Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 1:1     Alignment score: 0.638
The proverbs of Solomon son of David , the king of Israel .
Ireo ohabolan'i
Solomona zanak'i Davida , mpanjakan'Israely .


PRO 1:2     Alignment score: 0.363
These proverbs are to teach wisdom and instruction , to teach words of insight ,
Ireto ohabolana ireto dia natao mba hampianatra fahendrena sy torolalana , hampianatra ireo tenin ' ny fahalalana ,
PRO 1:3     Alignment score: 0.156
that you may receive instruction in prudent behavior , righteousness , justice , and uprightness .
hahazoanao torolalana mba hiaina amin ' ny fanaovana ny marina , rariny , ary ny hitsiny .
PRO 1:4     Alignment score: 0.403
These proverbs are also to give wisdom to the naive , and to give knowledge and discretion to the youth .
Ireto ohabolana ireto ihany koa dia natao hanome fahendrena ho an ' ny kely saina , ary hanome fahalalana sy fahamalinana ho an ' ny tanora .
PRO 1:5     Alignment score: 0.217 → 0.22
Let wise people listen and increase their learning , and let discerning people get wise counsel ,
Aoka ny olon
- kendry hihaino ka hampitombo ny fahalalany , ary aoka ny olona mahay manavaka hahazo tari - dalana ,
PRO 1:6     Alignment score: 0.242
to understand proverbs , parables , and words of wise people and their riddles .
mba hahatakatra ireo ohabolana , ireo oham - pitenenana , sy ny tenin ' ny olon - kendry mbamin'ireo ankamantany .
PRO 1:7     Alignment score: 0.518
The fear of Yahweh is the beginning of knowledge fools despise wisdom and instruction .
Ny tahotra an'i Yaveh no fiandoham
- pahalalana ny adala manamavo ny fahendrena sy ny fampianarana .
PRO 1:8     Alignment score: 0.26
My son , hear the instruction of your father and do not abandon the rules of your mother ;
Ry zanako , henoy ny fampianaran
- drainao ary aza miala amin ' ny fitsipiky ny reninao ;
PRO 1:9     Alignment score: 0.169 → 0.209
they will be a graceful wreath for your head and pendants hanging from your neck .
ho fehiloha tsara tarehy ho an ' ny lohanao
ireny ary rado mihantona eo amin ' ny tendanao .
PRO 1:10     Alignment score: 0.247
My son , if sinners try to entice you into their sin , do not go with them .
Ry zanako , raha mitady haningotra anao ho amin ' ny fahotan'izy ireo ny mpanota , dia aza manaiky hanaraka azy .
PRO 1:11     Alignment score: 0.269 → 0.267
If they say , " Come with us , let us lie in wait for blood , let us hide and attack innocent people for no reason ;
Raha hoy izy ireo hoe : " Avia hiaraka aminay , andeha isika hanotrika hamono olona
, andeha isika hiafina ka hamely olona tsy manan - tsiny amin ' ny tsy misy antony .
PRO 1:12     Alignment score: 0.323 → 0.324
let us swallow them up alive
, like Sheol takes away those who are healthy , and make them like those who go down into the pit ;
Andeha hatelintsika velona ireny , tahaka ny fakàn ' ny Fiainan - tsy Hita ireo izay salama , ary hanao azy ireo ho toy ireo izay milatsaka an - davaka .
PRO 1:13     Alignment score: 0.103 → 0.115
we will find
all kinds of valuable things ; we will fill our houses with plunder ;
Ho hitantsika ireo karazan - javatra sarobidy rehetra ; ho fenointsika amin'izay hangalarintsika amin ' ny hafa ny tranontsika .
PRO 1:14     Alignment score: 0.205 → 0.22
throw in your lot with us , and we will all have one purse together "
Atsipazo miaraka aminay ny filokanareo ; hanana poketra iray ihany isika rehetra . "
PRO 1:15     Alignment score: 0.299
my son , do not walk down that path with them ; do not let your foot
touch where they walk ;
Ry zanako , aza mandeha midina amin'izany lalana izany miaraka amin'izy ireo ; aza avela hikasika izay halehany ny tongotrao ;
PRO 1:16     Alignment score: 0.275 → 0.284
their feet run to evil and they hurry to shed blood .
mihazakazaka ho amin ' ny ratsy ny tongony ary maika handatsa - drà izy ireo .
PRO 1:17     Alignment score: 0.264 → 0.287
For it is useless to spread the net in the sight of any bird .
Fa tsy misy dikany ny hamelarana harato hamandrihana vorona raha mitazana ilay vorona .
PRO 1:18     Alignment score: 0.076 → 0.095
These
men lie in wait for their own blood they set an ambush for their own lives .
Mikotrika hamono ny tenany ihany ireny olona ireny manao vela - pandrika ho an ' ny tenany izy ireo .
PRO 1:19     Alignment score: 0.173 → 0.176
So are the ways of everyone who gains profit by violence ; unjust gain takes away the lives of those who hold on to it .
Toy izany koa ny lalan
' ny olona rehetra izay mahazo harena amin ' ny tsy rariny ; ny harena azo amin ' ny tsy rariny manaisotra ny ain'ireo izay mifikitra amin'izany .
PRO 1:20     Alignment score: 0.151
Wisdom cries aloud
in the street , she raises her voice in the open places ;
Mivazavaza eny an - dalana ny fahendrena , mampiakatra ny feony eny ankalamanjana izy ;
PRO 1:21     Alignment score: 0.214 → 0.216
at the head of the noisy streets she cries out , at the entrance of the city gates she speaks her sayings ,
eny amin'ireo loha - lalana mikotaba no hitabatabany , eny amin ' ny fidirana eny amin ' ny vavahadin ' ny tanàna no hitenenany hoe :
PRO 1:22     Alignment score: 0.313
" How long , you naive people , will you love being naive ? How long , you mockers , will you delight in mockery , and how long , you fools , will you hate knowledge ?
" Ho mandra - pahoviana , ianareo ry olona kely saina , no hitia ny habadoana ? Ho mandra - pahoviana , ianareo ry mpandrabiraby , no hankamamy ny fandrabirabiana , ary ho mandra - pahoviana , ianareo ry adala , no hankahala ny fahalalana ?
PRO 1:23     Alignment score: 0.248 → 0.261
Turn at my correction ; I will pour out my spirit to you ; I will make my words known to you .
Tandremo tsara ny fananarako ; hararako aminareo ny fihevitro
; hataoko fantatrareo ny teniko .
PRO 1:24     Alignment score: 0.358 → 0.358
I have called , and you have refused to listen ; I reached out with my hand , but there was no one who paid attention .
Efa niantso aho , ary nandà ny hihaino ianareo ; naninjitra ny tanako aho , saingy tsy nisy niraharaha .
PRO 1:25     Alignment score: 0.275
But you have ignored all my instruction and paid no attention to my correction .
Fa nodianareo fanina ny fampianarako rehetra ary tsy nohenoinareo ny fananarako .
PRO 1:26     Alignment score: 0.314
I will laugh at your calamity , I will mock you when the terror comes
Hihomehy
ny lozanareo aho , handatsa anareo aho rehefa tonga ny horohoro
PRO 1:27     Alignment score: 0.395
when your fearful dread comes like a storm and disaster sweeps over you like a whirlwind , when distress and anguish come
upon you .
rehefa tonga tahaka ny tafiotra ny fandringanana mampatahotra ary mifaoka anareo tahaka ny tadio ny loza , rehefa tonga aminareo ny fahoriana sy ny fangirifiriana .
PRO 1:28     Alignment score: 0.348 → 0.35
Then they will call upon me , and I will not answer ; they will diligently seek me , but they will not find me .
Dia hiantso ahy izy ireo , fa tsy hamaly aho ; hiantso ahy fatratra izy ireo , fa tsy hahita ahy .
PRO 1:29     Alignment score: 0.558
Because they hate knowledge and did not choose
the fear of Yahweh ,
Satria mankahala fahalalana izy ireo ary tsy nifidy ny tahotra an'i Yaveh ,
PRO 1:30     Alignment score: 0.321
they would not follow my instruction , and they despised all my correction .
tsy nanaraka ny fampianarako izy ireo , ary nanamavo ny fananarako rehetra .
PRO 1:31     Alignment score: 0.283 → 0.308
They will eat the fruit of their ways , and with the fruit of their schemes they will be filled .
Hihinana ny vokatry ny lalany
izy ireo , ary ny vokatry ny teti - dratsin'izy ireo no hameno azy .
PRO 1:32     Alignment score: 0.387
For the naive are killed when they turn away , and the indifference of fools will destroy them .
Fa voavono ny kely saina rehefa mivily , ary hamotika azy ny tsy firarahian ' ny adala .
PRO 1:33     Alignment score: 0.328 → 0.327
But whoever listens to me will dwell in safety and will rest secure with no fear of disaster . "
Fa na iza na iza mihaino ahy dia hiaina am - pilaminana ary ho voaaro tsy hatahotra loza . "
PRO 1     Average alignment score: 0.294 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31