Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 1:1     Alignment score: 0.275 → 0.274
Long ago God spoke to our ancestors through the prophets at many times and in many ways .
Taloha ela be Andriamanitra dia niresaka tamin ' ny razambentsika tamin ' ny alalan'ireo mpaminany tamin ' ny fotoana maro sy tamin ' ny fomba maro .


HEB 1:2     Alignment score: 0.338 → 0.338
But in these
last days , he has spoken to us through a Son , whom he appointed to be the heir of all things . It is through him that God also made the universe .
Fa amin'izao andro farany izao , dia niresaka tamintsika tamin ' ny alalan ' ny Zanaka lahy Izy , izay notendreny ho mpandova ny zavatra rehetra . Tamin ' ny alalany ihany koa no naharian ' Andriamanitra izao tontolo izao .
HEB 1:3     Alignment score: 0.215 → 0.216
He is the brightness of God 's glory , the exact representation of his being . He even holds everything together by the word of his power . After he had made cleansing for sins , he sat down at the right hand of the Majesty on high .
Izy no famirapiratan
' ny voninahitr'Andriamanitra , ilay endriky ny tenany indrindra . Na ny zavatra rehetra aza dia hazominy hiaraka amin ' ny alalan ' ny herin ' ny teniny . Taorian ' ny nanadiaovany ireo fahotana , dia nipetraka teo ambanin ' ny tanan'ankavanan ' ny Lehibe any amin ' ny avo izy .
HEB 1:4     Alignment score: 0.147
He has become
just as superior to the angels as the name he has inherited is more excellent than their name .
Lasa ambony tahaka ireo anjely Izy , satria ny anarana nolovainy dia tsara lavitra noho ny anaran'izy ireo .
HEB 1:5     Alignment score: 0.229 → 0.229
For to which of the angels did God ever say , " You are my Son , today I have become your Father " ? Or to which of the angels did God ever say , " I will be a Father to him , and he will be a Son to me " ?
Fa iza tamin'ireo anjely no mba nilazan'Andriamanitra hoe : " Zanako ianao , tonga rainao
Aho androany " Ary indray hoe : " Ho ray ho azy Aho , ary izy ho zanaka ho Ahy " ?
HEB 1:6     Alignment score: 0.311 → 0.344
But again , when God brings the firstborn into the world , he says , " All God 's angels must worship him . "
Ary koa , rehefa nitondra ny lahimatoa teto amin'izao tontolo izao Andriamanitra , dia niteny Izy hoe : " Ireo anjelin'Andriamanitra rehetra dia tsy maintsy midera Azy . "
HEB 1:7     Alignment score: 0.296 → 0.3
About the angels he says , " He is the one who makes his angels spirits , and his servants flames of fire . "
Momba ireo anjely dia niteny Izy hoe : " Izy ilay iray nanao ireo anjeliny
ho fanahy , ary ireo mpanompony nataony lelan'afo . "
HEB 1:8     Alignment score: 0.392 → 0.4
But to the Son he says , " Your throne , God , is forever and ever . The scepter of justice is the scepter of your kingdom .
Fa momban ' ny Zanaka dia hoy Izy hoe : " Ny seza fiandriananao
, ry Andriamanitra , dia mandrakizay ary ho doria . Ny tehin ' ny fanjakanao dia tehin ' ny fitsarana .
HEB 1:9     Alignment score: 0.329 → 0.329
You have loved righteousness and hated lawlessness . Therefore God , your God , has anointed you with the oil of joy more than your companions . "
Nitia ny fahamarinana ianao ary nankahala ny fandikan - dalàna . Noho izany Andriamanitra , Andriamanitrao , dia nanosotra anao tamin ' ny menaky ny hafaliana mihoatra noho ireo mpiara - dia aminao . "
HEB 1:10     Alignment score: 0.366
" In the beginning , Lord , you laid the earth 's foundation . The heavens are the work of your hands .
" Tany am - piandohana , ry Tompo , Ianao no namorona ny fototry
ny tany . Ireo lanitra dia asan ' ny tananao .
HEB 1:11     Alignment score: 0.245
They will perish , but you will continue . They will all wear out like a piece of clothing .
Ho levona izy ireo , fa Ianao hanohy . Ho rovitra tahaka ny tapa - damba izy ireo .
HEB 1:12     Alignment score: 0.257 → 0.257
You will roll them up like a cloak , and they will be changed like a piece of clothing . But you are the same , and your years do not end . "
Hamoritra azy ireo tahaka ny fitafiana ianao , ary hovaina tahaka ny poti - damba izy ireo . Fa ianao dia tahaka izany , ary ny taonanao
dia tsy hanam - pahataperana . "
HEB 1:13     Alignment score: 0.342 → 0.341
But to which of the angels has God said at any time , " Sit at my right hand until I make your enemies a footstool for your feet " ?
Fa iza tamin'ireo anjely no nitenenan ' Andriamanitra tamin ' ny fotoana rehetra hoe : " Mipetraha eo amin ' ny tanana
ankavanako mandra - panaovako ireo fahavalonao ho seza ho an ' ny tongotrao " ?
HEB 1:14     Alignment score: 0.386 → 0.407
Are not all angels spirits who serve , and who are sent to care for those
who will inherit salvation ?
Moa ve ireo anjely rehetra tsy fanahy manompo , sy nalefa hiahy ireo izay handova ny famonjena ?
HEB 1     Average alignment score: 0.297 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13