Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JUD:1 


JUD 1:1     Alignment score: 0.514
Jude
, a servant of Jesus Christ and brother of James , to those who are called , beloved in God the Father , and kept for Jesus Christ :
Joda , mpanompon'i Jesosy Kristy iray , rahalahan'i Jakoba , ho an'ireo izay antsoina hoe , malala ao amin'Andriamanitra ilay Ray , sy voatahiry ho an'i Jesosy Kristy :


JUD 1:2     Alignment score: 0.22 → 0.314
May mercy and peace and love be multiplied to you .
Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram - po sy ny fiadanana ary ny fitiavana .
JUD 1:3     Alignment score: 0.231 → 0.231
Beloved , while I was making every effort to write to you about our common salvation , I had to write
to you to exhort you to struggle earnestly for the faith that was entrusted once for all to God 's holy people .
Ry malala , raha iny nanao ny ezaka rehetra hanoratra ho anareo ny mahakasika ny famonjena hiombonantsika iny aho , dia nanoratra ho anareo aho mba hanosika anareo hiady mafy ho an'ilay finoana izay efa natolotra indray monja ho an'ireo mpino .
JUD 1:4     Alignment score: 0.314 → 0.323
For certain men have slipped in secretly among you . These
men were marked out for condemnation . They are ungodly men who have changed the grace of our God into sensuality , and who deny our only Master and Lord , Jesus Christ .
Fa ho an ' ny olona sasany nisisika antsokosoko eo aminareo . Ireo dia olona voamarika ho an ' ny fanamelohana . Ireo dia olona ratsy fanahy izay manevateva ny fahasoavan'Andriamanitra ho any amin ' ny fijejojejoana , ary dia mandà ny Andriana sy ny Tompo tokantsika , Jesosy Kristy .
JUD 1:5     Alignment score: 0.294 → 0.294
Now I wish to remind you although once you fully
knew it that the Lord saved a people out of the land of Egypt , but that afterward he destroyed those who did not believe .
Ankehitriny aho dia te hampahatsiaro anareo_na dia efa fantatrareo tanteraka ary izany_fa ny Tompo dia nanavotra ny olona avy tao amin ' ny tany Egypta , fa taorian'izany dia naringany izay rehetra tsy nino .
JUD 1:6     Alignment score: 0.266 → 0.269
Also , angels who did not keep to their own position of authority , but who left their proper dwelling place God has kept them in everlasting chains , in utter darkness , for the judgment on the great day .
Ary ireo anjely izay tsy nitana ny fahefana izay napetraka
tamin'izy ireo , fa izay nandao ny fonenan'izy ireo_Andriamanitra dia namatotra azy ireo tamin ' ny fatorana mandrakizay , ao amin ' ny maizin - kitroka tanteraka , ho amin ' ny andron ' ny fitsarana lehibe .
JUD 1:7     Alignment score: 0.36 → 0.359
So also Sodom and Gomorrah and the cities around them gave themselves over to sexual immorality and perverse sexual acts . They serve as an example of those who suffer the punishment of eternal fire .
Tahaka an'i Sodoma sy Gomora sy ireo tanàna manodidina azy ireo , izay nanolotra ny tenan'izy ireo ho amin ' ny fijangajangana sy ny fanaovana filana tsy ara - boajanahary . Dia natao ohatra amin'ireo izay mijaly amin ' ny fanasaziana any amin ' ny afo mandrakizay izy ireo .
JUD 1:8     Alignment score: 0.144 → 0.161
Yet in the same way , these
dreamers also defile their bodies . They reject authority and they slander the glorious ones .
Kanefa toy izany ihany , ireo mpanofinofy ireo dia mandoto ihany koa ny vatan'izy ireo , ary miteny zavatra ratsy manohitra ireo manam - boninahitra .
JUD 1:9     Alignment score: 0.422 → 0.422
But even Michael the archangel , when he was arguing with the devil and disputing with him about the body of Moses , did not dare to bring a slanderous judgment against him , but he said , " May the Lord rebuke you ! "
Fa na dia Mikaela arikanjely aza , rehefa niady tamin ' ny devoly sy nifanditra taminy ny amin ' ny fatin'i
Mosesy , dia tsy sahy niteny ratsy hanameloka azy . Fa hoy kosa izy : " Hananatra anao anie ny Tompo ! "
JUD 1:10     Alignment score: 0.155 → 0.195
But these
people insult whatever they do not understand ; and what they do understand naturally , like unreasoning animals , these are the very things that destroy them .
Fa ireo olona ireo dia miteny ratsy ny zavatra rehetra tsy fantany . Ary izay fantany_tahaka ny fahalalan ' ny biby tsy manan - tsaina_izany no manimba azy ireo .
JUD 1:11     Alignment score: 0.329 → 0.36
Woe to them ! For they have walked in the way of Cain and have plunged into Balaam 's error for profit . They have perished in Korah 's rebellion .
Loza ho azy ireo ! Fa raha nandeha tao amin ' ny tanànan'i
Kaina izy ireo , ary nanaraka ny fahadisoan'i Balama hahazoana tamby . Dia ringana tao amin ' ny fikomian'i Kora izy ireo .
JUD 1:12     Alignment score: 0.189 → 0.212
These
people are dangerous reefs at your love feasts , feasting with you fearlessly shepherds who only feed themselves . They are clouds without rain , carried along by winds ; autumn trees without fruit twice dead , uprooted .
Ireo dia ilay olona izay harambato miafina ao amin ' ny sakafom - pitiavanareo . Mihinana am - pahamenarana , mamoky ny tenan'izy ireo ihany . Izy ireo dia rahona tsy misy rano , entin ' ny rivotra . Hazo fararano tsy misy voany _ indroa maty , niala fakany .
JUD 1:13     Alignment score: 0.186 → 0.258
They are violent waves in the sea , foaming up their shame ; wandering stars , for whom the gloom of complete darkness has been reserved forever .
Izy ireo dia onjan
- dranomasina mahery , mitopatopa mamorivory ny fahamenaran'izy ireo . Kintana mirenireny izy ireo , ka voatahiry ho azy mandrakizay ny fahamaintisan ' ny maizina .
JUD 1:14     Alignment score: 0.381 → 0.381
Enoch , the seventh from Adam , prophesied about them , saying , " Look ! The Lord is coming with thousands
and thousands of his holy ones .
Ary Enoka , ilay faha fiton'i Adama , dia efa naminany momba ireo , niteny hoe : " Indro ! Ho avy ny Tompo miaraka amin'ireo masiny aman'alinalina .
JUD 1:15     Alignment score: 0.21 → 0.211
He is coming to execute judgment on everyone . He is coming to convict all the ungodly of all the works they have done in an ungodly way , and of all the bitter words that ungodly sinners have spoken against him . "
Ho avy Izy mba hanatanteraka ny fitsarana ny olona rehetra . Ho avy Izy hampiaiky ny olona
ratsy fanahy rehetra tamin ' ny asa vitany tamin ' ny haratsiam - panahiny , ary ireo teny mafy rehetra izay nolazain ' ny olona ratsy fanahy hanohitra Azy . "
JUD 1:16     Alignment score: 0.133 → 0.168
These
are grumblers , complainers , following their evil desires . Their mouths speak loud boasts , flattering others for profit .
Ireo dia mpimonomonona , sy mpimenomenona , izay manaraka ny filan - dratsin'izy ireo . Izy ireo dia mpieboebo fatratra , izay , nohon ' ny tombontsoan'izy ireo manokana , dia mandoka ny hafa .
JUD 1:17     Alignment score: 0.398 → 0.4
But you , beloved , remember the words that were spoken in the past by the apostles of our Lord Jesus Christ .
Fa ianareo , ry malala , tadidio ireo teny izay notenenin'ireo apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny .
JUD 1:18     Alignment score: 0.241 → 0.242
They said to you , " In the last time there will be mockers who will follow their own ungodly desires . "
Hoy izy ireo taminareo : " Fa amin ' ny andro farany dia hisy mpaniratsira izay hanaraka ny filan ' ny haratsiam - panahiny . "
JUD 1:19     Alignment score: 0.178
It is these
who cause divisions ; they are worldly , and they do not have the Spirit .
Ireo olona ireo dia mitarika fisarahana . Izy ireo dia olona araka ny nofo , ary tsy manana ny Fanahy
JUD 1:20     Alignment score: 0.458 → 0.473
But you , beloved , build
yourselves up in your most holy faith , and pray in the Holy Spirit .
Fa ianareo , ry malala , miorena tsara eo amin ' ny finoanareo masina indrindra , ary mivavaha amin ' ny Fanahy Masina .
JUD 1:21     Alignment score: 0.391 → 0.397
Keep yourselves in God 's love , and wait for the mercy of our Lord Jesus Christ that brings you eternal life .
Mitoera ianareo ao amin ' ny fitiavan'Andriamanitra , ary andraso ny famindram - pon'i
Jesosy Kritsy Tompontsika izay mitondra anao ho amin ' ny fiainana mandrakizay .
JUD 1:22     Alignment score: 0.188
Be merciful to those who doubt .
Mamindrà fo amin'ireo izay misalasala .
JUD 1:23     Alignment score: 0.248 → 0.248
Save others by snatching them out of the fire ; to others show mercy with fear , hating even the garment defiled by the flesh .
Vonjeo ary sariho hiala amin ' ny afo ny olona
sasany . Ary ny sasany indray amindrao fo amin - tahotra . Mankahalà na dia hatramin ' ny akanjo nolotoin ' ny nofo aza .
JUD 1:24     Alignment score: 0.193
Now to the one who is able to keep you from stumbling and to cause you to stand before his glorious presence without blemish and with great joy ,
Ary ho an'izay
miaro anareo mba tsy ho tafintohina , ary hahatonga anao hijoro eo anatrehan ' ny voninahiny , tsy misy tsiny ary am - pifaliana lehibe ,
JUD 1:25     Alignment score: 0.467 → 0.463
to the only God our Savior through Jesus Christ our Lord , be glory , majesty , dominion , and authority , before all time , now , and forever . Amen .
amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Tompontsika anie , ny voninahitra , ny fahalehibiazana , ny fahefana , ny hery , talohan ' ny fotoana rehetra , ankehitriny , ary mandrakizay . Amena
JUD 1     Average alignment score: 0.301 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JUD:1