Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 1:1     Alignment score: 0.581
These are the words of the Teacher , the descendant
of David and king in Jerusalem .
Ireto ny tenin'ilay Mpitoriteny , ilay taranak'i Davida sy mpanjakan'i Jerosalema .


ECC 1:2     Alignment score: 0.21 → 0.208
" Meaningless ! Meaningless ! says the Teacher . " Absolutely meaningless ! Everything is meaningless ! "
Ny Mpitoriteny milaza izao . " Toy ny enton
' ny zavona , toy ny tsio - drivotra , ny fanjavonan ' ny zavatra rehetra , mamela fanontaniana maro .
ECC 1:3     Alignment score: 0.282 → 0.282
What profit does a man gain from all the work that he labors at under the sun ?
Inona no tombon
- tsoa azon ' ny olombelona avy amin ' ny asa rehetra izay nisasarany teo ambany masoandro ?
ECC 1:4     Alignment score: 0.385
One generation goes , and another generation comes , but the earth remains forever .
Ny taranaka iray lasa , ary ny taranaka iray hafa tonga , kanefa ny tany mitoetra mandrakizay .
ECC 1:5     Alignment score: 0.346
The sun rises , and it goes down and hurries back to the place where it rises again .
Miposaka ny masoandro , ary milentika izany ary maika hiverina any amin ' ny toerana izay hiposahany indray .
ECC 1:6     Alignment score: 0.255 → 0.255
The wind blows south and circles around to the north , always going around along its pathway and coming back again .
Mitsoka mianatsimo ny rivotra ary manao faribolana mihodina mankany avaratra , mandeha mihodina amin ' ny lalany
hatrany ary miverina indray .
ECC 1:7     Alignment score: 0.342
All the rivers flow into the sea , but the sea is never full . To the place where the rivers go , there they go again .
Ireo ony rehetra mikoriana any an - dranomasina , fa ny ranomasina tsy mba mety feno . Any amin'izay toerana handehanan'ireo ony , no handehanan'izany indray .
ECC 1:8     Alignment score: 0.224 → 0.23
Everything becomes wearisome , and no one can explain it . The eye is not satisfied by what it sees , nor is the ear fulfilled by what it hears .
Lasa mandreraka ny zavatra rehetra , ary tsy misy afaka manazava izany . Ny maso tsy afa - po amin'izay hitany , na ny sofina tanteraka amin'izay reny .
ECC 1:9     Alignment score: 0.302 → 0.302
Whatever has been is what will be , and whatever has been done is what will be done . There is nothing new under the sun .
Izay rehetra efa teo dia mbola ho eo , ary izay rehetra efa vita no mbola ho atao . Tsy misy zavatra vaovao ety ambany masoandro .
ECC 1:10     Alignment score: 0.201 → 0.212
Is there anything about which it may be said , ' Look , this is new ' ? Whatever exists has already existed for a long time , during ages which came long before us .
Moa ve misy zavatra izay mety ho lazaina
hoe : ' Indro , zava - baovao ity ' ? Izay rehetra misy dia efa nisy hatramin ' ny fotoana ela , nandritr'ireo taona izay tonga ela talohantsika .
ECC 1:11     Alignment score: 0.278
No one seems to remember the things that happened in ancient times , and the things that happened much later and that will happen in the future will not likely be remembered either . "
Toa tsy misy hita ho mahatadidy ireo zavatra izay nitranga tamin ' ny fotoana fahiny , sy ireo zavatra izay nitranga vao haingana ary ireo izay mbola hitranga amin ' ny ho avy dia tsy ho tadidy koa . "
ECC 1:12     Alignment score: 0.577
I am the Teacher , and I have been king over Israel in Jerusalem .
Izaho ilay Mpitoriteny , ary efa mpanjaka teo amin'Israely tany Jerosalema .
ECC 1:13     Alignment score: 0.284
I applied my mind to study and to search out by wisdom everything that is done under heaven . That search is a burdensome task that God has given to the children of mankind to be busy with .
Nampiasa ny saiko aho mba hianatra sy hitady am - pahendrena ny zavatra rehetra izay natao teo ambanin ' ny lanitra . Izany fitadiavana izany dia asa mavesatra izay nomen'Andriamanitra an'ireo zanak'olombelona mba hisasarana .
ECC 1:14     Alignment score: 0.395 → 0.393
I have seen all the deeds that are done under the sun , and look , they all are meaningless and chasing the wind .
Efa hitako avokoa ny asa rehetra izay natao teo ambany masoandro , ary indro , izy rehetra ireo dia entona mihavosa sy fikasàna ny hanohitra ny rivotra .
ECC 1:15     Alignment score: 0.186
The twisted can not be straightened ! The missing can not be counted !
Ny meloka dia tsy mety hahitsy ! Ny tsy tonga tsy azo isaina !
ECC 1:16     Alignment score: 0.458
I have spoken to my heart , saying , " Look , I have acquired greater wisdom than all who were before me in Jerusalem . My mind has seen great wisdom and knowledge . "
Niteny tamin ' ny foko aho nanao hoe : " Indro , izaho dia nahazo fahendrena lehibe noho ireo rehetra izay talohako tany Jerosalema . Ny saiko dia nahita fahendrena sy fahalalana lehibe . "
ECC 1:17     Alignment score: 0.407
So I applied my heart to know wisdom and also madness and folly . I came to understand that this also was an attempt to shepherd the wind .
Koa nampiasa ny foko aho mba hahalala fahendrena sy fahaverezan - tsaina ary hadalana ihany koa . Tonga aho mba hahatakatra fa fikasàna ny hanohitra ny rivotra ihany koa izany .
ECC 1:18     Alignment score: 0.354 → 0.361
For in the abundance of wisdom there is much frustration , and he who increases knowledge increases sorrow .
Fa amin ' ny fitobahan
' ny fahendrena no mampisy fahoriana be , ary izay mampitombo fahalalana dia mampitombo alahelo .
ECC 1     Average alignment score: 0.326 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12