Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHM:1 


PHM 1:1     Alignment score: 0.542 → 0.541
Paul , a prisoner
of Christ Jesus , and the brother Timothy , to Philemon , our dear friend and fellow worker ,
Paoly , voafonja an'i Jesosy Kristy , sy ny rahalahy Timoty ho an'i Filemona , namana malalanay sy mpiara - miasa aminay ,


PHM 1:2     Alignment score: 0.408
and to Apphia our sister , and to Archippus our fellow soldier , and to the church that meets in your home :
ary ho an'i Apia anabavinay
, sy Arkipo miaramila namanay , ary ho an ' ny fiangonana izay miangona ao an - tranonao .
PHM 1:3     Alignment score: 0.597 → 0.62
May grace be to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ .
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo .
PHM 1:4     Alignment score: 0.102 → 0.135
I always thank my God when I mention you in my prayers ,
Misaotra ny Andriamanitro hatrany aho .
PHM 1:5     Alignment score: 0.393
because I hear about the faith that you have toward the Lord Jesus and the love you have for all his holy people .
Manonona anao aho amin ' ny fivavahako . Efa naheno ny amin ' ny fitiavana sy ny finoana izay anananao ao amin'i Jesosy Tompo ary ho an'ireo mpino rehetra aho .
PHM 1:6     Alignment score: 0.279
I pray that the sharing of your faith may be effective , so you will have a full
understanding of every good thing we have in Christ .
Mivavaka aho mba hahatonga ny fiombonana amin ' ny finoanao hahomby amin ' ny fahalalana ny zavatra tsara rehetra izay eo amintsika ao amin'i Kristy .
PHM 1:7     Alignment score: 0.301 → 0.318
For I have had much joy and comfort because of your love , because the hearts of God 's holy people have been refreshed by you , brother .
Fa nanana fifaliana sy fiononana lehibe aho nohon ' ny fitiavanao
, satria ny fon'ireo mpino dia novelombelomina tamin ' ny alalanao , ry rahalahy .
PHM 1:8     Alignment score: 0.432
Therefore , although I have all the boldness in Christ to command you to do what you should do ,
Noho izany , na dia manana fahasahiana rehetra ao amin'i Kristy aza aho handidy anao mba hanao izay tokony hataonao ,
PHM 1:9     Alignment score: 0.489
yet because of love , I appeal to you instead I , Paul , an old man , and now a prisoner
for Christ Jesus .
nefa nohon ' ny fitiavana , dia miantso anao kosa aho - izaho , Paoly , lehilahy antitra , ary ankehitriny gadra ho an'i Jesosy Kristy .
PHM 1:10     Alignment score: 0.271
I am appealing to you concerning my child Onesimus , whom I have fathered in my chains .
Mangataka anao aho ny amin ' ny zanako Onesimosy , izay naterako tamin ' ny fatorako .
PHM 1:11     Alignment score: 0.196
For he once was useless to you , but now he is useful both to you and to me .
Fa izy dia tsy nahasoa anao teo aloha , fa ankehitriny izy dia mahasoa anao sy izaho .
PHM 1:12     Alignment score: 0.216
I have sent him back to you , he who is my very heart .
Nalefako niverina ho any aminao izy , izy ilay tiako tokoa .
PHM 1:13     Alignment score: 0.232 → 0.245
I wish I could have kept him with me so he could serve me for you while I am in chains for the sake of the gospel .
Maniry ny hitazona azy hiaraka amiko aho , mba hahafahany manompo ahy ho anao , raha mbola voafatotra nohon ' ny filazantsara aho .
PHM 1:14     Alignment score: 0.231
But I did not want to do anything without your consent . I did not want your good deed to be from necessity but from good will .
Nefa tsy te hanao na inona na inona raha tsy misy ny fanekenao
aho . Tsy tiako ho an - katerena ny asa soa ataonao fa an - tsitrapo .
PHM 1:15     Alignment score: 0.328 → 0.337
Perhaps for this he was separated from you for a time , so that you might have him back forever .
Angamba noho izany no nisarahany taminao nandritra
ny fotoana fohy , mba hanananao azy mandrakizay .
PHM 1:16     Alignment score: 0.412
No longer would he be a slave , but better than a slave , a beloved brother . He is beloved especially to me , and much more so to you , in both the flesh and in the Lord .
Tsy ho andevo intsony izy , fa tsara mihoatra noho ny andevo , dia rahalahy malala . Izy no malala indrindra amiko , ary mihoatra lavitra ho anao , na ao amin ' ny nofo na ao amin ' ny Tompo .
PHM 1:17     Alignment score: 0.219
So if you have me as a partner , receive him as me .
Koa raha manana ahy ho mpiara - miasa ianao , dia raiso toa ahy izy .
PHM 1:20     Alignment score: 0.329 → 0.338
Yes , brother , let me benefit from you in the Lord ; refresh my heart in Christ .
Eny , ry rahalahy , ataovy mahazo tombony ao amin ' ny Tompo aho ; omeo fitsaharana ny foko ao amin'i Kristy .
PHM 1:21     Alignment score: 0.147 → 0.162
Confident about your obedience , I am writing to you . I know that you will do even more than I ask .
Ny toky momba ny fankatoavanao
, no soratako ho anao . Fantatro fa hanao mihoatra noho izay angatahako ianao .
PHM 1:22     Alignment score: 0.299 → 0.299
At the same time , prepare a guest room for me , for I hope that through your prayers I will be returned to you .
Mandritra
izany fotoana izany ihany , omano ho ahy ny efitra fandraisam - bahiny , fa manantena aho fa amin ' ny alalan ' ny vavakao dia haverina aminao indray aho .
PHM 1:23     Alignment score: 0.549 → 0.548
Epaphras , my fellow prisoner in Christ Jesus , greets you .
Epafra , namako mpiara - migadra ao amin'i Jesosy Kristy , manao veloma anao .
PHM 1:24     Alignment score: 0.619 → 0.617
So do Mark , Aristarchus , Demas , and Luke , my fellow workers .
Toy izany koa i Marka
, Aristarko , Demasy ary Lioka , mpiara - miasa amiko .
PHM 1:25     Alignment score: 0.44 → 0.473
The grace of our Lord Jesus Christ be with your spirit . Amen .
Ho amin ' ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i
Jesosy Kristy Tompontsika . Amena .
PHM 1     Average alignment score: 0.363 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHM:1