Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 1:1     Alignment score: 0.552
After the death of Saul , David returned from attacking the Amalekites and remained in Ziklag for two days .
Taorian ' ny nahafatesan'i Saoly , dia niverina avy any amin ' ny fanafihana an'ireo Amalekita i Davida ary nijanona tao Ziklaga nandritra
ny roa andro .


2SA 1:2     Alignment score: 0.493 → 0.493
On the third day , a man came from Saul 's camp with his clothes torn and with dirt on his head . When he came to David he fell to the ground and bowed down .
Tamin ' ny andro fahatelo , dia nisy lehilahy iray niaraka tamin ' ny fitafiany rotidrotika sy loto teo amin ' ny lohany no tonga avy tany
amin ' ny tobin'i Saoly . Rehefa tonga teo amin'i Davida izy dia niankohoka tamin ' ny tany ary nanondrika ny tenany .
2SA 1:3     Alignment score: 0.495 → 0.496
David said to him , " Where did you come
from ? " He answered , " I escaped from the camp of Israel . "
Hoy Davida taminy hoe : " Avy aiza ianao ? " Namaly izy hoe : " Nitsoaka avy tany amin ' ny tobin'Israely aho . "
2SA 1:4     Alignment score: 0.494 → 0.505
David said to him , " Please tell me how things went . " He answered , " The people fled from the battle . Many have fallen and many are dead . Saul and Jonathan his son are also dead . "
Hoy Davida taminy hoe : " Lazao ahy re ny fisehoan'izany zavatra izany . " Namaly izy hoe : " Nandositra tamin ' ny ady ireo vahoaka . Maro no lavo ary maro no maty . Saoly sy Jonatana zanany lahy ihany koa dia maty . "
2SA 1:5     Alignment score: 0.602
David said to the young man , " How do you know
that Saul and Jonathan his son are dead ? "
Hoy Davida tamin'ilay tovolahy hoe : " Ahoana no hahafantaranao fa maty Saoly sy Jonatana zanany ? "
2SA 1:6     Alignment score: 0.405 → 0.405
The young man replied , " By chance I happened to be on Mount Gilboa , and there Saul was leaning on his spear , and chariots and riders were about to catch up with him .
Namaly ilay tovolahy hoe : " Kisendrasendra no naha - teo amin ' ny Tendrombohitr'i
Gilboa ahy , ary indro Saoly nitehina tamin ' ny lefony , ary ireo kalesy sy ireo mpitaingina azy dia teo am - pisamborana azy .
2SA 1:7     Alignment score: 0.471
Saul turned around and saw me and called out to me . I answered , ' Here I am . '
Nihodikodina Saoly ary nahita ahy ka niantso mafy ahy . Dia namaly aho hoe : ' Inty aho . '
2SA 1:8     Alignment score: 0.485
He said to me , ' Who are you ? ' I answered him , ' I am an Amalekite
. '
Hoy izy tamiko hoe : ' Iza ianao ? ' Namaly azy aho hoe : ' Amalekita aho . '
2SA 1:9     Alignment score: 0.237
He said to me , ' Please stand over me and kill me , for great suffering
has taken hold of me , but life is still in me . '
Hoy izy tamiko hoe : ' Mitsangàna re eto akaikiko ary vonoy aho , fa fahoriana lehibe no manjo ahy , kanefa mbola ato amiko ny aina . '
2SA 1:10     Alignment score: 0.358 → 0.36
So I stood over him and killed him , because I knew
that he would not live after he had fallen . Then I took the crown that was on his head and the band that was on his arm , and brought them here to you , my master . "
Noho izany dia nanatona teo aminy aho ary namono azy , satria fantatro fa tsy ho velona izy taorian ' ny nahalavo azy . Avy eo dia nalaiko ny satro - boninahitra izay teo amin ' ny lohany sy ny fehin - tanana teo amin ' ny sandriny , ary ireo nentiko eto aminao ireo , ry tompoko . "
2SA 1:11     Alignment score: 0.42
Then David tore his clothes , and all the men with him did the same .
Avy eo dia nandrovitra ireo fitafiany i Davida , ary nanao toy izany koa ireo olona rehetra niaraka taminy .
2SA 1:12     Alignment score: 0.603 → 0.604
They mourned , wept , and fasted until evening for Saul , for Jonathan his son , for the people of Yahweh , and for the house of Israel because they had fallen by the sword .
Nisaona izy ireo , nitomany , ary nifady hanina ho an'i Saoly mandrapa - hariva , ho an'i Jonatana zanany lahy , ho an'ireo vahoakan'i
Yaveh , ary ho an ' ny ankohonan'Israely satria lavo tamin ' ny sabatra izy ireo .
2SA 1:13     Alignment score: 0.472
David said to the young man , " Where are you from ? " He answered , " I am the son of a foreigner in the land , an Amalekite
. "
Hoy Davida tamin'ilay tovolahy hoe : " Avy aiza ianao ? " Namaly izy hoe : " Zanaky ny vahiny iray eo amin ' ny tany aho , Amalekita iray . "
2SA 1:14     Alignment score: 0.534
David said to him , " Why were you not afraid to destroy Yahweh 's anointed king with your own hand ? "
Hoy Davida taminy hoe : " Nahoana ianao no tsy natahotra namono ny mpanjaka voahosotr'i
Yaveh tamin ' ny tananao ihany ? "
2SA 1:15     Alignment score: 0.507 → 0.507
David called one of the young men and said , " Go and kill him . " So that man went and struck him down , and the Amalekite
died .
Niantso ny iray tamin'ireo tovolahy i Davida ary niteny hoe : " Mandehana ary vonoy izy . " Koa nandeha izany lehilahy izany ary namely azy , ka maty ilay Amalekita .
2SA 1:16     Alignment score: 0.474 → 0.482
Then David said to the dead
Amalekite , " Your blood is on your head because your own mouth has testified against you and said , ' I have killed Yahweh 's anointed king . ' "
Avy eo dia niteny tamin ' ny fatin'ilay Amalekita i Davida hoe : " Eo amin ' ny lohanao ny rànao satria ny vavanao ihany no vavolombelona nanohitra anao ary nanao hoe : ' Namono ny mpanjaka voahosotr'i Yaveh aho . ' "
2SA 1:17     Alignment score: 0.515
Then David sang this lament about Saul and Jonathan his son .
Avy eo dia nihira ity hira fisaonana momban'i Saoly sy Jonatana zanany lahy ity i Davida .
2SA 1:18     Alignment score: 0.435
He commanded the people to teach this Song of the Bow to the sons of Judah , which has been written in the Book of Jashar .
Nibaiko ny vahoaka izy mba hampianatra izany Hiran ' ny Tsipîka izany an'ireo zanaka lahin'i Joda , izay voasoratra ao amin ' ny Bokin'i
Jasara .
2SA 1:19     Alignment score: 0.37
" Your glory , Israel , is dead , killed on your high places ! How the mighty have fallen !
" Ny voninahitrao
, ry Israely , dia maty , voavono teo amin ' ny toeranao avo ! Endrey ny fahalavòn'ilay mahery !
2SA 1:20     Alignment score: 0.441 → 0.455
Do not tell it in Gath , do not proclaim it in the streets of Ashkelon , so that the daughters
of the Philistines may not rejoice , so that the daughters of the uncircumcised may not celebrate .
Aza lazaina ao Gata izany , aza ambara eny amin'ireo lalan'i Askelona , mba tsy ho afaka hifaly ireo zanaka vavin ' ny Filistina , mba tsy hankalaza ireo zanaka vavin ' ny tsy voafora .
2SA 1:21     Alignment score: 0.382 → 0.385
Mountains
of Gilboa , let there not be dew or rain on you , nor fields giving grain for offerings , for there the shield of the mighty was defiled . The shield of Saul is no longer anointed with oil .
Ry Tendrombohitr'i Gilboa , tsy hisy ando sy orana anie eo aminao , na saha manome voa ho fanatitra , satria teo ny fiarovan'ilay mahery no voaloto . Ny fiarovan'i Saoly dia tsy voahosotra amin ' ny menaka intsony .
2SA 1:22     Alignment score: 0.385 → 0.399
From the blood of those who have been killed , from the bodies of the mighty , the bow of Jonathan did not turn back , and the sword of Saul did not return empty .
Avy amin ' ny ràn'ireo izay voavono , avy amin ' ny fatin'ireo mahery , dia tsy niverina ny tsipîkan'i Jonatana , ary tsy niverim - poana ny sabatr'i
Saoly .
2SA 1:23     Alignment score: 0.356 → 0.402
Saul and Jonathan were loved and gracious in life , and in their death they were not separated . They were swifter than eagles , they were stronger than lions .
Saoly sy Jonatana dia tiana
sy mpamindra fo teo amin ' ny fiainana , ary tsy nosarahina izy ireo tamin ' ny fahafatesan'izy ireo . Malaika noho ny voromahery izy ireo , natanjaka noho ny liona .
2SA 1:24     Alignment score: 0.416 → 0.434
You daughters
of Israel , weep over Saul , who clothed you in scarlet as well as jewels , and who put ornaments of gold on your clothing .
Ianareo ry zanaka vavin'Israely , mitomania an'i Saoly , izay nampitafy jaky sy firavaka anareo , ary izay nametaka firavaka volamena teo amin ' ny akanjonareo .
2SA 1:25     Alignment score: 0.394 → 0.459
How the mighty have fallen in the midst of the battle ! Jonathan is killed on your high places .
Endrey ny fahalavon'ilay mahery teo afovoan ' ny ady ! Novonoina teo amin ' ny toeranao
avo i Jonatana .
2SA 1:26     Alignment score: 0.257 → 0.329
I am distressed for you , my brother Jonathan . You were very dear to me . Your love to me was wonderful , exceeding the love of women
.
Ory nohon ' ny aminao aho , ry Jonatana rahalahiko . Tena malala tamiko ianao . Mahatalanjona ny fitiavanao ahy , mihoatra noho ny fitiavan'ireo vehivavy .
2SA 1:27     Alignment score: 0.424
How the mighty have fallen , and the weapons of war perished ! "
Endrey ny fahalavon'ilay mahery , sy ny fahalevonan'ireo fitaovam - piadian
' ny ady ! "
2SA 1     Average alignment score: 0.448 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24