Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 1:1     Alignment score: 0.239
In the beginning was the Word , and the Word was with God , and the Word was God .
Tamin ' ny voalohany ny Teny , ary ny Teny tao amin'Andriamanitra , ary ny Teny dia Andriamanitra .


JHN 1:2     Alignment score: 0.138
This one was in the beginning with God .
Izany dia tao amin'Andriamanitra tamin ' ny voalohany .
JHN 1:3     Alignment score: 0.211 → 0.226
All things were made through him , and without him there was not one thing made that has been made .
Ny zavatra rehetra dia avy Aminy avokoa , ary raha tsy noho Izy dia tsy nisy na inona na inona .
JHN 1:4     Alignment score: 0.263
In him was life
, and the life was the light of men .
Noho Izy no nisiam - piainana , ary io fiainana io no fahazavan ' ny olona rehetra .
JHN 1:5     Alignment score: 0.369
The light shines in the darkness , and the darkness did not overcome it .
Ny hazavana dia mamiratra ao anaty haizina
, ary ny haizina tsy nandresy izany .
JHN 1:6     Alignment score: 0.38
There was a man who was sent from God , whose name was John .
Nisy lehilahy iray nirahin'Andriamanitra , Jaona no anarany .
JHN 1:7     Alignment score: 0.305 → 0.325
He came as a witness to testify about the light , that all might believe through him .
Tonga izy mba ho vavolombelona hanambara ny momban ' ny fahazavana
, mba hinoan ' ny rehetra amin ' ny alalany .
JHN 1:8     Alignment score: 0.442
John was not the light , but came that he might testify about the light .
Tsy Jaona ilay fahazavana
, fa kosa tonga mba hanambara ny momba ilay fahazavana izy .
JHN 1:9     Alignment score: 0.429
The true light , which gives light to all men , was coming into the world .
Ny fahazavana
marina , izay manome hazavana ny olona rehetra , dia tonga eto amin'izao tontolo izao .
JHN 1:10     Alignment score: 0.408
He was in the world , and the world was made through him , and the world did not know him .
Teto amin'izao tontolo Izy , ary Izy no nahariana an'izao tontolo izao , ary izao tontolo izao tsy nahalala Azy .
JHN 1:11     Alignment score: 0.168
He came to his own , and his own did not receive him .
Tonga tany amin ' ny olony
Izy , ary ny olony tsy nandray Azy .
JHN 1:12     Alignment score: 0.317
But to as many as received him , who believed in his name , he gave the right to become children of God .
Fa ireo maro nandray Azy , izay nino ny anarany , dia nomeny
fahefana ho tonga zanak ' Andriamanitra .
JHN 1:13     Alignment score: 0.395
These
were not born of blood , nor of the will of the flesh , nor of the will of man , but of God .
Ireo dia tsy nateraka tamin ' ny , na ny sitrapon ' ny nofo , na ny sitrapon ' ny olona , fa ny an'Andriamanitra .
JHN 1:14     Alignment score: 0.387
The Word became
flesh and lived among us . We have seen his glory , glory as of the one and only who came from the Father , full of grace and truth .
Ary ny Teny tonga nofo ka nonina teo amintsika . Hitanay ny voninahiny , voninahitra tahaka ilay iray sy tokana izay tonga avy tamin ' ny Ray , feno fahasoavana sy fahamarinana .
JHN 1:15     Alignment score: 0.345
John testified about him and cried out , saying , " This was the one of whom I said , ' He who comes after me is greater than I am , for he was before me . ' "
Jaona nanambara ny momba Azy ka nihiaka mafy , manao hoe : " Izy ilay iray izay efa nolazaiko hoe : ' Izy izay tonga aoriako dia lehibe noho izaho , satria talohako Izy . " '
JHN 1:16     Alignment score: 0.461 → 0.459
For from his fullness we have all received grace after grace .
Fa avy amin ' ny fahafenoany
no nandraisantsika rehetra fahasoavana hanampy fahasoavana .
JHN 1:17     Alignment score: 0.611 → 0.611
For the law was given through Moses . Grace and truth came through Jesus Christ .
Fa ny lalàna dia nomena tamin ' ny alalan'i
Mosesy . Ny fahasoavana sy fahamarinana dia tonga tamin ' ny alalan'i Jesosy kristy .
JHN 1:18     Alignment score: 0.147 → 0.148
No one has ever seen God ; the only God , who is at the Father 's side , he has made God known .
Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana . Fa ilay Andriamanitra iray sy tokana , izao eo an - tratran'ilay Ray , no nampahafantatra Azy .
JHN 1:19     Alignment score: 0.519 → 0.525
This is the testimony of John when the Jews sent priests and Levites to him from Jerusalem to ask him , " Who are you ? "
Ary izao no fanambaran'i
Jaona rehefa naniraka ireo mpisorona sy Levita avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy mba hanontany azy hoe : " Iza moa ianoa ? "
JHN 1:20     Alignment score: 0.274 → 0.277
He confessed he did not deny , but confessed " I am not the Christ . "
Niteny tsotra izy , ary tsy nandà , fa namaly hoe : " Tsy kristy aho . "
JHN 1:21     Alignment score: 0.508 → 0.507
So they asked him , " What are you then ? Are you Elijah ? " He said , " I am not . " They said , " Are you the prophet ? " He answered , " No . "
Ka nanontany azy izy ireo hoe : " Inona ary ianao izany ? Elia va ianao ? " Niteny izy hoe : " Tsy izy aho " Hoy izy ireo hoe : " Ianao va ilay mpaminany ? " Namaly izy hoe : " Tsia " .
JHN 1:22     Alignment score: 0.316
Then they said to him , " Who are you , so that we may give an answer to those who sent us ? What do you say about yourself ? "
Avy eo izy ireo niteny taminy hoe : " Iza ianao , mba afahanay manome valin - teny
an'ireo izay naniraka anay ? Inona no hambaranao momban ' ny tenanao ? "
JHN 1:23     Alignment score: 0.426
He said , " I am a voice , crying in the wilderness : ' Make the way of the Lord straight , ' just as Isaiah the prophet said . "
Hoy izy hoe : " Izao ilay feo , miantso mafy any an'efitra hoe : ' Ataovy mahitsy ny lalan ' ny Tompo , ' araka ny voalazan'Isaia mpaminany . "
JHN 1:24     Alignment score: 0.495
Now some from the Pharisees were sent ,
Ary nisy iraka
sasany avy amin'ireo fariseo nalefa ,
JHN 1:25     Alignment score: 0.5 → 0.5
and they asked him and said to him , " Why do you baptize , then , if you are not the Christ nor Elijah nor the prophet ? "
ary nanontany azy izy ireo ka niteny taminy hoe : " Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy Kristy ianao no sady tsy Elia no tsy ilay mpaminany ? "
JHN 1:26     Alignment score: 0.427 → 0.427
John answered them , saying , " I baptize with water . But among you stands someone you do not know .
Ary Jaona namaly azy ireo , manao hoe : " Manao batisa amin ' ny rano aho . Fa eo anivonareo eo dia misy olona iray mijoro izay tsy fantatrareo .
JHN 1:27     Alignment score: 0.281
He is the one who comes after me , the strap of whose sandal I am not worthy to untie . "
Izy ilay iray izay tonga avy ao aoriako , izay tsy mendrika ahy ny hamaha ny fehi - kapany
. "
JHN 1:28     Alignment score: 0.458 → 0.466
These
things were done in Bethany on the other side of the Jordan , where John was baptizing .
Ireo zavatra ireo dia natao tany Betania tany andafin'i jordana , izay nanaovan'i Jaona batisa .
JHN 1:29     Alignment score: 0.41 → 0.452
The next day John saw Jesus coming to him and said , " Look , there is the Lamb of God who takes away the sin of the world !
Ny ampitso Jaona nahita an'i Jesosy nanatona azy ary nilaza hoe : " Jereo , indro ny zanak'ondrin'Andriamanitra izay nanaisotra ny fahotan'izao tontolo izao !
JHN 1:30     Alignment score: 0.226
This is the one of whom I said , ' The one who comes after me is more than me , for he was before me . '
Ity ilay iray izay nolazaiko hoe : ' Ilay iray izay tonga avy aoriako dia lehibe noho izaho , satria talohako Izy . '
JHN 1:31     Alignment score: 0.273 → 0.277
I did not know him , but it was so that he could be revealed to Israel that I came
baptizing with water . "
Ary izaho tsy nahalala Azy , fa mba ho voalaza amin'Isiraely izy no nihaviako hanao batisa amin ' ny rano . "
JHN 1:32     Alignment score: 0.378
John testified , saying , " I saw the Spirit coming down like a dove from heaven , and it stayed upon him .
Jaona nanambara , manao hoe : " Nahita ny Fanahy nidina avy any an - danitra tahaka ny voromailala aho , ary nioetra teo amboniny izany .
JHN 1:33     Alignment score: 0.351 → 0.362
I did not recognize him , but he who sent me to baptize in water said to me , ' The one on whom you see the Spirit come
down and remain , he is the one who will baptize with the Holy Spirit . '
Tsy nahafantatra Azy aho , fa Izy izay naniraka ahy hanao batisa amin ' ny rano nilaza tamiko hoe : ' Eo ambonin'izay hitanao hidinan ' ny Fanahy sy hitoerany eo aminy , izy ilay iray izay manao batisa amin ' ny Fanahy Masina . '
JHN 1:34     Alignment score: 0.193
I have both seen and testified that this is the Son of God . "
Sady nahita aho no nanambara fa izy ilay Zanak'Andriamanitra . "
JHN 1:35     Alignment score: 0.582 → 0.583
Again , the next day , as John was standing with two of his disciples ,
Ny ampitso , indray , raha nijoro niaraka tamin ' ny roa amin'ireo mpianany Jaona ,
JHN 1:36     Alignment score: 0.566 → 0.566
they saw Jesus walking by , and John said , " Look , the Lamb of God ! "
dia nahita an'i Jesosy nandeha izy ireo , ka hoy Jaona hoe : " Jereo , ilay Zanak'ondrin'Andriamanitra ! "
JHN 1:37     Alignment score: 0.631 → 0.641
His two disciples heard him say this and they followed Jesus .
Nandre azy niteny izany ireo mpianany roa ka nanaraka an'i Jesosy izy ireo .
JHN 1:38     Alignment score: 0.495
Then Jesus turned and saw them following him and said to them , " What are you looking for ? " They replied , " Rabbi " ( which is translated " Teacher " ) , " where are you staying ? "
Avy eo Jesosy nitodika ka nahita azy ireo nanaraka Azy ka niteny azy ireo hoe : " Inona no ilainareo ? " Namaly ireo hoe : " Raby ( izay midika hoe mpampianatra ) , aiza Ianao no mitoetra ? "
JHN 1:39     Alignment score: 0.291 → 0.295
He said to them , " Come and see . " Then they came and saw where he was staying ; they stayed with him that day , for it was about the tenth hour .
Namaly azy ireo Izy hoe : " Manatona ary jereo . " Ary nanatona izy ireo ka nahita ny toerana izay nonenany ; nitoetra niaraka Taminy tao izy ireo tamin'io andro io , fa tokony efa ho ora fahafolo tamin'izay .
JHN 1:40     Alignment score: 0.627
One of the two who heard John speak and then followed Jesus was Andrew , the brother of Simon Peter .
Iray tamin'ireo mpianatra roa nandre an'i Jaona niteny ary nanaraka an'i Jesosy avy eo i Andrea , rahalahin'i
Simona Petera .
JHN 1:41     Alignment score: 0.488
He first found
his own brother Simon and said to him , " We have found the Messiah " ( which is translated " Christ " ) .
Nitady an'i Simona rahalahiny aloha izy ary nilaza taminy hoe : " Hitanay ny Mesia " ( izay adika hoe Kristy )
JHN 1:42     Alignment score: 0.645
He brought him to Jesus , and Jesus looked at him and said , " You are Simon son of John . You will be called Cephas " ( which is translated " Peter " ) .
Nitondra azy tany amin'i Jesosy izy , ary nijery azy Jesosy ka niteny hoe : " Ianao dia Simona zanak'i Jaona , ianao dia ho antsoina hoe Kefasy " ( izay midika hoe : Petera ) .
JHN 1:43     Alignment score: 0.508 → 0.509
The next day , when Jesus wanted to leave to go to Galilee , he found Philip and said to him , " Follow me . "
Ny ampitso , raha te - hiala ho any Galilia Jesosy , dia nahita an'i Filipo Izy ary nilaza taminy hoe : " Manaraha Ahy . "
JHN 1:44     Alignment score: 0.535
Now Philip was from Bethsaida , the city of Andrew and Peter .
Filipo dia avy any betsahida
, tanànan'i Andrea sy Petera .
JHN 1:45     Alignment score: 0.584
Philip found Nathaniel and said to him , " He of whom Moses wrote in the law , and the prophets , we have found
him : Jesus son of Joseph , from Nazareth . "
Nahita an'i Natanaela i Filipo ka niteny taminy hoe : " Izy izay nosoratan'i Mosesy tao amin ' ny lalàna , sy ireo mpaminany , hitanay Izy , dia Jesosy zanak'i Josefa , avy any Nazareta . "
JHN 1:46     Alignment score: 0.379
Nathaniel said to him , " Can any good thing come
out of Nazareth ? " Philip said to him , " Come and see . "
Natanaela niteny taminy hoe : " Moa hisy zava - tsoa avy ao Nazareta ? " Filipo nilaza taminy hoe : " Manatona ary jereo . "
JHN 1:47     Alignment score: 0.364
Jesus saw Nathaniel coming to him and said about him , " See , a true Israelite
, in whom is no deceit ! "
Jesosy nahita an'i Natanaela nanatona azy ary nilaza ireo mombamomba azy hoe : " Jereo , izany no tena isiraelita , izay tsy misy fitaka ao aminy ! "
JHN 1:48     Alignment score: 0.484 → 0.486
Nathaniel said to him , " How do you know
me ? " Jesus answered and said to him , " Before Philip called you , when you were under the fig tree , I saw you . "
Natanaela niteny Taminy hoe : " Ahoana no hahafantaranao ahy ? " Jesosy namaly ka nilaza taminy hoe : " Talohan ' ny niantsoan'i Filipo anao , raha teo ambanin ' ny hazon'aviavy ianao , dia tazako . "
JHN 1:49     Alignment score: 0.499
Nathaniel replied , " Rabbi , you are the Son of God ! You are the King of Israel ! "
Natanaela namaly hoe : " Raby , Ianao ilay zanak'Andriamanitra ! Ianao no mpanjakan'Isiraely
! "
JHN 1:50     Alignment score: 0.375 → 0.401
Jesus replied and said to him , " Because I said to you , ' I saw you underneath the fig tree , ' do you believe ? You will see greater things than this . "
Jesosy namaly ka niteny taminy hoe : " Satria ve Aho niteny taminao hoe : ' Nahita anao teo ambanin ' ny hazon'aviavy Aho , ' no hinoanao ? Hahita zavatra tsara mihoatra noho izany ianao . "
JHN 1:51     Alignment score: 0.241 → 0.252
Then he said , " Truly , truly , I say to you , you will see the heavens opened , and the angels of God ascending and descending upon the Son of Man . "
Avy eo Izy niteny hoe : " Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa hahita ny lanitra hisokatra ianareo , ary ireo anjelin'Andriamanitra hiakatra sy hidina eo ambonin ' ny Zanak'Olona . "
JHN 1     Average alignment score: 0.419 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21