Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 1:1     Alignment score: 0.569 → 0.682
These
are the words that Moses spoke to all Israel beyond the Jordan in the wilderness , in the plain of the Jordan River valley over against Suph , between Paran , Tophel , Laban , Hazeroth , and Dizahab .
Toy izao ireo teny izay nolazain'i Mosesy tamin ' Israely rehetra tany an - dafin'i Jordana tany an'efitra , teny amin ' ny lemaky ny lohasahan - driakan ' ny onin'i Jordana tandrifin'i Sofa , teo anelanelan'i Parana , Tofela , Labana , Hazerota , ary Dizahaba .


DEU 1:2     Alignment score: 0.494 → 0.486
It is eleven days ' journey from Horeb by the way of Mount Seir to Kadesh Barnea .
Lalana iraika ambin ' ny folo andro avy any Horeba mandalo ny tendrombohitra Seira hatrany Kadesa
- Barnea izany .
DEU 1:3     Alignment score: 0.403 → 0.42
It happened in the fortieth year , in the eleventh month , on the first day of the month , that Moses spoke to the people of Israel , telling them all that Yahweh commanded him concerning them .
Tamin ' ny taona faha - efa - polo , faha - iraika ambin ' ny folon ' ny volana , andro voalohan
' ny volana , dia niresaka tamin'ireo vahoakan'Israely i Mosesy , nilaza tamin'izy ireo izay rehetra nandidian'i Yaveh ny mahakasika azy ireo .
DEU 1:4     Alignment score: 0.647 → 0.643
This was after Yahweh had attacked Sihon the king of the Amorites , who lived in Heshbon , and Og the king of Bashan , who lived in Ashtaroth
at Edrei .
Izany dia taorian ' ny nanafihan'i Yaveh an'i Sihona mpanjakan'ireo Amorita , izay nipetraka tao Hesbona , sy Oga mpanjakan'i Basana , izay nipetraka tao Astarta tany Edrehy .
DEU 1:5     Alignment score: 0.419 → 0.421
Beyond the Jordan , in the land of Moab , Moses began to announce these
instructions , saying ,
Tany an - dafin'i Jordana , tao amin ' ny tanin'i Moaba , i Mosesy no nanomboka nanambara ireo lalàn'Andriamanitra , manao hoe :
DEU 1:6     Alignment score: 0.285 → 0.312
" Yahweh our God spoke to us at Horeb , saying , ' You have lived long enough in this hill country .
" Niresaka tamintsika tany Horeba i Yaveh Andriamanitsika , manao hoe : ' Efa nipetraka naharitra teto amin'ity tendrombohitra ity ianareo .
DEU 1:7     Alignment score: 0.325 → 0.339
Turn and take your journey , and go to the hill country of the Amorites and to all the places near there in the plain of the Jordan River valley , in the hill country , in the lowlands , in the Negev , and by the seashore the land of the Canaanites , and in Lebanon as far as the great river , the Euphrates .
Tohizo indray ny dianareo , ary mandehana any amin ' ny tendrombohitr'ireo Amorita sy any amin'ireo toerana rehetra eny amin ' ny lemaky
ny lohasahan - driakan ' ny Reniranon'i Jordana , eny amin ' ny tendrombohitra , eny amin ' ny faritra iva , ao Negreva , sy eny amorontsiraka eny amin ' ny tany Kananita , sy any Lebanona hatrany amin ' ny loharano lehibe , dia Eofrata .
DEU 1:8     Alignment score: 0.405
Look , I have set the land before you ; go in and possess the land that Yahweh swore to your fathers to Abraham , to Isaac , and to Jacob to give to them and to their descendants after them . '
Indro , efa nomeko anareo ny tany ; mandehana ao ary lovao ny tany izay nianianan'i
Yaveh tamin'ireo razambenareo tamin'i Abrahama , tamin'Isaka , ary tamin'i Jakoba fa omena azy ireo sy ireo taranany ao aoriany . '
DEU 1:9     Alignment score: 0.334
I spoke to you at that time , saying , ' I am not able to carry you myself alone .
Niresaka taminareo aho tamin'izany fotoana izany , nanao hoe : ' Tsy zakako
irery ianareo .
DEU 1:10     Alignment score: 0.369
Yahweh your God has multiplied you , and , look , you are today as the multitude of the stars of heaven .
Efa nampitomboan'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , ary , indro , ankehitriny ianareo dia maro toy ny kintana eny an - danitra .
DEU 1:11     Alignment score: 0.352 → 0.38
May Yahweh , the God of your fathers , make you a thousand times as many as you are , and bless you , as he has promised you !
Yaveh , Andriamanitry ny razanareo , anie hampitombo arivo eny ny habetsahanareo amin'izao , ary hitahy anareo , araky
ny efa nampanantenainy anareo !
DEU 1:12     Alignment score: 0.214 → 0.232
But how can I myself alone carry your loads , your burdens , and your disputes ?
Fa amin ' ny fomba ahoana no hilanjako irery ny vesatrareo , ny enta - mavesatrareo , ary ny fifandiranareo ?
DEU 1:13     Alignment score: 0.341 → 0.342
Take wise men , understanding men , and men of good repute from each tribe , and I will make them heads over you . '
Mangalà lehilahy hendry , lehilahy manam - pahalalana , ary lehilahy manan
- daza amin ' ny tsara isaky ny foko , ary hataoko ho lohanareo izy ireo . '
DEU 1:14     Alignment score: 0.352 → 0.353
You answered me and said , ' The thing that you have spoken is good for us to do . '
Namaly ahy ianareo ary niteny hoe : ' Ny zavatra izay nolazainao dia tsara ho ataonay '
DEU 1:15     Alignment score: 0.254 → 0.259
So I took the heads of your tribes , wise men , and men of good repute , and made them heads over you , captains of thousands , captains of hundreds , captains of fifties , captains of tens , and officers , tribe by tribe .
Koa dia nalaiko ireo lohany eo amin ' ny fokonareo , dia ireo lehilahy hendry , sy lehilahy manan
- daza tsara , ka hanao azy ireo ho lohanareo , mpifehy ny arivo , mpifehy ny zato , mpifehy ny dimam - polo , mpifehy ny folo , ary manamboninahitra , isaky ny foko .
DEU 1:16     Alignment score: 0.331
I commanded your judges at that time , saying , ' Hear the disputes between your brothers , and judge righteously between a man and his brother , and the foreigner who is with him .
Nandidy ireo mpitsara anareo aho tamin'izany fotoana izany , nanao hoe : ' Henoy ny fifamaliana eo amin'ireo rahalahinareo , ary mitsarà am - pahamarinana manoloana ny olona sy ny rahalahiny , ary ireo vahiny izay miaraka aminy .
DEU 1:17     Alignment score: 0.231 → 0.231
You will not show partiality to anyone in a dispute ; you will hear the small and the great alike
. You will not be afraid of the face of man , for the judgment is God 's . The dispute that is too hard for you , you will bring to me , and I will hear it . '
Tsy hampiseho fitanilànana na amin'iza na iza anaty fifandirana ianareo ; hihaino ireo madinika ary hihaino ireo lehibe ihany koa ianareo . Tsy hatahotra ny endriky ny olona ianareo , satria an'Andriamanitra ny fitsarana . Ny fifandirana izay sarotra ho anareo , dia ho entinareo eto amiko , ka ho renesiko izany . '
DEU 1:18     Alignment score: 0.419
I commanded you at that time all the things that you should do .
Tamin'izany fotoana izany aho dia nandidy anareo ireo zavatra rehetra tokony hataonareo .
DEU 1:19     Alignment score: 0.402 → 0.418
We journeyed away from Horeb and went through all that great and terrible wilderness that you saw , on our way to the hill country of the Amorites , as Yahweh our God had commanded us ; and we came to Kadesh Barnea .
Niala avy any Horeba isika ary nandeha nanerana ny efitra lehibe sy mampitahotra
izay hitanareo , teny amin ' ny lalanareo ho any amin ' ny tendrombohitr'ireo Amorita , araky ny nandidian'i Yaveh Andriamanitsika antsika ; ka tonga tao Kadesi - Barnea isika .
DEU 1:20     Alignment score: 0.346 → 0.421
I said to you , ' You have come
to the hill country of the Amorites , which Yahweh our God is giving to us .
Hoy aho taminareo hoe : ' Tonga ety amin ' ny tany havoanan'ireo Amorita isika , izay omen'i Yaveh Andriamanitsika ho antsika .
DEU 1:21     Alignment score: 0.353 → 0.355
Look , Yahweh your God has set the land before you ; go up , take possession , as Yahweh , the God of your fathers , has spoken to you ; do not be afraid , neither be discouraged . '
Indro , Yaveh Andriamanitrao dia efa nametraka ny tany manoloana anao ; mandehana , mandovà , araka ny efa nolazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo razambenao taminao ; aza matahotra na koa kivy . '
DEU 1:22     Alignment score: 0.256 → 0.27
Every one of you came to me and said , ' Let us send men ahead of us , so that they may search out the land for us , and bring us word about the way by which we should attack , and about the cities to which we will come
. '
Ianareo tsirairay avy dia nanatona ahy ary niteny hoe : ' Andao isika handefa lehilahy hialoha lalana antsika , mba hitadiavan'izy ireo ilay tany ho antsika , ary hitondra tatitra momba ny fomba hanafihantsika , sy momba ireo tanàna handehanantsika . '
DEU 1:23     Alignment score: 0.379 → 0.38
The advice pleased me well ; I took twelve men of you , one man for every tribe .
Nahafinaritra ahy ilay torohevitra ; naka lehilahy roa ambin ' ny folo teo aminareo aho , lehilahy iray isaky ny foko .
DEU 1:24     Alignment score: 0.163 → 0.215
They turned and went up into the hill country , came to the Valley of Eshkol , and scouted it .
Nitodi - doha izy ireo ary niakatra ho eny amin'ilay tanàna eny an - tendrombohitra , tonga tao amin ' ny Lohasahan'i
Eskola , ary nanao fisafoana tao .
DEU 1:25     Alignment score: 0.348 → 0.347
They took some of the produce of the land in their hands and brought it down to us . They also brought us word and said , ' It is a good land that Yahweh our God is giving to us . '
Naka ny sasan
- tsasany tamin'ireo vokatra teo amin'ilay tany teny an - tanany izy ireo ary nitondra izany teo aminay . Nitondra teny ho anay koa izy ireo ka nanao hoe : ' Tany tsara izay omen'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika izany . '
DEU 1:26     Alignment score: 0.473
Yet you refused to attack , but rebelled against the commandment
of Yahweh your God .
Kanefa ianareo nandà ny hanafika , fa nikomy nanohitra ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo .
DEU 1:27     Alignment score: 0.401 → 0.406
You complained in your tents and said , " It is because Yahweh hated us that he has brought us out of the land of Egypt , to give us into the hand of the Amorites to destroy us .
Nitaraina tao anaty lainareo ianareo ary niteny hoe : " Satria halan'i Yaveh isika dia nentiny nivoaka ny tany Egypta , mba hanolotra antsika eny am - pelatanan'ireo Amorita mba hamotika antsika .
DEU 1:28     Alignment score: 0.263 → 0.285
Where can we go now ? Our brothers have made our heart to melt , saying , ' Those
people are bigger and taller than we are ; their cities are large and are fortified up to the heavens ; moreover , we have seen the sons of the Anakim there . ' "
Aiza no azontsika aleha ankehitriny ? Ny fontsika dia efa nampitahorin'ireo rahalahintsika hoe : ' Ngeza sady lava noho isika ireo vahoaka ireo ; lehibe sy voaaro mafy manakatra ny lanitra ny tanànan'izy ireo ; fanampin'izay , efa hitantsika tany ireo zanaky ny Anakita . ' "
DEU 1:29     Alignment score: 0.352
Then I said to you , ' Do not be terrified , neither be afraid of them .
Dia hoy aho taminao hoe : ' Aza mihorohoro , na koa matahotra azy ireo .
DEU 1:30     Alignment score: 0.398 → 0.416
Yahweh your God , who goes before you , he will fight for you , like everything that he did for you in Egypt before your eyes ,
Yaveh Andriamanitrao , izay nandeha mialoha anao , dia hiady ho anao , tahaka ireo zavatra rehetra izay efa nataony teo imasonao
ho anao tao Egypta ,
DEU 1:31     Alignment score: 0.278 → 0.303
and also in the wilderness , where you have seen how Yahweh your God carried you , as a man carries his son , everywhere you went until you came
to this place . '
ary koa tany an'efitra , izay nahitanao ny fomba nikarakaran'i Yaveh Andriamanitrao anao , toy ny ikarakaran ' ny lehilahy iray ny zanany lahy , na taiza na taiza nalehanao mandra - pahatonganao teto amin'ity toerana ity . '
DEU 1:32     Alignment score: 0.355
Yet in spite of this word you did not believe Yahweh your God ,
Kanefa na dia teo aza izany teny izany dia tsy nino an'i Yaveh Andriamanitrareo ,
DEU 1:33     Alignment score: 0.31 → 0.32
who went before you on the way to find a place for you to make camp , in fire by night and in a cloud by day .
izay nialoha lalana anareo mba hitady toerana hitobianareo ianareo , tamin ' ny afon ' ny alina ary tamin ' ny rahon
' ny andro .
DEU 1:34     Alignment score: 0.564
Yahweh heard the sound of your words and was angry ; he swore and said ,
Ren'i Yaveh ny feon ' ny teninareo ary dia tezitra Izy ; nianiana Izy ary niteny hoe :
DEU 1:35     Alignment score: 0.312
' Surely not one of these
men of this evil generation will see the good land that I swore to give to your ancestors ,
' Azo antoka fa tsy hisy iray amin'ireto olona avy amin ' ny taranaka ratsy ireto hahita ilay tany tsara izay nianianako fa homeko ireo razanareo ,
DEU 1:36     Alignment score: 0.472
except Caleb son of Jephunneh . He will see it and I will give him and his descendants the land that he has stepped on , because he wholly followed Yahweh . '
ankoatran'i Kaleba zanak'i Jefone ; hahita izany izy . Homeko azy , sy ireo zanany ny tany izay efa nodiaviny , satria nanaraka tanteraka an'i Yaveh izy . '
DEU 1:37     Alignment score: 0.37
Also Yahweh was angry with me because of you , saying , ' You also will not go in there ;
Tezitra tamiko nohon ' ny aminareo ihany koa i Yave
, manao hoe : ' Ianao ihany koa dia tsy ho any ;
DEU 1:38     Alignment score: 0.483
Joshua son of Nun , who stands before you , he will go in there ; encourage him , for he will lead Israel to inherit it .
Josoa zanaka lahin'i Nona , izay mijoro eo anoloanao
, dia handeha any ; hampaherezo izy , satria izy no hitarika an'i Israely handova izany .
DEU 1:39     Alignment score: 0.255 → 0.258
Moreover , your little children , the ones you said would be victims , who today have no knowledge of good or evil they will go in there . To them I will give it , and they will possess it .
Fanampin'izany , ireo zafikelinao , ireo izay nolazainao fa ho babo , izay tsy manana fahalalana ny amin ' ny tsara sy ratsy ankehitriny dia ho any izy ireo . Omeko azy ireo izany , ary ho lovainy izany .
DEU 1:40     Alignment score: 0.307
But as for you , turn and take your journey into the wilderness along the way to the Sea of Reeds . '
Fa raha ny aminao , miverena
ary mandehana any an'efitra manaraka ny lalana mankany amin ' ny Ranomasina Mena . '
DEU 1:41     Alignment score: 0.404 → 0.42
Then you answered and said to me , ' We have sinned against Yahweh ; we will go up and fight , and we will follow all that Yahweh our God has commanded us to do . ' Every man among you girded on his weapons of war , and you were ready to attack the hill country .
Ary namaly ianareo ka niteny tamiko hoe : ' Nanota tamin'i Yaveh izahay ; hijoro sy hiady izahay , ary hanaraka izay rehetra efa nandidin'i
Yaveh Andriamanitsika ho ataontsika . ' Ny lehilahy rehetra teo aminareo dia nampiditra ny fitaovam - piadiny , ary ianareo nivonona hanafika ilay tany havoana .
DEU 1:42     Alignment score: 0.36 → 0.36
Yahweh said to me , ' Say to them , " Do not attack and do not fight , for I will not be with you , and you will be defeated by your enemies . '
Hoy Yaveh tamiko hoe : " Lazao azy ireo hoe : " Aza manafika ary aza miady , satria tsy hiaraka aminareo Aho , ary ho resin'ireo fahavalonareo ianareo . '
DEU 1:43     Alignment score: 0.275 → 0.322
I spoke to you in this way , but you did not listen . You rebelled against the commandment
of Yahweh ; you were arrogant and attacked the hill country .
Toy izany no nitenenako anareo , kanefa tsy nohenoinareo . Nanohitra ny didin'i Yaveh ianareo ; nirehareha ianareo ary nanafika ilay tany havoana .
DEU 1:44     Alignment score: 0.404
But the Amorites , who lived in that hill country , came out against you and chased you like bees , and crushed you in Seir , as far as Hormah .
Fa ireo Amorita , izay nipetraka teny
amin'io tany havoana io , dia nivoaka nanohitra anareo ary nanenjika anareo toy ny tantely , ary namely anareo tao Seira , hatrany Horma .
DEU 1:45     Alignment score: 0.453
You returned and wept before Yahweh ; but Yahweh did not listen to your voice , nor did he pay attention to you .
Niverina ary nitomany teo anatrehan'i Yaveh ianao ; kanefa i Yaveh tsy nihaino ny feonao
, na nijery anao .
DEU 1:46     Alignment score: 0.296
So you stayed in Kadesh many days , all the days that you stayed there .
Koa dia nijanona tao Kadesa
nandritra ny andro maro ianao , araka ireo andro izay nijanonanao tany .
DEU 1     Average alignment score: 0.374 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34