Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9 


AMO 1:1     Alignment score: 0.477
These are the words of Amos
, who was among the shepherds from Tekoa , which he saw concerning Israel in the days of Uzziah king of Judah , and also in the days of Jeroboam son of Joash king of Israel , two years before the earthquake .
Ireto zavatra mahakasika an'Israely ireto no noraisin'i Amosa , iray tamin'ireo mpiandry ondry tao Tekoa , tao amin ' ny fanambarana . Nandray ireo zavatra ireo izy tamin ' ny andron'i Ozia mpanjakan ' ny Joda , ary koa tamin ' ny andron'i Jeroboama zanaka lahin'i Joasy mpanjakan'Israely , roa taona mialohan'ilay horohorontany .


AMO 1:2     Alignment score: 0.459 → 0.544
He said , " Yahweh will roar from Zion ; he will raise his voice from Jerusalem . The pastures of the shepherds
will mourn ; the top of Carmel will wither . "
Hoy izy hoe : " Hierona avy any Ziona i Yaveh ; hampiakatra ny feony avy any Jerosalema Izy . Ho maina ny ahitr'ireo mpiandry ondry ; halazo ny tampon'i karmela . "
AMO 1:3     Alignment score: 0.424 → 0.425
This is what Yahweh says : " For three sins of Damascus , even for four , I will not turn away punishment , because they threshed Gilead with sharp threshing sledges of iron .
Izao no lazain'Yaveh hoe : " Noho ireo fahotana telo nataon'i
Damaskosy , eny , na efatra aza , dia tsy hanala ny sazy Aho , satria fitaovana vy no nivelesan'izy ireo an'i Gileada .
AMO 1:4     Alignment score: 0.516 → 0.494
I will send
a fire into the house of Hazael , and it will devour the fortresses of Ben - Hadad .
Handefasako afo ny taranak'i Hazaela , ary handevona ireo fiarovana mafin'i Beni - Hadada Aho .
AMO 1:5     Alignment score: 0.419 → 0.419
I will break the gate bars of Damascus and cut off the man who rules over the Valley of Aven , and also the man who holds the scepter in Beth Eden . The people of Aram will go in captivity to Kir , " says Yahweh .
Ho tapahiko ny vy eo amin ' ny vavahadin'i
Damaskosy ary handringana ilay lehilahy izay monina ao Bikata Avena Aho , ary koa ilay lehilahy izay mitazona ny tehim - panjakana ao Bet - Edena . Ny vahoakan'i Syria dia handeha ho amin ' ny fahababoana any Kira , " hoy Yaveh .
AMO 1:6     Alignment score: 0.446 → 0.446
This is what Yahweh says : " For three sins of Gaza , even for four , I will not turn away punishment , because they carried away captive a whole people , to hand them over to Edom .
Izao no lazain'Yaveh hoe : " Noho ireo fahotana telo nataon'i
Gaza , eny , na efatra aza , dia tsy hanala ny sazy Aho , satria nataon'izy ireo ho babo ny vahoaka manontolo , mba hanolorana azy ireo an'i Edoma .
AMO 1:7     Alignment score: 0.507
I will send fire on the walls of Gaza , and it will devour her fortresses .
Handefa afo amin'ireo rindrin'i
Gaza Aho , ary handevona ireo fiarovana mafiny izany .
AMO 1:8     Alignment score: 0.455
I will cut off the man who lives in Ashdod and the man who holds the scepter from Ashkelon . I will turn my hand against Ekron , and the rest of the Philistines will perish , " says the Lord Yahweh .
Ho aringako ilay lehilahy izay monina ao Asdoda sy ilay lehilahy izay mitazona ny tehim - panjakana avy any Askelona . Hanohitra an'i Ekrona ny tanako , ary ho faty ireo Filistina tavela , " hoy ny Tompo Yaveh .
AMO 1:9     Alignment score: 0.416 → 0.416
This is what Yahweh says : " For three sins of Tyre , even for four , I will not turn away punishment , because they had delivered up a whole people to Edom , and they broke their covenant of brotherhood .
Izao no lazainy
Yaveh hoe : " Noho ireo fahotana telo nataon'i Tyro , eny , na efatra aza , dia tsy hanala ny sazy Aho , satria nanolotra ny vahoaka manontolo an'i Edoma izy ireo , ary nandika ny fifanekem - pirahalahiany izy ireo .
AMO 1:10     Alignment score: 0.503
I will send fire on the walls of Tyre , and it will devour her fortresses . "
Handefa afo eo amin'ireo rindrin'i
Tyro Aho , ary handevona ireo fiarovana mafiny izany . "
AMO 1:11     Alignment score: 0.373 → 0.376
This is what Yahweh says , " For three sins of Edom , even for four , I will not turn away punishment , because he pursued his brother with the sword and cast off all pity . His anger tore them apart continually , and his wrath lasted forever .
Izao no nolazain'i
Yaveh hoe : " Noho ireo fahotana telo nataon'i Edoma , eny , na efatra aza , dia tsy hanala ny sazy Aho , satria nanenjika ny rahalahiny tamin ' ny sabatra izy ary nanary ny famindram - po rehetra . Ny hatezerany dia nitohy mandrakariva , ary naharitra mandrakizay .
AMO 1:12     Alignment score: 0.604
I will send fire on Teman , and it will devour the palaces of Bozrah . "
Handefa afo eo Temana Aho , ary handevona ny lapan'i
Bozra izany . "
AMO 1:13     Alignment score: 0.359 → 0.362
This is what Yahweh says , " For three sins of the people of Ammon , even for four , I will not turn away punishment , because they ripped open the pregnant women
of Gilead , that they may enlarge their borders .
Izao no nolazain'i Yaveh hoe : " Noho ireo fahotana telo nataon ' ny vahoakan'i Amona , eny , na efatra aza , dia tsy hanala ny sazy Aho , satria nanataka ireo vehivavy bevoka tao Gileada izy ireo , mba hanitaran'izy ireo ny faritaniny .
AMO 1:14     Alignment score: 0.369
I will light a fire in the walls of Rabbah , and it will devour the palaces , with a shout in the day of battle , with a tempest in the day of the whirlwind .
Handrehitra afo eo amin'ireo rindrin'i
Raba Aho , ary handevona ireo lapa izany , miaraka amin ' ny hiaka amin ' ny andron ' ny ady , miaraka amin ' ny tafio - drivotra amin ' ny andron ' ny tadio .
AMO 1:15     Alignment score: 0.392 → 0.391
Their king will go into captivity , he and his officials together , " says Yahweh .
Handeha ho amin ' ny fahababoana ny mpanjakan'izy ireo , izy mbamin'ireo manam - boninahiny , " hoy Yaveh .
AMO 1     Average alignment score: 0.438 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of AMO:1  2  3  4  5  6  7  8  9