Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5 


1PE 1:1     Alignment score: 0.673
Peter , an apostle of Jesus Christ , to the foreigners
of the dispersion , the chosen ones , throughout Pontus , Galatia , Cappadocia , Asia , and Bithynia .
Petera , apostolin'i Jesosy Kristy , ho an'ireo zanaka am - pielezana , ireo izay voafidy , manerana an'i Ponto , Galatia , Kapadokia , Asia , ary Bitynia .


1PE 1:2     Alignment score: 0.373 → 0.413
This is according to the foreknowledge of God the Father , through the sanctifying work of the Spirit , for obedience and for the sprinkling of the blood of Jesus Christ . May grace be to you , and may your peace increase .
Izany dia araka ny fantatr'Andriamanitra Ray mialoha , voatokan
' ny Fanahy ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy . Ho aminareo anie ny fahasoavana , ary hitombo anie ny fiadananareo .
1PE 1:3     Alignment score: 0.37 → 0.368
May the God and Father of our Lord Jesus Christ be praised ! In his great mercy , he has given us new birth to a living hope through the resurrection of Jesus Christ from the dead .
Ho tahiana anie Andriamanitra sy Rain'i
Jesosy Kristy Tompotsika . Tamin ' ny famindram - pony , no nanomezany antsika fahaterahana vaovao ho an ' ny fahatokisan ' ny lova . Izany lova izany dia tamin ' ny alalan ' ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin ' ny maty .
1PE 1:4     Alignment score: 0.332 → 0.335
This is for an inheritance that will not perish , will not become
stained , and will not fade away . It is reserved in heaven for you .
Izany dia ho an ' ny lova izay tsy ho faty , tsy ho simba , ary tsy ho levona . Izany dia voatokana ho anareo any an - danitra .
1PE 1:5     Alignment score: 0.41 → 0.41
You are protected by God 's power through faith for the salvation that is ready to be revealed in the last time .
Ianareo dia arovan ' ny herin'Andriamanitra amin ' ny alalan ' ny finoana , ho an ' ny famonjena izay efa vonona ho ambara amin ' ny fotoana farany .
1PE 1:6     Alignment score: 0.115 → 0.124
In this you greatly rejoice , even though now , for a little while , you may have to suffer all kinds of trials .
Tena ravoravo momba izany ianareo , na dia ilainareo aza ny hahatsiaro malahelo amin ' ny olana
maro samy hafa ankehitriny .
1PE 1:7     Alignment score: 0.398
This is for the proving of your faith , which is more precious than gold that perishes , even though it is tested by fire . This happens so that your faith will be found to result in praise , glory , and honor at the revealing of Jesus Christ .
Izany dia ho an ' ny fanaporofoana ny finoanareo , izay sarobidy kokoa noho ny volamena izay simba , na dia nosedraina tamin ' ny afo aza . Miseho izany mba ho hita ny vokatry ny finoanareo amin ' ny fiderana , voninahitra , ary haja
amin ' ny hisehoan'i Jesosy Kristy .
1PE 1:8     Alignment score: 0.31
You have not seen him , but you love him . You do not see him now , but you believe in him and rejoice with joy that is inexpressible and filled with glory .
Tsy nahita Azy ianareo , nefa tia Azy . Tsy mahita azy ianareo ankehitriny , kanefa mino Azy ary tena faly amin ' ny fifaliana tsy hay lazaina , mahafinaritra .
1PE 1:9     Alignment score: 0.344
You are now receiving for yourselves the result of your faith , the salvation of your souls .
Raisinareo ankehitriny ny vokatry ny finoanareo , dia ny famonjena ny fanahinareo .
1PE 1:10     Alignment score: 0.206 → 0.231
Concerning this salvation , the prophets who prophesied about the grace that was to come
to you searched diligently and examined carefully ,
Ireo mpaminany dia nikaroka sy nanontany tsara ny momba izany famonjena izany , ny momba ny fahasoavana izay ho anareo .
1PE 1:11     Alignment score: 0.242 → 0.252
inquiring into what person or time the Spirit of Christ in them was indicating when he testified beforehand about the sufferings of Christ and the glories that would follow .
Izy ireo dia nitady ny hahafantatra ny momban ' ny hoe iza sy oviana ny Fanahin'i
Kristy ao amin'izy ireo no niteny tamin'izy ireo . Izany dia nitranga toy ny nolazainy azy ireo mialoha momba ireo fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany .
1PE 1:12     Alignment score: 0.321 → 0.321
It was revealed to them that they were not serving themselves , but you , when they spoke of the things that have now been told to you by those who preached the gospel to you by the Holy Spirit sent from heaven things into which angels long to look .
Nambara tamin'izy ireo izany mba tsy hanompo ny tenany izy ireo , fa ianareo , rehefa niteny ireo zavatra izay voalaza taminareo ankehitriny izy ireo tamin ' ny alalan'ireo izay nitory ny filazantsara taminareo tamin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina nalefa avy any an - danitra -- zavatra izay tian'ireo anjely ho fantatra .
1PE 1:13     Alignment score: 0.287 → 0.315
So gird up the loins of your mind . Be sober . Put your hope fully
on the grace that will be brought to you when Jesus Christ is revealed .
Noho izany homano ny sainareo . Mahonona tena . Mametraha fitokiana amin ' ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo amin ' ny hisehoan'i Jesosy Kristy .
1PE 1:14     Alignment score: 0.215 → 0.22
As obedient children , do not conform yourselves to the desires that you followed when you were ignorant .
Amin ' ny maha
- zanaka mpankàto , aza mampifanaraka ny tenanareo amin'ireo faniriana izay narahinareo tamin ' ny mbola tsy nahalala ianareo .
1PE 1:15     Alignment score: 0.426 → 0.424
But as the one who called you is holy , you too be holy in your whole behavior .
Fa tahaka ilay iray izay niantso anareo hoe masina , ianareo , ihany koa , aoka ho masina amin ' ny fitondran - tenanareo manontolo .
1PE 1:16     Alignment score: 0.632
For it is written , " Be holy , because I am holy . "
Fa voasoratra hoe : " Aoka ho masina , satria masina Aho . "
1PE 1:17     Alignment score: 0.185 → 0.216
So if you call " Father " the one who judges impartially and according to each person 's work , conduct yourselves in fear during your time here as foreigners
.
Ka raha miantso ilay iray izay mitsara tsy misy fanavakavahana araka ny asan'olona tsirairay avy hoe : " Ray " ianareo , dia handany ny fotoan'andronareo amin ' ny fanehoana fanajana .
1PE 1:18     Alignment score: 0.312 → 0.348
You know that it was not with perishable silver or gold that you have been redeemed from the futile behavior that you inherited from your ancestors ,
Fantatrareo fa tsy avy tamin ' ny volafotsy na volamena mety levona
no nanavotana anareo tamin ' ny fitondran - tena adala izay nianaranareo tamin'ireo razanareo .
1PE 1:19     Alignment score: 0.433
but by the precious blood of Christ , like that of a lamb without blemish or spot .
Fa kosa , navotana tamin ' ny sarobidin'i Kristy ianareo , izay toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny .
1PE 1:20     Alignment score: 0.303 → 0.355
Christ was foreknown before the foundation of the world , but now he has been revealed to you in these
last times .
Voafidy talohan ' ny nananganana an'izao tontolo izao Kristy , fa ankehitriny dia tamin'ireo fotoana farany no nanambaràna Azy taminareo .
1PE 1:21     Alignment score: 0.334 → 0.362
Through him you believe in God , who raised him from the dead and gave him glory , so that your faith and hope are in God .
Amin ' ny alalany
no hinoanareo an'Andriamanitra , izay nanangana azy tamin ' ny maty sy tamin'ireo nomeny voninahitra mba ho ao amin'Andriamanitra ny finoana sy fahatokianareo .
1PE 1:22     Alignment score: 0.286 → 0.296
You made your souls pure by obedience to the truth . This was for the purpose of sincere brotherly love ; so love one another earnestly from a pure heart .
Nanadio ny fanahinareo tamin ' ny fankatoavana ny fahamarinana ianareo . Izany dia ho an ' ny fitiavana ara - pirahalahiana madio ; noho izany mifankatiava fatratra amin ' ny fo .
1PE 1:23     Alignment score: 0.367 → 0.367
You have been born again , not from perishable seed , but from imperishable seed , through the living and remaining word of God .
Nateraka
indray ianareo , tsy avy amin ' ny voa mety maty , fa avy amin ' ny voa tsy mety maty , amin ' ny alalan ' ny tenin'Andriamanitra velona sy mitoetra .
1PE 1:24     Alignment score: 0.364 → 0.433
For " All flesh is like grass , and all its glory is like the wild flower of the grass . The grass dries up , and the flower falls off ,
Fa " ny nofo rehetra dia toy ny ahitra , ary ny voninahiny rehetra dia toy ny voninkazon ' ny ahitra . Maina ny ahitra , ary malazo ny voninkazo ,
1PE 1:25     Alignment score: 0.355 → 0.355
but the word of the Lord remains forever . " This word is the gospel that was preached to you .
fa ny tenin
' ny Tompo dia mitoetra mandrakizay . " Izany ny vaovao mahafaly izay nambara taminareo .
1PE 1     Average alignment score: 0.353 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5