Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3 


TIT 1:1     Alignment score: 0.424 → 0.431
Paul , a servant of God and an apostle of Jesus Christ for the faith of God 's chosen people and the knowledge of the truth that agrees with godliness ,
Paoly , mpanompon'Andriamanitra ary Apostolin'i Jesosy Kristy , hanamafy ny finoan
' ny olom - boafidin'Andriamanitra sy ny fahalalana ny marina izay manaraka ny toe - panahy araka an'Andriamanitra ,


TIT 1:2     Alignment score: 0.27
with the hope of everlasting life that God , who does not lie , promised before all the ages of time .
amin ' ny fahatokisana ny fiainana mandrakizay , izay nampanantenain'Andriamanitra , ilay tsy mandainga , fony fahagola .
TIT 1:3     Alignment score: 0.179
At the right time he revealed his word through the preaching with which I have been entrusted according to the command of God our Savior .
Tamin ' ny fotoana voatondro , dia nasehony ny teniny
tamin ' ny hafatra izay natokisany ho ampitaiko . Nataoko izany araka ny didin'Andriamanitra ilay Mpamonjy antsika .
TIT 1:4     Alignment score: 0.613
To Titus , a true son in our common faith : Grace and peace from God the Father and Christ Jesus our Savior .
Ho an'i Titosy , zanaka marina ao amin ' ny finoana hiombonantsika . Fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra ilay Ray sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika .
TIT 1:5     Alignment score: 0.252 → 0.272
For this purpose I left you in Crete , that you might set in order things not yet complete and ordain elders in every city as I directed you .
Noho izao antony izao no namelako anao tany Kreta , dia ny mba handaminanao ireo zavatra mbola tsy vita sy hanendry loholona isaky ny tanàna araka izay efa nandidiako
anao .
TIT 1:6     Alignment score: 0.205 → 0.206
An elder must be blameless , the husband of one wife , with faithful children not accused of being reckless or disobedient .
Ny loholona dia tsy tokony hanan - tsiny mihintsy , vadin
' ny vehivavy iray , manana zanaka mino tsy voampanga ho manara - po amin ' ny ratsy na maditra .
TIT 1:7     Alignment score: 0.204 → 0.222
It is necessary for the overseer , as a manager of the household of God , to be blameless . He must not be arrogant , not be easily angered , not addicted to wine
, not a brawler , and not a greedy man .
Ilain ' ny mpitandrina , amin ' ny maha - mpanao ny asan'Andriamanitra , ny tsy fananan - tsiny . Tsy tokony hahery fiteny na mirehareha . Tsy tokony ho mora tezitra , tsy mpimamo , tsy lian'ady , ary tsy olona tia vola .
TIT 1:8     Alignment score: 0.275 → 0.285
Instead , he should be hospitable , loving goodness , sensible , upright , holy , and self - controlled .
Fa kosa , tokony hampiantrano izy , sakaizan'izay tsara . Tsy maintsy mahonon - tena , marina , masina , ary mahafehy tena .
TIT 1:9     Alignment score: 0.314 → 0.314
He should hold tightly to the trustworthy message that was taught , so that he may be able to encourage others with truthful teaching and correct those
who oppose him .
Tokony mitana mafy ny hafatra izay efa nampianarina izy , mba afahany mampahery ireo hafa amin ' ny fampianarana tsara ary hanitsy ireo izay manohitra azy .
TIT 1:11     Alignment score: 0.197 → 0.242
It is necessary to stop them . They are upsetting whole families by teaching for disgraceful profit what they should not teach .
Ilaina ny manakana azy ireny . Mampianatra ny tsy tokony hampianarina izy ireo mba ahazoana harena maloto ary mandrava ny fianakaviana
manontolo .
TIT 1:12     Alignment score: 0.307 → 0.31
One of their own prophets has said , " Cretans are always liars , evil beasts , lazy gluttons . "
Nisy iray tamin'izy ireo , izay lehilahy hendrin'izy ireo , nilaza hoe : " Ny Kretana
dia mpandainga mandrakariva , ratsy ary biby mandoza , kamo be tenda . "
TIT 1:13     Alignment score: 0.233 → 0.236
This testimony is true . Therefore , correct them severely , so that they may be truthful in the faith ,
Marina izany voalaza izany , noho izany anaro mafy izy ireo mba hatanjaka amin ' ny finoana .
TIT 1:14     Alignment score: 0.196 → 0.202
not paying any attention to Jewish myths or to the commands of people who turn away from the truth .
Aza miraharaha ireo anganon ' ny Jiosy na ireo didin
' ny olona izay niala tamin ' ny fahamarinana .
TIT 1:15     Alignment score: 0.223 → 0.238
To those who are pure , all things are pure . But to those who are corrupt and unbelieving , nothing is pure , but both their minds and their consciences have been corrupted .
Ho an'ireo izay madio , dia madio ny zavatra rehetra . Fa ho an'ireo izay voaloto sy tsy mino kosa , dia tsy misy madio na inona na inona . Noho ny saina sy ny fieritretretany efa voaloto .
TIT 1:16     Alignment score: 0.139 → 0.144
They profess to know God , but they deny him by their actions . They are detestable , disobedient , and worthless for any good work .
Manaiky fa mahalala an'Andriamanitra izy ireo , kanefa mandà Azy amin'ireo asany . Mpankahala sy mpandika lalàna izy ireo . Tsy mahavita asa tsara na inona na inona .
TIT 1     Average alignment score: 0.278 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3