Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 1:1     Alignment score: 0.595 → 0.596
Now it came
about after the death of Moses the servant of Yahweh , that Yahweh spoke to Joshua the son of Nun , Moses ' chief assistant , saying ,
Ary taorian ' ny nahafatesan'i Mosesy mpanompon'i Yaveh , dia niresaka tamin'i Josoa zanak'i Nona i Yaveh , lehiben ' ny mpanampin'i Mosesy , niteny hoe :


JOS 1:2     Alignment score: 0.355 → 0.37
" Moses , my servant , is dead . Now therefore , arise , cross over this Jordan , you and all this people , into the land that I am giving to them to the people of Israel .
" Mosesy , ilay mpanompoko , dia efa maty . Ankehitriny ary , mitsangàna , mità an'ity Jordana ity , ianao sy ity vahoaka ity , ho any amin'ilay tany izay homeko azy ireo dia ho an'ireo vahoakan'Israely .
JOS 1:3     Alignment score: 0.277 → 0.316
I have given you every place where the sole of your foot
will walk . I have given it to you , just as I promised to Moses .
Efa nomeko anao ireo toerana rehetra izay handehanan ' ny tongotrareo . Efa nomeko anareo izany , araka ny efa nampanantenaiko an'i Mosesy .
JOS 1:4     Alignment score: 0.533 → 0.533
From the wilderness and Lebanon , as far as the great river , the Euphrates , all the land of the Hittites , and to the Great Sea , where the sun goes down , will be your land .
Hatrany any an - tany efitra sy Libanona , sy ireo renirano lehibe , ny Eofrata , ny tanin ' ny Hetita rehetra , ka hatrany amin ' ny Ranomasina Lehibe , izay hilentehan ' ny masoandro , dia ho taninareo .
JOS 1:5     Alignment score: 0.262 → 0.265
No one will be able to stand before you all the days of your life
. I will be with you as I was with Moses . I will not abandon you or leave you .
Tsy hisy olona ho afa - mijoro eo anoloanao amin'ireo androm - piainanao . Homba anao Aho tahaka ny nombako an'i Mosesy . Tsy hanary anao Aho na handao anao .
JOS 1:6     Alignment score: 0.233
Be strong and courageous . You will cause
this people to inherit the land that I swore to their ancestors I would give to them .
Mahereza sy matanjaha . Fa ianao dia hampandova an'ity vahoaka ity ny tany izay efa nampanantenaiko ireo razanao fa homeko azy ireo .
JOS 1:7     Alignment score: 0.429 → 0.441
Be strong and very courageous . Be careful to obey all the law my servant Moses commanded you . Do not turn from it to the right or to the left , so that you may be successful wherever you go .
Mahereza sy matanjaha . Mitandrema mba hankatò ny lalàna rehetra izay nandidian'i Mosesy mpanompoko . Aza miala amin'izany na ho amin ' ny anakavia na ho amin ' ny ankavanana , mba hahomby ianao na aiza na aiza alehanao .
JOS 1:8     Alignment score: 0.321 → 0.328
This book of the law must not leave your mouth . You must meditate on it day and night so that you can be careful to do all that is written in it . Then you will be prosperous and successful .
Hilaza momba an'ity bokin ' ny lalàna ity mandrakariva ianao . Hisaintsaina andro aman'alina amin'izany ianao mba hahafahanao mankatò izay rehetra voasoratra ao amin'izany . Dia ho ambinina sy hahomby ianao .
JOS 1:9     Alignment score: 0.462
Have I not commanded you ? Be strong and courageous ! Do not be afraid . Do not be discouraged . Yahweh your God is with you wherever you go . "
Moa ve tsy efa nandidy anao Aho ? Mahereza sy matanjaha ! Aza matahotra . Aza kivy . Yaveh Andriamanitrao dia homba anao na aiza na aiza alehanao . "
JOS 1:10     Alignment score: 0.557
Then Joshua commanded the leaders of the people ,
Avy Josoa nandidy ilay mpitarika ny vahoaka hoe :
JOS 1:11     Alignment score: 0.378 → 0.392
" Go through the camp and command the people , ' Prepare provisions for yourselves . In three days you will cross over this Jordan and go in and possess the land that Yahweh your God is giving you to possess . ' "
" Mandehana mamakivaky ny toby ary mibaikoa ireo vahoaka hoe : ' Manomana vatsy ho an ' ny tenanareo . Afaka hateloana dia hiampita an'ity Jordana ity ianareo ary handeha any ka haka ireo tany izay omen'i Yaveh Andrimanitrareo ho fananana . "
JOS 1:12     Alignment score: 0.678 → 0.677
To the Reubenites , the Gadites and the half tribe of Manasseh , Joshua said ,
Ho an'ireo Robenita , ireo Gadita sy ny atsasaky ny fokon'i Manase , dia hoy i Josoa hoe :
JOS 1:13     Alignment score: 0.418
" Call to mind the word that Moses the servant of Yahweh , commanded you when he said , ' Yahweh your God is giving you rest , and he is giving you this land . '
" Ataovy an - tsaina ny teny izay nandidian'i Mosesy mpanompon'i
Yaveh anareo rehefa niteny izy hoe : ' Yaveh Andriamanitrareo dia efa nanome fitsaharana , ary omeny anareo izany tany izany . '
JOS 1:14     Alignment score: 0.361 → 0.369
Your wives , your little ones , and your livestock will stay in the land that Moses gave you beyond the Jordan . But your mighty warriors will go over with your brothers and help them
Ny vadinareo , ireo zaza madinikareo , sy ireo biby fiompinareo dia hitoetra any amin ' ny tany izay nomen'i Mosesy anareo any an - dafin'i Jordana . Fa ireo lehilahy mpiadinareo dia handeha hiaraka amin'ireo rahalahinareo ary hanampy azy ireo
JOS 1:15     Alignment score: 0.392 → 0.403
until Yahweh has given your brothers rest just as he has given it to you . Then they also will take possession of the land Yahweh your God gives them . Then you will return to your own land and possess it , the land that Moses the servant of Yahweh gave you beyond the Jordan , where the sun rises . "
mandra - panomezan'i Yaveh fitsaharana ho an'ireo rahalahinareo toy ny efa nanomezany izany anareo . Ary izy ireo dia haka ho fananana ny tany izay nomen'i
Yaveh Andriamanitrareo azy ireo . Avy eo dia hiverina any amin ' ny taninareo ianareo ary haka izany ho fananana , ilay tany izay nomen'i Mosesy mpanompon'i Yaveh anareo any an - dafin'i Jordana , izay hiposahan ' ny masoandro . "
JOS 1:16     Alignment score: 0.458 → 0.472
Then they answered Joshua , saying , " All that you have commanded us we will do , and wherever you send
us we will go .
Avy eo izy ireo namaly an'i Josoa , nanao hoe : " Ireo rehetra izay nandidianao anay dia hataonay , ary na aiza na aiza anirahanao anay dia halehanay .
JOS 1:18     Alignment score: 0.207
Whoever rebels
against your commands and disobeys the words you have commanded them will be put to death . Only be strong and courageous . "
Na iza na iza mikomy ireo didinao sy tsy mankatò ireo teninao dia vonoina ho faty . Mahereza ary manàna herim - po fotsiny ihany . "
JOS 1     Average alignment score: 0.405 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24