Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 1:1     Alignment score: 0.446
There was a man in the land of Uz whose name was Job ; and Job was blameless and upright , one who feared God and turned from evil .
Nisy lehilahy iray tao amin ' ny tanin'i Oza izay Joba no anarany ; ary i Joba dia tsy misy tsiny sady mahitsy , izay natahotra an'Andriamanitra ary nifady ny ratsy .


JOB 1:2     Alignment score: 0.467
There were born
to him seven sons and three daughters .
Izy dia nanan - janaka lahy fito sy vavy telo .
JOB 1:3     Alignment score: 0.408 → 0.412
He possessed seven thousand sheep , three thousand camels , five hundred yoke of oxen , and five hundred donkeys and a great many servants . He was the man who was the greatest of all the people of the East .
Izy dia nanana ondry fito arivo , rameva telo arivo , omby lahy sy vavy dimanjato , sy boriky dimanjato ary mpanompo maro be . Izy no lehilahy lehibe indrindra tamin'ireo olona Tatsinana rehetra .
JOB 1:4     Alignment score: 0.309
On each son 's assigned day , he would give
a feast in his house . They would send and call for their three sisters to eat and drink with them .
Isaky ny andro voatendry ho an ' ny zanany lahy , dia nanao firavoravoana tao an - tranony izy . Izy ireo dia naniraka ka niantso ireo anabaviny telo mba hiaraka hihinana sy hisotro amin'izy ireo .
JOB 1:5     Alignment score: 0.335 → 0.336
When the days of the feast were over , Job would send
for them and he would consecrate them . He would rise early in the morning and offer burnt offerings for each of his children , for he would say , " It may be that my children have sinned and cursed God in their hearts . " Job always did this .
Rehefa nifarana ny firavoravoana , dia nampiantso ary nanamasina azy ireo i Joba . Nifoha maraina be izy ary nanao fanatitra dorana ho an'ireo zanany tsirairay avy , fa hoy izy hoe : " Mety efa nanota na nanozona an'Andriamanitra tany am - pony ireo zanako . " Nanao izany foana i Joba .
JOB 1:6     Alignment score: 0.372 → 0.372
Then it was the day when the sons of God came to present themselves before Yahweh . Satan also came with them .
Ary tamin'izany andro izany dia tonga niseho
teo anatrehan'i Yaveh ireo zanak'Andriamanitra . Dia tonga niaraka tamin'izy ireo koa i Satana .
JOB 1:7     Alignment score: 0.488 → 0.496
Yahweh said to Satan , " From where have you come
? " Then Satan answered Yahweh and said , " From wandering on the earth , from going back and forth on it . "
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Avy aiza no niavinao ? " Ary Satana namaly an'i Yaveh ka nanao hoe : " Avy nirenireny teto an - tany , nivezivezy teo aminy . "
JOB 1:8     Alignment score: 0.391 → 0.398
Yahweh said to Satan , " Have you considered my servant Job ? For there is no one like him on the earth , a blameless and upright man , one who fears God and turns away from evil . "
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Efa nandinika an'i Joba mpanompoko ve ianao ? Satria tsy misy toa azy eto ambonin ' ny tany , lehilahy tsy misy tsiny sady mahitsy , izay matahotra an'Andriamanitra ary mifady ny ratsy . "
JOB 1:9     Alignment score: 0.59
Then Satan answered Yahweh and said , " Is it for no reason that Job fears God ?
Avy eo Satana namaly an'i Yaveh ka niteny hoe : " Matahotra an'Andriamanitra amin ' ny tsy misy antony ve i Joba ?
JOB 1:10     Alignment score: 0.286
Have you not put a barrier around him , around his house , and around all that is his from every side ? You have blessed the deeds of his hands , and his livestock have spread throughout the land .
Tsy nasianao fefy ve manodidina azy , manodidina ny tranony
, ary manodidina izay azy rehetra ? Efa notahianao ireo asan ' ny tanany , ary nitombo ireo biby fiompiny eto amin ' ny tany .
JOB 1:11     Alignment score: 0.391
But now stretch out your hand and touch all that he has , and see if he does not curse you to your face . "
Fa ankehitriny ahinjiro ny tananao
ary kasiho izay rehetra hananany , ary jereo raha tsy manozona Anao eo amin ' ny tavanao izy .
JOB 1:12     Alignment score: 0.481 → 0.482
Yahweh said to Satan , " Behold , all that he has is in your hand . Only against him himself do not stretch out your hand . " Then Satan went away from the presence of Yahweh .
Hoy Yaveh tamin'i Satana hoe : " Indro , eo am - pelatananao izay rehetra hananany . Fa izy tenany ihany no aza haninjiranao ny tananao
. " Dia niala teo anatrehan'i Yaveh i Satana .
JOB 1:13     Alignment score: 0.313 → 0.319
It came
about that on a certain day , his sons and his daughters were eating and drinking wine in their oldest brother 's house .
Ary indray andro , nihinana sy nisotro divay tany an - tranon ' ny lahimatoany ireo zanany lahy sy vavy .
JOB 1:14     Alignment score: 0.315
A messenger
came to Job and said , " The oxen were plowing and the donkeys were feeding beside them .
Nisy mpitondra hafatra iray nanatona an'i Joba ary niteny hoe : " Niasa tany ireo omby ary ireo boriky dia nihinana teo anilan'ireo .
JOB 1:15     Alignment score: 0.345
Then the Sabeans fell
on them and took them away . As for the servants , they have struck them with the edge of the sword . I alone have escaped to make it known to you . "
Nanafika azy ireo ireo Sabeana ary nisambotra azy ireo . Raha ny amin'ireo mpanompo , dia novelesin'izy ireo tamin ' ny lelan - tsabatra . Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao . "
JOB 1:16     Alignment score: 0.291 → 0.29
While he was still speaking , another also came and said , " The fire
of God fell from the heavens and burned up the sheep and the servants . I alone have escaped to make it known to you . "
Raha mbola niteny iny izy , dia nisy iray hafa koa tonga ary niteny hoe : " Nilatsaka avy tany an - danitra ny afon'Andriamanitra ary nandoro ireo ondry sy ireo mpanompo . Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao . "
JOB 1:17     Alignment score: 0.315 → 0.324
While he was still speaking , another also came and said , " The Chaldeans formed three groups , made a raid on the camels , and have taken them away . As for the servants , they have struck them with the edge of the sword . I alone have escaped to make it known to you . "
Raha mbola niteny iny izy , dia nisy iray hafa koa tonga ary niteny hoe : " Nizara vondrona telo ireo Kaldeana ka nanafika ireo rameva , ary nisambotra ireo . Raha ny amin'ireo mpanompo , dia novelesin'izy ireo tamin ' ny lelan - tsabatra . Izaho irery no tafatsoaka mba ampandre anao . "
JOB 1:18     Alignment score: 0.276 → 0.28
While he was yet speaking , another also came and said , " Your sons and your daughters
were eating and drinking wine in their oldest brother 's house .
Raha mbola niteny iny izy , dia nisy iray hafa koa tonga ary niteny hoe : " Ireo zanakao lahy sy vavy dia nihinana sy nisotro divay tao an - tranon ' ny lahimatoan'izy ireo .
JOB 1:19     Alignment score: 0.386 → 0.396
A strong wind came from the wilderness and struck the four corners of the house . It fell on the young people , and they died
. I alone have escaped to make it known to you . "
Nisy rivotra mahery tonga avy tany an'efitra nikapoka ny zorony efatr'ilay trano . Nilatsaka tamin'ireo zatovo izany , ary dia maty izy ireo . Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao . "
JOB 1:20     Alignment score: 0.378
Then Job rose , tore his robe , shaved his head , lay facedown on the ground , and worshiped God .
Dia nitsangana i Joba , nandrovitra ny akanjony , nanaratra ny lohany , niankohoka teo amin ' ny tany , ary nidera an'Andriamanitra .
JOB 1:21     Alignment score: 0.447 → 0.465
He said , " I was naked when I came out of my mother 's womb , and I will be naked when I will return there . It is Yahweh who gave , and it is Yahweh who has taken away . May the name of Yahweh be blessed . "
Hoy izy hoe : " Nitanjaka aho raha nivoaka tao an - kibon ' ny reniko , ary hitanjaka aho rehefa hiverina ao . Yaveh no nanome , ary Yaveh no naka . Isaorana anie ny anaran'i
Yaveh . "
JOB 1:22     Alignment score: 0.267
In all this matter , Job did not sin , nor did he accuse God of wrongdoing .
Tamin'ireo zava - nitranga rehetra ireo , dia tsy nanota i Joba , na koa niampanga an'Andriamanitra ho nanao ny tsy mety .
JOB 1     Average alignment score: 0.375 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42