Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 1:1     Alignment score: 0.543 → 0.543
Yahweh spoke to Moses in the tent of meeting in the wilderness of Sinai . This happened on the first day of the second month during the second year after the people of Israel had come
out from the land of Egypt . Yahweh said ,
Niteny tamin'i Mosesy teo amin ' ny trano - lay fihaonana tany an - tany efitr'i Sinay i Yaveh . Nitranga izany tamin ' ny andro voalohany tamin ' ny volana faharoa nandritra ny taona faharoa taorian ' ny nivoahan ' ny vahoakan'Israely avy tany amin ' ny tany Egypta . Hoy i Yaveh :


NUM 1:2     Alignment score: 0.218
" Conduct a census of the whole congregation of the men of Israel by their clans , by their ancestral households . Number them by name . Count all the males man by man ,
" Mitaria fanisam - bahoaka amin'ireo lehilahin'Israely rehetra isan'antokony , ao amin ' ny fianakavian - drain'izy ireo . Isao amin ' ny anarany izy ireo . Isao ny lahy rehetra , ny lehilahy tsirairay avy
NUM 1:3     Alignment score: 0.398 → 0.409
who is twenty years old or older . Count all who can fight as soldiers for Israel . You and Aaron must record the number of men in their armed groups .
izay roapolo taona na mihoatra . Isao daholo ireo izay afaka miady ho miaramila ho an'i Israely . Aoka ho raketinao sy Arona an - tsoratra ny isan'ireo lehilahy amin ' ny vondron'izy ireo mitam - piadiana .
NUM 1:4     Alignment score: 0.281 → 0.314
A man from each tribe , a clan head , must serve with you as his tribe 's leader . Each leader must lead the men who will fight for his ancestors ' household .
Lehilahy iray avy amin ' ny foko tsirairay avy , lohan'antoko iray , no aoka hanompo miaraka aminao ho mpitari - pokony . Ny mpitarika tsirairay avy dia tsy maintsy mitarika ireo lehilahy izay hiady ho an ' ny fokony
.
NUM 1:5     Alignment score: 0.555
These are the names of the leaders who must fight with you : From the tribe of Reuben , Elizur son of Shedeur ;
Ireto ny anaran'ireo mpitarika izay tsy maintsy miady miaraka aminao : Avy amin ' ny fokon'i Robena , Elizora zanak'i Sedeora
;
NUM 1:6     Alignment score: 0.773 → 0.78
from the tribe of Simeon , Shelumiel son of Zurishaddai ;
avy amin ' ny fokon'i Simeona , Selomiela zanak'i Zorisaday ;
NUM 1:7     Alignment score: 0.795 → 0.802
from the tribe of Judah , Nahshon son of Amminadab ;
avy amin ' ny fokon'i Joda , Nasona zanak'i Aminadaba ;
NUM 1:8     Alignment score: 0.668 → 0.675
from the tribe of Issachar , Nethanel son of Zuar
;
avy amin ' ny fokon'i Isakara , Netanela zanak'i Zoara ;
NUM 1:9     Alignment score: 0.761 → 0.767
from the tribe of Zebulun , Eliab son of Helon ;
avy amin ' ny fokon'i Zebolona , Eliaba zanak'i Helona ;
NUM 1:10     Alignment score: 0.667 → 0.685
from the tribe of Ephraim son of Joseph , Elishama son of Ammihud ; from the tribe of Manasseh , Gamaliel son of Pedahzur ;
avy amin ' ny fokon'i Efraima zanak'i Josefa , Elisama zanak'i Ahimoda ; avy amin ' ny fokon'i Manase , Gamaliela zanak'i Pedazora ;
NUM 1:11     Alignment score: 0.78 → 0.787
from the tribe of Benjamin , Abidan son of Gideoni ;
avy amin ' ny fokon'i Benjamina , Abidana zanak'i Gideony ;
NUM 1:12     Alignment score: 0.78 → 0.787
from the tribe of Dan , Ahiezer son of Ammishaddai ;
avy amin ' ny fokon'i Dana , Ahiezera zanak'i Amisaday ;
NUM 1:13     Alignment score: 0.685 → 0.692
from the tribe of Asher , Pagiel son of Okran ;
avy amin ' ny fokon'i Asera , Fagiela zanak'i Okrana ;
NUM 1:14     Alignment score: 0.765 → 0.772
from the tribe of Gad , Eliasaph son of Deuel ;
avy amin ' ny fokon'i Gada , Eliasafa zanak'i Doela ;
NUM 1:15     Alignment score: 0.774 → 0.781
and from the tribe of Naphtali , Ahira son of Enan . "
ary avy amin ' ny fokon'i Naftaly , Ahira zanak'i Enana . "
NUM 1:16     Alignment score: 0.295 → 0.309
These
were the men appointed from the people . They led their ancestors ' tribes . They were the leaders of the clans in Israel .
Ireo no lehilahy voatondro teo amin ' ny olona . Nitarika ny fokon ' ny razambeny izy ireo . Izy ireo no mpitarika ireo antoko tao Israely .
NUM 1:17     Alignment score: 0.485
Moses and Aaron took these
men , who were recorded by name ,
Nalain'i Mosesy sy Arona ireo lehilahy ireo , izay noraketina an - tsoratra araka ny anarana ,
NUM 1:18     Alignment score: 0.234 → 0.235
and they assembled the whole community together on the first day of the second month . The men twenty years old and older registered their ancestry
by name , by their clans , by their ancestral households . They were numbered man by man .
ary niaraka tamin'ireo lehilahy ireo dia nangonin'izy ireo ny lehilahy rehetra tamin'Israely tamin ' ny andro voalohan ' ny volana faharoa . Ary ny lehilahy roapolo taona na mihoatra tsirairay avy dia namantatra ny razambeny . Tsy maintsy nanome anarana ireo antoko sy fianakaviana taranaka avy amin ' ny razambeny izy .
NUM 1:19     Alignment score: 0.452
Then Moses recorded their numbers in the wilderness of Sinai , as Yahweh had commanded him to do .
Dia noraketin'i
Mosesy an - tsoratra ny isan'izy ireo tany an - tany efitr'i Sinay , araka ny nandidian'i Yaveh hataony .
NUM 1:20     Alignment score: 0.236 → 0.25
From the descendants of Reuben , Israel 's firstborn , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted man by man .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Robena , lahimatoan'i
Israely , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:21     Alignment score: 0.413 → 0.416
They counted 46,500 men from the tribe of Reuben .
Niisa 46 . 500 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Robena .
NUM 1:22     Alignment score: 0.201 → 0.216
From the descendants of Simeon , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the mustered men twenty years old or older , able to go to war , were counted man by man .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Simeona , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:23     Alignment score: 0.404 → 0.407
They counted 59,300 men from the tribe of Simeon .
Niisa 59 . 300 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Simeona .
NUM 1:24     Alignment score: 0.224 → 0.305
From the descendants of Gad , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Gada , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:25     Alignment score: 0.412 → 0.414
They counted 45,650 men from the tribe of Gad .
Niisa 45 . 650 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Gada .
NUM 1:26     Alignment score: 0.224 → 0.306
From the descendants of Judah , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Joda , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:27     Alignment score: 0.623 → 0.626
They counted 74,600 men from the tribe of Judah .
Niisa 74 . 600 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Joda .
NUM 1:28     Alignment score: 0.216 → 0.297
From the descendants of Issachar , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Isakara , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:29     Alignment score: 0.385 → 0.388
They counted 54,400 men from the tribe of Issachar .
Niisa 54 . 400 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Isakara .
NUM 1:30     Alignment score: 0.225 → 0.306
From the descendants of Zebulun , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Zebolona , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:31     Alignment score: 0.418 → 0.42
They counted 57,400 men from the tribe of Zebulun .
Niisa 57 . 400 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Zebolona .
NUM 1:32     Alignment score: 0.213 → 0.213
From the descendants of Ephraim son of Joseph , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Efraima , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny fianakaviam - ben'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:33     Alignment score: 0.535 → 0.538
They counted 40,500 men from the tribe of Ephraim .
Niisa 40 . 500 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Efraima .
NUM 1:34     Alignment score: 0.218
From the descendants of Manasseh son of Joseph , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran
' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Manase , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:35     Alignment score: 0.413 → 0.416
They counted 32,200 men from the tribe of Manasseh .
Niisa 32 . 200 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Manase .
NUM 1:36     Alignment score: 0.224 → 0.305
From the descendants of Benjamin , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Benjamina , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:37     Alignment score: 0.413 → 0.415
They counted 35,400 men from the tribe of Benjamin .
Niisa 35 . 400 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Benjamina .
NUM 1:38     Alignment score: 0.223 → 0.305
From the descendants of Dan , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady avy amin ' ny taranak'i Dana , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:39     Alignment score: 0.413 → 0.419
They counted 62,700 from the tribe of Dan .
Niisa 62 . 700 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Dana .
NUM 1:40     Alignment score: 0.207 → 0.306
From the descendants of Asher , from the records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady rehetra avy amin ' ny taranak'i Asera , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:41     Alignment score: 0.413 → 0.416
They counted 41,500 men from the tribe of Asher .
Niisa 41 . 500 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Asera .
NUM 1:42     Alignment score: 0.219 → 0.298
From the descendants of Naphtali , from the genealogical records , by their clans , by their ancestral households , the names of all the men twenty years old or older , able to go to war , were counted .
Nisaina ny anaran ' ny lehilahy rehetra izay roapolo taona na mihoatra afaka mandeha an'ady rehetra avy amin ' ny taranak'i Naftaly , avy amin ' ny firaketana an - tsoratra ny antokon'ireo razambeny
sy ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:43     Alignment score: 0.543 → 0.545
They counted 53,400 from the tribe of Naphtali .
Niisa 53 . 400 lahy izy ireo avy amin ' ny fokon'i Naftaly .
NUM 1:44     Alignment score: 0.22 → 0.281
Moses and Aaron counted all these
men , together with the twelve men who were leading Israel , each from his ancestor 's household .
Niara - nanisa ireo lehilahy rehetra ireo , niaraka tamin ' ny lehilahy roa ambin ' ny folo izay nitarika ny foko roa ambin ' ny folon'i Israely i Mosesy sy Arona .
NUM 1:45     Alignment score: 0.288
So all the men of Israel from twenty years old and older , all who could fight in war , were counted in each of their ancestral households .
Ka ireo lehilahin'Israely roapolo taona na mihoatra rehetra , ireo rehetra afaka miady any an'ady , dia nisaina tsirairay tamin ' ny fianakavian'izy ireo .
NUM 1:46     Alignment score: 0.522 → 0.533
They counted 603,550 men .
Niisa 603 . 550 lahy izy ireo .
NUM 1:47     Alignment score: 0.108 → 0.15
But the Levites were not counted according to their ancestors ' tribes
Fa tsy nisaina ireo lehilahy izay taranak'i Levy ,
NUM 1:48     Alignment score: 0.376
because Yahweh had said to Moses ,
satria nilaza tamin'i Mosesy i Yaveh hoe : "
NUM 1:49     Alignment score: 0.317 → 0.318
" You must not count the tribe of Levi or include them in the total of the people of Israel .
Tsy mahazo manisa ny fokon'i Levy ianao na mampiditra azy amin ' ny tamba - ben ' ny vahoakan'i
Israely .
NUM 1:50     Alignment score: 0.423 → 0.424
Rather , assign the Levites to care for the tabernacle of the covenant decrees , and to care for all the furnishings in the tabernacle and for everything in it . The Levites must carry the tabernacle , and they must carry the tabernacle 's furnishings . They must care for the tabernacle and make their camp around it .
Fa kosa , tendreo ireo Levita hitandrina ny tabernakelin
' ny didim - panekena , sy hikarakara ny fanaka rehetra ao amin ' ny tabernakely sy ny zavatra rehetra ao amin'izany . Aoka hilanja ny tabernakely ny Levita , ary aoka hitondra ireo fanaky ny tabernakely izy ireo . Aoka hikarakara ny tabernakely sy hitoby manodidina izany izy ireo .
NUM 1:51     Alignment score: 0.357
When the tabernacle is to move to another place , the Levites must take it down . When the tabernacle is to be set up , the Levites must set it up . Any stranger who comes near the tabernacle must be killed .
Rehefa mila afindra ho amin ' ny toeran
- kafa ny tabernakely , dia aoka hanala izany ny Levita . Rehefa tokony hapetraka ny tabernakely , dia aoka hametraka izany ny Levita . Izay olon - kafa manatona ny tabernakely dia tsy maintsy ho faty .
NUM 1:52     Alignment score: 0.283 → 0.3
When the people of Israel set up their tents , each man must do so near the banner that belongs to his armed group .
Rehefa mametraka ireo lainy ny vahoakan'Israely , dia aoka anao izany eo akaikin
' ny faneva izay an ' ny vondrony mitam - piadiana ny lehilahy tsirairay avy .
NUM 1:53     Alignment score: 0.328 → 0.328
However , the Levites must set up their tents around the tabernacle of the covenant decrees so that my anger does not come
upon the people of Israel . The Levites must perform the duties of the tabernacle of the covenant decrees . "
Na izany aza , aoka hametraka ny lainy manodidina ny tabernakelin ' ny didim - panekena ny Levita mba tsy ho tonga amin ' ny vahoakan ' ny Israely ny fahatezerako . Aoka tsy hikarakara ny tabernakelin ' ny lalàn ' ny fanekem - pihavanana ny Levita . "
NUM 1:54     Alignment score: 0.5 → 0.502
The people of Israel did all these
things . They did everything that Yahweh commanded through Moses .
Nanao izany zavatra rehetra izany ny vahoakan'Israely . Nataon'izy ireo izay rehetra nandidian'i Yaveh tamin ' ny alalan'i Mosesy .
NUM 1     Average alignment score: 0.377 for 54 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36