Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4 


RUT 1:1     Alignment score: 0.362 → 0.375
It happened in the days when the judges ruled that there was a famine in the land , and a certain man of Bethlehem of Judah went to live
as a foreigner in the country of Moab with his wife and his two sons .
Tamin ' ny andro nanapahan'ireo mpitsara dia nisy mosary teo amin ' ny tany , ary nisy lehilahy iray avy tao Betleheman'i Joda nandeha tany amin ' ny tanin'i Moaba niaraka tamin ' ny vadiny sy ireo zanany roa lahy .


RUT 1:2     Alignment score: 0.491 → 0.701
The name of the man was Elimelek , and the name of his wife was Naomi . The names of his two sons were Mahlon and Kilion , who were Ephrathites of Bethlehem of Judah . They arrived at the country of Moab and lived there .
Ny anaran'ilay lehilahy dia Elimeleka , ary ny anaran
' ny vadiny dia Naomy . Ny anaran'ireo zanany roa lahy dia Malona sy Kiliona , izay Efratita avy any Betleheman'i Joda . Tonga tany amin ' ny tanin'i Moaba izy ireo ary nonina tao .
RUT 1:3     Alignment score: 0.441
Then Elimelek , Naomi 's husband , died
, and she was left alone with her two sons .
Ary maty i Elimeleka , vadin'i Naomy , ka izy sisa no tavela niaraka tamin ' ny zanany roa lahy .
RUT 1:4     Alignment score: 0.435
These
sons took wives from the women of Moab ; the name of one was Orpah , and the name of the other was Ruth . They lived there for about ten years .
Ireo zanany lahy ireo dia naka vady tamin'ireo vehivavin'i Moaba ; ny anaran ' ny anankiray dia i Orpa , ary ny anaran ' ny iray dia Rota . Nipetraka tao nandritra ny folo taona izy ireo .
RUT 1:5     Alignment score: 0.392 → 0.394
Then both Mahlon and Kilion died
, and the woman was left without her two sons and without her husband .
Avy eo dia maty i Malona sy Kilona , namela an'i Naomy tsy misy vadiny ary tsy misy ireo zanany roa .
RUT 1:6     Alignment score: 0.332 → 0.334
Then she arose
with her daughters-in-law and returned from the country of Moab because she had heard in the country of Moab that Yahweh had provided for his people 's needs by giving them food .
Avy eo Naomy nanapa - kevitra ny handao an'i Moaba miaraka amin ' ny vinantony vavy ary niverina tany Joda satria efa henony tao amin ' ny faritr'i Moaba fa efa nanampy ny vahoakany izay nila fanampiana i Yaveh ary nanome sakafo azy ireo .
RUT 1:7     Alignment score: 0.398
So she left the place where she had been with her two daughters-in-law
, and they walked down the road to return to the land of Judah .
Dia nandao ny toerana izay niarahany tamin ' ny vinantony vavy roa izy , ka nandeha nidina ny lalàna izy ireo mba hiverina amin ' ny tanin'i Joda .
RUT 1:8     Alignment score: 0.407 → 0.418
Naomi said to her two daughters-in-law
, " Go , return , each of you , to your mother 's house . May Yahweh show kindness toward you , as you have shown kindness toward the dead and toward me .
Hoy i Naomy tamin'ireo vinantony vavy roa hoe : " Mandehana , miverina , any amin ' ny tranon - dreninareo , ianareo tsirairay avy . Yaveh anie hampiseho ny hatsaram - panahy eo aminareo , toy ny nampisehoanareo hatsaram - panahy tamin ' ny maty sy tamiko .
RUT 1:9     Alignment score: 0.21 → 0.236
May Yahweh grant you that you find
rest , each of you in the house of another husband . " Then she kissed them , and they raised their voices and cried .
Ny Tompo anie hanome anareo ka hahitanareo fiadanana , ianareo tsirairay avy ao amin ' ny tranon'izay vady haf . " Ary nanoroka azy ireo izy , sady nanandratra ny feony izy ireo no nitomany .
RUT 1:10     Alignment score: 0.317
They said to her , " No ! We will return with you to your people . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Tsia ! hiara - hiverina aminao ho any amin ' ny vahoakanao
izahay . "
RUT 1:11     Alignment score: 0.324 → 0.324
But Naomi said , " Turn back , my daughters
! Why will you go with me ? Do I still have sons in my womb for you , so that they may become your husbands ?
Nefa i Naomy nilaza hoe : " Mandehana miverina , ry zanako vavy ! Nahoana ianareo no handeha hanaraka ahy ? Mbola hanana zazalahy ato an - kiboko ve aho ho anareo , ka ho lasa vadinareo izy ireo ?
RUT 1:12     Alignment score: 0.225 → 0.246
Turn back , my daughters
, go your own way , for I am too old to have a husband . If I said , ' I hope I get a husband tonight , ' and then give birth to sons ,
Mandehana miverina , ry zanako vavy , zory ny lalanareo , fa efa antitra aho raha hanambady . Raha miteny aho hoe : ' Manantena aho fa hahazo vady anio alina , ' ary hiteraka zazalahy ,
RUT 1:13     Alignment score: 0.227 → 0.247
would you therefore wait until they were grown ? Would you choose
not to marry a husband ? No , my daughters ! It is exceedingly bitter to me for your sake that the hand of Yahweh has gone out against me . "
dia mbola hahandry azy ireo mandra - pahalehibehiny ve ianareo ? Hahandry ve ianareo ary tsy hanambady lehilahy ankehitriny ? Tsia , ry zanako vavy ! Mampalahelo ahy indrindra izany , mihoatra noho ny alahelonareo ny amin'izany , satria ny tanan'i Yaveh no namely ahy . "
RUT 1:14     Alignment score: 0.418 → 0.426
Then her daughters-in-law
lifted up their voices and cried again . Orpah kissed her mother-in-law farewell , but Ruth held on to her .
Ary nanandratra ny feony ireo vinantony vavy sady nitomany indray . Nanoroka nanao veloma ny rafozany vavy i Orpa , fa i Rota nifikitra teo aminy .
RUT 1:15     Alignment score: 0.284
Naomi said , " Listen , your sister-in-law has gone back to her people and to her gods . Return with your sister-in-law . "
Hoy Naomy hoe : " Henoy , nody tany
amin'ireo vahoakany sy ireo andriamaniny ny zaobavinao . Miverena miaraka amin ' ny zaobavinao . "
RUT 1:16     Alignment score: 0.257 → 0.298
But Ruth said , " Do not urge me to leave you , to turn back from following you , for where you go , I will go ; where you stay , I will stay ; your people will be my people , and your God will be my God .
Nefa i Rota nilaza hoe : " Aza avela
hanalavitra anao aho , fa izay alehanao , dia halehako ; izay hijanonanao , dia hijanonako ; ny vahoakanao dia ho vahoakako , ary ny Andriamanitrao dia ho Andriamanitro .
RUT 1:17     Alignment score: 0.383 → 0.391
Where you die , I will die , and there I will be buried . May Yahweh punish me , and even more , if anything but death ever separates us . "
Izay toerana hahafatesanao , dia hahafatesako , ary any no handevenana
ahy . Yaveh anie hanasazy ahy , ary mihoatra aza , raha ny fahafatesana fa tsy zavatra hafa ihany no mampisaraka antsika . "
RUT 1:18     Alignment score: 0.415
When Naomi saw that Ruth was determined to go with her , she stopped arguing with her .
Rehefa hitan'i Naomy fa tapa - kevitra handeha hiaraka aminy i Rota , dia nanajanona ny fiadian - kevitra taminy izy .
RUT 1:19     Alignment score: 0.452 → 0.463
So the two traveled until they came to the town of Bethlehem . It happened that when they arrived in Bethlehem , the entire town was very excited about them . The women
said , " Is this Naomi ? "
Dia nandeha izy roa mandra - pahatongan'izy ireo tao an - tanàn'i Betlehema . Izao no nitranga rehefa tonga tao Betlehema izy ireo , ny tao an - tanàna manontolo dia taitra tamin'izy ireo . Hoy ireo vehivavy hoe : Naomy ve ity ?
RUT 1:20     Alignment score: 0.328 → 0.386
But she said to them , " Do not call me Naomi . Call me Bitter , for the Almighty has dealt very bitterly with me .
Kanefa hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Aza antsoina hoe Naomy aho . Antsoy hoe Mara aho , satria nampitondra ahy ny mangidy indrindra ny Tsitoha .
RUT 1:21     Alignment score: 0.446 → 0.452
I went out full , but Yahweh has brought me back again empty . So why do you call me Naomi , seeing that Yahweh has testified against me and the Almighty has afflicted me ? "
Nivoaka feno aho , nefa Yaveh nitondra ahy niverina tamin ' ny tanam - polo tao an - trano . Noho izany nahoana ianareo no miantso ahy hoe Naomy , amin ' ny fahitana ny fanamelohan'i Yaveh ahy , fa ilay Tsitoha dia nampahory ahy ? "
RUT 1:22     Alignment score: 0.552 → 0.555
So Naomi and Ruth the Moabite woman , her daughter-in-law , returned from the country of Moab . They came to Bethlehem at the beginning of the barley harvest .
Ary Naomy sy Rota ilay Moabita , vinantovaviny dia niverina tany amin ' ny tanin'i
Moaba . Tonga tao Betlehema izy ireo tamin ' ny fiandohan ' ny fijinjam - bary .
RUT 1     Average alignment score: 0.389 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4