Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7 


MIC 1:1     Alignment score: 0.671 → 0.672
This is the word of Yahweh that came to Micah of Moresheth in the days of Jotham , Ahaz , and Hezekiah , kings of Judah , which he saw concerning Samaria and Jerusalem .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Mika Morastita tamin ' ny andron'i Jotama , Ahaza , sy Hezekia , ireo mpanjakan
' ny Joda , ny teny izay hitany nahakasika an'i Samaria sy Jerosalema .


MIC 1:2     Alignment score: 0.526
Listen , all you peoples . Listen , earth , and all that is in you . Let the Lord Yahweh be a witness against you , the Lord from his holy temple .
Mihainoa , ianareo ry vahoaka . Mihainoa , ry tany , sy izay rehetra eo aminao . Aoka ny Tompo Yaveh no ho vavolombelona hanohitra anareo , ny Tompo avy ao amin ' ny tempoliny
masina .
MIC 1:3     Alignment score: 0.274
Look , Yahweh comes out of his place ; he will come
down and tread on the high places of the earth .
Indro , Yaveh mivoaka avy ao amin ' ny fitoerany ; hidina Izy ary handia eny amin'ireo fitoerana avon ' ny tany .
MIC 1:4     Alignment score: 0.457
The mountains
will melt under him ; the valleys will break apart , like wax before fire , like waters that are poured down a steep place .
Ireo tendrombohitra hiempo eo ambaniny ; ireo lohasaha hitsonika tahaka ny savoka anoloan ' ny afo , tahaka ny rano izay arotsaka any amin ' ny hantsana .
MIC 1:5     Alignment score: 0.451 → 0.454
All this is because of Jacob 's transgression , and because of the sins of the house of Israel . What is Jacob 's transgression ? Is it not Samaria ? What is Judah 's high place ? Is it not Jerusalem ?
Izany rehetra izany dia noho ny fikomian'i Jakoba , ary noho ireo fahotan
' ny taranak'Israely . Inona no anton ' ny fikomian'i Jakoba ? Moa tsy i Samaria ve ? Inona no anton'ireo fitoerana avon'i Joda ? Moa tsy i Jerosalema ve ?
MIC 1:6     Alignment score: 0.259 → 0.265
" I will make Samaria a heap of ruins in the field , a place for planting vineyards
, and I will pour her stones down into the valley and I will uncover her foundations .
" Hanao an'i Samaria ho korontam - bato eny an - tsaha Aho , tahaka ny toerana fambolem - boaloboka . Hanosika ireo orim - batony ho eny an - dohasaha Aho ; ka hampiharihary ireo fanambaniny .
MIC 1:7     Alignment score: 0.183 → 0.225
All her carved figures will be broken to pieces , and all her gifts that she received will be burned with fire
, and I will make all her idols desolate . Since she gathered her gifts from the wages of prostitutes , they will become the wages of prostitutes again . "
Ho voatorotoro ireo sarin - javatra voasokiny rehetra ; ary ho may avokoa ireo fanomezany . Ireo sampiny rehetra hopotehiko . Satria avy amin'ireo fanomezana ho an ' ny fijangajangany no nanangonany ireny , ary tamin ' ny saran ' ny fivarotan - tena no hiverenan'ireny . "
MIC 1:8     Alignment score: 0.438 → 0.436
For this reason I will lament and wail ; I will go barefoot and naked ; I will wail like the jackals and mourn like owls .
Noho izany antony izany dia hitaraina sy hidradradradra aho ; handeha tsy misy kapa aho ary mitanjaka ; hidradradradra tahaka ny amboadia aho ary hisaona tahaka ny vorondolo .
MIC 1:9     Alignment score: 0.362
For her wound is incurable , for it has come
to Judah . It has reached the gate of my people , to Jerusalem .
Fa tsy ho sitrana intsony ny feriny , satria avy any Joda izany . Efa nahatratra ny vavahadin ' ny vahoakako izany , dia any Jerosalema .
MIC 1:10     Alignment score: 0.353 → 0.357
Do not tell about it in Gath ; do not weep at all . At Beth Leaphrah I roll myself in the dust .
Aza milaza ny momba izany any Gata ; aza mitomany akory . Ao Beti - le - afra aho no manosim - bovoka
ny tenako .
MIC 1:11     Alignment score: 0.322 → 0.419
Pass by , inhabitants of Shaphir , in nakedness and shame . The inhabitants of Zaanan do not come
out . Beth Ezel mourns , for their protection is taken away .
Mandalova amim - pitanjahana sy henatra , ry mponin'i Safira . Aza mivoaka ry mponin'i Zanana . Aoka hisaona i Beti - haezela , satria nesorina ny fiarovan'izy ireo .
MIC 1:12     Alignment score: 0.4 → 0.473
For the inhabitants of Maroth wait anxiously for good news , because disaster has come
down from Yahweh to the gates of Jerusalem .
Fa miandry amim - pitaintainana ny vaovao mahafaly ireo mponin'i Marota , satria nilatsaka avy tamin'i Yaveh ho ao amin ' ny vavahadin'i Jerosalema ny loza .
MIC 1:13     Alignment score: 0.374 → 0.379
Harness the chariot to the team of horses , inhabitants of Lachish . You , Lachish , were the beginning of sin for the daughter of Zion , for the transgressions
of Israel were found in you .
Fehezo amin ' ny andian - tsoavaly haingam - pandeha ny kalesy , ry mponin'i Lakisy . Ianao , ry Lakisy , no fiandoham - pahotana ho an ' ny zanaka vavin'i Ziona , satria hita tany aminao ireo fahalotoan'Israely .
MIC 1:14     Alignment score: 0.129
So you will give parting gifts to Moresheth Gath ; the houses of Akzib will disappoint the kings of Israel .
Ka dia homenao
taratasy fisaorana i Moresetagata ; ny renivohitr'i Akziba handiso fanantenana ireo mpanjakan'Israely .
MIC 1:15     Alignment score: 0.502 → 0.558
I will again bring a conqueror
to you , inhabitants of Mareshah ; the splendor of Israel will come to Adullam .
Hitondra mpandresy ho any aminareo indray Aho , ry mponin'i Maresa ; ho tonga any amin'i Adolama ny famirapiratr'Israely .
MIC 1:16     Alignment score: 0.213 → 0.229
Shave your head and cut off your hair for the children in whom you delight . Make yourself as bald as eagles , for your children will go into exile from you .
Harato ny lohanareo ary tapaho ny volonareo ho an'ireo zanakareo izay ankasitrahanareo . Solao tahaka ny voromahery ny tenanareo , fa ireo zanakareo handeha hatao sesi - tany
hiala ao aminareo .
MIC 1     Average alignment score: 0.388 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MIC:1  2  3  4  5  6  7