Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 1:1     Alignment score: 0.467
In the thirtieth year , the fourth month , and the fifth day of the month , it came
about that I was living among the captives by the Kebar Canal . The heavens opened , and I saw visions of God .
Tamin ' ny taona fahatelopolo , ny volana fahefatra , ary andro fahadimin ' ny volana , dia izao no nitranga raha mbola nonina teo amin'ireo babo teo akaikin ' ny Lakan - drano Kebara aho . Nisokatra ny lanitra , ary nahita fahitana avy tamin'Andriamanitra aho .


EZK 1:2     Alignment score: 0.408 → 0.411
On the fifth day of that month it was the fifth year of the exile of King Jehoiachin
Tamin ' ny andro fahadimin'izany volana izany tamin ' ny taona fahadimy nanaovana sesi - tany
an'i Joiakima Mpanjaka
EZK 1:3     Alignment score: 0.558
the word of Yahweh came to Ezekiel son of Buzi the priest , in the land of the Chaldeans by the Kebar Canal , and the hand of Yahweh was upon him there .
dia tonga tamin'i Ezekiela zanaka lahin'i Bozy ilay mpisorona ny tenin'i Yaveh , tao amin ' ny tanin'ireo Kaldeana teo akaikin ' ny Lakan - drano Kebara , ary ny tanan'i
Yaveh dia teo aminy tao .
EZK 1:4     Alignment score: 0.387 → 0.389
Then I looked , and there was a windstorm coming from the north ; a great cloud with fire flashing within it and brightness surrounding it and inside of it , and the fire was the color of amber inside the cloud .
Dia nijery aho , ary nisy tafio - drivotra avy any avaratra ; nisy rahona lehibe misy afo mitselatselatra sy hazavana manodidina izany sy tao anatin'izany , ary ilay afo dia miloko volontany manopy mavo tao anatin'ilay rahona .
EZK 1:5     Alignment score: 0.383
In the middle was the likeness of four living creatures . This was their appearance : They had the likeness of a man ,
Teo afovoany
dia nisy endrika zava - manan'aina efatra . Izao no endrik'izy ireo : niendrika olona ireo ,
EZK 1:6     Alignment score: 0.418 → 0.418
but they had four faces each , and each of the creatures had four wings .
kanefa dia samy nanana tarehy efatra avy izy ireo , ary ireo zava - manan'aina tsirairay dia samy nanana elatra efatra avy .
EZK 1:7     Alignment score: 0.402 → 0.421
Their legs were straight , but the soles of their feet
were like the hooves of a calf that shone like polished bronze .
Nahitsy ny tongotr'izy ireo , fa ny faladiany dia tahaka ny kitron - janak'omby izay namiratra tahaka ny varahina mangirana .
EZK 1:8     Alignment score: 0.439
Yet they had human hands under their wings on all four sides . For all four , their faces and wings were like this :
Nefa nanana tanan'olombelona tao ambany elany izy ireo tamin ' ny lafiny efatra rehetra . Tamin'izy efatra , dia tahaka izao ny tavany sy elany :
EZK 1:9     Alignment score: 0.239 → 0.24
their wings touched each other . They did not turn when they moved ; each one went straight ahead .
ny elatr'izy ireo dia nifampikasika
tamin ' ny elatry ny zava - manan'aina teo an - kilany , ary tsy niherika izy ireo rehefa nandeha ; fa kosa samy nandeha mahitsy .
EZK 1:10     Alignment score: 0.389 → 0.39
The likeness of their faces was like the face of a man . The four of them had the face of a lion to the right side , and the four of them had the face of an ox on the left side . They four had also the face of an eagle .
Ny endriky
ny tavan'izy ireo dia tahaka ny endrik'olombelona . Ny ilany ankavanan ' ny tavan ' ny efatra tamin'izy ireo dia niendrika liona , ary ny ilany ankavian ' ny tavan ' ny efatra tamin'izy ireo dia niendrika omby . Izy efatra ireo ihany koa dia nanana endrika voromahery .
EZK 1:11     Alignment score: 0.362 → 0.367
Their faces were like that , and their wings were spread out above , so that each creature
had a pair of wings that touched another creature 's wing , and also a pair of wings that covered their bodies .
Tahaka izany ny endrik'izy ireo , ary ny elany dia nivelatra ambony ka samy nanana elatra roa avy ireo zava - manan'aina ireo izay nifampikasika tamin ' ny elatry ny zava - manan'aina hafa , ary elatra roa ihany koa izay nandrakotra ny vatan'izy ireo .
EZK 1:12     Alignment score: 0.256
Each went straight forward , so that wherever the Spirit directed them to go , they went without turning .
Samy nizotra nankany aloha izy ireo , koa na taiza na taiza nitondran'ilay Fanahy azy ireo dia nalehany , nandeha tsy niherika izy ireo .
EZK 1:13     Alignment score: 0.41 → 0.415
As for the likeness of the living creatures , their appearance was like burning coals of fire
, like the appearance of torches ; bright fire also moved about among the creatures , and there were flashes of lightning .
Raha ny endrik'ireo zava - manan'aina , dia tahaka ny vain'afo mandoro no fahitana azy , tahaka ny endriky ny fanilo ; nisy afo mamirapiratra ihany koa nivoivoy isaky ny zava - manan'aina , ary nisy tselatra .
EZK 1:14     Alignment score: 0.275
The living creatures were moving swiftly back and forth , and they had the appearance of lightning !
Ireo zava - manan'aina dia nikisaka mandroso mihemotra haingana dia haingana , ary nanana endrika tahaka ny tselatra izy ireo !
EZK 1:15     Alignment score: 0.3
Then I looked at the living creatures ; and I saw one wheel on the ground beside each of the living creatures with its four faces .
Ary nijery tany amin'ireo zava - manan'aina aho ; nisy kodia iray teo amin ' ny tany teo ankilan'ireo zava - manan'aina .
EZK 1:16     Alignment score: 0.311 → 0.313
This was the appearance and structure of the wheels : Each wheel was like beryl , and the four had the same likeness ; their appearance and workmanship was like a wheel intersecting another wheel .
Izao no fahitana sy firafitr'ireo kodia : samy tahaka ny krysolita ireo kodia , ary samy nanana endrika mitovy izy efatra ; ny endrik'izy ireo sy ny firafiny dia tahaka ny kodia mifampiditra .
EZK 1:17     Alignment score: 0.089 → 0.098
As they moved , they went in any of their four directions , without turning as they went .
Rehefa nikisaka ireo kodia , dia nandeha tsy nivily tamin ' ny lalan - kizorana izay natrehan'ireo zava - manan'aina izy ireo .
EZK 1:18     Alignment score: 0.283
As for their rims , they were high and fearsome , for the rims were full of eyes round
about .
Raha ny amin ' ny sisiny , dia avo sy mampatahotra izy ireo , satria feno maso manodidina .
EZK 1:19     Alignment score: 0.363 → 0.387
Whenever the living creatures moved , the wheels moved beside them . When the living creatures rose up from the earth , the wheels also rose up .
Isaky ny mikisaka ireo zava - manan'aina dia mikisaka akaiky azy ireo kodia . Rehefa niainga tamin ' ny tany ireo zava - manan'aina dia niainga ihany koa ireo kodia .
EZK 1:20     Alignment score: 0.414
Wherever the Spirit would go , they went , and the wheels rose up beside them , for the spirit of the living creature
was in the wheels .
Na aiza na aiza tian'ilay Fanahy haleha , dia nalehan'izy ireo , ary niainga teo amin'izy ireo ny kodia , satria ny fanahin'ireo zava - manan'aina dia tao amin'ireo kodia .
EZK 1:21     Alignment score: 0.444
Whenever the creatures moved , the wheels also moved ; and when the creatures stood still , the wheels stood still ; when the creatures rose up from the earth , the wheels rose up beside them , because the spirit of the living creature
was in the wheels .
Rehefa nikisaka ireo zava - manan'aina dia nikisaka ihany koa ireo kodia ; ary rehefa mbola nijoro ireo zava - manan'aina , dia nijoro ireo kodia ; rehefa niainga tamin ' ny tany ireo zava - manan'aina , dia niainga teo anilan'ireo ihany koa ireo kodia , satria ny fanahin'ireo zava - manan'aina no tao amin'ireo kodia .
EZK 1:22     Alignment score: 0.328
Over the heads of the living creatures was the likeness of an expansive dome ; it looked like awe - inspiring crystal stretched out over their heads above .
Teo ambonin ' ny lohan'ireo zava - manan'aina dia nisy endrika eloelo midadasika ; miendrika tahaka ny volon
' ny krystaly mahatalanjona mivelatra eo ambonin ' ny lohan'izy ireo izany .
EZK 1:23     Alignment score: 0.332 → 0.343
Beneath the dome , each one of the creature
's wings stretched out straight and touched another creature 's wings . Each of the living creatures also had a pair to cover themselves ; each had a pair to cover his own body .
Teo ambanin'ilay eloelo dia samy nivelatra mahitsy ny elatr'ireo zava - manan'aina tsirairay ary nifampikasika tamin ' ny elatry ny zava - manan'aina hafa . Ireo zava - manan'aina dia samy nanana elatra roa nandrakotra ny tenany ; samy nanana roa mba handrakofana ny vatany .
EZK 1:24     Alignment score: 0.381 → 0.387
Then I heard the sound of their wings . Like the noise of many waters . Like the voice of the Almighty whenever they moved . Like the sound of a rainstorm . Like the sound of an army . Whenever they stood still , they lowered their wings .
Avy eo dia naheno ny fikopakopaky ny elatr'izy ireo aho . Tahaka ny firaondraon ' ny rano mandeha . Tahaka ny feon'ilay Tsitoha isak'izay nihetsika izy ireo . Tahaka ny feon ' ny kotrok'orana
. Tahaka ny feon - tafika . Isaky ny nijoro izy ireo , dia nampidina ny elany .
EZK 1:25     Alignment score: 0.403
A voice came from above the dome over their heads whenever they stood still and lowered their wings .
Nisy feo nivoaka avy tao amin'ilay eloelo teo ambonin ' ny lohan'izy ireo raha mbola nitsangana sy nampidina ny elany izy ireo .
EZK 1:26     Alignment score: 0.399 → 0.405
Above the dome over their heads was the likeness of a throne that was like the appearance of a sapphire stone , and on the likeness of the throne was a likeness like the appearance of a man .
Teo ambonin'ilay eloelo teo ambonin ' ny lohan'izy ireo dia nisy endrika seza fiandrianana izay toy ny vato safira ny fahitana azy , ary teo amin'ilay niendrika seza fiandrianana dia nisy tahaka ny lehilahy ny fahitana azy .
EZK 1:27     Alignment score: 0.261 → 0.323
I saw a figure with the appearance of glowing metal with fire in it from the appearance of his hips up ; I saw from the appearance of his hips downward the appearance of fire and brightness all around .
Nahita sary miendrika
metaly mamirapiratra misy afo tao anatiny nanomboka teo amin ' ny valahany no ho miakatra aho ; nahita endrika afo sy hazavana teo amin ' ny valahany no ho midina aho .
EZK 1:28     Alignment score: 0.367 → 0.39
Like the appearance of a rainbow in the clouds on a rainy day was the appearance of the bright light surrounding it . It was the appearance of the likeness of the glory of Yahweh . When I saw it , I fell on my face , and I heard a voice speaking .
Tahaka ny endrika avana ao anaty rahona amin ' ny andro avy orana
no fahitana ilay jiro mazava manodidina izany . Endriky ny voninahitr'i Yaveh izany . Rehefa nahita izany aho , dia nikarapoka niankohoka , ary nahare feo niteny .
EZK 1     Average alignment score: 0.375 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48