Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAG:1  2 


HAG 1:1     Alignment score: 0.625 → 0.644
In the second year of Darius the king , in the sixth month , on the first day of the month , the word of Yahweh came by the hand of Haggai the prophet to the governor of Judah , Zerubbabel son of Shealtiel , and to the high priest Joshua son of Jozadak , saying ,
Tamin ' ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa
mpanjaka , tamin ' ny fahenin ' ny volana , tamin ' ny andro voalohan ' ny volana , dia tonga tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Hagay mpaminany teo amin'i Zerobabela governoran'i Joda , zanaka lahin'i Sealtiela , ary teo amin'i Josoa mpisoronabe zanaka lahin'i Jozadaka ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


HAG 1:2     Alignment score: 0.433 → 0.456
" Yahweh of hosts says this : These
people say , ' It is not time for us to come or to build the house of Yahweh . ' "
" Yaveh Tompon ' ny maro milaza izao : Izao no nolazain'ireo vahoaka ireo : ' Tsy fotoana ahatongavantsika na hanorenantsika trano ho an'i Yaveh izao . " '
HAG 1:3     Alignment score: 0.468 → 0.569
Then the word of Yahweh came by the hand of Haggai the prophet , saying ,
Avy eo dia tonga tamin ' ny alalan ' ny tanan'i
Hagay mpaminany ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
HAG 1:4     Alignment score: 0.236 → 0.284
" Is it a time for you yourselves to live in your finished houses , while this house lies ruined ?
" Fotoana honenanareo ao amin ' ny trano vitanareo ve izao , raha toa ka mbola rava izany trano izany ?
HAG 1:5     Alignment score: 0.557 → 0.555
So now Yahweh of hosts says this : Consider your ways !
Koa ankehitriny Yaveh Tompon ' ny maro milaza izao : Diniho ireo fombanareo !
HAG 1:6     Alignment score: 0.227 → 0.232
You have sown much seed , but bring in little ; you eat but do not have enough ; you drink
but can not get drunk . You wear clothes but can not warm yourselves , and the wage earner earns money only to put it into a bag full of holes !
Namafy voa marobe ianareo , fa nijinja vokatra kely ; nihinana ianareo nefa tsy afa - po ; nisotro ianareo fa tsy mamo . Nitafy akanjo ianareo fa tsy afaka nanafana ny tenanareo , ary ny mpikarama dia handray vola ho atao ao anaty kitapo feno loaka fotsiny ihany !
HAG 1:7     Alignment score: 0.593
Yahweh of hosts says this : " Consider your ways !
Izao no lazain'i Yaveh Tompon ' ny maro : " Diniho ireo fombanareo !
HAG 1:8     Alignment score: 0.29 → 0.291
Go up to the mountain
, bring timber , and build my house ; then I will take pleasure in it , and I will be glorified ! says Yahweh . "
Miakara any an - tendrombohitra , mitondrà hazo , ary hahoreno ny tranoko ; dia hifaly ao amin'izany Aho , ary homem - boninahitra Aho ! hoy i Yaveh . "
HAG 1:9     Alignment score: 0.295 → 0.298
" You looked for much , but behold ! you have brought little home , for I blew
it away ! Why ? " declares Yahweh of hosts . " Because my house lies in ruins , while every one of you runs to his own house .
" Mitady ny betsaka ianareo , kanefa indro ! trano kely no nentinareo , satria notsofiko izany ! Nahoana ? " nanambara i Yaveh Tompon ' ny maro . " Satria ny tranoko dia rava , raha toa ka miasa ho an ' ny tranony avy ny tsirairay aminareo .
HAG 1:10     Alignment score: 0.311
Because of this the heavens withhold the dew from you , and the earth withholds its produce .
Noho izany ny lanitra dia hihazona ny ando tsy ho anareo , ary ny tany dia hihazona ireo vokany .
HAG 1:11     Alignment score: 0.328 → 0.328
I have summoned a drought upon the land and upon the mountains
, upon the grain and upon the new wine , upon the oil and upon what the earth sends forth , upon men and upon animals , and upon all the labor of your hands ! "
Niantso hain - tany teo amin ' ny tany sy teo amin'ireo tendrombohitra , teo amin ' ny vary sy teo amin ' ny divay vaovao , teo amin ' ny diloilo sy teo amin ' ny vokatry ny tany , teo amin ' ny olona sy teo amin'ireo biby , ary teo amin'ireo asan ' ny tananareo rehetra Aho ! "
HAG 1:12     Alignment score: 0.59
Then Zerubbabel son of Shealtiel , and the high priest Joshua son of Jozadak , along with all the remnant of the people , obeyed the voice of Yahweh their God and the words of Haggai the prophet , because Yahweh their God had sent him and the people feared the face of Yahweh .
Ary Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela , sy i Josoa mpisoronabe zanaka lahin'i Jozadaka , miaraka amin'ireo olona sisa tavela , dia nankatoa ny feon'i
Yaveh Andriamanitr'izy ireo sy ireo tenin'i Hagay mpaminany , satria Yaveh Andriamanitr'izy ireo no nandefa azy ary ireo vahoaka dia natahotra ny tavan'i Yaveh .
HAG 1:13     Alignment score: 0.548
Then Haggai , the messenger of Yahweh , spoke Yahweh 's message to the people and said , " I am with you ! this is Yahweh 's declaration ! "
Ary i Hagay , ilay mpitondra ny hafatr'i
Yaveh , dia niteny ny hafatr'i Yaveh tamin ' ny vahoaka nanao hoe : " Miaraka aminareo Aho ! izany no fanambaran'i Yaveh ! "
HAG 1:14     Alignment score: 0.567 → 0.577
So Yahweh stirred up the spirit of the governor of Judah , Zerubbabel son of Shealtiel , and the spirit of the high priest Joshua son of Jozadak , and the spirit of all the remnant of the people , so that they went and worked on the house of Yahweh of hosts , their God
Koa nanetsika ny fanahin'i
Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela , governoran'i Joda , sy ny fanahin'i Josoa mpisoronabe zanaka lahin'i Jozadaka , ary ny fanahin'ireo vahoaka sisa tavela rehetra i Yaveh , mba handeha izy ireo ka hiasa amin ' ny tranon'i Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'izy ireo
HAG 1:15     Alignment score: 0.616 → 0.619
in the twenty - fourth day of the sixth month , in the second year of Darius the king .
tamin ' ny andro fahefatra amby roapolon ' ny volana fahenina , tamin ' ny faharoa taona nanjakan'i
Dariosa mpanjaka .
HAG 1     Average alignment score: 0.45 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAG:1  2