Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 3JN:1 


3JN 1:1     Alignment score: 0.23
The elder to beloved Gaius , whom I love in truth :
Izaho loholona mamangy an'i Galo malala , ilay tiako amin ' ny fahamarinana .


3JN 1:2     Alignment score: 0.32
Beloved , I pray that all may go well with you and that you may be healthy , just as it is well with your soul .
Ry malala , mivavaka aho mba hambinina
amin ' ny zavatra rehetra ianao ary ho salama , toy ny hanambinana ny fanahinao .
3JN 1:3     Alignment score: 0.252
For I rejoiced greatly when brothers came and bore witness to your truth , just as you walk in truth .
Fa nifaly indrindra aho fony nisy rahalahy tonga ary nijoro vavolombelona tamin ' ny fahamarinanao
, tahaka ny andehananao amin ' ny marina .
3JN 1:4     Alignment score: 0.215
I have no greater joy than this , to hear that my children walk in the truth .
Tsy manana hafaliana be noho ity aho , dia ny mandre fa mandeha amin ' ny fahamarinana ireo zanako .
3JN 1:5     Alignment score: 0.267 → 0.267
Beloved , you practice faithfulness whenever you labor for the brothers and for strangers
Ry malala , manao asa mahatoky ianao na amin ' ny inona na inona asa ataonao
ho an'ireo rahalahy sy ireo vahiny ,
3JN 1:6     Alignment score: 0.286 → 0.292
who have borne
witness of your love in the presence of the church . You do well to send them off on their journey in a manner worthy of God ,
izay nijoro vavolombelona ny fitiavanao teo anatrehan ' ny fiangonana . Soa no ataonao raha alefanao mandeha amin ' ny fomba mendrika an ' Andriamanitra izy ireo ,
3JN 1:7     Alignment score: 0.345 → 0.344
because it was for the sake of the name that they went out , taking nothing from the Gentiles .
satria nohon ' ny anarana
no nialany , tsy nitondra na inona na inona avy tamin'ireo Jentilisa .
3JN 1:8     Alignment score: 0.276 → 0.275
We therefore should welcome such as these
so that we will be fellow workers for the truth .
Noho izany isika dia tokony handray ny tahaka izany , mba ho mpiara - miasa amin ' ny fahamarinana isika .
3JN 1:9     Alignment score: 0.281 → 0.312
I wrote something to the congregation , but Diotrephes , who loves to be first among them , does not receive us .
Nanoratra zavatra tamin ' ny fiangonana aho , kanefa Diotrefa , ilay te - ho lohany amin'izy ireo , dia tsy nandray anay .
3JN 1:10     Alignment score: 0.217 → 0.223
So if I come
, I will call attention to the deeds he is doing , falsely accusing us with wicked words . Not satisfied with that , he not only refuses to welcome the brothers himself , but he also stops those who want to welcome them and drives them out of the church .
Noho izany , raha tonga aho , dia ho tsaroako ireo asa izay nataony , ny fomba nilazany zavatra mahatsiravina manohitra anay miaraka amin ' ny teny ratsy . Tsy afa - po tamin'ireo asa , dia tsy nandray ireo rahalahy izy . Nandrara ireo izay te - hanao toy izany izy ary nandroaka azy ireo hivoaka ny fiangonana .
3JN 1:11     Alignment score: 0.304
Beloved , do not imitate what is evil but what is good . The one who does good is of God ; the evildoer has not seen God .
Ry malala , aza maka tahaka izay ratsy fa izay tsara . Ilay iray izay manao ny tsara dia an'Andriamanitra ; ilay iray izay manao ny ratsy dia tsy nahita an'Andriamanitra .
3JN 1:12     Alignment score: 0.354
Demetrius received a good testimony from everyone and by the truth itself . We also testify about him , and you know that our testimony is true .
Ny rehetra sy ny fahamarinana dia vavolombelona manambara an'i Demetrio . Izahay ihany koa dia mijoro vavolombelona , ary fantatrao
fa marina ny fanambaranay .
3JN 1:13     Alignment score: 0.381
I had many things to write to you , but I do not wish to write them to you with pen and ink .
Nanana zavatra betsaka ho soratana
aminareo aho , fa tsy maniry hanoratra ireo aminareo amin ' ny penina sy ranomainty aho .
3JN 1:14     Alignment score: 0.339
But I hope to see you soon , and we will speak face to face .
Kanefa aho manantena hahita anareo tsy ho ela , ary hiresaka mivantana isika .
3JN 1:15     Alignment score: 0.229 → 0.29
May peace be with you . The friends greet you . Greet our friends there by name .
Ho aminareo anie ny fiadanana . Manao veloma anao ireo sakaiza aty . Veloma any amin'ireo sakaiza tsirairay araka ny anarany avy .
3JN 1     Average alignment score: 0.287 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 3JN:1