Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4 


JON 1:1     Alignment score: 0.524 → 0.522
Now the word of Yahweh came to Jonah son of Amittai , saying ,
Ary tonga teo amin'i Jona zanaka lahin'i Amitahy ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


JON 1:2     Alignment score: 0.409 → 0.41
" Get up and go to Nineveh , that great city , and speak out against it , because their wickedness has risen up before me . "
" Mitsangàna ary mandehana any Ninive , izay tanàna tena lehibe , ary miresàha ny momba izany , satria efa niakatra teo anatrehako ny faharatsian'izy ireo . "
JON 1:3     Alignment score: 0.41
But Jonah got up to run away from the presence of Yahweh and go to Tarshish . He went down to Joppa and found a ship going to Tarshish . So he paid the fare and boarded the ship to go with them to Tarshish , away from the presence of Yahweh .
Fa nitsangana i Jona mba hitsoaka ny fanatrehan'i
Yaveh ary nandeha tany Tarsisy . Nidina tany Jopa izy ary nahita sambo hiainga ho any Tarsisy . Koa dia naloany ny saran - dalana ary niakatra tao amin'ilay sambo niaraka tamin'izy ireo ho any Tarsisy izy , lavitry ny fanatrehan'Andriamanitra .
JON 1:4     Alignment score: 0.377 → 0.378
But Yahweh sent out a great wind on the sea and it became
a mighty storm on the sea . Soon it appeared that the ship was going to be broken up .
Fa nandefasan'i Yaveh rivo - mahery teny amin ' ny ranomasina ary dia lasa tafio - drivotra teny amin ' ny ranomasina izany . Vetivety teo dia hita fa ho potika ilay sambo .
JON 1:5     Alignment score: 0.305 → 0.309
Then the sailors became
very afraid and each man cried out to his own god . They threw the ship 's cargo into the sea to lighten it . But Jonah had gone down into the innermost parts of the ship , and he was lying there deeply asleep .
Ary lasa natahotra mafy ireo tantsambo ka niantso mafy ny andriamaniny manokana . Natsipin'izy ireo tany an - dranomasina ny entana tao amin'ilay sambo mba hanamaivana izany . Fa Jona kosa nidina lalina tao amin'ilay sambo , ary nitsilany renoky ny torimaso tao .
JON 1:6     Alignment score: 0.249 → 0.252
So the captain came to him and said to him , " What are you doing sleeping ? Get up ! Call upon your god ! Maybe your god will notice us and we will not perish . "
Ka nanatona azy ny kapitenin - tsambo ary niteny taminy hoe : " Nahoana ianao no matory ? Mitsangàna ! Antsoy ny andriamanitrao ! Mety mba hahita antsika ny andriamanitrao ka tsy ho faty isika . "
JON 1:7     Alignment score: 0.224 → 0.234
Each man said to his neighbor , " Come , let us cast lots , so that we may know who is the cause
of this evil that is happening to us . " So they threw lots , and the lot fell to Jonah .
Nifampiresaka izy rehetra nanao hoe : " Manatona , andao isika hanao ankitsapaka , mba hafahantsika mahafantatra hoe iza no anton'izao loza mitranga amintsika izao . " Ka nataon'izy ireo ny ankitsapaka , ary nitontona teo amin'i Jona izany .
JON 1:8     Alignment score: 0.282 → 0.293
Then they said to Jonah , " Please tell us who is the cause
of this evil that is happening to us . What is your occupation , and where did you come from ? What is your country , and from which people are you ? "
Dia hoy izy ireo tamin'i Jona hoe : " Mba teneno anay re hoe iza no anton'izao loza mitranga amintsika izao . Inona no asanao , ary avy aiza ianao ? Inona no firenenao , ary avy amin ' ny vahoaka iza ianao ?
JON 1:9     Alignment score: 0.576
Jonah said to them , " I am a Hebrew ; and I fear Yahweh , the God of heaven , who has made the sea and the dry land . "
Hoy Jona tamin'izy ireo hoe : " Hebreo aho ; ary matahotra an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny lanitra , izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina . "
JON 1:10     Alignment score: 0.341
Then the men were even more afraid and said to Jonah , " What is this that you have done ? " For the men knew
that he was running away from the presence of Yahweh , because he had told them .
Ary vao mainka niha - natahotra ireo lehilahy ka niteny tamin'i Jona hoe : " Fa inona ity nataonao ? " Fa fantatr'ireo lehilahy fa nitsoaka ny fanatrehan'i Yaveh izy , satria nolazainy tamin'izy ireo .
JON 1:11     Alignment score: 0.301 → 0.303
Then they said to Jonah , " What should we do to you so that the sea will calm down for us ? " For the sea became more and more stormy
.
Ary hoy izy ireo tamin'i Jona hoe : " Inona no tokony ho ataonay aminao mba hampilamina ny ranomasina ho anay ? " Satria niha - nanonja mafy dia mafy ny ranomasina .
JON 1:12     Alignment score: 0.314 → 0.316
Jonah said to them , " Pick me up and throw me into the sea . Then the sea will be calm for you , for I know that it is because of me that this great storm is happening to you . "
Hoy i Jona tamin'izy ireo hoe : " Raiso aho ary atsipazo any anaty ranomasina . Ary hilamina ho anareo ny ranomasina , satria fantatro fa noho izaho no mahatonga izao tafio - drivotra izao hitranga aminareo . "
JON 1:13     Alignment score: 0.25
Nevertheless , the men rowed hard to get themselves back to the land , but they could not do it because the sea was becoming more and more violent against them .
Na dia izany aza , dia namohy mafy ireo lehilahy mba hampiverina azy ireo eny an - tanety , saingy tsy afaka nanao izany izy ireo satria niha - nahery ny ranomasina nanohitra azy ireo .
JON 1:14     Alignment score: 0.329 → 0.332
Therefore they cried out to Yahweh and said , " We beg you , Yahweh , we beg you , do not let us perish on account of this man 's life
, and do not put innocent blood on us , because you , Yahweh , have done just as it pleased you . "
Noho izany dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo ary nanao hoe : " Mitalaho Aminao izahay , ry Yaveh , mitalaho Aminao izahay , aza avela ho faty nohon ' ny ain'ity lehilahy ity izahay , ary aza melohina aminay ny fahafatesany , satria Ianao , Yaveh , dia efa nanao araka izay sitraky ny fonao . "
JON 1:15     Alignment score: 0.38
So they picked up Jonah and threw him into the sea , and the sea stopped raging .
Koa dia noraisin'izy ireo i Jona ary natsipin'izy ireo tany
anaty ranomasina , ary nijanona tsy nisafoaka ny ranomasina .
JON 1:16     Alignment score: 0.467
Then the men feared Yahweh very much . They offered a sacrifice to Yahweh and made vows .
Avy eo dia natahotra mafy an'i Yaveh ireo lehilahy . Nanolotra sorona ho an'i Yaveh izy ireo ary nanao voady .
JON 1     Average alignment score: 0.345 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4