Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4 


PHP 1:1     Alignment score: 0.621
Paul and Timothy , servants of Christ Jesus , to all God 's holy people in Christ Jesus who are at Philippi , with the overseers and deacons :
Paoly sy Timoty , mpanompon'i
Jesosy Kristy , ho an'ireo rehetra voatokana ho an'i Jesosy Kristy izay any Filipy , miaraka amin'ireo mpiandraikitra sy ireo diakona .


PHP 1:2     Alignment score: 0.597 → 0.62
May grace be to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ .
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo .
PHP 1:3     Alignment score: 0.156 → 0.156
I thank my God every time I remember you ,
Misaotra ny Andriamanitro aho amin ' ny fahatsiarovako anareo .
PHP 1:4     Alignment score: 0.206 → 0.221
always , in every prayer of mine for all of you , making my prayer with joy
Ao amin ' ny fivavahako ho anareo rehetra , dia amin ' ny fifaliana hatrany no anaovako ny fivavahako .
PHP 1:5     Alignment score: 0.352
because of your partnership in the gospel from the first day until now .
Manome fisaorana aho nohon ' ny amin ' ny fiombonanareo amin ' ny filazantsara nanomboka tamin ' ny andro voalohany ka hatramin'izao .
PHP 1:6     Alignment score: 0.375
I am confident of this very thing , that he who began a good work in you will continue to complete it until the day of Christ Jesus .
Mahatoky an'izao zavatra izao aho , fa Izy izay nanomboka asa tsara taminareo dia hanohy hanatanteraka izany hatramin ' ny andron'i Jesosy Kristy .
PHP 1:7     Alignment score: 0.323 → 0.325
It is proper for me to feel this way about all of you because I have you in my heart . You all have been my partners in grace both in my imprisonment and in my defense and confirmation of the gospel .
Fa tsara amiko ny mahatsapa toy izany ny amin ' ny momba anareo rehetra satria ato am - poko ianareo . Ianareo rehetra dia mpiara - miasa tamiko tamin ' ny fahasoavana na tamin ' ny figadrako sy tamin ' ny fiarovako na koa tamin ' ny fanamafisana ny filazantsara .
PHP 1:8     Alignment score: 0.321 → 0.32
For God is my witness
, how I long for all of you with the compassion of Christ Jesus .
Fa Andriamanitra no vavolombeloko , fa manina anareo fatratra aho amin ' ny famindram - pon'i Kristy Jesosy .
PHP 1:9     Alignment score: 0.291 → 0.31
So this is my prayer : that your love may abound more and more in knowledge and all understanding
Ary izaho mivavaka an'izao : mba hitombo hatrany hatrany ny fitiavanareo amin ' ny fahalalana sy amin ' ny fahazavan - tsaina rehetra .
PHP 1:10     Alignment score: 0.239 → 0.244
so that you may approve what is excellent , and so you may be sincere and blameless until the day of Christ ,
Mivavaka ho an'izany aho mba hanaiky izay tsara dia tsara ianareo , mba ho tso - po sy tsy misy tsiny amin ' ny andron'i Kristy .
PHP 1:11     Alignment score: 0.393
filled with the fruit of righteousness that comes through Jesus Christ to the glory and praise of God .
Mivavaka aho mba ho fenon ' ny vokatry ny fahamarinana izay avy amin'i Jesosy Kristy ianareo , ho voninahitra sy fiderana an'Andriamanitra .
PHP 1:12     Alignment score: 0.311 → 0.313
Now I want you to know , brothers , that what has happened to me has really served to advance the gospel .
Ary tiako ho fantatrareo , ry rahalahy , fa ireo zavatra izay nitranga tamiko dia niasa ho amin ' ny fampandrosoana ny filazantsara tokoa .
PHP 1:13     Alignment score: 0.396
As a result , my chains in Christ came to light throughout the whole palace guard and to everyone else .
Vokatr'izany , ny fatorako ao amin'i Kristy dia niharihary mazava nanerana ireo mpiambin
' ny lapa manontolo sy ireo olona hafa .
PHP 1:14     Alignment score: 0.249
Most of the brothers have far more confidence in the Lord because of my chains , and they have courage to fearlessly speak the word .
Ny ankamaroan'ireo rahalahy dia manana toky lehibe kokoa ao amin ' ny Tompo nohon ' ny fatorako , ary sahy manambara tsy amin - tahotra ny teny izy ireo .
PHP 1:15     Alignment score: 0.389
Some indeed even proclaim Christ out of envy and strife , and also others out of good will .
Ny sasany aza dia mitory an'i Kristy amin ' ny fialonana sy fifandirana tokoa , ary ireo hafa kosa amin ' ny sitrapo tsara .
PHP 1:16     Alignment score: 0.283 → 0.303
The latter do it out of love , knowing that I am put here for the defense of the gospel .
Ireto farany dia manao izany amin ' ny fitiavana , mahafantatra fa izaho dia napetraka
eto ho fiarovana ny filazantsara .
PHP 1:17     Alignment score: 0.203 → 0.208
But the former proclaim Christ out of selfish ambition , not sincerely . They think they will cause
me distress while I am in chains .
Fa iretsy voalohany dia mitory an'i Kristy amin ' ny fitiavan - tena , fa tsy tso - po . Izy ireny dia mihevitra fa hanakorontana ahy raha mbola ao amin ' ny fifatorako aho .
PHP 1:18     Alignment score: 0.263 → 0.294
What then ? Only that in every way whether from false motives or from true Christ is proclaimed , and in this I rejoice . Yes , and I will rejoice ,
Inona ary ? Amin ' ny fomba rehetra , na amin ' ny fihatsaram
- belatsihy na amin ' ny fahamarinana , Kristy no toriana , ary mifaly ny amin'izany aho . Eny , ho faly aho ,
PHP 1:19     Alignment score: 0.393 → 0.392
for I know that this will result in my deliverance through your prayers and the help of the Spirit of Jesus Christ .
fa fantatro fa izany dia hiafara amin ' ny fanafahana ahy amin ' ny alalan'ireo vavakareo sy ny fanampian
' ny Fanahin'i Jesosy Kristy .
PHP 1:20     Alignment score: 0.32 → 0.322
It is my eager expectation and hope that I will in no way be ashamed , but with all boldness , now as always , Christ will be exalted in my body , whether by life or by death .
Izany dia araka ny fiandrasako fatratra sy ny antoka fa izaho dia tsy ho menatra mihitsy , ary mbola amin ' ny fahasahiana rehetra ihany , ankehitriny tahaka ny hatrizay , dia hisandratra
ato amin ' ny tenako Kristy , na amin ' ny fiainana na amin ' ny fahafatesana .
PHP 1:21     Alignment score: 0.365
For to me to live is Christ and to die is gain .
Ho ahy ny hoe miaina dia Kristy ary ny hoe maty dia tombony .
PHP 1:22     Alignment score: 0.358 → 0.355
But if I am to live in the flesh , that means fruitful labor for me . Yet which to choose ? I do not know .
Fa raha miaina amin ' ny nofo aho , dia midika asa mahavokatra ho ahy izany . Kanefa inona no ho fidiako ? Tsy fantatro .
PHP 1:23     Alignment score: 0.337 → 0.34
For I am hard pressed between the two . My desire is to depart and be with Christ , which is far better ,
Fa voatery mafy eo anelanelan'izy roa aho . Ny faniriako dia ny handeha ary hiaraka amin'i Kristy , izay tsara lavitra ,
PHP 1:24     Alignment score: 0.289
yet to remain in the flesh is more necessary for your sake .
kanefa ny mitoetra ao amin ' ny nofo dia ilaina kokoa noho ianareo .
PHP 1:25     Alignment score: 0.362
Being convinced of this , I know that I will remain and continue with you all , for your progress and joy in the faith ,
Resy lahatra ny amin'izany , dia fantatro fa hitoetra sy hanohy hiaraka aminareo rehetra aho , ho an ' ny fandrosoanareo sy fifaliana ao amin ' ny finoana .
PHP 1:26     Alignment score: 0.409 → 0.436
so that in me you may have increasing reasons to boast in Christ Jesus when I come
to you again .
Mba ho ao amiko dia hanana antony hireharehana ao amin'i Kristy Jesosy ianareo rehefa miverina any aminareo indray aho .
PHP 1:27     Alignment score: 0.347 → 0.346
Only conduct yourselves in a manner worthy of the gospel of Christ , so that whether I come
to see you or am absent , I may hear about you , that you are standing firm in one spirit , with one mind striving together for the faith of the gospel .
Matondrà tena amin ' ny fomba mendrika ny filazantsara an'i Kristy , ka na tonga hijery anareo aho na tsy eo , dia afaka ny handre momba anareo , fa mijoro mafy amin ' ny fanahy iray ianareo , amin ' ny saina iray miara - miezaka ho an ' ny finoana ny filazantsara .
PHP 1:28     Alignment score: 0.159 → 0.179
Do not be frightened in any respect by those who are your opponents
. This is a sign to them of their destruction , but of your salvation and this from God .
Ary aza mety ampitahorin'ireo izay fahavalonareo . Mariky ny fahapotehan'izy ireo izany , fa mariky ny famonjenareo kosa _ ary izany dia avy amin'Andriamanitra .
PHP 1:29     Alignment score: 0.275 → 0.275
For it has been freely given to you for the sake of Christ not only to believe in him , but also to suffer for his sake ,
Fa nomena anareo izany , ho an'i Kristy , tsy hoe mba hinoana
Azy fotsiny , fa hijaliana ho Azy koa ,
PHP 1:30     Alignment score: 0.21
having the same conflict which you saw in me , and now you hear in me .
fa ianareo dia manana ady mitovy amin'izay hitanareo tamiko , ary izay henonao amiko ankehitriny .
PHP 1     Average alignment score: 0.335 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4