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka , ary ny lehilahin'i Joda rehetra , sy ireo mpanompon ' ny mpanjaka .
1KI 1:10     Alignment score: 0.524 → 0.543
But he did not invite Nathan the prophet , Benaiah , the mighty men , or his brother Solomon .
Saingy tsy nanasa an'i Natana mpaminany , sy Benaia ary ireo lehilahy mahery , na i Solomona rahalahiny izy .
1KI 1:11     Alignment score: 0.568 → 0.568
Then Nathan spoke to Bathsheba the mother of Solomon , saying , " Have you not heard that Adonijah son of Haggith has become
king , and David our master does not know it ?
Ary Natana niteny tamin'i Batseba renin'i Solomona , nanao hoe : " Mbola tsy renao ve fa lasa mpanjaka i Adonia zanaka lahin'i Hagita , ary tsy mahafantatra izany i Davida tompontsika ?
1KI 1:12     Alignment score: 0.317 → 0.35
Now therefore let me give
you advice , so that you may save your own life and the life of your son Solomon .
Noho izany dia avelao aho hanoro hevitra anao izao , mba hamonjenao ny ainao sy ny ain'i Solomona zanaka lahinao .
1KI 1:13     Alignment score: 0.461 → 0.466
Go to King David ; say to him , ' My master the king , did you not swear to your servant , saying , " Surely Solomon your son will reign after me , and he will sit on my throne ? " Why then is Adonijah reigning ? '
Mandehana mankany amin'i Davida mpanjaka ; lazao aminy hoe : ' Ry mpanjaka tompoko , moa ve ianao tsy nianiana tamin ' ny mpanomponao , nanao hoe : " Azo antoka tokoa fa i Solomona zanakao lahy no hanjaka handimby ahy , ary hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianako izy ? " Koa nahoana no Adonia no manjaka ? '
1KI 1:14     Alignment score: 0.34
While you are there speaking with the king , I will come
in after you and confirm your words . "
Raha mbola miresaka amin ' ny mpanjaka eny ianao , dia ho avy ao aorianao aho ary hanamafy ireo teninao . "
1KI 1:15     Alignment score: 0.561 → 0.592
So Bathsheba went into the king 's room . The king was very old , and Abishag the Shunammite was serving the king .
Ka nankao
amin ' ny efitranon ' ny mpanjaka i Batseba . Efa tena antitra ny mpanjaka , ary Abisaga Sonemita no nanompo ny mpanjaka .
1KI 1:16     Alignment score: 0.423
Bathsheba bowed down and showed respect before the king . Then the king said , " What do you desire ? "
Nanondrika ny tenany
sy nandohalika teo anatrehan ' ny mpanjaka i Batseba . Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Inona no irianao ? "
1KI 1:17     Alignment score: 0.431 → 0.43
She said to him , " My master , you swore to your servant by Yahweh your God , saying , ' Surely Solomon your son will reign after me , and he will sit on my throne . '
Dia hoy izy taminy : " Ry Tompoko , ianao nianiana tamin ' ny mpanomponao tamin ' ny alalan'i
Yaveh Andriamanitrao , nilaza hoe : ' Azo antoka tokoa fa i Solomona zanaka lahinao no hanjaka handimby ahy , ary hipetraka eto amin ' ny seza fiandrianako izy . '
1KI 1:18     Alignment score: 0.617
Now , see , Adonijah is king , and you , my master the king , do not know it .
Ankehitriny , indro , Adonia no mpanjaka , ary ianao , ry mpanjaka tompoko , dia tsy mahafantatra izany .
1KI 1:19     Alignment score: 0.535
He has sacrificed many cattle , fatted calves , and sheep , and has invited all the sons of the king , Abiathar the priest , and Joab the captain of the army , but he has not invited Solomon your servant .
Nanao sorona omby , zanak'omby mifahy , sy ondry aman'osy maro dia maro izy , ary nanasa ireo zanaka lahin
' ny mpanjaka rehetra , Abiatara mpisorona , ary Joaba kapitenin ' ny tafika , kanefa tsy nanasa an'i Solomona mpanomponao izy .
1KI 1:20     Alignment score: 0.395 → 0.396
As for you , my master the king , the eyes of all Israel are on you , waiting for you to tell them who will sit on the throne after you , my master .
Fa raha ny aminao , ry mpanjaka tompoko , ny mason
' ny Israely rehetra dia eo aminao , miandry anao mba hilaza amin'izy ireo hoe iza no hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana handimby anao , ry tompoko .
1KI 1:21     Alignment score: 0.34 → 0.369
Otherwise it will happen , when my master the king lies down with his fathers , that I and my son Solomon will be regarded as criminals . "
Fa raha tsy izany , dia heverina ho tahaka ny mpanao meloka izaho sy Solomona zanako , rehefa hodimandry miaraka amin'ireo razany ny mpanjaka tompoko . "
1KI 1:22     Alignment score: 0.456
While she was still speaking with the king , Nathan the prophet came in .
Ary raha mbola niresaka tamin ' ny mpanjaka izy , dia niditra i Natana mpaminany .
1KI 1:23     Alignment score: 0.404 → 0.406
The servants told the king , " Nathan the prophet is here . " When he came
in before the king , he bowed down before the king with his face to the ground .
Ireo mpanompo niteny tamin ' ny mpanjaka hoe : " Io i Natana mpaminany . " Rehefa nandroso teo anoloan ' ny mpanjaka izy , dia nampiankohoka ny tenany teo anatrehan ' ny mpanjaka no sady nihohoka tamin ' ny tany ny tavany .
1KI 1:24     Alignment score: 0.547
Nathan said , " My master the king , have you said , ' Adonijah will reign after me , and he will sit on my throne ? '
Hoy i Natana : " Ry mpanjaka tompoko , nilaza ve ianao hoe : ' I Adonia no hanjaka handimby ahy , ary hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianako izy ? '
1KI 1:25     Alignment score: 0.395 → 0.397
For he has gone down today and sacrificed a great number of cattle , fatted calves , and sheep . He has invited all the king 's sons , the captains of the army , and Abiathar the priest . They are eating and drinking before him , and saying , ' Long live King Adonijah ! '
Satria nandeha nidina izy androany ary nanao sorona omby , sy zanak'omby mifahy , ary ondry aman'osy maro dia maro , sy nanasa ny zanaky
ny mpanjaka rehetra , ireo kapitenin ' ny tafika , ary Abiatara mpisorona . Mihinana sy misotro eo anoloany izy ireo , ka miteny hoe : " Ho ela velona anie i Adonia mpanjaka ! "
1KI 1:26     Alignment score: 0.588
But as for me , your servant , Zadok the priest , Benaiah son of Jehoiada , and your servant Solomon , he has not invited us .
Fa izaho , mpanomponao , sy Zadoka mpisorona , Benaia zanaka lahin'i Joiada , ary Solomona mpanomponao , dia tsy nasainy
izahay .
1KI 1:27     Alignment score: 0.407 → 0.412
Has my master the king done this without telling us , your servants , who should sit on the throne after him ? "
Dia nanao izany ka tsy niteny taminay , mpanomponao , izay tokony hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana handimby azy ve ny mpanjaka tompoko ? "
1KI 1:28     Alignment score: 0.506
Then King David answered and said , " Call Bathsheba back to me . " She came into the king 's presence and stood before the king .
Dia namaly i Davida mpanjaka ka nanao hoe : " Antsoy hiverina eto amiko i Batseba . " Dia niditra teo anatrehan ' ny mpanjaka izy ary nitsangana teo anoloan ' ny mpanjaka .
1KI 1:29     Alignment score: 0.343
The king made an oath and said , " As Yahweh lives , who has redeemed my soul out of all trouble ,
Nanao voady ny mpanjaka ka nanao hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , izay nanafaka ahy tamin ' ny olana rehetra ,
1KI 1:30     Alignment score: 0.405
as I vowed to you by Yahweh , the God of Israel , saying , ' Solomon your son will reign after me , and he will sit on my throne in my place , ' I will do this today . "
tahaka ny nanaovako voady taminao tamin ' ny alalan'i
Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , manao hoe : " Hanjaka handimby ahy i Solomona zanakao , ary hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianako eo amin ' ny toerako izy , ' dia ho ataoko izany androany . "
1KI 1:31     Alignment score: 0.45 → 0.458
Then Bathsheba bowed down and put her face to the ground and she showed honor to the king and said , " May my master King David live forever ! "
Dia nanondrika ny tavany tamin ' ny tany
i Batseba , ary nampiankohoka ny tenany teo anoloan ' ny mpanjaka nanao hoe : " Ho velona mandrakizay anie Davida mpanjaka tompoko ! "
1KI 1:32     Alignment score: 0.654
King David said , " Call to me Zadok the priest , Nathan the prophet , and Benaiah son of Jehoiada . " So they came before the king .
Hoy i Davida mpanjaka hoe : " Antsoy hankaty amiko i Zadoka mpisorona , sy Natana mpaminany , ary Benaia zanak'i Joiada . " Ka nankeo anatrehan
' ny mpanjaka izy ireo .
1KI 1:33     Alignment score: 0.348 → 0.358
The king said to them , " Take with you the servants of your master , and have Solomon my son ride on my own mule and take him down to Gihon .
Dia hoy ny mpanjaka tamin'izy ireo hoe : " Ento miaraka aminareo ny mpanompon
' ny tomponareo , ary ampitaingeno ny apondrako i Solomona zanako lahy ka ento midina any Gihona izy .
1KI 1:34     Alignment score: 0.528
Let Zadok the priest and Nathan the prophet anoint him king over Israel and blow the ram 's horn and say , ' Long live King Solomon ! '
Aoka i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany hanosotra azy ho mpanjaka eo amin ' ny Israely ary hitsoka ny trompetra ka anao hoe : " Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka ! "
1KI 1:35     Alignment score: 0.38
Then you will come up after him , and he will come and sit on my throne ; for he will be king in my place . I have appointed him to be ruler over Israel and Judah . "
Dia hiakatra hanaraka azy ianareo , ka hiditra sy hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianako izy ; satria ho mpanjaka eo amin ' ny toerako izy . Izaho efa nanendry azy ho mpitondra eo amin ' ny Israely sy Joda . "
1KI 1:36     Alignment score: 0.47 → 0.511
Benaiah son of Jehoiada answered the king , and said , " Let it be so ! May Yahweh , the God of my master the king , confirm it .
Dia namaly ny mpanjaka i Benaia zanak'i Joiada , ka nanao hoe : " Ho tanteraka anie izany ! Ho hamafisin'Yaveh , Andriamanitry ny mpanjaka tompoko , anie izany .
1KI 1:37     Alignment score: 0.555 → 0.559
As Yahweh has been with my master the king , so may he be with Solomon , and make his throne greater than the throne of my master King David . "
Tahaka ny nombàn'i Yaveh mpanjaka tompoko anie , no hanombàny an'i Solomona koa , ary hataony lehibe noho ny seza fiandrianan'i
Davida mpanjaka tompoko ny seza fiandrianany . "
1KI 1:38     Alignment score: 0.598 → 0.604
So Zadok the priest , Nathan the prophet , Benaiah son of Jehoiada , and the Kerethites and the Pelethites went down and had Solomon ride upon King David 's mule ; they brought him to Gihon .
Koa lasa nidina niaraka tamin'i Solomona nitaingina ny apondran'i Davida mpanjaka i Zadoka mpisorona , Natana mpaminany , Benaia zanak'i Joiada , sy ireo Keretita , ary ireo Peletita , nentin'izy ireo nidina tany
Gihona izy .
1KI 1:39     Alignment score: 0.551 → 0.55
Zadok the priest took the horn of oil out of the tent and anointed Solomon . Then they blew the ram 's horn , and all the people said , " Long live King Solomon ! "
Naka ny tandroka misy menaka avy tao amin ' ny lay i Zadoka mpisorona ary nanosotra an'i Solomona . Dia notsofin'izy ireo ny trompetra , ary hoy ny olona rehetra hoe : " Ho ela velona anie Solomona mpanjaka ! "
1KI 1:40     Alignment score: 0.316 → 0.327
Then all the people went up after him , and the people played the flutes and rejoiced with great joy , so that the earth shook with their sound .
Avy eo dia niakatra nanaraka azy ny vahoaka rehetra , ary nitsoka sodina ny vahoaka ary niravoravo tamin ' ny fifaliana lehibe , ka nihozongozona nohon ' ny feon'izy ireo ny tany .
1KI 1:41     Alignment score: 0.464
Adonijah and all the guests who were with him heard it as they finished eating . When Joab heard the sound of the ram 's horn , he said , " Why is there an uproar in the city ? "
Ary i Adonia sy ireo vahiny rehetra izay niaraka taminy nandre izany rehefa avy nihinana izy ireo . Rehefa nandre ny feon ' ny trompetra i Joaba , dia hoy izy hoe : " Maninona no misy tabataba eto amin ' ny tanàna ? "
1KI 1:42     Alignment score: 0.468
While he was still speaking , Jonathan son of Abiathar the priest came . Adonijah said , " Come
in , for you are a worthy man and bring good news . "
Raha mbola niteny izy , dia tonga i Jonatana zanak'i Abiatara mpisorona . Hoy i Adonia hoe : " Mandrosoa , fa lehilahy mendrika ianao ary mitondra vaovao mahafaly . "
1KI 1:43     Alignment score: 0.684 → 0.685
Jonathan answered and said to Adonijah , " Our master King David has made Solomon the king ,
Dia namaly i Jonatana ka niteny tamin'i Adonia hoe : " Davida mpanjaka tompontsika efa nanao an'i Solomona ho mpanjaka ,
1KI 1:44     Alignment score: 0.645 → 0.672
and the king has sent with him Zadok the priest , Nathan the prophet , Benaiah son of Jehoiada , and the Kerethites and the Pelethites . They have had Solomon ride on the king 's mule .
ary ny mpanjaka efa naniraka an'i Zadoka mpisorona , Natana mpaminany , sy Benaia zanak'i Joiada , ary ireo Keretita sy ireo Peletita . Efa nampitaingenan'izy ireo ny ampondran ' ny mpanjaka i Solomona .
1KI 1:45     Alignment score: 0.503
Zadok the priest and Nathan the prophet have anointed him king at Gihon , and have come
up from there rejoicing , so that the city is in an uproar . This is the noise that you have heard .
Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany dia efa nanosotra azy ho mpanjaka tany Gihona , ary niakatra tamim - pifaliana avy tany , hany ka anaty tabataba ny tanàna . Izany no tabataba renao .
1KI 1:46     Alignment score: 0.456
Also , Solomon is sitting on the throne of the kingdom .
Ary mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan
' ny fanjakana ihany koa i Solomona .
1KI 1:47     Alignment score: 0.419 → 0.428
Moreover , the king 's servants came to bless our master King David , saying , ' May your God make the name of Solomon better than your name , and make his throne greater than your throne . ' Then the king bowed down on the bed .
Fanampin'izany , dia tonga nitsodrano an'i Davida mpanjaka tompontsika ny mpanompon
' ny mpanjaka , nanao hoe : " Hataon'Andriamanitrao tsara noho ny anaranao anie ny anaran'i Solomona , ary hataony lehibe noho ny seza fiandriananao anie ny seza fiandrianany . ' Dia niankohoka teo am - pandriana ny mpanjaka .
1KI 1:48     Alignment score: 0.379
The king also said , ' Blessed be Yahweh , the God of Israel , who has given a person to sit on my throne this day , and that my own eyes should see it . ' "
Dia hoy koa ny mpanjaka hoe : " Deraina
anie Yaveh , ilay Andriamanitry ny Israely , izay nanome olona iray hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianako amin'izao andro izao , ka afaka mahita izany ny masoko . " '
1KI 1:49     Alignment score: 0.345
Then all the guests of Adonijah were terrified . They stood up and each man went his way .
Dia raiki - tahotra ireo vahinin'i
Adonia rehetra . Dia nitsangana izy ireo ka samy nandeha tamin ' ny lalany avy .
1KI 1:50     Alignment score: 0.511 → 0.529
Adonijah was afraid of Solomon and rose up , went , and took hold
of the horns of the altar .
Ary i Adonia dia natahotra an'i Solomona ka nitsangana , nandeha , ary nitazona ny tandroky ny alitara .
1KI 1:51     Alignment score: 0.521 → 0.523
Then it was told Solomon , saying , " See , Adonijah is afraid of King Solomon , for he has laid hold on the horns of the altar , saying , ' Let King Solomon swear to me first that he will not kill his servant with the sword . ' "
Avy eo dia nambara tamin'i Solomona izany , nanao hoe : " Indro , matahotra an'i Solomona mpanjaka i Adonia , satria nihazona ireo tandroky
ny alitara izy , nanao hoe , ' Aoka i Solomona mpanjaka hianiana amiko mialoha fa tsy hamono ny mpanompony amin ' ny sabatra izy . ' "
1KI 1:52     Alignment score: 0.421 → 0.426
Solomon said , " If he will show himself a worthy man , not a hair of his will fall
to the earth , but if wickedness is found in him , he will die . "
Dia hoy i Solomona : " Raha haneho ny tenany ho lehilahy mendrika izy , na dia singam - bolony iray aza tsy ho latsaka amin ' ny tany , fa raha faharatsiana kosa no hita ao aminy , dia ho faty izy . "
1KI 1:53     Alignment score: 0.587
So King Solomon sent men , who brought Adonijah down from the altar . He came
and bowed down to King Solomon , and Solomon said to him , " Go to your house . "
Ka dia naniraka olona i Solomona mpanjaka , izay nitondra an'i Adonia nidina avy teo amin ' ny alitara . Dia avy izy ka nandohalika teo amin'i Solomona Mpanjaka , ary hoy i Solomona taminy : " Mandehana any an - tranonao . "
1KI 1     Average alignment score: 0.476 for 53 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22