Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5 


LAM 1:1     Alignment score: 0.388 → 0.399
The city that once was full of people is now sitting all alone . She has become
like a widow , though she was a mighty nation . She was a princess among the nations , but is now forced into slavery .
Ilay tanàna izay feno olona tamin'izany dia mitoetra irery ankehitriny . Lasa tahaka ny mpitondratena izy , na dia firenena nahery aza . Izy no andriambavy teo amin'ireo firenena , saingy noterena ho amin ' ny fanandevozana ankehitriny .


LAM 1:2     Alignment score: 0.3 → 0.318
She weeps bitterly in the night , and her tears cover her cheeks . None of her lovers comfort her . All her friends have betrayed her . They have become
her enemies .
Mitomany sy midradradradra izy amin ' ny alina , ary mandrakotra ny takolany ireo ranomasony . Tsy nisy tamin'ireo tia azy mba nampionona azy . Namadika azy ny namany rehetra . Lasa fahavalony izy ireo .
LAM 1:3     Alignment score: 0.28 → 0.309
Judah has gone into exile after affliction and great labor . She lives among the nations and finds no rest . All her pursuers overtook her in her desperation .
Taorian ' ny fahantrana sy fahoriana , dia nalefa ho sesitany i Joda . Miaina eo amin'ireo firenena izy ary tsy mahita fitsaharana . Ireo mpanenjika azy rehetra dia nanahatratra azy tao amin ' ny fahakiviany .
LAM 1:4     Alignment score: 0.275 → 0.276
The roads of Zion mourn because none come
to the appointed feasts . All her gates are desolate . Her priests groan . Her virgins are afflicted , and as for her , it is bitter for her .
Misaona ireo lalan'i Ziona satria tsy misy na iray aza tonga amin'ireo fanasana voatondro . Lao ny vavahadiny rehetra . Misento ireo mpisorony . Malahelo mafy ireo virijininy ary izy tenany dia ao anatin ' ny fahoriana tanteraka .
LAM 1:5     Alignment score: 0.269 → 0.288
Her adversaries have become
her master ; her enemies prosper . Yahweh has afflicted her for her many sins . Her little children go into captivity to her adversary .
Lasa tompony ireo fahavalony ; niroborobo ireo fahavalony . Nampahorian'i Yaveh izy noho ireo fahotany maro . Ireo zanany kely dia lasan - ko babo any amin ' ny fahavalony .
LAM 1:6     Alignment score: 0.262 → 0.263
Splendor has left the daughter of Zion . Her princes have become
like deer that can not find pasture , and they go without strength before their pursuer .
Niala tamin ' ny zanakavavin'i Ziona ny hatsaran - tarehy . Lasa tahaka ny serfa izay tsy mahita ahitra ireo zanak'andriany , ary mandeha tsy misy hery eo anoloan ' ny mpanenjika azy izy ireo .
LAM 1:7     Alignment score: 0.288 → 0.296
In the days of her affliction and her homelessness , Jerusalem will call to mind all her precious treasures
that she had in former days . When her people fell into the hand of the adversary , no one helped her . The adversaries saw her and mocked at her destruction .
Amin'ireo androm - pahoriany sy tsy hananany fialofana , dia hahatsiaro ireo harena sarobidy rehetra izay nananany tamin ' ny androny fahiny i Jerosalema . Rehefa lavo teo an - tanan'ireo fahavalony ny olony , dia tsy nisy nanampy azy . Nahita azy ireo fahavalony ary niomehy tamin ' ny faharavany .
LAM 1:8     Alignment score: 0.306 → 0.329
Jerusalem sinned greatly , therefore , she has become
scorned as something that is filthy . All who honored her now despise her since they have seen her nakedness . She groans and tries to turn away .
Nanota be Jerosalema , noho izany , dia nalaim - baraka tahaka ny zavatra maloto izy . Ireo rehetra nanome voninahitra azy dia manao tsinontsinona azy ankehitriny hatramin ' ny nahitan'izy ireo ny fitanjahany . Misento izy ary miezaka mihodina .
LAM 1:9     Alignment score: 0.282 → 0.294
She has become unclean beneath her skirts . She did not think about her future . Her fall
was astonishing . There was no one to comfort her . She cried out , " Look at my affliction , Yahweh , for the enemy has become too great ! "
Tonga naloto tao ambany zipony izy . Tsy nihevitra ny ho aviny izy . Nahatsiravina ny fianjerany . Tsy nisy na iza na iza nankahery azy . Nitaraina izy hoe : " Jereo ny fahoriako , ry Yaveh , fa nanjary tena lehibe ny fahavalo .
LAM 1:10     Alignment score: 0.281 → 0.314
The adversary has put his hand on all our precious treasures
. She has seen the nations enter her sanctuary , even though you had commanded that they must not enter into your assembly place .
Nametraka ny tanany teo amin'ireo harena sarobidy rehetra ny fahavalo . Efa nahita ireo firenena niditra tao amin ' ny fitoerana masiny izy , na dia efa nobaikonao tsy hiditra ao amin ' ny toeran ' ny fiangonanao aza izy ireo .
LAM 1:11     Alignment score: 0.338
All her people groan as they search for bread . They have given their precious treasures
for food to restore their lives . Look , Yahweh , and consider me , for I have become worthless .
Misento avokoa ireo olony rehetra raha nitady mofo izy ireo . Natakalo mofo ireo harena sarobidy mba hampiverina ny ain'izy ireo . Jereo , ry Yaveh , ka diniho aho , satria tonga zava - poana aho .
LAM 1:12     Alignment score: 0.256 → 0.278
Is it nothing to you , all you who pass by ? Look and see if there is anyone else 's sorrow like the sorrow that is being inflicted on me , since Yahweh has tormented me on the day of his fierce anger .
Tsy misy dikany aminareo ve , ianareo rehetra izay mandalo ? Jereo ka aoka ho hitanao raha misy alahelon'olona tahaka ny alahelo izay mianjady amiko , hatrizay nampijalian'i Yaveh ahy tamin ' ny andron ' ny hasiakan ' ny fahatezerany
.
LAM 1:13     Alignment score: 0.367 → 0.402
It is from on high that he has sent fire into my bones , and it has conquered them . He has spread a net for my feet and turned me back . He has made me constantly desolate and weak .
Avy any amin ' ny avo no nandefasany ny afo tamin'ireo taolako , ary nahazo azy izany . Namelatra harato ho an ' ny tongotro
Izy ary nampiverina ahy . Nataony lao sy reraka foana aho .
LAM 1:14     Alignment score: 0.244 → 0.247
The yoke of my transgressions is bound together by his hand . They are knit together and placed upon my neck . He has made my strength fail . The Lord has given me over into their hands , and I am not able to stand .
Ny ziogan'ireo fandikan - dalàko dia niara - nafatony tamin ' ny alalan ' ny tanany . Nampifandraisina ireo ary napetraka teo an - tsoroko
. Nandavo ny heriko izy . Nomen ' ny Tompo ho eo an - tanan'izy ireo aho , ka tsy tafatsangana .
LAM 1:15     Alignment score: 0.371 → 0.382
The Lord has tossed aside all my mighty men who defended me . He has called an assembly against me to crush my vigorous men . The Lord has trampled the virgin daughter
of Judah in the winepress .
Nampisamboaravoara ireo lehilahy maheriko izay niaro ahy ny Tompo . Efa niantso ny fiangonana hanohitra ahy izy mba hamotika ireo lehilahiko matanjaka . Nanitsakitsaka ny zanakavavy virijinin'i Joda tao amin ' ny famiazam - boaloboka ny Tompo .
LAM 1:16     Alignment score: 0.26 → 0.279
For these
things I weep , my eyes overflow with tears ; for a comforter is far from me , one who restores my life . My children are desolate because the enemy has conquered me .
Mitomany aho noho ireo zavatra ireo . Ny masoko , mikoriana amin ' ny masoko ny rano satria lavitra ahy ireo mpankahery izay tokony hampitraka ny fiainako . Lao ireo zanako satria nandresy ny fahavalo .
LAM 1:17     Alignment score: 0.46 → 0.461
Zion has spread her hands wide ; there is none to comfort her . Yahweh has commanded that those around Jacob should be his adversaries . Jerusalem is something unclean to them .
Namelatra ny tanany i Ziona ; tsy nisy na iza na iza nankahery azy . Nibaiko i Yaveh fa ireo izay manodidina an'i Jakoba dia tokony ho fahavalony . Zava - maloto amin'izy ireo i Jerosalema .
LAM 1:18     Alignment score: 0.283 → 0.294
Yahweh is righteous , for I have rebelled against his commandment
. Hear , all you peoples , and see my sorrow . My virgins and my vigorous men have gone into captivity .
Marina i Yaveh , fa izaho no nikomy hanohitra ny didiny . Mihainoa , ianareo ry olona rehetra , ary jereo ny alaheloko . Lasan - ko babo ireo virijiniko sy ireo olo - maheriko .
LAM 1:19     Alignment score: 0.224 → 0.259
I called for my lovers , but they were treacherous toward me . My priests and my elders perished in the city , while they sought food to restore their lives .
Miantso ireo namako aho , nefa namitaka ahy izy ireo . Maty tao an - tanàna ireo mpisoroko sy ireo loholoko , raha nitady sakafo hampody ny ainy izy ireo .
LAM 1:20     Alignment score: 0.324 → 0.327
Look , Yahweh , for I am in distress ; my stomach churns , my heart is disturbed within me , for I have been very rebellious . Outside , the sword bereaves ; inside the house there is only death .
Indro , ry Yaveh , fa ao anaty fahoriana aho , ary mangotika ny vavoniko , torotoro
ao anatiko ny foko , satria tena nikomy tokoa aho . Eny ivelany , dia mampahory ny reny ny sabatra , tsy misy afa - tsy fahafatesana ao an - trano .
LAM 1:21     Alignment score: 0.382 → 0.382
They have heard my groaning , but there is no one to comfort me . All my enemies have heard of my trouble , and they are glad that you have done it . You have brought the day you proclaimed ; now let them become
like me .
Nandre ny fitarainako izy ireo , nefa tsy nisy nankahery ahy . Nandre ny fahoriako ireo fahavaloko rehetra ary faly izy ireo fa vitanao izany . Efa nitondra ny andro nampanantenainao Ianao ; ary aoka izy ireo ho lasa tahaka ahy ankehitriny .
LAM 1:22     Alignment score: 0.27
Let all their wickedness come
before you . deal with them as you have dealt with me because of all my transgressions . My groans are many and my heart is faint .
Aoka ny faharatsian'izy ireo rehetra ho tonga eo anoloanao . Ataovy tahaka ny nanaovanao ahy noho ireo fahotako rehetra izy ireo . Maro ny fitarainako ka reraka ny foko .
LAM 1     Average alignment score: 0.319 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LAM:1  2  3  4  5