Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TH:1  2  3 


2TH 1:1     Alignment score: 0.635 → 0.711
Paul , Silvanus , and Timothy , to the church of the Thessalonians in God our Father and the Lord Jesus Christ :
Paoly , sy Silasy , ary Timoty , ho any amin ' ny fiangonan'ireo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo .


2TH 1:2     Alignment score: 0.608
Grace to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ .
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo .
2TH 1:3     Alignment score: 0.324
We should always give thanks to God for you , brothers , as is appropriate , because your faith is growing more and more , and the love each of you has for one another increases .
Izahay dia tokony hanome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo foana , ry rahalahy . Fa izany no tsara atao , satria tena mitombo fatratra ny finoanareo , ary ny fitiavanareo tsirairay dia mitombo ho an ' ny hafa .
2TH 1:4     Alignment score: 0.174 → 0.218
So we ourselves boast about you in the churches of God for your patience and faith in all your persecutions
, and in the tribulations that you are enduring .
Noho izany dia izahay tenanay dia miteny am - pireharehana momba anareo eo amin'ireo fiangonan'Andriamanitra . Izahay dia miresaka ny momban ' ny faharetanareo ary ny finoanareo tamin ' ny izay rehetra nanenjehana anareo . Miresaka momban'ireo fahoriana izay niaretanareo .
2TH 1:5     Alignment score: 0.234 → 0.235
This is evidence of God 's righteous judgment , so that you will be considered worthy of the kingdom of God , for which you are also suffering
.
Izany dia famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra . Ny vokany dia horaisina ho mendrika ny fanjakan'Andriamanitra izay nijalianareo ianareo .
2TH 1:6     Alignment score: 0.165 → 0.169
For indeed , it is righteous for God to return affliction to those
who afflict you ,
Marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahoriana ireo izay nampahory anareo ,
2TH 1:7     Alignment score: 0.245 → 0.244
and relief to you who are afflicted and to us as well , when the Lord Jesus is revealed from heaven with his mighty angels
ary hanome fitsaharana ho anareo izay nampahoriana niaraka taminay . Ho ataony izany amin ' ny fisehoan'i
Jesosy Tompo avy any an - danitra miaraka amin'ireo anjelin ' ny heriny .
2TH 1:8     Alignment score: 0.375
in flaming fire , inflicting vengeance on those who do not know God and on those who do not obey the gospel of our Lord Jesus .
Ao amin ' ny afo miredareda no hanaovany ny valifaty amin'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy amin'ireo izay tsy mamaly ny filazantsaran'i Jesosy Tompontsika .
2TH 1:9     Alignment score: 0.408
They will suffer the punishment of eternal destruction away from the presence of the Lord and from the glory of his power .
Izy ireo dia hijaly amin ' ny famaizan ' ny fandringanana mandrakizay lavitry ny fanatrehan
' ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny .
2TH 1:10     Alignment score: 0.273 → 0.273
He will do this when he comes on that day to be glorified in his holy people and to be marveled at by all those who believed , because our testimony to you was believed .
Hanao izany izy rehefa tonga amin'izany andro izany mba hanomezan ' ny olony
voninahitra azy sy higagan'ireo rehetra izay nino . Fa ny fijoroanay vavolombelona aminareo dia ninoana .
2TH 1:11     Alignment score: 0.234 → 0.262
Because of this we also pray continually for you , that our God may consider you worthy of your calling and with his power he may fulfill every good purpose and every work of faith .
Noho izany dia mivavaka mandrakariva ho anareo ihany koa izahay . Mivavaka izahay mba ho mendrika ny ho raisin ' ny Andriamanitsika amin ' ny fiantsoana ianareo . Mivavaka izahay mba ho tanterahiny amin ' ny hery ny fanirianareo ny fahatsarana
sy ny asan ' ny finoana rehetra .
2TH 1:12     Alignment score: 0.376 → 0.409
We pray this so that the name of our Lord Jesus may be glorified in you , and you in him , according to the grace of our God and the Lord Jesus Christ .
Mivavaka ho an'ireo zavatra ireo izahay mba omenareo voninahitra ny anaran'i
Jesosy Tompontsika . Mivavaka izahay mba hanomezany voninahitra anareo , nohon ' ny fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo .
2TH 1     Average alignment score: 0.339 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TH:1  2  3