Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 1:1     Alignment score: 0.455
These are the names of the sons of Israel who came into Egypt with Jacob , each with his household :
Ireto ny anaran'ireo zanaka
lahin'Israely izay nankany Egypta niaraka tamin'i Jakoba , izay niaraka tamin'ireo ankohonany avy :


EXO 1:2     Alignment score: 0.929
Reuben , Simeon , Levi , and Judah ,
Robena , Simeona , Levy ary Joda ;
EXO 1:3     Alignment score: 0.918
Issachar , Zebulun , and Benjamin ,
Isakara , Zebolona , ary Benjamina ,
EXO 1:4     Alignment score: 0.962
Dan , Naphtali , Gad , and Asher .
Dana , Naftaly , Gada ary Asera .
EXO 1:5     Alignment score: 0.537 → 0.541
All the people who were descendants of Jacob were seventy in number . Joseph was already in Egypt .
Ireo taranak'i Jakoba rehetra dia miisa fitopolo . Josefa kosa dia efa tany Egypta .
EXO 1:6     Alignment score: 0.42 → 0.55
Then Joseph , all his brothers , and all that generation died
.
Ary maty i Josefa , sy ny rahalahiny rehetra , ary ireo taranaka rehetra ireo .
EXO 1:7     Alignment score: 0.222
But the people of Israel were fruitful , increased in numbers , became
great , and became very , very mighty ; the land was filled with them .
Namokatra ireo Israelita , nitombo hatrany ny isan'izy ireo , ary lasa tena natanjaka ; feno azy ireo ny tany .
EXO 1:8     Alignment score: 0.473 → 0.473
Now then a new king arose
over Egypt , one who did not know about Joseph .
Ary dia nisy mpanjaka vaovao nanjaka nanerana an'i Egypta , izay tsy nahafantatra ny momban'i Josefa .
EXO 1:9     Alignment score: 0.192 → 0.235
He said to his people , " Look , the people of Israel are more numerous and stronger than we are .
Hoy izy tamin'ireo vahoakany
hoe : " Indro , ireo Israelita dia maro an'isa sy matanjaka kokoa noho isika .
EXO 1:10     Alignment score: 0.299 → 0.304
Come , let us deal with them wisely , otherwise they will continue to grow in numbers , and if war breaks out , they will join our enemies , fight against us , and leave the land . "
Manatona , aoka isika ifampiraharaha
am - pahendrena amin'izy ireo , raha tsy izany dia hitombo isa hatrany izy ireo , ary raha vaky ny ady , dia hamonjy ireo fahavalontsika izy ireo , hiady amintsika , ary handao ny tany . "
EXO 1:11     Alignment score: 0.419
So they put taskmasters over them to oppress them with hard labor . The Israelites built store cities for Pharaoh : Pithom and Rameses .
Koa dia nametraka mpifehy izy ireo mba hampahory azy ireo amin ' ny asa mafy . Nanamboatra tanàna fitehirizana ho an'i Farao ireo Israelita : Pitoma sy Ramesesa .
EXO 1:12     Alignment score: 0.443 → 0.45
But the more the Egyptians oppressed them , the more the Israelites increased in numbers and spread . So the Egyptians began to dread the people of Israel .
Saingy voamaika ireo Egyptiana mampahory azy ireo , dia voamaika nitombo an'isa sy niparitaka ireo Israelita . Koa dia nanomboka natahotra ireo Israelita ireo Egyptiana .
EXO 1:13     Alignment score: 0.224 → 0.234
The Egyptians severely forced the people of Israel to serve .
Nampiasain'ireo Egyptiana fatratra ireo Israelita .
EXO 1:14     Alignment score: 0.318 → 0.319
They made their lives bitter with hard service with mortar and brick , and with all kinds of work in the fields . All their required work was severe .
Nataony nangidy ny fiainan'izy ireo tamin ' ny fanompoana mafy tamin ' ny fanaovana feta sy biriky , niaraka tamin'ireo karazan
- draharaha rehetra eny an - tsaha . Ny asa rehetra notakiana tamin'izy ireo dia mafy avokoa .
EXO 1:15     Alignment score: 0.617
Then the king of Egypt spoke to the Hebrew midwives ; the name of the one was Shiphrah , and the other Puah .
Ary niresaka tamin'ireo mpampivelona Hebreo ny mpanjakan'i Egypta ; ny anaran
' ny iray dia Sifra , ary ny anankiray Poa .
EXO 1:16     Alignment score: 0.328 → 0.328
He said , " When you assist the Hebrew women
on the birthstool , observe when they give birth . If it is a son , then you must kill him ; but if it is a daughter , then she may live . "
Hoy izy hoe : " Rehefa manatrika ireo vehivavy Hebreo eo amin ' ny seza fiterahana ianareo , dia araho maso izy ireo rehefa miteraka . Raha zaza lahy izany , dia tsy maintsy hovonoinareo izy ; fa raha zaza vavy kosa , dia afaka avela ho velona . "
EXO 1:17     Alignment score: 0.375
But the midwives feared God and did not do as the king of Egypt ordered them ; instead , they let the baby boys live .
Fa natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona ka tsy nanao izay nandidian'i mpanjakan'i Egypta azy ireo ; navelan'izy ireo ho velona ireo zaza lahy .
EXO 1:18     Alignment score: 0.394
The king of Egypt summoned the midwives and said to them , " Why have you done this , and let the baby boys live ? "
Nampiantso ireo mpampivelona ny mpanjakan'i Egypta ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Nahoana no nanao izao ianareo , ary namela ireo zazalahy kely ho velona ? "
EXO 1:19     Alignment score: 0.401 → 0.422
The midwives answered Pharaoh , " The Hebrew women
are not like the Egyptian women . They are vigorous and have finished giving birth before a midwife comes to them . "
Dia namaly an'i Farao ireo mpampivelona hoe : " tsy mitovy amin'ireo vehivavy Egyptiana ireo vehivavy Hebreo . Matanjaka izy ireo ka efa nahavita namoaka zaza mialohan ' ny hatongavan ' ny mpampivelona any amin'izy ireo . "
EXO 1:20     Alignment score: 0.192 → 0.221
God protected these
midwives . The people increased in numbers and became very mighty .
Narovan'Andriamanitra ireo mpampivelona ireo . Nitombo an'isa ireo mponina ary tena niha - natanjaka .
EXO 1:21     Alignment score: 0.382 → 0.383
Because the midwives feared God , he gave them families .
Satria natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona , dia nomeny
ankohonana izy ireo .
EXO 1:22     Alignment score: 0.295
Pharaoh ordered all his people , " You must throw every son that is born into the river , but every daughter
you will let live . "
Nandidy ireo vahoakany rehetra Farao hoe : " Tsy maintsy harianareo any amin ' ny renirano ny zazalahy rehetra izay vao teraka , fa ny zazavavy havelanareo ho velona . "
EXO 1     Average alignment score: 0.406 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40