Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


LUK 1:1     Alignment score: 0.087
Many have taken on the work of putting together an account of the things that have been accomplished among us ,
Maro ireo niezaka nanoratra tantara mahakasika ireo zava - nitranga izay tanteraka teto amintsika ,


LUK 1:2     Alignment score: 0.122 → 0.123
just as they were passed down to us by those who from the first were eyewitnesses and servants of the word .
araka izay efa nanoloran'izy ireo azy tamintsika , izay efa vavolombelona nanatri - maso sy mpanompon
' ny teny hatrany am - piandohana .
LUK 1:3     Alignment score: 0.178 → 0.188
So it seemed good to me also , because I have accurately investigated everything from the beginning , to write an orderly account for you , most excellent Theophilus ,
Ary amiko ihany koa dia toa mety - rehefa nanadihady tsara ny fandehan ' ny zavatra rehetra hatramin ' ny voalohany - ny hanoratra tatitra araka ny filaharany
ho anao , ry Teofilo mendrika indrindra .
LUK 1:4     Alignment score: 0.207 → 0.21
so that you might know
the certainty of the things you have been taught .
Izany dia mba hahalalanao ny marina momba ireo zavatra izay nampianarina anao .
LUK 1:5     Alignment score: 0.489 → 0.519
In the days of Herod , king of Judea , there was a certain priest named Zechariah from the division of Abijah ; his wife Elizabeth was also a descendant
of Aaron .
Tamin ' ny andron'i Heroda , mpanjakan ' ny Jodia , dia nisy iray tamin ' ny mpisorona antsoina hoe Zakaria , avy amin ' ny antokon'i Abia . Ny vadiny dia avy amin ' ny zanaka vavin'i Arona , ary ny anarany dia Elizabeta .
LUK 1:6     Alignment score: 0.322 → 0.326
They were both righteous before God , walking blamelessly in all the commandments
and statutes of the Lord .
Samy marina teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo , ary nankatoa ireo didy rehetra sy ireo fitsipiky ny Tompo .
LUK 1:7     Alignment score: 0.258 → 0.259
But they had no child because Elizabeth was barren , and they were both advanced in their days .
Fa tsy nanan - janaka anefa izy ireo , satria momba Elizabeta , ary samy efa tena antitra ihany koa izy roa ireo tamin'izany fotoana izany .
LUK 1:8     Alignment score: 0.249 → 0.267
Now it came
about that Zechariah was in God 's presence , carrying out the priestly duties in the order of his division .
Ary izany dia mahakasika an'i Zakaria teo fanatrehan'Andriamanitra , nanatanteraka ireo asan ' ny fisoronana araka ny fifandimbiasan ' ny isan - tokony .
LUK 1:9     Alignment score: 0.376 → 0.376
According to the customary way of choosing which priest would serve , he had been chosen by lot to enter into the temple of the Lord to burn incense .
Araka ny fomba fanaon'izy ireo ny amin ' ny fisafidianana mpisorona izay tokony hanompo , dia voafidin
' ny kodia kely hiditra handoro ny emboka manitra ao an - tempolin ' ny Tompo izy .
LUK 1:10     Alignment score: 0.321 → 0.373
The whole crowd of people was praying outside at the hour when the incense was burned .
Tamin ' ny ora nandoroana ny emboka manitra dia nivavaka teny
ivelany ny vahoaka rehetra .
LUK 1:11     Alignment score: 0.517
Now an angel of the Lord appeared to him and stood at the right side of the incense altar .
Ary nisy anjelin
' ny Tompo niseho taminy ary nitsangana teo ankavanan ' ny alitara nisy ny emboka manitra .
LUK 1:12     Alignment score: 0.437 → 0.437
When Zechariah saw him , he was troubled , and fear fell
on him .
Rehefa nahita azy i Zakaria , dia raiki - tahotra ary heniky ny tahotra izy .
LUK 1:13     Alignment score: 0.391 → 0.397
But the angel said to him , " Do not be afraid , Zechariah , because your prayer has been heard . Your wife Elizabeth will bear you a son . You will call his name John .
Fa hoy ny anjely taminy : " Aza matahotra , ry Zakaria , efa nohenoina ny vavakao
. Hitoe - jaza lahy aminao Elizabeta vadinao . Jaona no ho ataonareo anarany .
LUK 1:14     Alignment score: 0.312
You will have joy and gladness , and many will rejoice at his birth .
Hanam - pifaliana sy haravoana ianao , ary maro koa no ho faly amin ' ny fahaterahany .
LUK 1:15     Alignment score: 0.438 → 0.438
For he will be great in the sight of the Lord . He must never drink wine or strong drink , and he will be filled with the Holy Spirit from his mother 's womb .
Satria ho lehibe izy eo imaso ' ny Tompo . Tsy hisotro divay na zava - pisotro mahery mihitsy izy , ary ho feno ny Fanahy Masina hatrany an - kibon - dreniny izy .
LUK 1:16     Alignment score: 0.314
Many of the descendants of Israel will be turned to the Lord their God .
Maro amin ' ny vahoakan'Israely no hitodika amin ' ny Tompo Andriamanitr'izy ireo .
LUK 1:17     Alignment score: 0.283 → 0.32
He will go before the face of the Lord in the spirit and power of Elijah , to turn the hearts of the fathers to the children and the disobedient to the wisdom of the righteous to make ready for the Lord a people prepared for him . "
Handeha eo alohan ' ny tavan
' ny Tompo amin ' ny fanahy sy ny herin'Elia izy . Izany no ataony dia ny mba hitodihan ' ny fon ' ny ray amin ' ny zanaka , mba handehanan'ireo izay tsy mankatoa amin ' ny lalan ' ny fahendren ' ny marina - mba hanomanana vahoaka efa vonona ho an ' ny Tompo nohomanina ho Azy . "
LUK 1:18     Alignment score: 0.347
Zechariah said to the angel , " How can I know
this ? For I am an old man and my wife is advanced in her days . "
Ary Zakaria niteny tamin'ilay anjely hoe : " Ahoana no ahalalako izany ? Fa izaho efa anti - dahy ary ny vadiko dia tena efa antitra . "
LUK 1:19     Alignment score: 0.367 → 0.384
The angel answered and said to him , " I am Gabriel , who stands in the presence of God . I was sent to speak to you , to bring you this good news .
Ary hoy ny anjely namaly sy niteny taminy : " Izaho no Gabriela , ilay mitsangana eo anatrehan'Andriamanitra . Ary voairaka aho mba hilaza aminao , hitondra izao vaovao tsara izao aminao .
LUK 1:20     Alignment score: 0.313
Behold ! You will be silent , unable to speak , until the day these things take place . This is because you did not believe my words , which will be fulfilled at the right time . "
Koa indro ! Ho moana ianao , ka tsy afaka hiteny , mandra - piavin ' ny andro hisehoan'ireo zavatra ireo . Satria tsy nino ny teniko ianao , izay ho tanteraka amin ' ny fotoana voafaritra . "
LUK 1:21     Alignment score: 0.274 → 0.274
Now the people were waiting for Zechariah . They were surprised that he was spending so much time in the temple .
Ary ny vahoaka sasa - niandry an'i Zakaria . Gaga nohon ' ny fijanonany maharitra tao an - tempoly izy ireo .
LUK 1:22     Alignment score: 0.282
But when he came out , he could not speak to them . They realized that he had seen a vision while he was in the temple . He kept on making signs to them and remained silent .
Fa rehefa nivoaka izy , dia tsy afaka niresaka tamin'izy ireo . Ary fantatr'ireo fa nahita fahitana izy tamin ' ny tao an - tempoly . Nanao baiko moana tamin'ireo izy ary nijanona ho moana .
LUK 1:23     Alignment score: 0.301
It came about that when the days of his service were over , he went to his house .
Ary rehefa tonga ny andro ahataperan ' ny fanompoany
, dia lasa nody tany an - tranony izy .
LUK 1:24     Alignment score: 0.381 → 0.381
After these
days , his wife Elizabeth conceived and for five months she kept herself hidden . She said ,
Taorinan'ireo andro ireo , dia nitoe - jaza Elizabeta ary niafina nandritry ny dimy volana . Hoy izy hoe :
LUK 1:25     Alignment score: 0.412 → 0.411
" This is what the Lord has done for me when he looked at me with favor in order to take away my shame before people . "
" Izao no nataon
' ny Tompo ho ahy rehefa nitsinjo ahy Izy mba hanala ny henatro eo anatrehan ' ny olona . "
LUK 1:26     Alignment score: 0.472 → 0.472
In the sixth month , the angel Gabriel was sent from God to a city in Galilee named Nazareth ,
Teo amin ' ny faha enim - bolana
, dia nirahin'Andriamanitra ny anjely Gabriela nankany amin ' ny tanàna iray tao Galilia antsoina hoe Nazareta ,
LUK 1:27     Alignment score: 0.411
to a virgin engaged to a man whose name was Joseph , who was a descendant
of David , and the virgin 's name was Mary .
ho any amina virjiny iray izay fofom - badina lehilahy antsoina hoe Josefa . Anisan ' ny taranak'i Davida izy , ary ny anaran'ilay virjiny dia Maria .
LUK 1:28     Alignment score: 0.295 → 0.312
He came to her and said , " Greetings , you who are highly favored ! The Lord is with you . "
Nankeo aminy izy ary niteny hoe : " Arahaba , ry ilay nohasoavina indrindra ! Ny Tompo ho ao aminao . "
LUK 1:29     Alignment score: 0.149 → 0.152
But she was very confused by his words , and she wondered what kind of greeting
this could be .
Fa tena very hevitra tamin ' ny teniny izy nanotany tena hoe karazana fiarahabana toy ny inona izany .
LUK 1:30     Alignment score: 0.47
The angel said to her , " Do not be afraid , Mary , for you have found favor with God .
Hoy ny anjely taminy : " Aza matahotra , ry Maria , fa efa nahita sitraka tamin'Andriamanitra ianao .
LUK 1:31     Alignment score: 0.37 → 0.367
See , you will conceive in your womb and bear a son . You will call his name ' Jesus . '
Indro , hitoe - jaza ianao ka hiteraka zazalahy . Ary ny anarany ho antsoinao
hoe ' Jesosy . '
LUK 1:32     Alignment score: 0.463
He will be great and will be called the Son of the Most High . The Lord God will give him the throne of his ancestor
David .
Ho lehibe Izy ary ho antsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra . Ny Tompo Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida razambeny .
LUK 1:33     Alignment score: 0.418 → 0.419
He will reign over the house of Jacob forever , and there will be no end to his kingdom . "
Ary hanjaka mandrakizay amin ' ny taranak'i Jakoba izy , ary tsy hanam - pahataperana ny fanjakany
. "
LUK 1:34     Alignment score: 0.311 → 0.357
Mary said to the angel , " How will this happen , since I have not known any man ? "
Hoy Maria tamin'ilay anjely : " Ahoana no hisehoan'izany , fa mbola tsy niara - nandry tamina
lehilahy aho ? "
LUK 1:35     Alignment score: 0.386
The angel answered and said to her , " The Holy Spirit will overshadow you , and the power of the Most High will overshadow you . So the holy one to be born will be called the Son of God .
Ny anjely namaly sy niteny taminy hoe : " Hirotsaka aminao ny Fanahy Masina , ary ny herin
' ny Avo Indrindra no ho avy aminao . Ka ilay masina ho teraka dia ho antsoina hoe Zanak'Andriamanitra .
LUK 1:36     Alignment score: 0.377
See , your relative
Elizabeth has also conceived a son in her old age . This is the sixth month for her , she who was called barren .
Indro , Elizabeta havanao dia nitoe - jaza lahy ihany koa na dia tamin ' ny fahanterany aza . Efa faha enim - bolana ny azy izao , izy ilay nantsoina hoe momba .
LUK 1:37     Alignment score: 0.124
For nothing will be impossible for God . "
Satria tsy misy zavatra tsy ho azo tanterahana amin'Andriamanitra . "
LUK 1:38     Alignment score: 0.396 → 0.468
Mary said , " See , I am the female servant of the Lord . Let it be for me according to your message . " Then the angel left her .
Hoy i Maria : " Indro , izaho no mpanompovavin ' ny Tompo . Aoka ho tanteraka amiko izany araka ny hafatrao . " Ary niala teo aminy ny anjely .
LUK 1:39     Alignment score: 0.382 → 0.382
Then Mary arose
in those days and quickly went into the hill country , to a city in Judea .
Ary tamin'izany andro izany i Maria dia niainga ka nandeha faingana nankany amin ' ny tany avo , any amin ' ny tanànan'i Jodia .
LUK 1:40     Alignment score: 0.631
She went into the house of Zechariah and greeted Elizabeth .
Nankany amin ' ny tranon'i Zakaria izy ary niarahaba an'i Elizabeta .
LUK 1:41     Alignment score: 0.429
Now it happened that when Elizabeth heard Mary 's greeting
, the baby in her womb jumped , and Elizabeth was filled with the Holy Spirit .
Ary nony naheno ny fiarahaban'i Maria i Elizabeta , dia nibitaka ny zaza tao an - kibony , ary feno ny Fanahy Masina Elizabeta .
LUK 1:42     Alignment score: 0.15 → 0.154
She cried out with a loud shout and said , " Blessed are you among women
, and blessed is the fruit of your womb .
Nanandram - peo sy niteny mafy izy hoe : " Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao , ary nosoavina ny nateraky ny kibonao .
LUK 1:43     Alignment score: 0.296 → 0.349
Why has it happened to me that the mother of my Lord should come to me ?
Nahoana izany no mitranga amiko fa ilay renin
' ny Tompoko no tonga hanatona ahy ?
LUK 1:44     Alignment score: 0.252 → 0.253
For see , when the sound of your greeting
came to my ears , the baby in my womb jumped for joy .
Fa indro , rehefa tonga teo an - tsofiko ny fiarahabanao , dia nientan - kafaliana ny zaza ato an - kiboko .
LUK 1:45     Alignment score: 0.362 → 0.404
Blessed is she who believed that there would be a fulfillment of the things that were told her from the Lord . "
Sambatra izy izay nino fa ho tanteraka ireo zavatra izay nolazain
' ny Tompo taminy . "
LUK 1:46     Alignment score: 0.574 → 0.615
Mary said , " My soul praises the Lord ,
Hoy i Maria : " Midera ny Tompo ny fanahiko ,
LUK 1:47     Alignment score: 0.265
and my spirit has rejoiced in God my Savior .
ary ny fanahiko nifaly tao amin'Andriamanitra mpamonjiko .
LUK 1:48     Alignment score: 0.317
For he has looked at the low condition
of his female servant . For see , from now on all generations will call me blessed .
Fa nijery ny fahantran ' ny mpanompo vaviny Izy . Ary indro , manomboka izao ny taranaka rehetra hiantso ahy hoe sambatra .
LUK 1:49     Alignment score: 0.336 → 0.375
For the Mighty One has done great things for me , and his name is holy .
Satria nanao zavatra lehibe tamiko ilay mahefa ny zavatra rehetra , ary masina ny anarany .
LUK 1:50     Alignment score: 0.386 → 0.392
His mercy lasts from generation to generation for those who fear him .
Fa maharitra ho an ' ny taranaka faramandimby izay matahotra Azy ny famindram - pony .
LUK 1:51     Alignment score: 0.268 → 0.304
He has displayed strength with his arm ; he has scattered those
who were proud about the thoughts of their hearts .
Nampiseho ny heriny tamin ' ny sandriny izy ; ary nanaparitaka ireo izay nirehareha tamin ' ny eritreritry ny fon'izy ireo .
LUK 1:52     Alignment score: 0.126 → 0.175
He has thrown down princes from their thrones and he has raised up those
of low condition .
Naongany tamin ' ny seza fiandrianany ny zanaka lahin ' ny mpanjaka ary ireo ambany nasandrany .
LUK 1:53     Alignment score: 0.291
He has filled the hungry with good things , but the rich he has sent away empty - handed .
Nataony voky zava - tsoa ireo noana , fa ny mpanan - karena nampodiany tsy nanana na inona na inona .
LUK 1:54     Alignment score: 0.236
He has given help to Israel his servant , so as to remember to show mercy
Nanome fanampiana an'Israely mpanompony Izy , mba hahatsiarovany haneho famindram - po
LUK 1:55     Alignment score: 0.58
( as he said to our fathers ) to Abraham and his descendants forever . "
( araka ny nolazainy
tamin'ireo raintsika ) tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay . "
LUK 1:56     Alignment score: 0.516
Mary stayed with Elizabeth about three months and then returned to her house .
Nijanona nitoetra tao amin'i Elizabeta tokony ho telo volana i Maria ary avy eo niverina nody tany an - tranony
.
LUK 1:57     Alignment score: 0.225 → 0.262
Now the time had come
for Elizabeth to deliver her baby and she gave birth to a son .
Ary tonga ny fotoana hiterahan'i Elizabeta ny zanany ary niteraka zazalahy izy .
LUK 1:58     Alignment score: 0.307 → 0.307
Her neighbors and her relatives heard that the Lord had shown his great mercy to her , and they rejoiced with her .
Naheno ny famindram - po lehibe nataon
' ny Tompo taminy ireo mpiara - monina aminy sy ireo havany , ary niara - paly taminy izy ireo .
LUK 1:59     Alignment score: 0.321
Now it happened on the eighth day that they came to circumcise the child . They would have called him " Zechariah , " after the name of his father .
Ary tamin ' ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy ireo . Saika ho antsoin'izy ireo hoe " Zakaria , " araka ny anaran
- drainy izy .
LUK 1:60     Alignment score: 0.541
But his mother answered and said , " No . He will be called John . "
Fa ny reniny kosa namaly ary niteny hoe : " Tsia . Jaona no hiantsoana azy . "
LUK 1:61     Alignment score: 0.259
They said to her , " There is no one among your relatives who is called by this name . "
Ary hoy ireo taminy : " Tsy misy amin ' ny havanao
antsoina amin'izany anarana izany . "
LUK 1:62     Alignment score: 0.083 → 0.12
They made signs to his father as to how he wanted him to be named .
Nanao baiko moana tamin ' ny rainy izy ireo ny amin ' ny tiany ho atao anarany
.
LUK 1:63     Alignment score: 0.345 → 0.366
His father asked for a writing tablet and wrote , " His name is John . " They all were astonished at this .
Nangataka solaitra fanoratana ny rainy ary nanoratra hoe : " Jaona no anarany . " Ary dia gaga tamin'izany izy rehetra .
LUK 1:64     Alignment score: 0.268 → 0.269
Immediately his mouth was opened and his tongue was freed . He spoke and praised God .
Ary niaraka tamin'izay dia nisokatra ny vavany ary nafahana ny lelany
. Niteny izy ary nidera an'Andriamanitra .
LUK 1:65     Alignment score: 0.248 → 0.248
Fear came on all who lived around them . All these
matters were spread throughout all the hill country of Judea .
Tonga teo amin'ireo rehetra nanodidina azy ireo ny tahotra . Ary niely eraky ny tanàna avon'i Jodia ny zava - niseho rehetra teo .
LUK 1:66     Alignment score: 0.319 → 0.319
All who heard them stored them in their hearts , saying , " What then will this child become
? " For the hand of the Lord was with him .
Ary ireo rehetra nandre ireo dia nandray ireny tao am - pony , ary nilaza hoe : " Ho lasa inona ary ity zaza ity ? " Fa momba azy ny tanan ' ny Tompo .
LUK 1:67     Alignment score: 0.485 → 0.484
His father Zechariah was filled with the Holy Spirit and prophesied , saying ,
Ary feno ny Fanahy masina i Zakaria rainy ary naminany , ka nilaza hoe :
LUK 1:68     Alignment score: 0.289
" Praised be the Lord , the God of Israel , for he has come
to help and he has accomplished redemption for his people .
" Deraina anie ny Tompo , Andriamanitr'Israely , fa tonga nanampy sy nanatanteraka ny fanafahana ho an ' ny vahoakany Izy .
LUK 1:69     Alignment score: 0.237
He has raised up a horn of salvation for us in the house of his servant David
Nanandratra avo ny tandrom - panavotana ho antsika ao an - tranon'i Davida mpanompony Izy ,
LUK 1:70     Alignment score: 0.256 → 0.26
( as he spoke by the mouth of his holy prophets from long ago ) ,
tahaka izay nolazainy
tamin ' ny vavan'ireo mpaminany masina tamin ' ny andro taloha tany .
LUK 1:71     Alignment score: 0.331
salvation from our enemies and from the hand of all who hate us .
Hitondra famonjena amin ' ny fahavalontsika sy amin ' ny tanan'ireo rehetra mankahala antsika Izy .
LUK 1:72     Alignment score: 0.258
He will do this to show mercy to our fathers and to remember his holy covenant ,
Izany no hataony dia ny mba hampisehoana ny famindram - po amin'ireo raintsika sy hampatsiahivana ny fanekem - pihavanany Masina ,
LUK 1:73     Alignment score: 0.471 → 0.505
the oath that he swore to Abraham our father .
dia ilay fianianana nolazainy
tamin'i Abrahama raintsika .
LUK 1:74     Alignment score: 0.203 → 0.208
He swore to grant to us that we , having been delivered out of the hand of our enemies , would serve him without fear
Nianiana ny hahazoantsika , rehefa afaka tamin ' ny tanan
' ny fahavalontsika , manompo Azy tsy amin - tahotra ,
LUK 1:75     Alignment score: 0.359
in holiness and righteousness before him all our days .
am - pahamasinana sy am - pahamarinana eo anatrehany
amin ' ny androntsika rehetra .
LUK 1:76     Alignment score: 0.347 → 0.377
Yes , and you , child , will be called a prophet of the Most High , for you will go before the face of the Lord to prepare his paths , to prepare people for his coming ,
Eny , ary ianao , ry zaza , dia ho antsoina hoe mpaminanin ' ny Avo Indrindra , fa handeha hialoha ny tavan
' ny Tompo ianao ary hanamboatra ny lalany , mba hanomana ny olona ny amin ' ny fiaviany ,
LUK 1:77     Alignment score: 0.177 → 0.177
to give knowledge of salvation to his people by the forgiveness of their sins .
mba hanome fahalalam - pamonjena ho an ' ny olony
amin ' ny alalan ' ny famelana ny helok'izy ireo .
LUK 1:78     Alignment score: 0.282 → 0.305
This will happen because of the tender mercy of our God , because of which the sunrise from on high will come
to help us ,
Izany no hiseho dia nohon ' ny famindram - po masin ' ny Andriamanitsika , nohon ' ny amin'izany no hiposahan ' ny masoandro avy amin ' ny avo mba ho avy hanampy antsika ,
LUK 1:79     Alignment score: 0.302 → 0.306
to shine
on those who sit in darkness and in the shadow of death . He will do this to guide our feet into the path of peace . "
hanazava an'ireo izay mipetraka ao anatin ' ny haizina sy ireo ao anatin ' ny aloky ny fahafatesana . Hataony izany mba hitarihana ny tongotsika amin ' ny lalam - piadanana . "
LUK 1:80     Alignment score: 0.342
Now the child grew and became
strong in spirit , and he was in the wilderness until the day of his public appearance to Israel .
Ary ny zaza dia nitombo ary tonga nahery amin ' ny fanahy , ary tany an'efitra izy mandra - piavin ' ny andro hisehoany ankarihary amin'Israely .
LUK 1     Average alignment score: 0.341 for 80 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LUK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24