Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 1:1     Alignment score: 0.648
The book of the genealogy of Jesus Christ , son of David , son of Abraham .
Ny Bokin ' ny razan'i Jesosy Kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama .


MAT 1:2     Alignment score: 0.668
Abraham was the father of Isaac , and Isaac the father of Jacob , and Jacob the father of Judah and his brothers .
Abrahama no rain'Isaka , ary Isaka no rain'i
Jakoba , ary Jakoba no rain'i Joda sy ireo rahalahiny .
MAT 1:3     Alignment score: 0.47 → 0.554
Judah was the father of Perez and Zerah by Tamar , Perez the father of Hezron , and Hezron the father of Ram .
Joda no rain'i
Fareza sy Zara avy tamin ' ny Tamara , Fareza no rain'i Herzona , ary Herzona no rain'i Rama .
MAT 1:4     Alignment score: 0.573 → 0.587
Ram was the father of Amminadab , Amminadab the father of Nahshon , and Nahshon the father of Salmon .
Rama no rain'i
Aminadaba , ary Aminadaba no rain'i Nasona , ary Nasona no rain'i Salmona . Salmona no rain'i Boaza tamin ' ny
MAT 1:5     Alignment score: 0.701
Salmon was the father of Boaz by Rahab , Boaz the father of Obed by Ruth , Obed the father of Jesse .
Rahaba , Boaza no rain'i
Obeda tamin ' ny Rota , Obeda no rain'i Jese .
MAT 1:6     Alignment score: 0.627
Jesse was the father of David the king . David was the father of Solomon by the wife of Uriah .
Ary Jese no rain'i
Davida mpanjaka , Davida no rain'i Solomona tamin ' ny alalan ' ny vadin ' ny Oria .
MAT 1:7     Alignment score: 0.713
Solomon was the father of Rehoboam , Rehoboam the father of Abijah , Abijah the father of Asa .
Solomona no rain'i
Rehoboama , Rehoboama no rain'i Abia , ary Abia no rain'i Asa .
MAT 1:8     Alignment score: 0.597
Asa was the father of Jehoshaphat , Jehoshaphat the father of Joram , and Joram an ancestor of Uzziah .
Asa no rain'i
Jaosafata , ary Jaosafata no rain'i Jorama , ary Jorama no razan'i Ozia .
MAT 1:9     Alignment score: 0.759
Uzziah was the father of Jotham , Jotham the father of Ahaz , Ahaz the father of Hezekiah .
Ozia no rain'i
Jotama , Jotama no rain'i Ahaza , Ahaza no rain'i Hezekia .
MAT 1:10     Alignment score: 0.683
Hezekiah was the father of Manasseh , Manasseh the father of Amon
, and Amon the father of Josiah .
Hezekia no rain'i Manase , Manase no rain'i Amona , ary Amona no rain'i Josia .
MAT 1:11     Alignment score: 0.583
Josiah was an ancestor of Jechoniah and his brothers at the time of the deportation to Babylon .
Josia no razan'i Jekonia sy ireo rahalahiny tamin ' ny fotoanan ' ny fandroahana ho any Babylona .
MAT 1:12     Alignment score: 0.704 → 0.705
After the deportation to Babylon , Jechoniah was the father of Shealtiel , Shealtiel was an ancestor of Zerubbabel .
Taorian ' ny fandroahana ho any Babylona , dia Jekonia no rain'i
Sealtiela , ary Sealtiela no razan'i Zerobabela .
MAT 1:13     Alignment score: 0.684
Zerubbabel was the father of Abiud
, Abiud the father of Eliakim , and Eliakim the father of Azor .
Zerobabela no rain'i Abihoda , Abihoda no rain'i Eliakima , ary Eliakima no rain'i Azora .
MAT 1:14     Alignment score: 0.727
Azor
was the father of Zadok , Zadok the father of Achim , and Achim the father of Eliud .
Azora no rain'i Zadoka , Zadoka no rain'i Akima , ary Akima no rain'i Elihoda .
MAT 1:15     Alignment score: 0.569
Eliud was the father of Eleazar , Eleazar the father of Matthan
, and Matthan the father of Jacob .
Elihoda no rain'i Eliazara , Eliazara no rain'i Matana , ary Matana no rain'i Jakoba .
MAT 1:16     Alignment score: 0.563
Jacob was the father of Joseph the husband of Mary , by whom Jesus was born
, who is called Christ .
Jakoba no rain'i Josefa izay vadin'i Maria , ilay niteraka an'i Jesosy , izay nantsoina hoe Kristy .
MAT 1:18     Alignment score: 0.423 → 0.459
The birth of Jesus Christ happened in the following way . His mother , Mary , was engaged to marry Joseph , but before they came
together , she was found to be pregnant by the Holy Spirit .
Tahaka izao no nitrangan ' ny fahaterahan'i Jesosy Kristy . Ny reniny , Maria , dia efa natokana hanambady an'i Josefa , saingy talohan ' ny niarahan'izy ireo , dia hita fa nitoe - jaza izy avy tamin ' ny Fanahy Masina .
MAT 1:19     Alignment score: 0.293 → 0.297
But Joseph , her husband , was a righteous man and did not want to publicly disgrace her , so he intended to divorce her quietly .
Josefa , vadiny , dia lehilahy marina , no sady tsy ta - hanala baraka azy ampahibemaso . Ka nanapa - kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny taminy .
MAT 1:20     Alignment score: 0.461 → 0.462
As he thought about these
things , an angel of the Lord appeared to him in a dream , saying , " Joseph son of David , do not fear to take Mary as your wife , because the one who is conceived in her is conceived by the Holy Spirit .
Ary raha izy mbola nieritreritra mahakasika ireo zavatra ireo iny , dia niseho taminy tamin ' ny nofy ny anjelin ' ny Tompo , manao hoe : " Josefa , zanaka lahin'i Davida , aza matahotra ny haka an'i Maria ho vadinao , satria ilay iray izay notorontoronina ao anatiny dia ny Fanahy Masina no nampitoetra azy .
MAT 1:21     Alignment score: 0.322 → 0.334
She will bear a son , and you will call his name Jesus , for he will save his people from their sins . "
Hiteraka zaza lahy izy , ary ianao hiantso ny anarany hoe Jesosy , fa izy no hamonjy ny olony
hiala amin ' ny fahotan'izy ireo . "
MAT 1:22     Alignment score: 0.278 → 0.326
Now all this happened to fulfill what was spoken by the Lord through the prophet , saying ,
Izany rehetra izany dia nitranga mba hahatanteraka izay nambaran'nyTompo tamin ' ny alalan'ilay mpaminany , manao hoe :
MAT 1:23     Alignment score: 0.308 → 0.308
" Behold , the virgin will become
pregnant and will bear a son , and they will call his name Immanuel " which being translated is " God with us . "
" Indro , ny virjiny hitoe - jaza ka hiteraka zazalahy , ary izy ireo hiantso ny anarany hoe Imanoela " _ izay midika hoe : " Amintsika Andriamanitra . "
MAT 1:24     Alignment score: 0.498 → 0.499
Joseph got up from his sleep and did as the angel of the Lord commanded him , and he took her as his wife .
Nifoha tamin ' ny torimasony Josefa ary nanao arak'izay nandidian
' ny anjelin ' ny Tompo azy ary naka azy ho vadiny .
MAT 1:25     Alignment score: 0.323 → 0.331
But he did not know
her until she gave birth to a son . Then he called his name Jesus .
Saingy tsy niray taminy izy mandram - piterany zazalahy . Ary nantsoiny hoe Jesosy ny anarany .
MAT 1     Average alignment score: 0.537 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28